Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 6:1     Alignment score: 0.303
Now all the entrances
to Jericho were closed because of the army of Israel . No one went out and no one came in .
Ary nikatona avokoa ny fidirana rehetra nankao Jeriko noho ny tafik'Israely . Tsy nisy nivoaka ary tsy nisy niditra tao .


JOS 6:2     Alignment score: 0.476
Yahweh said to Joshua , " See , I have delivered Jericho into your hand , its king , and its mighty warriors .
Hoy Yaveh tamin'i Josoa hoe : " Indro , efa natolotro
teo an - tananao Jeriko , ny mpanjakany , ary ireo miaramila voahomany .
JOS 6:3     Alignment score: 0.295
You must march around the city , all the men of war going around the city one time . You must do this for six days .
Aoka ianao hanao diabe manodidina ny tanàna , ny lehilahy mpiady no mandeha mihodidina ny tanàna indray mandeha . Aoka hanao izany mandritra
ny enin'andro ianao .
JOS 6:4     Alignment score: 0.398 → 0.413
Seven priests must carry seven trumpets of rams ' horns before the ark . On the seventh day , you must march around the city seven times , and the priests must sound blasts on the trumpets .
Mpisorona fito no hitondra trompetra fito vita amin ' ny tandrok'osy eo anoloan ' ny fiara . Amin ' ny andro fahafito dia tsy maintsy manao diabe manodidina ny tanàna impito ianareo , ary tsy maintsy mitsoka mafy ny trompetra ireo mpisorona .
JOS 6:5     Alignment score: 0.324 → 0.324
Then they must sound a long blast with the ram 's horn , and when you hear the sound of the trumpet all the people must shout with a great shout , and the wall of the city will fall
down flat . The soldiers must attack , each one going straight ahead . "
Avy eo dia tsy maintsy mampaneno trompetra lavareny amin ' ny tandrok'osy izy ireo , ka rehefa mandre ny feon - trompetra ianao dia tsy maintsy mihorakoraka amin ' ny hiaka mafy ny vahoaka rehetra , ary hirodana ny mandan ' ny tanàna . Tsy maintsy hanafika ireo miaramila , ary hizotra amin ' ny hitsiny avy ny tsirairay . "
JOS 6:6     Alignment score: 0.48
Then Joshua son of Nun called the priests and said to them , " Take up the ark of the covenant , and let seven priests carry seven trumpets of rams ' horns in front of the ark of Yahweh . "
Ary niantso an'ireo mpisorona i Josoa zanak'i Nona ka niteny tamin'izy ireo hoe : " Ento ny fiaran ' ny fifanekena , ary aoka hisy mpisorona fito hitondra trompetra tandrok'osy fito ho eo alohan ' ny fiaran ' ny fifaneken'i Yaveh . "
JOS 6:7     Alignment score: 0.435 → 0.446
He said to the people , " Go over and march around the city , and the armed men will go ahead of the ark of Yahweh . "
Hoy izy tamin'ireo vahoaka hoe : " Mandehana ary manaova diabe manodidina ny tanàna , ary handeha eo alohan ' ny fiaran'i Yaveh ireo lehilahy mitam - piadiana
. "
JOS 6:8     Alignment score: 0.398 → 0.463
Just as Joshua had said to the people , the seven priests carried the seven trumpets of rams ' horns before Yahweh . As they advanced , they gave a blast on the trumpets . The ark of the covenant of Yahweh followed after them .
Araka izay nolazain'i
Josoa tamin ' ny vahoaka , dia nitondra trompetra tandrok'osy fito teo anatrehan'i Yaveh ireo mpisorona fito . Raha nandroso iny izy ireo , dia nitsoka ny trompetra . Nanaraka azy ireo avy ao aoriana ny fiaran ' ny fifaneken'i Yaveh .
JOS 6:9     Alignment score: 0.281 → 0.291
Armed men walked before the priests , and they made a blast on their trumpets , but then the rear guard walked up behind the ark , and the priests blew their trumpets continually .
Nisy lehilahy mitam - piadiana
nandeha teo anoloan'ireo mpisorona , ary nitsoka ny trompetrany izy ireo , fa nandeha niakatra avy ao aorian'izy ireo kosa ireo mpiambina ny vodi - lalana , ary nitsoka ny trompetran'izy ireo hatrany ireo mpisorona .
