Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 20:1     Alignment score: 0.75
Then Yahweh said to Joshua ,
Ary Yaveh niteny tamin'i Josoa hoe :


JOS 20:2     Alignment score: 0.313 → 0.313
" Speak to the people of Israel , saying , ' Appoint the cities of refuge of which I spoke to you by the hand of Moses .
" Miresaha amin ' ny vahoakan'Israely , manao hoe : " Tendreo ireo tanàna fialofana izay noresahako anao tamin ' ny tanan'i
Mosesy .
JOS 20:3     Alignment score: 0.162 → 0.18
Do this so that one who kills a person by accident or unknowingly can go there . These
cities will be a place of refuge from the avenger of blood .
Ataovy izany mba hahafahan'izay namono olona tsinahy mankany . Ireo tanàna ireo dia ho toerana fialofana amin ' ny olona izay mitady hamaly faty ny ràn ' ny olona izay voavono .
JOS 20:4     Alignment score: 0.327 → 0.363
He will run to one of those cities and will stand at the entrance of the city gate , and explain his case to the elders of that city . Then they will take him into the city and give him a place for him to live
among them .
Hitsoaka any amin ' ny iray amin'ireo tanàna ireo izy ka hijoro eo amin ' ny fidiran ' ny vavahadin ' ny tanàna , ary hanazava ny tranga nahazo azy amin'ireo loholon'io tanàna io . Avy eo dia ho raisin'izy ireo ao amin ' ny tanàna izy ary hanome toerana hipetrahana miaraka amin'izy ireo ho azy .
JOS 20:5     Alignment score: 0.264
If the avenger of blood pursues him there , then the people of the city must not hand the one who killed him over to the authorities . They must not do this because he killed his neighbor by accident , and he had no hatred toward him in the past .
Raha misy iray amin'izy ireo miezaka
mamaly faty ny ràn'ilay olona novonoina , dia tsy ho atolotr'ireo vahoaka eo an - tanàna amin'ireo manam - pahefana ilay iray izay nahafaty azy . Tsy tokony hanao izany izy ireo satria nahafaty tsy nahy ilay mpiara - belona taminy izy , ary tsy nanana fankahalana taminy izy tany aloha .
JOS 20:6     Alignment score: 0.275 → 0.297
He must stay in that city until he has stood before the assembly for judgment , until the death of the one who was serving as high priest in those days . Then the one who had accidentally killed the person may return to his own town and his own home , to the town from which he fled . ' "
Tsy maintsy mijanona ao amin'izany tanàna izany izy mandra - pijorony eo anatrehan
' ny fiangonana ho tsaraina , mandra - pahafatin'ilay iray izay nanompo tahaka ny mpisoronabe tamin'izany andro izany . Ary ilay iray izay nanomo tsy nahy ilay olona dia afaka hiverina any an - tanànany sy ny tranony , any amin'ilay tanan - dehibe izay nandosirany . " '
JOS 20:7     Alignment score: 0.502 → 0.554
So the Israelites
selected Kedesh in Galilee in the hill country of Naphtali , Shechem in the hill country of Ephraim , and Kiriath Arba ( the same as Hebron ) in the hill country of Judah .
Koa dia nisafidy an'i Kadesa ao Galilia tao amin ' ny tany havoan'i Naftaly , Sekema ao amin ' ny tany havoan'i Efraima , ary i Kiriat - arba ( mitovy amin'i Hebrona ) ao amin ' ny tany havoan'i Jodia ireo Israelita .
JOS 20:8     Alignment score: 0.632 → 0.664
Beyond the Jordan east of Jericho , they selected Bezer in the wilderness on the plateau from the tribe of Reuben ; Ramoth Gilead , from the tribe of Gad ; and Golan in Bashan , from the tribe of Manasseh .
Tany
an - dafin ' ny Jordana atsinanan'i Jeriko , dia nifidy an'i Bezera tany an'efitra teo amin ' ny tany lemaka avy amin ' ny foko Robena ; Ramota Gileada , avy amin ' ny fokon'i Gada ; ary Golana ao Basana , avy amin ' ny fokon ' i Manase izy ireo .
JOS 20:9     Alignment score: 0.218 → 0.225
These
were the cities selected for all the people of Israel and for the foreigners sojourning among them , so that anyone who killed a person unintentionally could run to them for safety . This person would not die by the hand of the avenger of blood , until the accused person would first stand before the assembly .
Ireo tanàna ireo no nofidiana ho an ' ny vahoakan'Israely rehetra sy ho an'ireo vahiny mipetraka miaraka amin'izy ireo , mba hahafahan'izay nahavono olona tsy nahy mitsoaka any amin'izy ireo am - pilaminana . Io olona io dia tsy ho fatin ' ny tanan'ilay iray izay naniry hamaly faty ny izay nalatsaka , mandra - pijoroan'ilay olona voampanga eo anatrehan ' ny fiangonana .
JOS 20     Average alignment score: 0.36 for 9 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24