Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 22:1     Alignment score: 0.469
David sang to Yahweh the words of this song on the day that Yahweh rescued him out of the hand of all his enemies , and out of the hand of Saul .
Nihira ho an'i Yaveh ireo teny amin'ity hira ity tamin ' ny andro izay nanavotan'i
Yaveh azy teo an - tanan'ireo fahavalony rehetra , sy teo an - tanan'i Saoly i Davida .


2SA 22:2     Alignment score: 0.519
He prayed , " Yahweh is my rock , my fortress , the one who rescues me .
Nivavaka izy hoe : " Yaveh no vatolampiko , fiarovana mafy ho ahy , ilay Iray izay mamonjy ahy .
2SA 22:3     Alignment score: 0.381 → 0.39
God is my rock . I take refuge in him . He is my shield , the horn of my salvation , my stronghold , and my refuge , the one who saves me from violence .
Andriamanitra no vatolampiko . Mialoka eo aminy aho . Izy no fiarovako , ilay tandroky
ny famonjena ahy , fiarovana mafy ho ahy , sy fialofako , ilay Iray izay manavotra ahy amin ' ny herisetra .
2SA 22:4     Alignment score: 0.473
I will call on Yahweh , who is worthy to be praised , and I will be saved from my enemies .
Hiantso an'i Yaveh , izay mendrika ny ho deraina aho , ka ho avotra amin'ireo fahavaloko aho .
2SA 22:5     Alignment score: 0.261 → 0.268
For the waves of death surrounded me , the rushing waters of destruction overwhelmed me .
Fa nanodidina ahy ireo aloky
ny fahafatesana , nanafotra ahy ireo rano mikorian ' ny fahapotehana .
2SA 22:6     Alignment score: 0.437
The cords of Sheol surrounded me ; the snares of death trapped me .
Nanodidina ahy ireo tadin ' ny fiainan - tsy hita ; namandrika ahy ireo fandriky
ny fahafatesana .
2SA 22:7     Alignment score: 0.402 → 0.405
In my distress I called to Yahweh ; I called to my God ; he heard my voice from his temple , and my cry for help went into his ears .
Tamin ' ny fahoriako no niantsoako an'i Yaveh ; niantso an'Andriamanitro aho ; nandre ny feoko avy tao an - tempoliny
Izy , ary tonga teo an - tsofiny ny antso vonjiko .
2SA 22:8     Alignment score: 0.379
Then the earth shook and trembled . The foundations
of the heavens trembled and were shaken , because God was angry .
Dia nihozona sy nihovitra ny tany . Nihovitrovitra sy voahozongozona ny fiorenan ' ny lanitra , satria tezitra Andriamanitra .
2SA 22:9     Alignment score: 0.205 → 0.263
Smoke went up from out of his nostrils , and blazing fire came out of his mouth . Coals were kindled by it .
Niakatra avy tamin ' ny vavorony
ny setroka , ary afo miredareda no nivoaka avy tamin ' ny vavany . Voarehitr'izany ny vain'afo .
2SA 22:10     Alignment score: 0.354
He opened the heavens and came down , and thick darkness was under his feet
.
Nanokatra ny lanitra Izy ka nidina , ary ny aizim - pito tao ambany faladiany .
2SA 22:11     Alignment score: 0.341 → 0.442
He rode on a cherub and flew . He was seen on the wings of the wind .
Nitaingina Kerobima Izy ka nanidina . Hita teny an'elatry ny rivotra Izy .
2SA 22:12     Alignment score: 0.299 → 0.31
He made darkness a tent around him , gathering heavy rain clouds in the skies .
Nataony ho lay nanodidina Azy ny aizina , nanangona rahon'orana matevina teny
amin'ireo habakabaka izy .
2SA 22:13     Alignment score: 0.305 → 0.407
From the lightning before him coals of fire
fell .
Avy tamin ' ny tselatra teo anatrehany no nilatsahan ' ny vain'afo .
2SA 22:14     Alignment score: 0.328 → 0.335
Yahweh thundered from the heavens . The Most High shouted .
Yaveh nampikotrokotroka avy tany
an - danitra . Nihiaka mafy ilay Avo Indrindra .
2SA 22:15     Alignment score: 0.222 → 0.225
He shot arrows and scattered his enemies lightning bolts and threw them into confusion .
Nandefa zana - tsipìka Izy ka nampiely ireo fahavalony nandefa tsela - pahazavana ka nanaparitaka azy ireo .
2SA 22:16     Alignment score: 0.341 → 0.341
Then the channels of the sea were seen ; the foundations
of the world were laid bare at the rebuke of Yahweh , at the blast of the breath of his nostrils .
Avy eo dia niseho ny fantson - drano ; niharihary tamin ' ny hiakan'adin'i Yaveh ny fanambanin'izao tontolo izao , tamin ' ny fipoahan ' ny fofon'ain ' ny vavorony .
2SA 22:17     Alignment score: 0.33
He reached down from above ; he took hold of me ! He pulled me out of the surging water .
