Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 15:1     Alignment score: 0.362 → 0.364
The assignment of land for the tribe of the people of Judah , clan by clan , extended south to the border of Edom , with the wilderness of Zin being the farthest point to the south .
Ny anjara tanin ' ny fokon
' ny vahoakan'i Joda , nomena ny fokon'izy ireo , dia nihitatra nianatsimo nankany amin ' ny sisin - tanin'i Edoma , niaraka tamin ' ny efitr'i Sina izay fefy lavitra indrindra any atsimo .


JOS 15:2     Alignment score: 0.328 → 0.328
Their border on the south ran from the end of the Salt Sea , from the bay that faces to the south .
Ny sisin - tanin'izy ireo any atsimo dia nanomboka teo amin ' ny faran ' ny Ranomasin - tsira , ka hatrany amin ' ny helo - drano izay manatrika ny atsimo .
JOS 15:3     Alignment score: 0.424 → 0.423
Their boundary next went out to the south of the hill of Akrabbim and passed along to Zin , and went up south of Kadesh Barnea , along by Hezron , and up to Addar
, where it turned about to Karka .
Ny sisin - tanin'izy ireo manaraka dia nivoaka tao atsimon ' ny havoan'i Akrabima ary nanaraka an'i Sina , sy niakatra atsimon'i Kadesy Barnea , manaraka an'i Hezrona , ary miakatra an'i Adara , eo amin'izay iolanan'izany mankany Karka .
JOS 15:4     Alignment score: 0.388 → 0.389
It passed along to Azmon , went by the brook of Egypt , and came
to its end at the sea . This was their south boundary .
Nanaraka an'i Azmona , nahazo ny lohasahan - driakan'i Egypta , ary niafara tany an - dranomasina izany . Izany no faritanin'izy ireo atsimo .
JOS 15:5     Alignment score: 0.46 → 0.457
The eastern boundary was the Salt Sea , at the mouth of the Jordan . The border on the north ran from the bay of the sea at the mouth of the Jordan .
Ny sisin - tany
atsinanana dia ny Ranomasin - tsira , eo am - bavan'i Jordana . Ny faritany any avaratra dia avy eo amin ' ny lohasahan - driakan ' ny ranomasina ka hatreo am - bavan'i Jordana .
JOS 15:6     Alignment score: 0.504
It went up to Beth Hoglah and passed along north of Beth Arabah . Then it went up to the Stone of Bohan the son of Reuben .
Niakatra tao Beti - hogla ary nanaraka ny avaratr'i
Bet - araba izany . Avy eo izany dia niakatra nankany amin ' ny Vaton'i Bohana zanaka lahin'i Robena .
JOS 15:7     Alignment score: 0.36 → 0.401
Then the border went up to Debir from the Valley of Achor , and so northward , turning toward Gilgal , which is opposite the hill of Adummim , which is on the south side of the valley . Then the border passed along to the springs of En Shemesh and went to En Rogel .
Ary ny faritany dia niakatra tany Debira hatrany amin ' ny Lohasahan'i
Akora , ary nianavaratra , niodina nanaraka an'i Gilgala , izay tandrifin ' ny havoan'i Adomina , izay any amin ' ny lafy avaratry ny lohasaha . Avy eo ilay faritany nanaraka ny loharanon'i Ensemesy ary nandeha tany En - rogela .
JOS 15:8     Alignment score: 0.447 → 0.448
Then the border went up the Valley of Ben Hinnom to the south side of the Jebusite
city ( that is , Jerusalem ) . Then it went up to the top of the hill that lies over the Valley of Hinnom , on the west , which is at the northern end of the Valley of Rephaim .
Dia niakatra ny lohasahan'i Beni - Hinoma ka hatrany amin ' ny lafy atsimon ' ny tanànan ' ny Jebosita ( izay , i Jerosalema ) ny faritany . Dia niakatra hatrany amin ' ny tendron ' ny havoana izay manarona ny lohasahan'i Hinoma , any avaratra , izay ao amin ' ny farany avaratry ny lohasahan'i Refaita izany .
JOS 15:9     Alignment score: 0.503 → 0.504
Then the border extended from the top of the hills to the spring of Nephtoah , and went out from there to the cities of Mount Ephron . Then the border bends around to Baalah
( the same as Kiriath Jearim ) .
Ary ny faritany nihitatra hatreo amin ' ny tendron'ireo havoana ka hatrany amin ' ny loharanon'i Neftoa , ary nivoaka avy teo ka hatrany amin'ireo tanàna tao an - tendrombohitra Efrona . Ary ny faritany dia nanodidina an'i Bala ( mitovy amin'i Kiriata - jearima ) .
