Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


2SA 3:1     Alignment score: 0.304 → 0.309
Now there was a long war between the house of Saul and the house of David . David grew stronger and stronger , but the house of Saul grew weaker and weaker .
Ary nisy ady lava reny
teo amin ' ny ankohonan'i Saoly sy ny ankohonan'i Davida . Nihanahery hatrany i Davida , fa ny ankohonan'i Saoly kosa dia nihaosa hatrany .


2SA 3:2     Alignment score: 0.616 → 0.616
Sons were born
to David in Hebron . His firstborn was Amnon , by Ahinoam from Jezreel .
Niteraka zazalahy tao Hebrona i Davida . Ny lahimatoany dia i Amnona , tamin'i Ahinoama avy any Jezraela .
2SA 3:3     Alignment score: 0.68
His second son , Kileab , was born to Abigail , the widow of Nabal from Carmel . The third , Absalom , was son of Maakah , daughter of Talmai , king of Geshur .
Ny zanany lahy faharoa , dia i Kileaba , naterak'i Abigaila , ilay mpitondratena navelan'i
Nabala avy any Karmela . Ny fahatelo , dia i Absaloma , zanaka lahin'i Maka , zanaka vavin'i Talmay , mpanjakan'i Gesora .
2SA 3:4     Alignment score: 0.694
David 's fourth son , Adonijah , was the son of Haggith . His fifth son was Shephatiah son of Abital ,
Ny zanaka lahin'i Davida fahefatra , dia i Adonia , zanaka lahin'i Hagita . Ny zanaka lahiny fahadimy dia i Sefatia zanaka lahin'i Abitala ,
2SA 3:5     Alignment score: 0.689
and the sixth , Ithream , was the son of David 's wife Eglah . These
sons were born to David in Hebron .
ary ny fahenina dia i Jitreama , zanaka lahin'i Egla vadin'i Davida . Ireo no zanaka lahy naterak'i Davida tao Hebrona .
2SA 3:6     Alignment score: 0.435
It came
about during the war between the house of Saul and the house of David that Abner made himself strong in the house of Saul .
Ary nandritra ny ady teo amin ' ny ankohonan'i Saoly sy ny ankohonan'i Davida dia niha - nahery tao an - tokantranon'i Saoly i Abnera .
2SA 3:7     Alignment score: 0.539 → 0.544
Saul had a concubine
whose name was Rizpah , the daughter of Aiah . Ish - Bosheth said to Abner , " Why have you gone to my father 's concubine ? "
Saoly dia nanana vaditsindrano antsoina hoe Rizpa , zanaka vavin'i Aia . Hoy Isboseta tamin'i Abnera hoe : " Nahoana ianao no niara - nandry tamin ' ny vaditsindranon - draiko ? "
2SA 3:8     Alignment score: 0.341 → 0.379
Then Abner was very angry at the words of Ish - Bosheth and said , " Am I a dog 's head that belongs to Judah ? Today I am showing faithfulness to the house of Saul , your father , to his brothers , and to his friends , by not delivering you into the hand of David . But now you accuse me of iniquity concerning this woman ?
Ary dia tezitra mafy tamin ' ny tenin'Isboseta i Abnera ka niteny hoe : " Lohan'amboa izay an'i Joda ve aho ? Anio aho dia maneho
fahatokiana amin ' ny ankohonan'i Saoly , razambenao , amin'ireo rahalahiny , ary amin'ireo namany , mba tsy hanolotra anareo eo an - tanan'i Davida . Fa ankehitriny ianao dia miampanga ahy ny amin ' ny fanaovan - dratsy mahakasika ity vehivavy ity ?
2SA 3:9     Alignment score: 0.444 → 0.444
May God do so to me , Abner , and more also , if I do not do for David as Yahweh has sworn to him ,
Ho ataon'Andriamanitra amiko anie izany , ry Abnera , ary mihoatra aza , raha tsy hataoko amin'i Davida araka izay nianianan'i
Yaveh taminy ,
2SA 3:10     Alignment score: 0.491 → 0.49
to transfer the kingdom from the house of Saul and set up the throne of David over Israel and over Judah , from Dan to Beersheba . "
ny hamindra ny fanjakana avy amin ' ny ankohonan'i Saoly sy hanorina ny seza fiandrianan'i
Davida eo amin ' Israely sy eo amin ' ny Joda , hatrany Dana ka hatrany Beri - sheba . "
2SA 3:11     Alignment score: 0.51
Ish - Bosheth could not answer Abner another word , because he feared him .
