Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 22:1     Alignment score: 0.582 → 0.627
At that time Joshua called the Reubenites , the Gadites , and the half tribe of Manasseh .
Tamin'izany fotoana izany Josoa dia niantso ireo Robenita , Gadit
, ary ny antsasa - pokon'i Manase .


JOS 22:2     Alignment score: 0.412
He said to them , " You have done everything that Moses the servant of Yahweh commanded you . You have obeyed my voice in all that I commanded you .
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Efa tanterakareo avokoa izay nandidian'i Mosesy mpanompon'i
Yaveh anareo . Nankatoa ny feoko ianareo tamin'izay rehetra nandidiako anareo .
JOS 22:3     Alignment score: 0.307 → 0.332
You have not deserted your brothers these
many days , down to this present day , and you have fulfilled the duties required by the commandments of Yahweh your God .
Tsy nandao ny rahalahinareo ianareo nandritra izay andro maro izay , mandrak'androany , ary tanterakareo ireo andraikitra izay notakiana tamin ' ny alalan ' ny didin'i Yaveh Andriamanitrareo .
JOS 22:4     Alignment score: 0.397 → 0.425
Now Yahweh your God has given rest to your brothers , just as he promised them . Therefore turn and go to your tents in the land you possess , which Moses the servant of Yahweh gave you on the other side of the Jordan .
Ankehitriny nomen'i
Yaveh Andriamanitrareo fitsaharana ireo rahalahinao , araka izay nampanantenany azy ireo . Noho izany miverena ary mandehana any amin ' ny lainareo any amin ' ny tany anananareo , izay nomen'i Mosesy ilay mpanompon'i Yaveh anareo any ampitan'i Jordana .
JOS 22:5     Alignment score: 0.326 → 0.357
Just be very careful to observe the commandments
and the law that Moses the servant of Yahweh commanded you , to love Yahweh your God , to walk in all his ways , to keep his commandments , and to cling to him and worship him with all your heart and with all your soul . "
Fa tandremo tsara mba ho voatandrina ireo didy sy lalàna izay nandidian'i Mosesy mpanompon'i Yaveh anareo , dia ny hitiavana an'i Yaveh Andriamanitrareo , ny handehanana amin ' ny lalany rehetra , ny hitandremana ny didiny , ary ny hifikirana aminy sy ny hanompoana azy amin ' ny fonareo manontolo sy ny fanahinareo manontolo . "
JOS 22:6     Alignment score: 0.366
So Joshua blessed them and sent them away , and they went back to their tents .
Dia nitso - drano sy nampody azy ireo i Josoa , ary niverina tany amin ' ny lainy izy ireo .
JOS 22:7     Alignment score: 0.472 → 0.497
Now to one - half of the tribe of Manasseh Moses had given an inheritance in Bashan , but to the other half Joshua gave an inheritance beside their brothers in the land west of the Jordan . Joshua sent them away to their tents ; he blessed them
Ary ny antsasa - pokon'i Manase dia efa nomen'i
Mosesy lova tany Basana , fa ny antsasany hafa kosa nomen'i Josoa lova tany akaikin'ireo rahalahiny tany amin ' ny tany andrefan ' ny Jordana . Josoa nampody azy ireo tany amin ' ny lainy ; nitso - drano azy ireo izy
JOS 22:8     Alignment score: 0.456 → 0.459
and said to them , " Return to your tents with much money , and with very much livestock , and with silver and gold , and with bronze and iron , and with very many garments . Divide the plunder from your enemies with your brothers . "
ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Miverena
any amin ' ny lainareo miaraka amin ' ny vola be , sy biby fiompy maro dia maro , sy volafotsy sy volamena , sy varahina sy vy , ary fitafiana maro dia maro . Zarao amin'ireo rahalahinareo ny babo tamin'ireo fahavalonareo . "
JOS 22:9     Alignment score: 0.487
So the descendants of Reuben , the descendants of Gad , and the half tribe of Manasseh returned home , leaving the people of Israel at Shiloh , which is in the land of Canaan . They left to go to the region of Gilead , to their own land , which they themselves possessed , in obedience to the commandment
of Yahweh , by the hand of Moses .
Ary ny taranak'i Robena , ny taranak'i Gada , ary ny antsasa - pokon'i Manase niverina nody , nandao ny vahoakan'Israely tao Silo , izay tany amin ' ny Kanana . Niainga ho any amin ' ny faritanin'i Gileada , any amin ' ny tanin'izy ireo , izay fananany , tamin ' ny fankatoavana ny didin'i Yaveh , tamin ' ny alalan ' ny tanan'i Mosesy izy ireo .