JOS 15:10     Alignment score: 0.508 → 0.508
Then the border circled around west of Baalah
to Mount Seir , and passed along to the side of Mount Jearim on the north ( the same as Kesalon ) , went down to Beth Shemesh , and crossed over to Timnah .
Ary ny faritany nanodidina ny atsinanan'i Bala hatrany amin ' ny Tendrombohitra Seira , ary nanaraka ny lafin ' ny Tendrombohitra Jearima any avaratra ( mitovy amin'i Kesalona ) , nidina hatrany Beti - semesy , ary nanapaka ny Timna .
JOS 15:11     Alignment score: 0.413
The border went out beside the northern hill of Ekron , and then it bent around to Shikkeron and passed along to Mount Baalah
, and from there it went to Jabneel . The border ended at the sea .
Nivoaka akaikin ' ny avaratry ny havoana Ekrona ny faritany , ary dia nihodidina an'i Sikerona sy nanaraka ny Tendrombohitra Bala izany , avy eo dia nankany Jabniela izany . Nifarana tao an - dranomasina ny faritany .
JOS 15:12     Alignment score: 0.434
The western boundary was the Great Sea and its coastline . This is the border around the tribe of Judah , clan by clan .
Ny sisin - tany
andrefana dia ny Ranomasina Lehibe sy ny morony . Io no faritany manodidina ny fokon'i Joda , isam - poko .
JOS 15:13     Alignment score: 0.662 → 0.665
In keeping with the commandment
of Yahweh to Joshua , Joshua gave Caleb son of Jephunneh an assignment of land among the tribe of Judah , Kiriath Arba , that is , Hebron ( Arba was the father of Anak ) .
Amin ' ny fitandreman'i Josoa ny didin'i Yaveh , dia nanome an'i Kaleba zanaka lahin'i Jefone anjara amin ' ny tany eo amin'ireo fokon'i Joda , Kiriata Arba , izay , Hebrona ( Arba dia rain'i Anàka ) i Josoa .
JOS 15:14     Alignment score: 0.713
Caleb drove
out from there the three sons of Anak : Sheshai , Ahiman and Talmai , descendants of Anak .
Nandroaka ny zanak'i Anàka telo lahy tao i Kaleba : Sesay , Ahimana ary Talmay , ireo taranak'i Anàka .
JOS 15:15     Alignment score: 0.588 → 0.637
He went up from there against the inhabitants of Debir ( the name of Debir was formerly Kiriath Sepher ) .
Niakatra avy teo izy hanohitra ireo mponin'i
Debira ( Debira dia nantsoina hoe Kiriata - sefera taloha ) .
JOS 15:16     Alignment score: 0.512 → 0.514
Caleb said , " The man who attacks Kiriath Sepher and captures it , to him I will give Aksah my daughter
as a wife . "
Hoy Kaleba hoe : " Ny olona izay manafika an'i Kiriata - sefera sy mahazo izany , dia ho azy no hanomezako an'i Aksa zanako vavy ho vady . "
JOS 15:17     Alignment score: 0.489 → 0.507
When Othniel son of Kenaz , Caleb 's brother , captured it , Caleb gave him Aksah his daughter
as a wife .
Ary Otniela zanaka lahin'i Kenaza , rahalahin'i Kaleba , rehefa nahazo izany , dia nomen'i Kaleba azy ho vadiny i Aksa zanany vavy .
JOS 15:18     Alignment score: 0.352 → 0.367
Soon after that , Aksah came to Othniel and urged him to ask her father for a field . When she got off her donkey , Caleb said to her , " What do you want ? "
Fotoana fohy taorian'izany , dia nankany amin'i Otniela i Aksa ary namporisihany hangataka saha tany
amin ' ny rainy izy . Rehefa nidina tamin ' ny borikiny izy , dia hoy Kaleba taminy hoe : " Inona no ilainao ? "
JOS 15:19     Alignment score: 0.466 → 0.476
Aksah replied , " Do me a special favor , since you have given me the land of the Negev : Also give me some springs of water . " Then Caleb gave her the upper springs and lower springs .
Namaly Aksa hoe : " Manaova zavatra miavaka ho ahy , satria efa nanome ahy ny tany Negeva ianao : dia omeo ahy koa ireo loharano sasany . " Dia nomen'i Kaleba azy ireo loharano ambony sy ireo loharano ambany .
JOS 15:20     Alignment score: 0.523
This was the inheritance of the tribe of Judah , clan by clan .
Izany no lovan
' ny fokon'i Joda , nomena ireo fokony .