Tsy nanana teny hafa havaly an'i Abnera intsony i Isboseta , satria natahotra azy izy .
2SA 3:12     Alignment score: 0.402 → 0.402
Then Abner sent messengers to David to speak for him saying , " Whose land is this ? Make a covenant with me , and you will see that my hand is with you , to bring all Israel to you . "
Avy eo dia nandefa mpitondra hafatra nankany amin'i Davida i Abnera mba hiresaka ho azy manao hoe : " An'iza ity tany ity ? Manaova fanekena amiko , dia ho hitanao fa homba anao ny tanako , mba hitondra ny Israely rehetra ho eo aminao . "
2SA 3:13     Alignment score: 0.481
David answered , " Good , I will make a covenant with you . But one thing I require from you is that you can not see my face unless you first bring Michal , Saul 's daughter , when you come
to see me . "
Namaly i Davida hoe : " Tsara izany , hanao fanekena aminao aho . Kanefa ny zavatra iray takiako aminao dia ny tsy ahitanao ny tavako raha tsy entinao aloha i Mikala , zanaka vavin'i Saoly , rehefa tonga hijery ahy ianao . "
2SA 3:14     Alignment score: 0.358 → 0.373
Then David sent messengers to Ish - Bosheth , Saul 's son , saying , " Give me my wife Michal , to whom I betrothed to myself at the price of one hundred Philistine
foreskins . "
Avy eo i Davida nandefa mpitondra hafatra nankany amin'Isboseta , zanaka lahin'i Saoly , niteny hoe : " Omeo ahy Mikala vadiko , izay efa naloako vidy tamin ' ny lohatsintsin ' ny Filistina zato . "
2SA 3:15     Alignment score: 0.617
So Ish - Bosheth sent for Michal and took her from her husband , Paltiel son of Laish .
Noho izany Isboseta dia nampaka an'i Mikala ka naka azy tamin'i Paltiela vadiny , zanaka lahin'i Laisy .
2SA 3:16     Alignment score: 0.456 → 0.456
Her husband went with her , weeping as he went , and followed her to Bahurim . Then Abner said to him , " Return home now . " So he returned .
Nandeha niaraka taminy ny vadiny , nitomany teny
am - pandehanana , ary nanaraka azy hatrany Bahorima . Ary hoy Abnera taminy hoe : " Miverena any an - trano ankehitriny . " Ka niverina izy .
2SA 3:17     Alignment score: 0.452 → 0.451
Abner spoke with the elders of Israel saying , " In the past you were trying to have David be king over you .
Niresaka tamin'ireo loholon'Israely i Abnera niteny hoe : " Taloha ianareo dia niezaka ny hanana an'i Davida ho mpanjaka eo aminareo .
2SA 3:18     Alignment score: 0.459 → 0.477
Now do it . For Yahweh has spoken of David saying , ' By the hand of my servant David I will save my people Israel from the hand of the Philistines and from the hand of all their enemies . ' "
Ankehitriny ataovy izany . Fa Yaveh efa niteny tamin'i Davida nilaza hoe : ' Amin ' ny tanan'i
Davida mpanompoko no hamonjeko ny Israely vahoakako amin ' ny tanan'ireo Filistina sy amin ' ny tanan'ireo fahavalon'izy ireo rehetra . ' "
2SA 3:19     Alignment score: 0.455 → 0.512
Abner also spoke personally to the people of Benjamin . Then Abner went also to speak with David in Hebron to explain everything that Israel and the whole house of Benjamin desired to accomplish .
Niresaka manokana tamin ' ny olon'i
Benjamina ihany koa i Abnera . Avy eo dia nandeha ihany koa Abnera mba hiresaka amin'i Davida ao Hebrona mba hanazava ny zavatra rehetra izay irian'Israely sy ny ankohonan'i Benjamina manontolo ho tanterahina .
2SA 3:20     Alignment score: 0.63 → 0.63
When Abner and twenty of his men arrived in Hebron to see David , David had a feast prepared for them .
Rehefa tonga tao Hebrona mba hihaona amin'i Davida i Abnera sy ny roapolo tamin'ireo lehilahiny , dia efa nanomana fanasana ho azy ireo Davida .