Nidina avy tany
ambony Izy ; nihazona mafy ahy Izy ! Nisintona ahy tamin ' ny rano manonja Izy .
2SA 22:18     Alignment score: 0.315
He rescued me from my strong enemy , from those who hated me , for they were too strong for me .
Namonjy ahy tamin ' ny fahavaloko matanjaka Izy , tamin'ireo izay nankahala ahy , satria tena natanjaka izy ireo tamiko .
2SA 22:19     Alignment score: 0.3
They came against me on the day of my distress , but Yahweh was my support .
Tonga nanohitra ahy izy ireo tamin ' ny androm - pahoriako , kanefa Yaveh no mpanohana ahy .
2SA 22:20     Alignment score: 0.303 → 0.301
He also brought me out to a wide open place . He saved me because he was pleased with me .
Namoaka ahy ho any amin ' ny toerana midadasika ihany koa Izy . Namonjy ahy Izy satria faly tamiko .
2SA 22:21     Alignment score: 0.289 → 0.308
Yahweh has rewarded me to the measure of my righteousness ; he has restored me to the measure of the cleanness of my hands .
Efa namaly soa ahy tamin ' ny refin ' ny fahamarinako Yaveh ; efa namerina ahy tamin ' ny laoniny tamin ' ny refin ' ny fahadiovan ' ny tanako Izy .
2SA 22:22     Alignment score: 0.314
For I have kept the ways of Yahweh and have not acted wickedly by turning from my God .
Fa efa nitandrina ireo lalan'i
Yaveh aho ary tsy mba nanao izay ratsy tamin ' ny fialana tamin ' ny Andriamanitro .
2SA 22:23     Alignment score: 0.244 → 0.268
For all his righteous decrees have been before me ; as for his statutes , I have not turned away from them .
Satria ireo didiny
marina rehetra dia efa teo anoloako ; raha ny amin'ireo lalàny indray , dia tsy nivily tamin'ireny aho .
2SA 22:24     Alignment score: 0.357 → 0.36
I have also been innocent before him , and I have kept myself from my iniquity .
Efa tsy nanan - tsiny teo anatrehany
ihany koa aho , ary nitandrina ny tenako tsy hanota aho .
2SA 22:25     Alignment score: 0.265 → 0.266
Therefore Yahweh has restored me to the measure of my righteousness , to the degree of my cleanness in his sight .
Noho izany dia naverin'i
Yaveh tamin ' ny laoniny tamin ' ny refin ' ny fahamarinako aho , tamin ' ny refin ' ny fahadiovako teo imasony .
2SA 22:26     Alignment score: 0.402 → 0.402
To the faithful one , you show yourself to be faithful ; to a man who is blameless , you show yourself to be blameless .
Ho an ' ny iray izay mahatoky , mampiseho ny tenanao ho mahatoky Ianao ; ho an ' ny olona izay tsy manan - tsiny , dia mampiseho ny tenanao ho tsy manan - tsiny Ianao .
2SA 22:27     Alignment score: 0.276
With the pure you show yourself pure , but you are perverse to the twisted .
Amin ' ny madio dia mampiseho ny tenanao ho madio Ianao , fa mivadika amin'ireo mpiolakolaka Ianao .
2SA 22:28     Alignment score: 0.239
You save afflicted people , but your eyes are against the proud , and you humiliate them .
Manavotra ireo olona ory Ianao , nefa ireo masonao
dia manohitra ny mpirehareha , ary ahetrinao izy ireny .
2SA 22:29     Alignment score: 0.311
For you are my lamp , Yahweh . Yahweh lights up my darkness .
Fa Ianao no faniloko , ry Yaveh . Manazava ny aiziko Yaveh .
2SA 22:30     Alignment score: 0.317
For by you I can run over a troop ; by my God I can leap over a wall .
Fa noho Ianao dia afaka mihazakazaka mihoatra ny sakana aho ; noho ilay Andriamanitro dia afaka mandingana rindrina aho .
2SA 22:31     Alignment score: 0.345
As for God , his way is perfect . The word of Yahweh is pure . He is a shield to everyone who takes refuge in him .
Raha ny amin'Andriamanitra , tanteraka ny lalany . Madio ny tenin'i Yaveh . Izy dia fiarovana ho an'ireo rehetra izay mialoka eo Aminy .
2SA 22:32     Alignment score: 0.516
For who is God except Yahweh , and who is a rock except our God ?
Fa iza no Andriamanitra afa - tsy Yaveh , ary iza no vatolampy afa - tsy ny Andriamanitsika ?
2SA 22:33     Alignment score: 0.35 → 0.345
God is my refuge , and he leads the blameless person on his path .
Andriamanitra no fialofako , ary mitarika ny olona tsy manan - tsiny amin ' ny lalany
Izy .
2SA 22:34     Alignment score: 0.349 → 0.362
He makes my feet swift like a deer and places me on the high hills .
Manafaingana ny tongotro
tahaka ny diera Izy ary mametraka ahy eny amin ' ny havoana avo .
2SA 22:35     Alignment score: 0.374 → 0.386
He trains my hands for war , and my arms to bend a bow of bronze .
