Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 17:1     Alignment score: 0.601 → 0.619
This was the assignment of land for the tribe of Manasseh ( who was the firstborn of Joseph ) that is , for Makir , who was Manasseh 's firstborn and who himself was the father of Gilead . Makir 's descendants were assigned the land of Gilead and Bashan , because Makir had been a man of war .
Ity no zara - tanin ' ny fokon'i Manase ( izay lahimatoan'i
Josefa ) izany hoe , ho an'i Makira , izay lahimatoan'i Manase sy ny tenany izay rain'i Gileada . Ny tanin'i Gileada sy Basana dia notendrena ho an'ireo taranak'i Makira , satria Makira dia lehilahin'ady .


JOS 17:2     Alignment score: 0.529 → 0.536
Land was assigned to the rest of the tribe of Manasseh , given to their clans Abiezer , Helek , Asriel , Shechem , Hepher , and Shemida . These
were the male descendants of Manasseh son of Joseph , presented by their clans .
Ny tany dia notendrena ho an ' ny ambin ' ny fokon'i Manase , nomena ireo fokon'izy ireo dia i Abi - ezera , Heleka , Asriela , Sekema , Hefera , ary Semida . Ireo no taranaka lahin'i Manase zanaka lahin'i Josefa , natolotr'ireo fokon'izy ireo .
JOS 17:3     Alignment score: 0.523 → 0.603
Now Zelophehad son of Hepher son of Gilead son of Makir son of Manasseh had no sons , but only daughters
. The names of his daughters were Mahlah , Noah , Hoglah , Milkah , and Tirzah .
Ary Tselofehada zanaka lahin'i Hefera zanak'i Gileada zanak'i Makira zanak'i Manase dia tsy nanan - janaka lahy , fa zanaka vavy fotsiny ihany . Ireto avy ny anaran'ireo zanany vavy : Mahala , Noha , Hogla , Milka , ary i Tiriza .
JOS 17:4     Alignment score: 0.5 → 0.501
They approached Eleazar the priest , Joshua son of Nun , and the leaders , and they said , " Yahweh commanded Moses to give to us an inheritance along with our brothers . " So , following the commandment
of Yahweh , he gave those women an inheritance among the brothers of their father .
Nanatona an'i Eleazara ilay mpisorona , Josoa zanaka lahin'i Nona , sy ireo loholona izy ireo , ary hoy izy ireo hoe : ' " Yaveh no nandidy an'i Mosesy hanome antsika lova miaraka amin'ireo rahalahintsika . " Noho izany , ny fanarahana ireo didin'i Yaveh , no nanomezany lova ho an'ireo vehivavy ireo teo amin'ireo rahalahin - drain'izy ireo .
JOS 17:5     Alignment score: 0.42 → 0.428
Ten parcels of land were assigned to Manasseh in Gilead and Bashan , which is on the other side of the Jordan ,
Ny tsinjaran - tany folo tao Gileada sy Basana dia notendrena ho an'i Manase , izay eny am - pitan'i Jordana ,
JOS 17:6     Alignment score: 0.43
because the daughters
of Manasseh received an inheritance along with his sons . The land of Gilead was assigned to the rest of the descendants of Manasseh .
satria ireo zanaka vavin'i Manase dia nandray lova niaraka tamin'ireo zanany lahy . Ny tanin'i Gileada dia notendrena ho an ' ny ambin ' ny fokon'i Manase .
JOS 17:7     Alignment score: 0.328 → 0.332
The territory of Manasseh reached from Asher to Mikmethath , which is east of Shechem . Then the border went southward to those living near the spring of Tappuah .
Ny faritanin'i Manase dia tonga hatrany Asera ka hatrany Mikmetata , izay any antsinanan'i Sekema . Ary ny sisin - tany
dia nandeha nianatsimo nankany amin'ireo izay mipetraka akaikin ' ny faritanin'i Topoa .
JOS 17:8     Alignment score: 0.474
( The land of Tappuah belonged to Manasseh , but the town of Tappuah on the border of Manasseh belonged to the people of Ephraim . )
( Ny tanin'i Topoa
dia an'i Manase , saingy ny tanàn - dehiben'i Topoa eo amin ' ny sisin - tanin'i Manase kosa dia an ' ny fokon'i Efraima . )
JOS 17:9     Alignment score: 0.387 → 0.426
The border went down to the brook of Kanah
. These cities south of the brook among the towns of Manasseh belonged to Ephraim . The border of Manasseh was on the north side of the brook , and it ended at the sea .
Ny faritany dia midina mankany amin ' ny lohasahan - driakan'i Kana . Ireo tanàna atsimon ' ny lohasahan - driaka eo amin ' ny tanàn - dehiben'i Manase dia an'i Efraima . Ny faritanin'i Manase dia any avaratry ny lohasahan - driaka , ary mifarana any amin ' ny ranomasina .