JOS 22:10     Alignment score: 0.567 → 0.576
When they came to the Jordan that is in the land of Canaan , the Reubenites and the Gadites and the half tribe of Manasseh built an altar beside the Jordan , a very large and prominent altar .
Rehefa tonga tao Jordana izay tao amin ' ny tany Kanana izy ireo , ny Robenita sy ny Gadita ary ny atsasa - pokon'i Manase dia nanorina altara
nanakaiky an ' ny Jordana , alitara tena lehibe sy nalaza .
JOS 22:11     Alignment score: 0.535
The people of Israel heard about this and said , " Look ! The people of Reuben , Gad , and the half tribe of Manasseh have built an altar at the front of the land of Canaan , at Geliloth , in the region near the Jordan , on the side that belongs to the people of Israel . "
Ny vahoakan'Israely nahare izany ka nanao hoe : " Indro ! ny vahoakan
- dRobena , Gada , ary ny antsasa - pokon'i Manase nanorina alitara teo anoloan ' ny tany Kanana , any Gelilota , any amin ' ny faritra akaikin'i Jordana , amin ' ny ilany izay an ' ny vahoakan'Israely . "
JOS 22:12     Alignment score: 0.38 → 0.381
When the people of Israel heard of it , the whole assembly of the people of Israel gathered together at Shiloh to go up to make war against them .
Rehefa nahare izany ny vahoakan'Israely , dia niara - niangona tao Silo ny fiangonan
' ny vahoakan'Israely manontolo mba hiakatra hamorona ady hanoerana azy ireo .
JOS 22:13     Alignment score: 0.599 → 0.603
Then the people of Israel sent messengers to the Reubenites , the Gadites , and the half tribe of Manasseh , in the land of Gilead . They also sent Phinehas son of Eleazar , the priest ,
Ary ny vahoakan'Israely nandefa mpitondra hafatra ho any amin ' ny Robenita , ny Gadita , ary ny antsasa - pokon ' ny Manase , any amin ' ny tany Gileada . Nandefa an'i Fineasy
zanaka lahin'i Eleazara ihany koa izy ireo , ilay mpisorona ,
JOS 22:14     Alignment score: 0.264 → 0.265
and with him ten leaders , one from each of the tribal families of Israel , and every one of them was the head of a family among the clan of Israel .
ary mpitarika folo niaraka taminy , iray isaky ny razambem - pianakavian'Israely , ary izy ireo tsirairay avy dia efa lohan
' ny fianakaviana tao amin ' ny vahoakan'Israely .
JOS 22:15     Alignment score: 0.548
They came to the people of Reuben , Gad , and the half tribe of Manasseh , in the land of Gilead , and they spoke to them :
Tonga tany amin ' ny vahoakan'i
Robena , Gada , ary ny antsasa - pokon'i Manase , tany amin ' ny tanin ' ny Gileada izy ireo , ary hoy izy ireo taminy :
JOS 22:16     Alignment score: 0.377 → 0.41
" The whole assembly of Yahweh says this , ' What is this unfaithfulness that you have committed against the God of Israel , by turning this day from following Yahweh by building yourself an altar this day in rebellion against Yahweh ?
" Izao no lazain
' ny fiangonan'i Yaveh manontolo : ' Inona izao fivadiham - pitokisana nataonareo tamin'i Andriamanitr'Israely izao , niala tamin ' ny fanarahana an'i Yaveh ianareo ankehitriny amin ' ny alalan ' ny fanorenanareo alitara tamim - pikomiana tamin'i Yaveh tamin'ity andro ity ?
JOS 22:17     Alignment score: 0.366 → 0.399
Was the iniquity of Peor not enough for us ? Yet we have not even now cleansed ourselves from it . There was a plague on the assembly of Yahweh for that sin .
Tsy ampy antsika ve ny fahotantsika tao Peora ? Izay mbola tsy nahadiovantsika ny tenantsika tamin'izany akory . Ary izany fahotana izany no nampisy areti - mandringana tao amin ' ny fiangonan'i
Yaveh .
JOS 22:18     Alignment score: 0.495 → 0.498
Must you also turn away from following Yahweh at this present day ? If you also rebel against Yahweh today , tomorrow he will be angry with the whole assembly of Israel .
Tsy maintsy hiala amin ' ny fanarahana an'i Yaveh ihany koa ve ianareo amin'ity andro androany ity ? Raha mikomy amin'i Yaveh ihany koa ianareo androany , dia ho tezitra amin ' ny fiangonan'Israely manontolo Izy rahampitso .
