Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 16:1     Alignment score: 0.515 → 0.534
The assignment of land for the tribe of Joseph extended from the Jordan at Jericho , east of the springs of Jericho , into the wilderness , going up from Jericho through the hill country of Bethel .
Ny zara - tanin ' ny fokon'i Josefa dia nihitatra nanomboka tany
Jordana ka hatrany any Jeriko , atsinanan ' ny loharanon'i Jeriko , mankany an'efitra , niakatra avy ao Jeriko hatrany amin ' ny tany havoan'i Betela .


JOS 16:2     Alignment score: 0.449 → 0.449
Then it went from Bethel to Luz and passed along to Ataroth , the territory of the Arkites .
Avy eo izany dia nankany Betela ka hatrany Lozy ary namakivaky hatrany Atarota
, ilay fari - tan ' ny Arkita .
JOS 16:3     Alignment score: 0.314 → 0.333
Then it went down westward to the territory of the Japhletites , as far as the territory of Lower Beth Horon , and then on to Gezer ; it ended at the sea .
Dia nidina niankandrefana nahazo ny faritan
' ny Jafletita izany hatrany amin ' ny faritany ambanin'i Bedhorona , ary avy eo nankany Gazera ; dia nifarana tany amin ' ny ranomasina .
JOS 16:4     Alignment score: 0.515
It was in this way that the tribes of Joseph , Manasseh and Ephraim received their inheritance .
Izany no fomba nahazoan'ireo fokon'i Josefa , Manase sy Efraima ny lovan'izy ireo .
JOS 16:5     Alignment score: 0.363 → 0.373
The territory of the tribe of Ephraim , clan by clan : The border of their inheritance on the east went from Ataroth Addar
as far as Upper Beth Horon ,
Ny faritanin ' ny fokon'i Efraima izay notendrena ho an ' ny fokon'izy ireo dia tahaka izao manaraka izao : ny faritanin ' ny lovan'izy ireo any atsinanana dia niala an ' ny Atarot - adara nankany Beti - horona ambony ,
JOS 16:6     Alignment score: 0.308 → 0.379
and from there it continued to the sea . From Mikmethath on the north it turned eastward toward Taanath Shiloh and passed beyond it on the east to Janoah .
ary nitohy hatrany an - dranomasina izany . Avy any Mikmeta avaratra izany no nivily niatsinanana nankany Tanata - silo ary nahazo ny sisin'izany any atsinanana hatrany Janoha .
JOS 16:7     Alignment score: 0.423 → 0.48
Then it went down from Janoah to Ataroth and to Naarah , and then reached Jericho , ending at the Jordan .
Dia nidina avy any Janoha nahazo an'i Atarota
sy Narata izany , ary avy eo nahatratra an'i Jeriko , ary nifarana tany Jordana .
JOS 16:8     Alignment score: 0.45 → 0.452
From Tappuah the border went westward to the brook of Kanah
and ended at the sea . This was the inheritance of the tribe of Ephraim , clan by clan ,
Avy ao Tapoa ilay faritany dia nizotra niankandrefana ho amin ' ny lohasahan'i Kana ary niafara tany an - dranomasina . Izany no lovan ' ny fokon'i Efraima , voatendry ho an ' ny fianakaviamben'izy ireo ,
JOS 16:9     Alignment score: 0.336 → 0.377
together with the cities that were chosen for the tribe of Ephraim within the inheritance of the tribe of Manasseh all the cities , including their villages .
niaraka tamin'ireo tanàna izay nosafidiana ho an ' ny fokon'i Efraima mbanin ' ny lovan
' ny fokon'i Manase__ireo tanàna rehetra , mbamin'ireo vohitr'izy ireo .
JOS 16:10     Alignment score: 0.391 → 0.41
They did not drive
out the Canaanites who lived in Gezer , so that the Canaanites live within Ephraim to this day , but these people were made to do forced labor .
Tsy nandroaka ireo Kananita izay nonina tany Gazera izy ireo , ka miana miaraka amin'i Efraima mandrak'ankehitriny ireo Kananita , saingy nampanaovina asa an - terivozona ireo vahoaka ireo .
JOS 16     Average alignment score: 0.426 for 10 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24