JOS 17:10     Alignment score: 0.53
The land to the south belonged to Ephraim , and the land to the north was Manasseh 's ; the sea was the border . On the north side Asher can be reached , and to the east , Issachar .
Ny tany any atsimo dia an'i Efraima , ary ny tany any avaratra dia an'i Manase ; ny ranomasina no faritany . Any amin ' ny sisiny
avaratr'i Asera , ka hatrany amin ' ny atsinanana , dia i Isakara .
JOS 17:11     Alignment score: 0.587 → 0.589
Also in Issachar and in Asher , Manasseh possessed Beth Shan and its villages , Ibleam and its villages , the inhabitants of Dor and its villages , the inhabitants of Endor and its villages , the inhabitants of Taanach and its villages , and the inhabitants of Megiddo and its villages ( and the third city is Napheth ) .
Any Isakara sy any Asera ihany koa , Manase dia nanana an'i Beti - sana sy ireo tanànany , Ibleama
sy ireo tanànany , ireo mponin'i Dora sy ny tanànany , ireo mponin'i En - dora sy ny tanànany , ireo mponin'i Tanaka sy ny tanànany , ary ireo mponin'i Megido sy ny tanànany ( ary ny tanàna fahatelo dia i Naftea ) .
JOS 17:12     Alignment score: 0.376
Yet the tribe of Manasseh could not take possession of those cities , for the Canaanites continued to live in this land .
Mbola tsy afaka maka ho fananana an'ireo tanàna ireo ny fokon'i Manase , satria ireo Kananita dia mbola mipetraka ao amin'io tany io .
JOS 17:13     Alignment score: 0.368 → 0.369
When the people of Israel grew strong , they put the Canaanites to forced labor , but did not completely drive
them out .
Rehefa niha - natanjaka ny vahoakan'Israely , dia noteren'izy ireo hiasa ireo Kananita , fa tsy noroasiny tanteraka .
JOS 17:14     Alignment score: 0.396 → 0.422
Then the descendants of Joseph spoke to Joshua , saying , " Why have you given us only one assignment of land and one portion for an inheritance , since we are a people great in number , and all along Yahweh has blessed us ? "
Avy eo ireo taranak'i Josefa niteny tamin'i Josoa , nanao hoe : " Nahoana no asan
' ny tany iray ihany no natolotrao ho anay ary tsinjara iray amin ' ny lova , kanefa vahoaka be an'isa izahay , ary efa notahian'i Yaveh izahay rehetra ?
JOS 17:15     Alignment score: 0.371 → 0.38
Joshua said to them , " If you are a people great in number , go up by yourselves to the forest and there clear the ground for yourselves in the land of the Perizzites and of the Rephaim . Do this , since the hill country of Ephraim is too small for you . "
Hoy Josoa tamin'izy ireo : " Raha vahoaka be an'isa ianareo , dia miakara any anaty ala ny tenanareo ary tapaho ireo hazo ao amin ' ny tanin'i Perizita sy Refaita any . Ataovy izany , satria ny havoan
' ny firenen'i Efraima dia kely ho anareo . "
JOS 17:16     Alignment score: 0.492 → 0.499
The descendants of Joseph said , " The hill country is not enough for us . But all the Canaanites who live in the valley have chariots of iron , both those
who are in Beth Shan and its villages , and those who are in the Valley of Jezreel . "
Hoy ireo taranak'i Josefa : " Tsy ampy anay ny havoana . Fa ireo Kananita izay mipetraka any amin ' ny lohasaha dia manana kalesy vy , ireo any Beti - sana sy ny tanànany , ary ireo izay any amin ' ny lohasahan'i Jezirela .
JOS 17:17     Alignment score: 0.434
Then Joshua said to the house of Joseph to Ephraim and Manasseh , " You are a people great in number , and you have great power . You must not have only one piece of land assigned to you .
Ary hoy i Josoa tamin ' ny ankohonan'i Josefa - tamin'i Efraima sy Manase : " Vahoaka be an'isa ianareo , ary manana hery lehibe . Tsy tokony ho zaran - tany iray ihany no notendrena ho anareo .
JOS 17:18     Alignment score: 0.282 → 0.298
The hill country will also be yours . Though it is a forest , you will clear it and take possession of it to its farthest borders . You will drive
out the Canaanites , even though they have chariots of iron , and even though they are strong . "
Ny havoana ihany koa dia ho anareo . Na ny alan'izany , dia ho tapahanareo ka ataovy fananana hatrany amin ' ny sisiny lavitra indrindra izany . Hamoaka ireo Kananita ianareo , na dia manana kalesy vy aza izy ireo , na dia matanjaka aza izy ireo . "
JOS 17     Average alignment score: 0.471 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24