Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 15:1     Alignment score: 0.453 → 0.453
It came
about after this that Absalom prepared a chariot and horses for himself , with fifty men to run before him .
Ary taorian'izany dia nanomana kalesy sy soavaly ho azy i Absaloma , niaraka tamin ' ny lehilahy dimampolo mba hialoha azy .


2SA 15:2     Alignment score: 0.319 → 0.32
Absalom would get up early and stand beside the road leading to the city gate . When any man had a dispute to come
to the king for judgment , Absalom would call to him and say , " From what city have you come ? " Then the man would answer , " Your servant is from one of the tribes of Israel . "
Nifoha maraina i Absaloma ary nijoro teo amin ' ny lalana mankany amin ' ny vavahadin ' ny tanàna . Rehefa nisy olona nanana ady ho entina eo amin ' ny fitsaràn ' ny mpanjaka , dia niantso azy i Absaloma ary niteny hoe : " Avy aiza ny tanàna niavianao ? " Dia namaly ilay lehilahy hoe : " Avy amin ' ny iray amin'ireo fokon'Israely ny mpanomponao . "
2SA 15:3     Alignment score: 0.291 → 0.309
So Absalom would say to him , " Look , your case is good and in the right , but there is no one empowered by the king to hear your case . "
Dia niteny taminy i Absaloma hoe : " Indro , tsara sy marina ny raharahanao , saingy tsy misy olona nomen
' ny mpanjaka fahefana hihaino ny raharahanao . "
2SA 15:4     Alignment score: 0.209
Absalom would add , " I wish that I were made judge in the land , so that every man who had any dispute or cause
might come to me , and I would bring him justice ! "
Dia nampian'i Absaloma hoe : " Iriako raha mba natao ho mpitsara teto amin ' ny tany aho , mba ho tonga eo amiko ny olona rehetra izay manana ady na raharaha , ary hanome rariny ho azy aho ! "
2SA 15:5     Alignment score: 0.257 → 0.26
So it came about that when any man came to Absalom to honor him , Absalom would put out his hand and take hold of him and kiss him .
Ary rehefa nisy olona tonga teo amin'i Absaloma mba hanome haja
azy , dia namoaka ny tanany izy ary nandray azy ka nanoroka azy .
2SA 15:6     Alignment score: 0.299 → 0.3
Absalom acted in this way to all Israel who came to the king for judgment . So Absalom stole the hearts of the men of Israel .
Nanao toy izany tamin'ireo Israely rehetra izay nankeo amin ' ny fitsaran
' ny mpanjaka i Absaloma . Koa dia naka ny fon ' ny olon'Israely i Absaloma .
2SA 15:7     Alignment score: 0.54
It came
about at the end of four years that Absalom said to the king , " Please let me go and pay a vow that I have made to Yahweh in Hebron .
Ary tamin ' ny fiafaran ' ny taona efatra dia hoy i Absaloma tamin ' ny mpanjaka hoe : " Avelao re aho mba handeha ary hanefa ny voady nataoko tamin'i Yaveh tany Hebrona .
2SA 15:8     Alignment score: 0.493 → 0.493
For your servant made a vow while I was living at Geshur in Aram , saying , ' If Yahweh will indeed bring me again to Jerusalem , then I will worship Yahweh . ' "
Fa nanao voady ny mpanomponao fony izaho nonina tany Gesora tany Syria , nanao hoe : ' Raha ho entin'i Yaveh miverina
any Jerosalema tokoa aho , dia hanompo an'i Yaveh . " '
2SA 15:9     Alignment score: 0.522 → 0.521
So the king said to him , " Go in peace . " So Absalom arose
and went to Hebron .
Koa hoy ny mpanjaka taminy hoe : " Mandehana am - piadanana . " Koa niainga i Absaloma ka nankany Hebrona .
2SA 15:10     Alignment score: 0.507
But then Absalom sent spies throughout all the tribes of Israel , saying , " As soon as you hear the sound of the ram 's horn , then you must say , ' Absalom is king in Hebron . ' "
Saingy avy eo dia naniraka mpitsikilo eraky ny fokon'Israely rehetra i Absaloma , niteny hoe : " Vantany vao mandre ny feon - trompetra ianareo , dia aoka hiteny hoe : ' Absaloma no mpanjaka any Hebrona . " '
2SA 15:11     Alignment score: 0.402
With Absalom went two hundred men from Jerusalem , who were invited . They went in their innocence , not knowing anything that Absalom had planned .