2SA 3:21     Alignment score: 0.5 → 0.501
Abner explained to David , " I will arise
and gather all Israel to you , my master the king , so that they may make a covenant with you , so that you may reign over all that you desire . " So David sent Abner away , and Abner left in peace .
Ary Abnera nanazava tamin'i Davida hoe : " Hitsangana aho ka hanangona ny Israely rehetra ho aminao , ry ilay mpanjaka tompoko , mba hafahan'izy ireo manao fanekena aminao , mba hahafahanao manjaka amin'izay rehetra irinao . " Ka nandefa an'i Abnera i Davida , ary Abnera niala tam - piadanana .
2SA 3:22     Alignment score: 0.526
Then the servants of David and Joab came from a raid and brought much plunder with them . But Abner was not with David in Hebron . David had sent him away , and Abner had left in peace .
Ka tonga avy any am - panafihana ny miaramilan'i
Davida sy Joaba ary nitondra babo maro niaraka tamin'izy ireo . Kanefa Abnera dia tsy niaraka tamin'i Davida tany Hebrona . Efa nandefa azy Davida , ary niala tam - piadanana Abnera .
2SA 3:23     Alignment score: 0.552 → 0.553
When Joab and all the army with him arrived , they told Joab , " Abner son of Ner came to the king , and the king has sent him away , and Abner left in peace . "
Rehefa tonga Joaba sy ireo tafika rehetra niaraka taminy , dia hoy izy ireo tamin'i Joaba hoe : " Tonga teto amin ' ny mpanjaka i Abnera zanak'i Nera , ary nalefan
' ny mpanjaka izy , ary niala tam - piadanana i Abnera . "
2SA 3:24     Alignment score: 0.483 → 0.483
Then Joab came to the king and said , " What have you done ? Look , Abner came to you ! Why have you sent him away , and he is gone ?
Avy eo dia tonga teo amin ' ny mpanjaka i Joaba ka niteny hoe : " Inona no nataonao
? Indro , i Abnera efa tonga teto aminao ! Nahoana no nalefanao izy , ka lasa ?
2SA 3:25     Alignment score: 0.305
Do you not know that Abner son of Ner came to deceive you and to discover your plans and learn everything you are doing ? "
Tsy fantatrao
ve fa i Abnera zanak'i Nera dia tonga teto aminao mba hamitaka anao sy mba hahafantatra ireo tetikao ary hamantatra izay rehetra ataonao ? "
2SA 3:26     Alignment score: 0.51 → 0.527
When Joab left David , he sent messengers after Abner , and they brought him back from the well of Sirah , but David did not know
this .
Rehefa nandao an'i Davida i Joaba , dia naniraka mpitondra hafatra nanaraka an'i Abnera izy , ary nentin'izy ireo niverina avy any amin ' ny famorian - dranon ' ny Siraha izy , kanefa tsy fantatr'i Davida izany .
2SA 3:27     Alignment score: 0.422 → 0.424
When Abner returned to Hebron , Joab took him aside in the middle of the gate to speak with him quietly . There Joab stabbed him in the stomach and so that Abner died . In this way , Joab avenged the blood of Asahel his brother .
Raha niverina ho any Hebrona i Abnera , dia nentin'i
Joaba nihataka kely teo afovoan ' ny vavahady mba hiresaka aminy mangingina izy . Teo Joaba no nanindrona azy teo amin ' ny kibo ka nahafaty azy . Tamin'izany fomba izany , no namalian'i Joaba ny ràn'i Asahela rahalahiny .
2SA 3:28     Alignment score: 0.579
When David heard about this he said , " I and my kingdom are innocent before Yahweh forever regarding the blood of Abner son of Ner .
Raha nandre ny momba izany Davida dia hoy izy hoe : " Izaho sy ny fanjakako dia tsy manan - tsiny mandrakizay eo anatrehan'i Yaveh mahakasika ny ràn'i
Abnera zanak'i Nera .
2SA 3:29     Alignment score: 0.263 → 0.266
May his blood fall upon the head of Joab and upon all his father 's house ! May Joab 's house never be without someone who has a running sore or leprosy or who is lame and must walk with a staff or who is killed by the sword or does not have enough food . "
Aoka ny heloka ny amin ' ny fahafatesan'i
Abnera hilatsaka amin ' ny lohan'i Joaba sy ny ankohonan - drainy rehetra . Tsy ho afaka amin ' ny fianakavian'i Joaba anie ny olona izay mitsi - drà na ny areti - koditra na izay mandringa ka tsy maintsy mamindra amin ' ny tehina na izay lavon - tsabatra na ireo tsy manan - ko - hanina . "
2SA 3:30     Alignment score: 0.57 → 0.653
So Joab and Abishai his brother killed Abner , because he had killed their brother Asahel at Gibeon in battle .
