Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 6:1     Alignment score: 0.415
Now David again gathered together all the chosen men of Israel , thirty thousand .
Ary dia nangonin'i
Davida niaraka indray ny lehilahin'Israely voafidy rehetra , telo alina .


2SA 6:2     Alignment score: 0.423 → 0.428
David arose
and went with all his men who were with him from Baalah in Judah to bring up from there the ark of God , which is called by the name of Yahweh of hosts , who sits enthroned over the cherubim .
Niainga i Davida ary nandeha niaraka tamin'ireo lehilahiny rehetra izay niaraka taminy nanomboka tany Bala any Joda mba hilanja ny fiaran'Andriamanitra , izay antsoina amin ' ny anarana hoe Yaveh tompon ' ny maro , izay mipetraka am - piandrianana eo ambonin ' ny kerobima avy any .
2SA 6:3     Alignment score: 0.393 → 0.383
They set the ark of God on a new cart . They brought it out of Abinadab 's house , which was on a hill . Uzzah and Ahio , his sons , were guiding the new cart .
Napetrak'izy ireo teo ambony kalesy vaovao ny fiaran'Andriamanitra . Navoakan'izy ireo tao amin ' ny tranon'i Abinadaba , izay teo amin ' ny havoana iray izany . Oza sy Ahio , zanany lahy , no nitari - dalana ilay kalesy vaovao .
2SA 6:4     Alignment score: 0.428 → 0.427
They brought the cart out of Abinadab 's house on the hill with the ark of God on it . Ahio was walking in front of the ark .
Navoakan'izy ireo tao an - tranon'i Abinadaba teo amin ' ny havoana ilay kalesy sy ny fiaran'Andriamanitra teo amboniny . Ahio no nandeha teo anoloan'ilay fiara .
2SA 6:5     Alignment score: 0.423
Then David and all the house of Israel began to play before Yahweh , celebrating with instruments made of fir wood , harps , lyres , tambourines
, rattles , and cymbals .
Avy eo Davida sy ny ankohonan'Israely rehetra nanomboka nitsinjaka teo anatrehan'i Yaveh , nankalaza tamin ' ny zava - maneno vita tamin ' ny hazo , lokanga , valiha , ampongatapaka , korintsana ary kipantsona .
2SA 6:6     Alignment score: 0.472
When they came to the threshing floor of Nakon , the oxen stumbled , and Uzzah reached out with his hand to grab the ark of God , and he took hold of it .
Rehefa tonga teo amin ' ny famoloan'i Nakona izy ireo , dia nianjera ny omby , ary Oza naninjitra ny tanany mba hisarika ilay fiaran'Andriamanitra , ka nihazona izany izy .
2SA 6:7     Alignment score: 0.408 → 0.427
Then the anger of Yahweh burned against Uzzah . God attacked him there for his sin . Uzzah died
there by the ark of God .
Dia nirehitra tamin'i Oza ny hatezeran'i Yaveh . Namely azy teo nohon ' ny fahotany Andriamanitra . Maty teo akaikin ' ny fiaran'Andriamanitra i Oza .
2SA 6:8     Alignment score: 0.411 → 0.514
David was angry because Yahweh had attacked Uzzah , and he called the name of that place Perez Uzzah . That place is called Perez Uzza to this day .
Tezitra i Davida satria namely an'i Oza i Yaveh , ary dia nataony hoe Perez
- oza ny anaran'izany toerana izany . Izany toerana izany dia antsoina hoe Perez - oza mandrak'androany .
2SA 6:9     Alignment score: 0.536 → 0.539
David was afraid of Yahweh that day . He said , " How can the ark of Yahweh come to me ? "
Natahotra an'i Yaveh i Davida tamin'izany andro izany . Hoy izy hoe : " Ahoana no hahatonga ny fiaran'i Yaveh aty amiko ? "
2SA 6:10     Alignment score: 0.359 → 0.373
So David was not willing to take the ark of Yahweh with him into the city of David . Instead , he put it aside in the house of Obed - Edom the Gittite .
Koa tsy naniry ny hitondra ny fiaran'Andriamanitra niaraka taminy ho ao amin ' ny tanànan'i Davida izy . Fa kosa , nampiriminy tao an - tranon'i Obed
- edoma ilay Gitita izany .
2SA 6:11     Alignment score: 0.438 → 0.569
The ark of Yahweh remained in the house of Obed - Edom the Gittite for three months . So Yahweh blessed him and all his household .
Nijanona tao an - tranon'i Obed
- edoma ilay Gitita nandritra ny telo volana ny fiaran'i Yaveh . Noho izany dia notahian'i Yaveh izy sy ny ankohonany rehetra .
2SA 6:12     Alignment score: 0.517 → 0.511
Now King David was told , " Yahweh has blessed Obed - Edom 's house and everything that belongs to him because of the ark of God . " So David went and brought up the ark of God from Obed - Edom 's house to the city of David with joy .
Ary nolazaina tamin'i Davida Mpanjaka hoe : " Efa nitahy ny tranon'i Obed
- edoma sy ny zavatra rehetra izay azy i Yaveh noho ilay fiaran'Andriamanitra . " Noho izany dia nandeha i Davida ary nitondra ilay fiaran'Andriamanitra niakatra avy tao an - tranon'i Obed - edoma tamim - piravoravoana ho any amin ' ny tanànan'i Davida .