Nisy lehilahy roanjato avy any Jerosalema nandeha niaraka tamin'i Absaloma , izay voaasa . Nandeha tamin ' ny tsy fananan - tsiny izy ireo , ary tsy nahalala na inona na inona tamin'izay nokasain'i Absaloma .
2SA 15:12     Alignment score: 0.314 → 0.33
While Absalom offered sacrfices , he sent for Ahithophel from his hometown of Giloh . He was David 's counselor . Absalom 's conspiracy was strong , for the people following Absalom were constantly increasing .
Rehefa nanolotra sorona i Absaloma , dia nampaka an'i Ahitofela avy any amin ' ny tanàna niaviany any Gilo izy . Mpanolo - tsainan'i Davida izy . Nahery vaika ny fikonokononan'i Absaloma , satria tsy nitsaha - nitombo ny olona nanaraka azy .
2SA 15:13     Alignment score: 0.352 → 0.336
A messenger
came to David saying , " The hearts of the men of Israel are following after Absalom . "
Nisy iraka nankeo amin'i Davida nanao hoe : " Manaraka an'i Absaloma ny fon'ireo olon'Israely . "
2SA 15:14     Alignment score: 0.411 → 0.409
So David said to all his servants who were with him at Jerusalem , " Arise and let us flee , or none of us will escape from Absalom . Prepare to leave immediately , or he will quickly overtake us , and he will bring down disaster on us and attack the city with the edge of the sword . "
Koa hoy i Davida tamin'ireo mpanompony rehetra izay niaraka taminy tao Jerosalema hoe : " Mitsangàna ary andao handositra , raha tsy izany dia tsy hisy ho afa - mandositra an'i Absaloma isika . Miomàna hiala dieny izao , raha tsy izany dia hahatratra antsika faingana izy , ary hitondra loza eto amintsika izy ka hanafika ny tanàna amin ' ny lelan - tsabatra . "
2SA 15:15     Alignment score: 0.417 → 0.418
The king 's servants said to the king , " Look , your servants are ready to do whatever our master the king decides . "
Dia hoy ireo mpanompon
' ny mpanjaka tamin ' ny mpanjaka hoe : " Indro , vonona ny hanao izay rehetra tapaky ny mpanjaka tomponay ny mpanompony . "
2SA 15:16     Alignment score: 0.334 → 0.35
The king left and all his family after him , but the king left ten women
, who were concubines , to keep the palace .
Dia niala ny mpanjaka ary narahin ' ny fianakaviany rehetra , fa namela vehivavy folo , izay vaditsindrano , mba hiandry ny lapa ny mpanjaka .
2SA 15:17     Alignment score: 0.375
After the king went out and all the people after him , they stopped at the last house .
Rehefa avy nivoaka ny mpanjaka sy ireo olona rehetra tao aoriany
, dia nijanona teo amin ' ny trano farany izy ireo .
2SA 15:18     Alignment score: 0.429 → 0.448
All his servants marched with him , and before him went all the Kerethites , and all the Pelethites , and all the Gittites six hundred men who had followed him from Gath marched with the king .
Nandeha niaraka taminy ny tafiny rehetra , ary nandeha teo alohany
ireo Keretita , sy ireo Peletita ary ireo Gatita rehetra lehilahy eninjato no nanaraka azy avy any Gata .
2SA 15:19     Alignment score: 0.357 → 0.357
Then the king said to Ittai the Gittite , " Why will you come
with us ? Return and stay with the king , for you are a foreigner and an exile . Return to your own place .
Dia hoy ny mpanjaka tamin'Itahy Gatita hoe : " Nahoana ianao no handeha hiaraka aminay ? Miverana ary mijanòna miaraka amin ' ny mpanjaka , fa vahiny sady sesin - tany ianao . Miverena any amin ' ny fitoeranao ihany .