Toy izany no namonoan'i Joaba sy Abisay rahalahiny an'i Abnera , satria namono an'i Asahela rahalahin'izy ireo tany
an'ady tao Gibeona izy .
2SA 3:31     Alignment score: 0.386 → 0.4
David said to Joab and to all the people who were with him , " Tear your clothes , gird yourselves with sackcloth , and mourn before Abner 's body . " Now King David walked behind the body in the funeral procession .
Hoy Davida tamin'i Joaba sy ireo olona rehetra niaraka taminy hoe : " Rovito ny fitafianareo , manaova akanjo fisaonana , ary manaova fisaonana manoloana ny fatin'i
Abnera . " Ary Davida mpanjaka dia nandeha tao aorian'ilay faty tamin ' ny dingan ' ny fandevenana .
2SA 3:32     Alignment score: 0.663
They buried Abner in Hebron . The king wept and cried loudly at the tomb of Abner , and all the people also wept .
Nalevin'izy ireo tao Hebrona i Abnera . Nitomany sy nihiaka mafy teo amin ' ny fasan'i
Abnera ny mpanjaka , ary nitomany ihany koa ny olona rehetra .
2SA 3:33     Alignment score: 0.546 → 0.589
The king lamented for Abner and sang , " Should Abner die as a fool dies ?
Nisaona an'i Abnera ny mpanjaka ka nihira hoe : " Tokony ho faty toy ny fahafatesan
' ny adala ve Abnera ?
2SA 3:34     Alignment score: 0.258 → 0.262
Your hands were not bound . Your feet were not shackled . As a man falls before the sons of injustice , so you have fallen . " Once more all the people wept over him .
Tsy nofatorana ny tananao
. Tsy nasiana rojo vy ny tongotrao . Fa tahaka ny fahalavon ' ny olona teo anoloan'ireo zanaky ny tsy fahamarinana , no nahalavo anao . " Ary mbola nitomany azy indray ny olona rehetra .
2SA 3:35     Alignment score: 0.421 → 0.421
All the people came to make David eat while it was still day , but David swore , " May God do so to me , and more also , if I taste bread or anything else before the sun goes down . "
Tonga nampisakafo an'i Davida ny olona rehetra raha mbola atoandro ny andro , fa Davida nianiana hoe : " Hataon'Andriamanitra amiko anie izany , ary mihoatra aza , raha manandrana mofo na zavatra hafa aho mialohan ' ny hilentehan ' ny masoandro . "
2SA 3:36     Alignment score: 0.238 → 0.288
All the people took notice of David 's grief , and it pleased them , as whatever the king did pleased them .
Tsikaritry ny olona rehetra ny alahelon'i Davida , ary nankasitrahan'izy ireo izany , araka ny fankasitrahany
izay rehetra nataon ' ny mpanjaka .
2SA 3:37     Alignment score: 0.485
So all the people and all Israel understood that day that it was not the king 's desire to kill Abner son of Ner .
Koa takatry ny olona sy ny Israely rehetra tamin'izay andro izay fa tsy fanirian ' ny mpanjaka ny hamono an'i Abnera zanaka lahin'i Nera .
2SA 3:38     Alignment score: 0.371
The king said to his servants , " Do you not know that a prince and a great man has fallen this day in Israel ?
Hoy ny mpanjaka tamin'ireo mpanompony hoe : " Tsy fantatrareo ve fa andriana
sy olona lehibe no lavo any Israely androany ?
2SA 3:39     Alignment score: 0.399 → 0.406
Now I am weak today , though I am an anointed king . These
men , the sons of Zeruiah , are too severe for me . May Yahweh repay the evildoer by punishing him for his wickedness , as he deserves . "
Fa osa aho ankehitriny , na dia mpanjaka voahosotra aza aho . Ireo lehilahy ireo , ireo zanaka lahin'i Zeroia , dia nahery setra loatra tamiko . Hamaly ny mpanao ratsy anie Yaveh amin ' ny fanasaziana azy ny amin ' ny faharatsiany , araka izay mendrika azy . "
2SA 3     Average alignment score: 0.468 for 39 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24