Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 23:1     Alignment score: 0.341 → 0.363
Now these
are the last words of David the declaration of David son of Jesse , the declaration of the man who was highly honored , the one anointed by the God of Jacob , the sweet psalmist of Israel .
Ireto ary ny tenin'i Davida farany Davida zanaka lahin'i Jese , ilay lehilahy tena nomem - boninahitra , ilay lehilahy izay voahosotry ny Andriamanitr'i Jakoba , ilay mpanao salamo mahafinaritry ny Israely .


2SA 23:2     Alignment score: 0.464
" The Spirit of Yahweh spoke by me , and his word was on my tongue .
" Ny fanahin'i
Yaveh niteny tamin ' ny alalako , ary teo amin ' ny lelako ny teniny .
2SA 23:3     Alignment score: 0.238 → 0.28
The God of Israel spoke , the Rock of Israel said to me , ' The one who rules righteously over men , who rules in the fear of God .
Niteny ny Andriamanitr'Israely , niteny tamiko ilay Vatolampin'Israely hoe : ' Ilay manapaka ny olona amin ' ny fahamarinana , ilay manapaka amin ' ny fahatahorana an'Andriamanitra .
2SA 23:4     Alignment score: 0.432 → 0.442
He will be like the morning light when the sun rises , a morning without clouds , when the tender grass springs up from the earth through bright sunshine after rain .
Izy dia ho tahaka ny fahazavan
' ny maraina rehefa miposaka ny masoandro , maraina tsy misy rahona , rehefa mitsimoka avy amin ' ny tany ny ahi - maitso amin ' ny alalan ' ny famirapiratan ' ny masoandro aorian ' ny orana .
2SA 23:5     Alignment score: 0.304
Indeed , is my family not like this before God ? Has he not made an everlasting covenant with me , ordered and sure in every way ? Does he not increase my salvation and fulfill my every desire ?
Eny tokoa , tsy tahaka izany eo anatrehan'Andriamanitra ve ny ankohonako ? Tsy efa nanao fanekena mandrakizay , voalahatra sy azo antoka amin ' ny fomba rehetra tamiko ve Izy ? Moa tsy mampitombo ny famonjena ahy sy manatanteraka ny faniriako rehetra ve Izy ?
2SA 23:6     Alignment score: 0.344
But the worthless will all be like thorns to be thrown away , because they can not be gathered by one 's hands .
Kanefa ny tsy mendrika dia ho tahaka ny tsilo ariana avokoa , satria tsy voaangon ' ny tanan
' ny olona ireny .
2SA 23:7     Alignment score: 0.254 → 0.266
The man who touches them must use an iron tool or the shaft of a spear . They must be burned up where they lie . ' "
Ny olona izay mikasika azy ireo dia tsy maintsy mampiasa fitaovana vita amin ' ny vy na zana - tsipikan - defona . Tsy maintsy dorana eo amin'izay itoerany ireny . ' "
2SA 23:8     Alignment score: 0.354 → 0.357
These are the names of David 's mighty men : Josheb - Basshebeth the Tahkemonite , was the leader of the officers . He killed eight hundred men on one occasion .
Ireto avy ny anaran'ireo miaramila sangan'i Davida : Josebala ilay Takemonita no mpitarika ireo miaramila sangany . Nahafaty lehilahy valonjato tao anatin
' ny ady iray izy .
2SA 23:9     Alignment score: 0.401 → 0.406
After him was Eleazar son of Dodai
the Ahohite , one of the three mighty men . He was with David when they taunted the Philistines who had gathered together to do battle , and when the men of Israel had retreated .
Manarakaraka azy i Eleazara , zanaka lahin'i Dodo , zanaka lahin'i Ahohita , iray amin'ireo lehilahy telo maherin'i Davida . Teo izy tamin ' ny nandresen'izy ireo ny Filistina izay niangona niaraka mba hiady , sy tamin ' ny nihemoran ' ny lehilahin'Israely .
2SA 23:10     Alignment score: 0.446 → 0.446
Eleazar stood and fought the Philistines until his hand became
weary and his hand stiffened to the grip of his sword . Yahweh brought about a great victory that day . The army returned after Eleazar , only to strip the bodies .
Nitsangana i Eleazara ary niady tamin ' ny Filistina mandra - pahavizana ny tanany ary niraikitra teo amin ' ny tahon ' ny sabany ny tanany . Nitondra fandresena lehibe tamin'izany andro izany i Yaveh . Niverina nanaraka an'i Eleazara ny tafika , mba hitsimpona izay amin'ireo faty fotsiny ihany .
2SA 23:11     Alignment score: 0.456 → 0.476
After him was Shammah son of Agee , a Hararite . The Philistines gathered together where there was a field of lentils , and the army fled from them .