JOS 22:19     Alignment score: 0.402 → 0.423
If the land that you possess is defiled , then you should pass over into the land where Yahweh 's tabernacle stands and take for yourselves a possession among us . Only do not rebel against Yahweh , nor rebel against us by building an altar for yourselves other than the altar of Yahweh our God .
Raha voaloto ny tany izay anananareo , dia tokony hiampita amin ' ny tany izay misy ny tabernakelin'i Yaveh ianareo ary makà fananana ho anareo ao aminay . Aza mikomy amin'i Yaveh fotsiny , na mikomy aminay amin ' ny fanorenana alitara hafa ho anareo ankoatra ny alitaran'i Yaveh Andriamanitsika .
JOS 22:20     Alignment score: 0.276 → 0.305
Did not Achan son of Zerah , act faithlessly in the matter of those things that had been reserved for God ? Did not wrath fall
on the entire community of Israel ? That man did not perish alone for his iniquity . ' "
Moa ve Akana zanaka lahin'i Zera tsy efa nandrava finoana tamin - javatra izay efa voatokana ho an'Andriamanitra ? Moa ve tsy niraraka tamin ' ny vahoakan'Israely rehetra ny fahatezerana ? Ary tsy io lehilahy io irery no maty noho ny helony . ' "
JOS 22:21     Alignment score: 0.451 → 0.475
Then the tribes of Reuben , Gad , and the half tribe of Manasseh replied in answer to the heads of the clans of Israel :
Ary ny fokon'i Robena , Gada , ary ireo atsasa - pokon'i Manase namaly ireo loham - pianakavian'Israely hoe :
JOS 22:22     Alignment score: 0.382 → 0.381
" The Mighty One , God , Yahweh ! The Mighty One , God , Yahweh ! He knows , and let Israel itself know ! If it was in rebellion or in unfaithfulness against Yahweh , do not deliver us on this day
" Ilay Tsitoha , Andriamanitra , Yaveh ! Ilay Tsitoha , Andriamanitra , Yaveh ! Izy mahalala , ary ny Israely aoka hahalala ! Raha tamim
- pikomiana na tamin ' ny fivadiam - pitokisana tamin'i Yaveh izany , dia aza hamindrana fo izahay amin'ity andro ity
JOS 22:23     Alignment score: 0.435 → 0.454
for having built an altar to turn ourselves away from following Yahweh . If we built that altar in order to offer on it burnt offerings
, grain offerings , or sacrifices of peace offerings , then let Yahweh make us pay for it .
ny amin ' ny nanorenanay alitara mba hialanay amin ' ny fanarahana an'i Yaveh . Raha nanorina ny alitara mba hahafahana manolotra fanatitra dorana , fanatitra hohanina , na fanati - pihavanana izahay , dia aoka Yaveh hampanefa anay ny amin'izany .
JOS 22:24     Alignment score: 0.205 → 0.24
No ! We did it for fear that in time to come
your children might say to our children , ' What have you to do with Yahweh , the God of Israel ?
Tsia ! Tahotra no nanaovanay izao satria rahatrizay dia mety hanontany ny zanakay ny zanakareo hoe : ' Moa mifaninona amin'i Yaveh ianareo , ilay Andriamanitr'Israely ?
JOS 22:25     Alignment score: 0.406
For Yahweh has made the Jordan a border between us and you . You people of Reuben and people of Gad , you have nothing to do with Yahweh . ' So your children might make our children cease to worship Yahweh .
Fa Yaveh efa nanao an'i Jordana ho faritra
manelalanelana antsika sy ianao . Ianareo ry vahoakan'i Robena sy vahoakan'i Gada , tsy anao na inona na inona amin'i Yaveh ianareo . ' Noho izany ny zanakareo dia mety hampitsahatra ny zanakay amin ' ny fanompoana an'i Yaveh .