JOS 6:10     Alignment score: 0.304 → 0.311
But Joshua commanded the people , saying , " Do not shout . No sound must leave your mouths until the day I tell you to shout . Only then you must shout . "
Fa Josoa nandidy an'ireo vahoaka , nanao hoe : " Aza mihiaka . Aoka tsy hisy feo hivoaka amin ' ny vavanareo ambara - pahatonga ny andro ilazako aminareo mba hihiaka . Amin'izany ihany ianareo vao hihiaka . "
JOS 6:11     Alignment score: 0.399 → 0.399
So he caused the ark of Yahweh to go around the city one time that day . Then they entered their camp , and they stayed the night in the camp .
Koa nataony nandeha nanodidina ny tanàna indray mandeha ny fiaran'i Yaveh tamin'io andro io . Ary dia niditra ny tobiny
izy ireo , dia nitoetra tao an - toby nandritra ny alina .
JOS 6:12     Alignment score: 0.496 → 0.498
Then Joshua got up early in the morning , and the priests picked up the ark of Yahweh .
Dia nifoha maraim - be i Josoa , ary nalain'ireo mpisorona ny fiaran'i Yaveh .
JOS 6:13     Alignment score: 0.354 → 0.372
The seven priests , who were carrying the seven trumpets of rams ' horns in front of the ark of Yahweh , walked steadily and gave blasts on the trumpets . Armed soldiers were walking in front of them . But when the rear guard walked after the ark of Yahweh , then the trumpets gave out continual
blasts .
Nandeha mafy ary nitsoka ny trompetra ireo mpisorona fito , izay nitondra an'ireo trompetra fito tandrok'osy teo alohan ' ny fiaran'i Yaveh . Nisy miaramila mitam - piadiana nandeha teo alohan'izy ireo . Fa rehefa nandeha avy taorian ' ny fiaran'i Yaveh ireo mpiandry vodi - lalana , dia namoaka feo tsy miato ireo trompetra .
JOS 6:14     Alignment score: 0.471
They marched around the city one time the second day and returned to the camp . They did this for six days .
Nanao diabe nanodidina ny tanàna indray mandeha izy ireo tamin ' ny andro faharoa ary niverina tany an - toby . Nanao izany nandritra
ny enin'andro izy ireo .
JOS 6:15     Alignment score: 0.335
It was on the seventh day that they got up early , as dawn was breaking , and they marched around the city in the same way that was their pattern , this time for seven times . It was on this day that they marched around the city seven times .
Tamin ' ny andro fahafito no niaingan'izy ireo vao mangiran - dratsy , ary nanao diabe nanodidina ny tanàna araka ny fomban'izy ireo ihany izy ireo , fa impito tamin'ity indray mitoraka ity . Tamin'io andro io no nanaovan'izy ireo diabe impito nanodidina ny tanàna .
JOS 6:16     Alignment score: 0.477
It was on the seventh day , when the priests gave a blast with the trumpets , that Joshua commanded the people , " Shout ! For Yahweh has given you the city .
Tamin ' ny andro fahafito , tamin'ireo mpisorona nitsoka ireo trompetra tandrok'osy , no nandidian'i Josoa an'ireo vahoaka hoe : " Mihorakoraha ! Fa efa nomen'i
Yaveh anareo ny tanàna .
JOS 6:17     Alignment score: 0.358 → 0.367
The city and all that is in it will be set apart to Yahweh for destruction . Only Rahab the prostitute will live she and all the ones with her in her house because she hid the messengers
we sent .
Natokana ho an'i Yaveh ho fandravana ny tanàna sy izay rehetra ao aminy . Rahaba mpivaro - tena irery ihany no ho velona izy sy ireo rehetra miaraka aminy ao an - tranony satria nanafina ireo lehilahy nirahintsika izy .
JOS 6:18     Alignment score: 0.249 → 0.256
But as for you , be on guard about taking the things set apart for destruction , so that after you mark them for destruction , you do not then take any of them . If you do this , you will make the camp of Israel something that must be destroyed and you will bring trouble on it .
Ny aminao kosa , miambena
amin ' ny fakàna ireo zavatra voatokana ho an ' ny fandravana , mba tsy haka na inona na inona amin'izany ianao , rehefa avy nasianao marika ho ravana izany . Raha manao izany ianao , dia hahatonga ny tobin'Israely ho zavatra tsy maintsy ho ravana ka hitondra fikorontanana amin'izany .