Nanarakaraka azy i Sama zanaka lahin'i Age , ilay Hararita . Niara - niangona teo amin'izay nisy tanim - boanemba
ny Filistina , ary ny tafika nandositra azy ireo .
2SA 23:12     Alignment score: 0.538 → 0.54
But Shammah stood in the middle of the field and defended it . He killed the Philistines , and Yahweh brought about a great victory .
Fa i Sama kosa nitsangana teo afovoan ' ny saha ary niaro izany . Novoiny ny Filistina , ary nitondra fandresena lehibe Yaveh .
2SA 23:13     Alignment score: 0.556 → 0.6
Three of the thirty soldiers went down to David at harvest time , to the cave of Adullam . The army of the Philistines was camped in the Valley of Rephaim .
Ny telo tamin'ireo miaramila telopolo dia nidina tany amin'i Davida tamin ' ny fotoanan ' ny fararano , tao amin ' ny zohin'i Adolama . Nitoby teo amin ' ny Lohasahan'i
Refaita ny tafik'ireo Filistina .
2SA 23:14     Alignment score: 0.438
At that time David was in his stronghold , a cave , while the Philistines had established at Bethlehem .
Tamin'izany fotoana izany i Davida dia tao amin ' ny fiarovany
mafy , zohy iray , raha nitoetra tao Betlehema ny Filistina .
2SA 23:15     Alignment score: 0.378
David was longing for water and said , " If only someone would give me water to drink from the well at Bethlehem , the well that is by the gate ! "
Nitady rano i Davida ka hoy izy hoe : " Raha mba misy olona manome ahy rano ho sotroina avy amin ' ny lava - drano ao Betlehema , ilay lava - drano eo akaikin ' ny vavahady izao ! "
2SA 23:16     Alignment score: 0.472 → 0.471
So these
three mighty men broke through the army of the Philistines and drew water out of the well of Bethlehem , the well at the gate . They took the water and brought it to David , but he refused to drink it . Instead , he poured it out to Yahweh .
Koa dia namakivaky ny tafiky ny Filistina ireo telo lahy mahery ireo ary naka rano avy tao amin ' ny lava - dranon'i Betlehema , ilay lava - drano eo akaikin ' ny vavahady . Nalain'izy ireo ny rano ary nentiny tany amin'i Davida , kanefa nandà ny hisotro izany izy . Fa nararany ho an'i Yaveh kosa izany .
2SA 23:17     Alignment score: 0.417
Then he said , " Yahweh , far be it from me , that I should do this . Should I drink the blood of men who have risked their lives ? " So he refused to drink it . These
things were done by the three mighty .
Avy eo dia hoy izy hoe : " Ry Yaveh , sanatria , raha anao izany aho . Tokony hisotro ny ràn'ireo lehilahy izay nanao sorona ny ainy ve aho ? " Ka dia nandà ny hisotro izany izy . Ireo zavatra ireo no nataon'ireo telo lahy mahery .
2SA 23:18     Alignment score: 0.538
Abishai , brother of Joab and son of Zeruiah , was captain over the three . He once fought with his spear against three hundred men and killed them . He was renowned along with the three soldiers .
Abisay , rahalahin'i
Joaba ary zanaka lahin'i Zeroia , no kapitenin'izy telo . Niady tamin'ireo telo arivo lahy izy ary namono azy ireo tamin ' ny lefona . Voatonona matetika niaraka tamin'ireo miaramila telo izy .
2SA 23:19     Alignment score: 0.369 → 0.379
Was he not even more famous than the three ? He was made their captain . However , his fame did not equal the fame of the three most famous soldiers .
Tsy nalaza noho ireo telo lahy ve izy ? Natao kapitenin'izy ireo izy . Kanefa , ny lazany dia tsy nitovy tamin ' ny lazan'ireo miaramila telo lahy malaza indrindra .
2SA 23:20     Alignment score: 0.514 → 0.519
Benaiah from Kabzeel was the son of Jehoiada ; he was a strong man who did mighty feats . He killed the two sons of Ariel of Moab . He also went down into a pit and killed a lion while it was snowing .
Benaia avy any Kabezela
dia zanaka lahin'i Joiada ; izy dia lehilahy matanjaka izay nanao asa lehibe . Namono ny zanaka roa lahin'i Ariela tany Moaba izy . Nidina tao anaty lavaka ihany koa izy ary namono liona raha mbola nisy oram - panala iny .
2SA 23:21     Alignment score: 0.354 → 0.367
Then he killed a very large Egyptian
man . The Egyptian had a spear in his hand , but Benaiah fought against him with only a staff . He seized the spear out of the Egyptian 's hand and then killed him with his own spear .
