Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 4:1     Alignment score: 0.445 → 0.476
When Ish - Bosheth , Saul 's son , heard that Abner was dead in Hebron , his hands became
weak , and all Israel was troubled .
Rehefa ren'Isboseta , zanaka lahin'i Saoly , fa maty tany Hebrona i Abnera , dia lasa nalemy ny tanany , ary nikorontana Israely rehetra .


2SA 4:2     Alignment score: 0.495 → 0.503
Now Saul 's son had two men who were captains of groups of soldiers . The name of one was Baanah and the other Rekab , sons of Rimmon the Beerothite , who was from the people of Benjamin ( for Beeroth is also considered part of Benjamin ,
Ary ny zanaka lahin'i Saoly dia nanana roa lahy izay kapitenin'ireo vondron'ireo miaramila . Ny anaran
' ny iray dia Bana ary ilay iray hafa kosa dia i Rekaba , zanaka lahin'i Rimona ilay Berotita avy amin ' ny vahoakan'i Benjamina ( satria Berota ihany koa dia noraisina ho isan'i Benjamina ,
2SA 4:3     Alignment score: 0.405
and the Beerothites
fled to Gittaim and have been living there until this very time ) .
ary ireo Berotita nitsoaka tany Gitaima ka nipetraka tany hatramin'izao fotoana izao ) .
2SA 4:4     Alignment score: 0.495
Now Jonathan , Saul 's son , had a son who was crippled in his feet . He was five years old when the news about Saul and Jonathan came from Jezreel . His nurse picked him up to flee , but in her hurry , Jonathan 's son fell and became
lame . His name was Mephibosheth .
Ary Jonatana , zanaka lahin'i Saoly , dia nanana zanaka lahy izay malemy ny tongony . Dimy taona izy rehefa tonga tao Jezirela ny vaovao momban'i Saoly sy Jonatana . Nentin'ilay mpitaiza azy mba handositra izy . Kanefa raha nihazakazaka iny izy , dia nianjera ny zanak'i Jonatana ary lasa malemy . Mefiboseta no anarany .
2SA 4:5     Alignment score: 0.491
So the sons of Rimmon the Beerothite , Rekab and Baanah , traveled during the heat of the day to the house of Ish - Bosheth , as he was resting at noon .
Noho izany ireo zanaka lahin'i Rimona ilay Berotita , i Rekaba sy Bana , dia lasa nandeha nandritra ny hafanan
' ny andro nankany amin ' ny tranon'i Isboseta , tamin'izy niala sasatra tamin ' ny mitatao vovonana .
2SA 4:6     Alignment score: 0.392 → 0.394
The woman guarding the door had fallen asleep while sifting wheat , and Rekab and Baanah walked in quietly and passed her .
Resi - tory ilay vehivavy mpiandry varavarana raha nanivana vary , ary Rekaba sy Bana nandeha am - pahanginana sy nandalo azy .
2SA 4:7     Alignment score: 0.304 → 0.304
So after they entered the house , they attacked him and killed him as he was lying on his bed in his room . Then they cut off his head and carried it away , traveling on the road all night to the Arabah .
Koa rehefa niditra tao amin'ilay trano izy ireo , dia nanafika azy ka namono azy raha nandry teo am - pandriany tao amin ' ny efitranony
izy . Avy eo notapahan'izy ireo ny lohany ary nentiny izany , ary nandeha teny amin ' ny lalana nandritra ny alina tontolo nankany amin'ilay Araba .
2SA 4:8     Alignment score: 0.47 → 0.452
They brought the head of Ish - Bosheth to David at Hebron , and they said to the king , " Look , this is the head of Ish - Bosheth son of Saul , your enemy , who sought your life . Today Yahweh has avenged our master the king against Saul and his descendants . "
Nentin'izy ireo tany amin'i Davida tao Hebrona ny lohan'Isboseta , ary hoy izy ireo tamin ' ny mpanjaka hoe : " Indro , ity ny lohan'Isboseta zanaka
lahin'i Saoly , fahavalonao , izay nifofo ny ainao . Ankehitriny Yaveh dia namaly faty ny mpanjaka tamin'i Saoly sy ireo taranany . "
2SA 4:9     Alignment score: 0.564
David answered Rekab and Baanah his brother , the sons of Rimmon the Beerothite ; he said to them , " As Yahweh lives , who delivered my life from every trouble ,
Ary Davida namaly an'i Rekaba sy Bana rahalahiny , ireo zanaka lahin'i Rimona ilay Berotita ; hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Raha mbola velona koa Yaveh , izay nanafaka ny aiko tamin ' ny korontana rehetra ,
2SA 4:10     Alignment score: 0.377 → 0.382
when someone told me , ' Look , Saul is dead , ' thinking he was bringing good news , I seized him and killed him at Ziklag . That was the reward I gave him for his news .
rehefa nisy olona niteny tamiko hoe : ' Indro , maty Saoly , ' mieritreritra fa mitondra vaovao tsara izy , dia nosamboriko izy ary novonoiko tany Ziklaga . Izany no valisoa nomeko azy nohon ' ny vaovaony .
2SA 4:11     Alignment score: 0.304
How much more , when wicked men have killed an innocent person in his own house on his bed , should I not now require his blood from your hand and completely remove you from the earth ? "
Maika fa , rehefa nisy lehilahy namono olona tsy manan - tsiny tao amin ' ny tranony
manokana teo amin ' ny fandriany , dia tsy tokony hangataka ny ràny eo an - tananareo ve aho , ary manala anareo eto an - tany ? "
2SA 4:12     Alignment score: 0.426 → 0.43
Then David gave orders to the young men , and they killed them and cut off their hands and feet and hung them up beside the pool at Hebron . But they took the head of Ish - Bosheth and buried it in the grave of Abner in Hebron .
Avy eo Davida nanome baiko an'ireo tovolahy , ary namono azy ireo izy ireo ka nanapaka ny loha sy ny tongotr'izy ireo ary nanantona azy ireo teo akaikin ' ny kamory tao Hebrona . Fa nalain'izy ireo ny lohan'Isboseta ary naleviny
tao amin ' ny fasan'i Abnera tao Hebrona izany .
2SA 4     Average alignment score: 0.436 for 12 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24