2SA 6:13     Alignment score: 0.316 → 0.322
When those who were carrying the ark of Yahweh had gone six steps , he sacrificed an ox and a fattened calf .
Rehefa namindra inenina ireo izay nilanja ny fiaran'Andriamanitra , dia nanao sorona omby iray sy zanak'omby mifahy izy .
2SA 6:14     Alignment score: 0.515 → 0.515
David danced before Yahweh with all his might ; he was wearing only a linen ephod .
Nandihy teo anatrehan'i Yaveh tamin ' ny heriny rehetra i Davida ; efoda rongony fotsy madinika ihany no nanaovany .
2SA 6:15     Alignment score: 0.42 → 0.399
So David and all the house of Israel brought up the ark of Yahweh with shouting and the sound of rams ' horns .
Noho izany dia nentin'i
Davida sy ny ankohonan'Israely rehetra niakatra niaraka tamin ' ny horakoraka sy ny feon'anjomara ny fiaran'i Yaveh .
2SA 6:16     Alignment score: 0.538 → 0.542
Now as the ark of Yahweh came into the city of David , Michal , daughter of Saul , looked out the window . She saw King David leaping and dancing before Yahweh . Then she despised him in her heart .
Ary rehefa tonga tao an - tanànan'i Davida ny fiaran'i Yaveh , dia nitazana teo am - baravarankely
i Mikala , zanaka vavin'i Saoly . Nahita an'i Davida Mpanjaka nitsambikimbikina sy nandihy teo anatrehan'i Yaveh izy . Avy eo dia nanao tsinontsinona azy tao am - pony izy .
2SA 6:17     Alignment score: 0.506 → 0.505
They brought in the ark of Yahweh and put it in its place , in the middle of the tent that David had set up for it . Then David offered burnt offerings
and fellowship offerings before Yahweh .
Nampidirin'izy ireo ilay fiaran'i Yaveh ary napetrany teo amin ' ny toerany izany , teo afovoan ' ny lay izay efa namboarin'i Davida ho an'izany . Avy eo Davida nanolotra fanatitra dorana sy fanati - pihavanana teo anatrehan'i Yaveh .
2SA 6:18     Alignment score: 0.526 → 0.529
When David had finished sacrificing the burnt offerings
and the fellowship offerings , he blessed the people in the name of Yahweh of hosts .
Rehefa vitan'i Davida ny fanatitra dorana sy ny fanati - pihavanana , dia nitso - drano ny vahoaka tamin ' ny anaran'i Yaveh tompon ' ny maro izy .
2SA 6:19     Alignment score: 0.294 → 0.299
Then he distributed among all the people , the whole multitude of Israel , both to men and women
, a loaf of bread , a portion of meat , and a cake of raisins . Then all the people left ; each one returned to his own house .
Ka dia nizara mofo , teti - kena , ary mofomamy misy voaloboka tamin ' ny vahoaka rehetra , ny Israely manontolo , tamin ' ny lehilahy sy ny vehivavy izy . Dia lasa ny olona rehetra ; samy niverina tany an - tranony avy .
2SA 6:20     Alignment score: 0.334 → 0.342
Then David returned to bless his family . Michal , the daughter of Saul , came out to meet David and said , " How honored the king of Israel was today , who undressed himself today before the eyes of the slave girls among his servants , like one of the crude fellows who shamelessly undresses himself ! "
Dia niverina mba hitso - drano ny ankohonany
i Davida . Mikala , ilay zanaka vavin'i Saoly , dia nivoaka mba hitsena an'i Davida ary niteny hoe : " Endrey ny voninahitry ny mpanjakan'Israely ankehitriny , izay nanary ny lambany teo imason'ireo andevo vavy anisan'ireo mpanompony , tahaka ny iray amin'ireo mpiteny ratsy izay lany henatra manary ny lambany ! "
2SA 6:21     Alignment score: 0.451
David responded to Michal , " I did that before Yahweh , who chose me above your father and above all his family , who appointed me leader over the people of Yahweh , over Israel . Before Yahweh I will be joyful
!
Davida namaly an'i Mikala hoe : " Nataoko teo anatrehan'i Yaveh izany , izay nifidy ahy ho ambonin ' ny rainao sy ho ambonin ' ny ankohonany rehetra , izay nanendry ahy ho mpitarika eo amin ' ny vahoakan'i Yaveh , eo amin'Israely . Eo anatrehan'i Yaveh no hiravoravoako !
2SA 6:22     Alignment score: 0.209 → 0.206
I will be even more undignified than this , and I will be humiliated in my own eyes . But by these
slave girls you have spoken about , I will be honored . "
Mbola tsy ho mendri - kaja noho izany aza aho , ary ho afa - baraka eo imasoko ihany aho . Kanefa amin ' ny alalan'ireo andevo vavy izay noresahinao ireo , no hanomezam - boninahitra ahy . "
2SA 6:23     Alignment score: 0.475
So Michal , the daughter of Saul , had no children to the day of her death .
Noho izany i Mikala , zanaka vavin'i Saoly , dia tsy nanan - janaka hatramin ' ny andro nahafatesany
.
2SA 6     Average alignment score: 0.434 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24