2SA 15:20     Alignment score: 0.273 → 0.282
Since you just left yesterday , why should I make you wander all over with us ? I do not even know where I am going . So return and take your fellow countrymen with you , and may steadfast love and faithfulness go with you . "
Satria vao niala omaly ianao , dia nahoana aho no tokony hamela anao hirenireny hiaraka aminay ? Tsy fantatro akory izay alehako . Koa miverena
ary ento miverina ireo mpiray firenena namanao . Hiaraka aminao anie ny fahitsiana sy ny fahatokiana . "
2SA 15:21     Alignment score: 0.389 → 0.398
But Ittai answered the king and said , " As Yahweh lives , and as my master the king lives , surely in whatever place where my master the king goes , there also will your servant go , whether that means living or dying . "
Fa Itahy namaly ny mpanjaka ary niteny hoe : " Raha mbola velona koa Yaveh , ary raha mbola velona koa ny mpanjaka tompoko , any amin ' ny toerana rehetra andehanan ' ny mpanjaka tokoa , dia any koa no halehan ' ny mpanomponao , na midika fahavelomana izany na fahafatesana . "
2SA 15:22     Alignment score: 0.397 → 0.405
So David said to Ittai , " Go ahead and continue with us . " So Ittai the Gittite marched with the king , along with all his men and all the families who were with him .
Koa hoy i Davida tamin ' Itahy hoe : " Mandrosoa ary manohiza miaraka aminay . " Koa dia nandeha niaraka tamin ' ny mpanjaka Itahy Gatita
mbamin'ireo lehilahiny rehetra sy ireo fianakaviany rehetra izay niaraka taminy .
2SA 15:23     Alignment score: 0.437 → 0.438
All the country wept with a loud voice as all the people passed by over the Kidron Valley , and as the king also himself crossed over . All the people traveled on the road toward the wilderness .
Nitomany tamin ' ny feo mafy ny tanàna manontolo raha nandalo ny Lohasahan'i
Kidrona ireo vahoaka , ary raha niampita ihany koa ny mpanjaka . Nandeha teny an - dalana nizotra ho any an - tany efitra ny olona rehetra .
2SA 15:24     Alignment score: 0.406 → 0.429
Even Zadok with all the Levites , carrying the ark of the covenant of God , were present . They set the ark of God down , and then Abiathar joined them . They waited until all the people had passed by out of the city .
Na Zadoka niaraka tamin'ireo Levita rehetra , izay nilanja ny fiaran ' ny faneken'Andriamanitra aza dia teo . Nahidin'izy ireo ny fiaran'Andriamanitra , dia nihazo azy ireo i Abiatara . Niandry ambara - pandalon ' ny vahoaka avy ao an - tanàna izy ireo .
2SA 15:25     Alignment score: 0.449 → 0.454
The king said to Zadok , " Carry the ark of God back into the city . If I find favor in the eyes of Yahweh , he will bring me back here and show me again the ark and the place where he lives .
Hoy ny mpanjaka tamin'i Zadoka hoe : " Lanjao miverina any an - tanàna ny fiaran'Andriamanitra . Raha mahita fitia eo imason'i
Yaveh aho , dia hitondra ahy hiverina Izy ary hampiseho ny fiara sy ny toerana honenany indray .
2SA 15:26     Alignment score: 0.275
But if he says , ' I am not pleased with you , ' look , here am I , let him do to me whatever seems good to him . "
Fa raha miteny Izy hoe : ' Tsy mankasitraka anao Aho , ' indro , inty aho , aoka hataony amiko izay rehetra hitany
fa mety Aminy . "
2SA 15:27     Alignment score: 0.55 → 0.553
The king also said to Zadok the priest , " Are you not a seer ? Return into the city in peace , and your two sons with you , Ahimaaz your son , and Jonathan son of Abiathar .
Hoy ihany koa ny mpanjaka tamin'i Zadoka mpisorona hoe : " Tsy mpahita angaha ianao ? Miverena
any an - tanàna am - piadanana , mbamin'ireo zanakao roa lahy miaraka aminao , dia Ahimaza zanakao , sy Jonatana zanak'i Abiatara .