JOS 22:26     Alignment score: 0.441 → 0.443
So we said , ' Let us now build an altar , not for burnt offerings
nor for any sacrifices ,
Ka hoy izahay hoe : ' Mamelà anay hanangana alitara ankehitriny , tsy ho an ' ny fanatitra dorana na sorona ,
JOS 22:27     Alignment score: 0.25 → 0.263
but to be a witness between us and you , and between our generations
after us , that we will perform the service of Yahweh before him , with our burnt offerings and with our sacrifices and with our peace offerings , so that your children will never say to our children in time to come , " You have no share in Yahweh . " '
fa mba ho vavolombelona eo aminay sy ianareo , ary ireo eo amin ' ny taranaka fara - mandimbintsika , fa hanatanteraka ny fanompoana an'i Yaveh alohany isika , amin ' ny alalan ' ny fanatitra doran , sy sorona ary fanati - pihavanana ataontsika , ka mba tsy hitenenan ' ny zanakareo amin ' ny zanakay rahatrizay hoe : " Tsy manana anjara ao amin'i Yaveh ianareo . ' "
JOS 22:28     Alignment score: 0.356 → 0.374
So we said , ' If this should be said to us or to our descendants in time to come
, we would say , " Look ! This is a copy of the altar of Yahweh , which our ancestors made , not for burnt offerings , nor for sacrifices , but as a witness between us and you . "
Ary hoy izahay hoe : ' Raha tahiany ka lazaina aminay na amin'ireo taranakay rahatrizay izany , dia hataonay hoe : " Indro ! Ity no dika mitovy amin ' ny alitaran'i Yaveh , izay namboarin ' ny razambenay , tsy ho an ' ny fanatitra dorana , na sorona , fa ho vavolombelona teo aminay sy ianareo . "
JOS 22:29     Alignment score: 0.432 → 0.438
May it be far from us that we should rebel against Yahweh , and today turn away from following him by building an altar for burnt offerings
, for grain offerings , or for sacrifices , other than the altar of Yahweh our God that is before his tabernacle . ' "
Sanatriavinay anie ny hikomy amin'i Yaveh , sy hiala amin ' ny fanarahana Azy androany amin ' ny alalan ' ny fanorenana alitara ho an ' ny fanatitra dorana , ny fanatitra hohanina , na sorona , hafa ankoatra ny alitaran'i Yaveh Andriamanitsika izay eo anoloan ' ny tabernakeliny . ' "
JOS 22:30     Alignment score: 0.424 → 0.446
When Phinehas the priest and the leaders of the people , that is , the heads of the clans of Israel who were with him , heard the words that the people of Reuben , Gad , and Manasseh said , that it was good in their eyes .
Rehefa ren'i Fineasa
ilay mpisorona sy ireo mpitarika ny vahoaka , izay , loham - pianakavian ' ny Israely niaraka taminy , dia nahare ireo teny nolazain ' ny vahoakan ' ny Robena , Gada , ary Manase , dia tsara tamin'izy ireo izany .
JOS 22:31     Alignment score: 0.453 → 0.457
Phinehas son of Eleazar the priest said to the people of Reuben , Gad , and Manasseh , " Today we know that Yahweh is among us , because you have not committed this act of faithlessness against him . Now you have rescued the people of Israel out of the hand of Yahweh . "
Dia hoy Fineasy
zanaka lahin'i Eleazara ilay mpisorona tamin ' ny vahoakan ' ny Robena , Gada , ary Manase hoe : " Fantatray ankehitriny fa eto amintsika i Yaveh , satria ianao tsy nanao izany fivadiham - panekena izany taminy . Ankehitriny ianao nanavotra ny vahoakan'Israely tamin ' ny tanan'i Yaveh ianao . "
JOS 22:32     Alignment score: 0.516 → 0.516
Then Phinehas son of Eleazar the priest , and the leaders returned from the Reubenites and the Gadites , out of the land of Gilead , back to the land of Canaan , to the people of Israel , and brought back word to them .
Ary Fineasa
zanak'i Eleazara mpisorona , sy ireo mpitarika niverina avy tany amin'ireo Robenita sy ireo Gadita , tao amin ' ny tanin'i Gileada ho any amin ' ny tany Kanana , ho any amin ' ny vahokan'Israely , ary nitondra valin - teny tamin'izy ireo .
JOS 22:33     Alignment score: 0.266 → 0.278
Their report was good in the eyes of the people of Israel . The people of Israel blessed God and spoke no more about making war against the Reubenites and the Gadites , in order to destroy the land where they had settled .
Nety tamin ' ny vahoakan
' ny Israely ny tatitr'izy ireo . Nisaotra an'Andriamanitra ny vahoakan'Israely ary tsy niresaka ny hiady amin ' ny Robenita sy ny Gadita intsony , mba hamotehana ny tany izay nitoeran'izy ireo
JOS 22:34     Alignment score: 0.442 → 0.49
The Reubenites and the Gadites named the altar " Witness , " for they said , " It is a witness between us that Yahweh is God . "
" Vavolombelona " no nataon
' ny Robenita sy ny Gadita anaran'ilay alitara , satria hoy izy ireo hoe : " Io no vavolombelona eo aminay fa Yaveh no Andriamanitra . "
JOS 22     Average alignment score: 0.427 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24