JOS 15:21     Alignment score: 0.573 → 0.574
The cities belonging to the tribe of Judah in the extreme south , toward the border of Edom , were Kabzeel , Eder , Jagur ,
Ireo tanàna izay an ' ny fokon'i Joda any amin ' ny farany atsimo , amin ' ny faritanin'i Edoma , dia Kabzela
, Edera , Jagora ,
JOS 15:22     Alignment score: 0.842
Kinah , Dimonah
, Adadah ,
Kina , Dimona , Adada ,
JOS 15:23     Alignment score: 0.885
Kedesh
, Hazor , Ithnan ,
Kadesy , Hazora , Itnana ,
JOS 15:24     Alignment score: 0.995
Ziph , Telem , Bealoth .
Zifa , Talema , Bealota .
JOS 15:25     Alignment score: 0.756 → 0.761
Hazor Hadattah , Kerioth Hezron ( this was also known as Hazor ) ,
Hazora - hadata , Keriota
- hezrona ( io ihany koa dia fantatra tamin ' ny hoe Hazora ) ,
JOS 15:26     Alignment score: 0.878
Amam , Shema
, Moladah ,
Amama , Sema , Molada ,
JOS 15:27     Alignment score: 0.776 → 0.777
Hazar Gaddah , Heshmon , Beth Pelet ,
Hazara - gada , Hesmona , Beti - paleta
,
JOS 15:28     Alignment score: 0.815 → 0.815
Hazar Shual , Beersheba , Biziothiah .
Hazara - soala , Beri - sheba , Biziotia .
JOS 15:29     Alignment score: 0.517
Baalah
, Iyim , Ezem ,
Bala , le , Azema ,
JOS 15:30     Alignment score: 0.993
Eltolad , Kesil , Hormah ,
Eltolada , Kesila , Horma ,
JOS 15:31     Alignment score: 0.966
Ziklag , Madmannah , Sansannah ,
Ziklaga , Madmana , Sansana ,
JOS 15:32     Alignment score: 0.613
Lebaoth , Shilhim , Ain , and Rimmon . These
were twenty - nine cities in all , including their villages .
Lebaota , Silima , Aina , ary Rimona . Ireo no tanàna sivy amby roapolo ny fitambarany , miaraka amin'ireo vohitra keliny .
JOS 15:33     Alignment score: 0.468 → 0.51
In the lowlands there were Eshtaol , Zorah , Ashnah
,
Tao amin ' ny tany havoana iva indrindra any andrefana , dia nisy an'i Estaola , Zora , Asna ,
JOS 15:34     Alignment score: 0.867 → 0.868
Zanoah , En Gannim , Tappuah , Enam ,
Zanoa , En - ganima , Tapoa
, Enama ,
JOS 15:35     Alignment score: 0.96
Jarmuth , Adullam , Sokoh
, Azekah ,
Jarmota , Adolama , Soko , Azeka ,
JOS 15:36     Alignment score: 0.547 → 0.563
Shaaraim , Adithaim , and Gederah
( that is , Gederothaim ) . These were fourteen cities in number , including their villages .
Saraima , Aditaima , ary Gadera ( izay , Gederotaima ) . Efatra ambin ' ny folo isa ireo tanàna ireo , miaraka amin'ireo vohitra keliny .
JOS 15:37     Alignment score: 0.868 → 0.879
Zenan , Hadashah , Migdal Gad ,
Zenana , Hadasa , Migdala - gada ,
JOS 15:38     Alignment score: 0.981
Dilean , Mizpah , Joktheel ,
Dilana , Mizpa , Joktela ,
JOS 15:39     Alignment score: 0.99
Lachish , Bozkath , Eglon .
Lakisy , Bozkata , Eglona .
JOS 15:40     Alignment score: 0.993
Kabbon , Lahmas , Kitlish ,
Kabona , Lamasa , Kitilisa ,
JOS 15:41     Alignment score: 0.568 → 0.569
Gederoth , Beth Dagon , Naamah , Makkedah . These
were sixteen cities in number , including their villages .
Gederota , Beti - dagona , Nama , Makeda . Enina ambin ' ny folo ny isan'ireo tanàna ireo , miaraka amin'ireo vohitra keliny .
JOS 15:42     Alignment score: 0.708
Libnah , Ether , Ashan ,
Libna , Atera
, Asana ,
JOS 15:43     Alignment score: 0.936
Iphtah , Ashnah
, Nezib ,
Jifta , Asna , Neziba ,
JOS 15:44     Alignment score: 0.552 → 0.565
Keilah , Akzib , Mareshah . These
were nine cities , including their villages .
Kila , Akziba , Maresa . Tanàna sivy ireo , miaraka amin'ireo vohitra keliny .