2SA 15:28     Alignment score: 0.204
See , I will wait at the fords of the wilderness until word comes from you to inform me . "
Indro , hiandry eo amin ' ny fitàna
amin ' ny efitr'i Araba aho ambara - pahatongan ' ny teny avy aminao hampahafantatra ahy . "
2SA 15:29     Alignment score: 0.569
So Zadok and Abiathar carried the ark of God back into Jerusalem , and they stayed there .
Koa dia nitondra ny fiaran'Andriamanitra niverina tany
Jerosalema i Zadoka sy Abiatara , ary nitoetra tany izy ireo .
2SA 15:30     Alignment score: 0.339 → 0.378
But David ascended barefoot and weeping up the Mount of Olives , and he had his head covered . Every man of the people who were with him covered his head , and they went up weeping as they walked .
Fa niakatra tsy nikiraro sy nitomany nankany amin ' ny Tendrombohitr'Oliva i Davida , ary nisarona ny lohany . Ny olona rehetra teo amin ' ny vahoaka niaraka taminy dia nanarona ny lohany , ary nandeha niakatra am - pitomaniana teny
am - pandehanana izy ireo .
2SA 15:31     Alignment score: 0.526 → 0.529
Someone told David saying , " Ahithophel is among the conspirators with Absalom . " So David prayed , " O Yahweh , please turn Ahithophel 's advice into foolishness . "
Nisy olona niteny tamin'i Davida nanao hoe : " Isan'ireo mpikonokonona miaraka amin'i Absaloma i Ahitofela . " Koa nivavaka i Davida hoe : " Yaveh o , avadiho ho fahadalana re ny torohevitr'i
Ahitofela . "
2SA 15:32     Alignment score: 0.361 → 0.378
It came
about that when David arrived at the top of the road , where God used to be worshiped , Hushai the Arkite came to meet him with his coat torn and earth on his head .
Ary i Davida rehefa tonga teo an - tampon ' ny lalana , izay efa fanompoana an'Andriamanitra , dia tonga nihaona taminy i Hosay ilay Arkita niaraka tamin ' ny akanjony rovitra sy vovon - tany teo amin ' ny lohany .
2SA 15:33     Alignment score: 0.419
David said to him , " If you travel with me , then you will be a burden to me .
Hoy i Davida taminy hoe : " Raha mandeha miaraka amiko ianao , dia ho vesatra
ho ahy .
2SA 15:34     Alignment score: 0.399
But if you return to the city and say to Absalom , ' I will be your servant , king , as I have been your father 's servant in time past , so will I now be your servant , ' then you will confuse Ahithophel 's advice for me .
Fa raha miverina
any an - tanàna ianao ka miteny amin'i Absaloma hoe : ' Ho mpanomponao aho , ry mpanjaka , tahaka ny naha - mpanompon ' ny rainao ahy tamin ' ny andro taloha , dia ho mpanomponao ihany koa aho ankehitriny , ' dia hampikorontana ny torohevitr'i Ahitofela ho ahy ianao .
2SA 15:35     Alignment score: 0.531
Will you not have the priests Zadok and Abiathar with you ? So whatever you hear in the king 's palace , you must tell it to Zadok and Abiathar the priests .
Tsy manana an'i Zadoka sy Abiatara mpisorona hiaraka aminao ve ianao ? Koa na inona na inona renao ao amin ' ny lapan ' ny mpanjaka , dia aoka ho lazainao
amin'i Zadoka sy Abiatara mpisorona izany .
2SA 15:36     Alignment score: 0.466
See that they have there with them their two sons , Ahimaaz , Zadok 's son , and Jonathan , Abiathar 's son . You must send to me by their hand everything that you hear . "
Ezaho tsara mba hiaraka amin'izy ireo any ny zanany roa lahy , dia Ahimaza , zanak'i Zadoka , sy Jonatana , zanak'i Abiatara . Aoka halefanao aty amiko amin ' ny tanan'izy ireo ny zavatra rehetra izay renao . "
2SA 15:37     Alignment score: 0.602
So Hushai , David 's friend , came into the city as Absalom arrived and entered into Jerusalem .
Koa dia nankany an - tanàna i Hosay , naman'i
Davida , raha vao tonga sy niditra an'i Jerosalema i Absaloma .
2SA 15     Average alignment score: 0.405 for 37 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24