Manazatra ny tanako amin ' ny ady Izy , sy ny sandriko hamoritra tsipìka varahina .
2SA 22:36     Alignment score: 0.304
You have given me the shield of your salvation , and your favor has made me great .
Efa nanome ahy ny fialofan
' ny famonjenao Ianao , ary ny sitrakao no nanao ahy ho lehibe .
2SA 22:37     Alignment score: 0.275
You have made a wide place for my feet beneath me , so my feet
have not slipped .
Efa nanao toerana midadasika ho an ' ny tongotro teo ambaniko Ianao , ka tsy nibolisatra ny tongotro .
2SA 22:38     Alignment score: 0.363 → 0.363
I pursued my enemies and destroyed them . I did not turn back until they were destroyed .
Nanenjika ireo fahavaloko aho ka namotika azy ireo . Tsy niverina aho mandra - pahapotik'izy ireo .
2SA 22:39     Alignment score: 0.313 → 0.344
I devoured them and smashed them ; they can not rise
. They have fallen under my feet .
Nandevona azy ireo sy namotipotika azy ireo aho ; ka tsy afaka nitsangana izy ireo . Lavo tao ambany faladiako izy ireo .
2SA 22:40     Alignment score: 0.218 → 0.257
You girded me with strength for battle ; you put under me those
who rise up against me .
Nametraka hery tao amiko toy ny fehinkibo ho amin ' ny ady Ianao ; nametraka ireo izay nitsangana hanohitra ahy teo ambaniko Ianao .
2SA 22:41     Alignment score: 0.315
You gave me the back of my enemies ' necks ; I annihilated those
who hated me .
Nanome ahy ny hatok'ireo fahavaloko Ianao ; nandringana ireo izay nankahala ahy aho .
2SA 22:42     Alignment score: 0.337
They cried for help , but no one saved them ; they cried out to Yahweh , but he did not answer them .
Niantso vonjy izy ireo , saingy tsy nisy nanavotra azy ireo ; niantso mafy an'i Yaveh izy ireo , saingy tsy namaly azy ireo Izy .
2SA 22:43     Alignment score: 0.313 → 0.272
I beat them into fine pieces like dust on the ground , I trampled them like mud in the streets .
Namely azy ireo ho singa madinika toy ny vovoka amin ' ny tany aho , notorotoroiko toy ny fotaka eny amin ' ny lalana izy ireo .
2SA 22:44     Alignment score: 0.29
You also have rescued me from the disputes of my own people . You have kept me as the head of nations . A people that I have not known serves me .
Efa namonjy ahy tamin ' ny fifandiran'ireo vahoakako ihany koa Ianao . Efa notananao ho lohan'ireo firenena aho . Ny vahoaka izay tsy fantatro
dia manompo ahy .
2SA 22:45     Alignment score: 0.355 → 0.361
Foreigners
were forced to bow to me . As soon as they heard of me , they obeyed me .
Noterena hiankohoka tamiko ireo vahiny . Vantany vao nandre ny momba ahy izy ireo , dia nankatò ahy .
2SA 22:46     Alignment score: 0.363 → 0.363
The foreigners
came trembling out of their strongholds .
Ireo vahiny dia nivoaka am - pangovitana tao amin ' ny fiarovana mafin'izy ireo .
2SA 22:47     Alignment score: 0.432 → 0.435
Yahweh lives ! May my rock be praised . May God be exalted , the rock of my salvation .
Velona i Yaveh ! Ho deraina anie ny vatolampiko . Asandratra anie Andriamanitra , ilay vatolampin ' ny famonjena ahy .
2SA 22:48     Alignment score: 0.347
This is the God who executes vengeance for me , the one who brings down peoples under me .
Izany no Andriamanitra izay manatanteraka famaliana ho ahy , Ilay Iray izay mampihetry vahoaka maro eo ambaniko .
2SA 22:49     Alignment score: 0.313 → 0.321
He sets me free from my enemies . Indeed , you lifted me up above those who rose up against me . You rescue me from violent men .
Manafaka ahy amin'ireo fahavaloko Izy . Nanandratra ahy ho ambonin'ireo izay nitsangana hanohitra ahy tokoa Izy . Mamonjy ahy amin'ireo lehilahy mahery setra Ianao .
2SA 22:50     Alignment score: 0.509
Therefore I will give thanks to you , Yahweh , among the nations ; I will sing praises to your name .
Noho izany dia hanolotra fisaorana ho Anao , eo amin'ireo firenena aho , ry Yaveh ; hihira fiderana ho an ' ny anaranao
aho .
2SA 22:51     Alignment score: 0.47
God gives great victory to his king , and he shows his covenant loyalty to his anointed one , to David and to his descendants forever . "
Andriamanitra manome fandresena lehibe ho an ' ny mpanjakany
, ary mampiseho ny tsy fivadiham - panekeny amin'ilay voahosony Izy , ho an'i Davida sy ho an ' ny taranany mandrakizay . "
2SA 22     Average alignment score: 0.351 for 51 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24