JOS 15:45     Alignment score: 0.36 → 0.361
Ekron , with its surrounding towns and villages ;
Ekrona , miaraka amin'ireo tanàna sy ireo zana - bohitra
manodidina izany ;
JOS 15:46     Alignment score: 0.486
from Ekron to the Great Sea , all the settlements that were near Ashdod , including their villages .
avy eo Ekrona ka hatrany amin ' ny Ranomasina Lehibe , ireo fonenana rehetra izay akaiky an'i Asdoda , miaraka amin'ireo vohitra keliny .
JOS 15:47     Alignment score: 0.374 → 0.382
Ashdod , its surrounding towns , including their villages ; Gaza , its surrounding towns including their villages ; to the brook of Egypt , and to the Great Sea with its coastline .
Asdoda , ireo tanàna sy ireo zana - bohitra
manodidina izany ; Gaza , ireo tanàna sy ireo zana - bohitra manodidina izany ; hatrany amin ' ny lohasahan - driak'i Egypta , ary hatrany amin ' ny Ranomasina Lehibe miaraka amin ' ny morontsirak'izany .
JOS 15:48     Alignment score: 0.731
In the hill country , Shamir , Jattir , Sokoh
,
Ao amin ' ny tany havoana , Samira , Jatira , Soko ,
JOS 15:49     Alignment score: 0.785 → 0.788
Dannah , Kiriath Sannah ( that is , Debir ) ,
Dana , Kiriata - sana ( izay , Debira ) ,
JOS 15:50     Alignment score: 0.993
Anab , Eshtemoh , Anim ,
Anaba , Estemo , Anima ,
JOS 15:51     Alignment score: 0.482 → 0.544
Goshen , Holon , and Giloh . These
were eleven cities , including their villages .
Gosena , Holona , ary Gilo . Iraika ambin ' ny folo ireo tanàna ireo , miaraka amin'ireo vohitra keliny .
JOS 15:52     Alignment score: 0.782
Arab
, Dumah , Eshan ,
Araba , Doma , Esana ,
JOS 15:53     Alignment score: 0.829 → 0.831
Janim , Beth Tappuah , Aphekah
,
Janoma , Beti - tapoa , Afeka ,
JOS 15:54     Alignment score: 0.674 → 0.675
Humtah , Kiriath Arba ( that is , Hebron ) , and Zior . These
were nine cities , including their villages .
Honta , Kiriat - arba ( izy , Hebrona ) , ary Ziora . Sivy ireo tanàna ireo , miaraka amin'ireo vohitra keliny .
JOS 15:55     Alignment score: 0.947
Maon , Carmel , Ziph , Juttah ,
Maona , Karmela , Zifa , Jota ,
JOS 15:56     Alignment score: 0.982
Jezreel , Jokdeam , Zanoah ,
Jezirela , Jokdeama , Zanoa ,
JOS 15:57     Alignment score: 0.461 → 0.5
Kain
, Gibeah , and Timnah . These were ten cities , including their villages .
Kaina , Gibea , Timna . Folo ireo tanàna ireo , miaraka amin'ireo vohitra keliny .
JOS 15:58     Alignment score: 0.858 → 0.861
Halhul , Beth Zur , Gedor ,
Halola , Beti - zora , Gedora ,
JOS 15:59     Alignment score: 0.472 → 0.473
Maarath , Beth Anoth , and Eltekon . These
were six cities , including their villages .
Marata , Bet - anota , ary Elketona . Enina ireo tanàna ireo , miaraka amin'ireo vohitra keliny .
JOS 15:60     Alignment score: 0.636 → 0.638
Kiriath Baal ( that is , Kiriath Jearim ) , and Rabbah . These
were two cities , including their villages .
Kiriata - bala ( izay , Kiriata - jearima ) , ary Raba . Roa ireo tanàna ireo , miaraka amin'ireo vohitra keliny .
JOS 15:61     Alignment score: 0.652 → 0.652
In the wilderness , there were Beth Arabah , Middin , Sekakah ,
Ao an'efitra , dia misy an'i Bet - araba , Midina , Sekaka ,
JOS 15:62     Alignment score: 0.371 → 0.386
Nibshan , the City of Salt
, and En Gedi . These were six cities , including their villages .
Nisbana , ny Tanànantsira , ary En - jedy . Enina ireo tanàna ireo , miaraka amin'ireo vohitra keliny .
JOS 15:63     Alignment score: 0.567 → 0.59
But as for the Jebusites , the inhabitants of Jerusalem , the tribe of Judah could not drive
them out , so the Jebusites live there with the tribe of Judah to this day .
Fa ireo Jebosita , ireo mponin'i Jerosalema , ny fokon'i Joda dia tsy afaka nandroaka azy ireo , ka dia nipetraka tao niaraka tamin ' ny fokon'i Joda mandrak'ankehitriny ireo Jebosita .
JOS 15     Average alignment score: 0.557 for 63 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24