Ary dia namono lehilahy Egyptiana maro izy . Nanana lefona teny an - tanany ilay Egyptiana , kanefa tamin ' ny tehina ihany no niadian'i Benaia taminy . Nalainy teny amin ' ny tanan'ilay Egyptiana ny lefona ary tamin ' ny lefony ihany no namonoany azy .
2SA 23:22     Alignment score: 0.488
Benaiah son of Jehoiada did these
feats , and he was named alongside the three mighty men .
Benaia zanaka lahin'i Joiada no nanao izany asa lehibe izany , ary nankalazaina niaraka tamin'ireo telo lahy mahery izy .
2SA 23:23     Alignment score: 0.364
He was more highly regarded than the thirty soldiers in general , but he was not regarded quite as highly as the three mighty men . Yet David put him in charge of his bodyguard .
Nalaza noho ireo miaramila telopolo izy amin ' ny ankapobeny , kanefa tsy dia tena nalaza tahaka ireo miaramila telo sangany indrindra . Nefa i Davida nampiandraikitra azy ho mpiambina azy .
2SA 23:24     Alignment score: 0.545 → 0.561
The thirty included the following men : Asahel brother of Joab , Elhanan son of Dodo
from Bethlehem ,
Anisan'ireo telopolo ireto lehilahy manaraka ireto : Asahela rahalahin'i Joaba , Elanana zanaka lahin'i Dodo avy any Bethlehema ,
2SA 23:25     Alignment score: 0.933
Shammah the Harodite , Elika the Harodite ,
Sama ilay Harodita , Elika ilay Harodita ,
2SA 23:26     Alignment score: 0.716
Helez the Paltite , Ira son of Ikkesh the Tekoite ,
Heleza
ilay Paltita , Ira zanaka lahin ' Ikesy ilay Tekoita ,
2SA 23:27     Alignment score: 0.71
Abiezer the Anathothite , Sibbekai the Hushathite ,
Abiezera ilay Anatotita , Mebonay ilay Hosatita ,
2SA 23:28     Alignment score: 0.838
Zalmon
the Ahohite , Maharai the Netophathite ;
Zalmona ilay Ahohita , Maharay ilay Netofatita ;
2SA 23:29     Alignment score: 0.487
Heled son of Baanah the Netophathite
, Ithai son of Ribai from Gibeah of the Benjamites ,
Haleba zanaka lahin'i Bana , ilay Netofatita , Itahy zanaka lahin'i Ribay avy any Gibean ' ny taranak'i Benjamina ,
2SA 23:30     Alignment score: 0.637
Benaiah the Pirathonite , Hiddai of the valleys of Gaash .
Benaia ilay Piratonita
, Hiday avy amin ' ny lohasahan ' ny Gasy .
2SA 23:31     Alignment score: 0.658
Abi - Albon the Arbathite , Azmaveth the Barhumite ,
Abi - albona ilay Arbatita , Azmaveta ilay Psaromita ,
2SA 23:32     Alignment score: 0.764
Eliahba
the Shaalbonite , the sons of Jashen , Jonathan son of Shammah the Hararite ,
Eliaba ilay Salbonita , zanaka lahin'i Jasena , Jonatana zanaka lahin'i Sama ilay Hararita ;
2SA 23:33     Alignment score: 0.862
Ahiam son of Sharar the Hararite ,
Ahiama zanaka lahin'i Sarara ilay Hararita ,
2SA 23:34     Alignment score: 0.792
Eliphelet son of Ahasbai the Maakathite
, Eliam son of Ahithophel the Gilonite ,
Elifeleta zanaka lahin'i Ahasbay ilay Makatita , Eliama zanaka lahin'i Ahitofela ilay Gilonita ,
2SA 23:35     Alignment score: 0.902
Hezro the Carmelite , Paarai the Arbite ,
Hezray
ilay Karmelita , Paray ilay Arbita ,
2SA 23:36     Alignment score: 0.627
Igal son of Nathan from Zobah , Bani from the tribe of Gad ,
Jigala zanaka lahin'i Natana avy any Zoba , Bany avy amin ' ny fokon
' ny Gadita ,
2SA 23:37     Alignment score: 0.554 → 0.585
Zelek the Ammonite
, Naharai the Beerothite , armor bearer to Joab son of Zeruiah ,
Zaleka ilay Amonita , Naharay ilay Berotita , mpitondra ny fitaovam - piadiana ho an'i Joaba zanaka lahin'i Zeroia ,
2SA 23:38     Alignment score: 0.892
Ira the Ithrite , Gareb the Ithrite ,
Ira ilay Jitrita , Gareba ilay Jitrita ,
2SA 23:39     Alignment score: 0.775
Uriah the Hittite thirty - seven in all .
Oria ilay Hetita fito amby telopolo izy rehetra .
2SA 23     Average alignment score: 0.479 for 39 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24