JOS 6:19     Alignment score: 0.538
All the silver , gold , and the things made of bronze and iron are set apart to Yahweh . They must go into the treasury of Yahweh . "
Ireo volafotsy , volamena , ary ireo zavatra rehetra vita amin ' ny varahina sy vy dia voatokana ho an'i Yaveh . Tsy maintsy halefa ao amin ' ny fitoeran - drakitr'i
Yaveh ireo . "
JOS 6:20     Alignment score: 0.185 → 0.2
So the people gave a great shout , and they blew on the trumpets . Now when the people heard the trumpet sound , they gave a great shout , the wall fell
down flat , and every man charged straight in and captured the city .
Rehefa nitsoka ny trompetra izy ireo , dia nihiakiaka mafy ny vahoaka ary nirodana ny manda , hany ka nihitsy niditra ny olon - drehetra ary nambabo ny tanàna .
JOS 6:21     Alignment score: 0.44 → 0.446
They completely destroyed all that was in the city by the edge of the sword man and woman , young and old , cattle , sheep and donkeys .
Noringanin'izy ireo tamin ' ny lelan - tsabatra tanteraka izay rehetra tao amin'ilay tanàna ny lehilahy sy vehivavy , ny tanora sy antitra , ny omby , ny ondry ary ireo boriky .
JOS 6:22     Alignment score: 0.384 → 0.406
Then Joshua said to the two men who had spied out the land , " Go into the prostitute 's house . Bring out the woman and all who are with her , as you swore to her . "
Avy eo dia hoy Josoa tamin'ireo lehilahy roa nitsikilo tao amin'ilay tany hoe : " Mandehana any an - tranon'ilay mpivaro - tena . Ento mivoaka ilay vehivavy sy ireo rehetra miaraka aminy , araka ny nianiananareo taminy . "
JOS 6:23     Alignment score: 0.402 → 0.4
So the young men who had been spies went in and brought Rahab out . They brought out her father , mother , brothers , and all the relatives that were with her . They brought them to a place outside the camp of Israel .
Koa dia niditra ary nitondra an'i Rahaba nivoaka ireo tovolahy roa mpitsikilo . Nentin'izy ireo nivoaka ny rainy , ny reniny , ireo anadahiny , ary ireo havany izay niaraka taminy . Nentin'izy ireo tany amin ' ny toerana iray ivelan
' ny tobin'Israely izy ireo .
JOS 6:24     Alignment score: 0.445
They burned the city and everything in it . Only the silver , gold , and the vessels of bronze and iron were put into the treasury of the house of Yahweh .
Nodoran'izy ireo ny tanàna sy izay rehetra tao aminy . Ny volafotsy , volamena , ary ireo fitaovana vita amin ' ny varahina sy vy ihany no natao tao anatin
' ny fitoeran - drakitry ny tranon'i Yaveh .
JOS 6:25     Alignment score: 0.421
But Joshua allowed Rahab the prostitute , her father 's household , and all that were with her to live . She lives in Israel to this day because she hid the messengers
whom Joshua sent to spy on Jericho .
Fa navelan'i Josoa ho velona i Rahaba mpivaro - tena , ny ankohonan - drainy , ary ireo rehetra niaraka taminy . Mitoetra any Israely mandrak'ankehitriny izy satria nanafina ireo lehilahy izay nirahin'i Josoa hitsikilo tao Jeriko .
JOS 6:26     Alignment score: 0.41 → 0.416
Then Joshua commanded them at that time with an oath , and he said , " Cursed is the man in Yahweh 's sight who rebuilds this city , Jericho . At the cost of his firstborn son , he will lay the foundation , and at the cost of his youngest son , he will set up its gates . "
Ary tamin'izany fotoana izany dia nandidy azy ireo tamin ' ny fianianana i Josoa , ary niteny hoe : " Voaozona eo imason'i Yaveh anie izay olona mamerina manorina
ity tanàna ity , dia i Jeriko . Amin ' ny ain ' ny zanany lahimatoa no hametrahany fototra , ary amin ' ny ain ' ny zanany faralahy no hananganany ny vavahadiny . "
JOS 6:27     Alignment score: 0.351 → 0.423
So Yahweh was with Joshua , and his fame spread throughout the land .
Koa dia nomba an'i Josoa i Yaveh , ary niely nanerana ny tany ny lazany .
JOS 6     Average alignment score: 0.386 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24