Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 9:1     Alignment score: 0.547 → 0.547
Then all the kings who lived beyond the Jordan in the hill country , and in the lowlands along the shore of the Great Sea toward Lebanon the Hittites , Amorites , Canaanites , Perizzites , Hivites , and the Jebusites
Ary ireo mpanjaka rehetra izay niaina tany
an - dafin ' ny Jordana tany amin ' ny tany havoana , sy tany amin'ireo lemaka amoron - dranomasin ' ny Ranomasina Lehibe tandrifin'i Libanona ireo Hitita , Amorita , Kananita , Perizita , Hivita , ary reo Jebosita


JOS 9:2     Alignment score: 0.273
these
gathered themselves together under one command , to wage war against Joshua and Israel .
ireo dia niray hina ho eo ambany fifehezana iray , mba hanangana ady amin'i Josoa sy Israely .
JOS 9:3     Alignment score: 0.663 → 0.687
When the inhabitants of Gibeon heard what Joshua had done to Jericho and to Ai ,
Rehefa henon'ireo mponin'i
Gibeona izay nataon'i Josoa tamin'i Jeriko sy tamin'i Ay ,
JOS 9:4     Alignment score: 0.22 → 0.234
they acted with a cunning plan . They went as messengers . They took worn - out sacks and put them on their donkeys . They also took old wineskins that were worn , torn , and had been repaired .
dia nanao tetika an - kafetsena izy ireo . Nandeha ho iraka izy ireo . Nitondra kitapo tonta izy ireo ary nasampiny tamin ' ny borikin'izy ireo izany . Nitondra siny hoditra izay tonta , rovitra , sy efa namboarina ihany koa izy ireo .
JOS 9:5     Alignment score: 0.201 → 0.236
They put old and patched sandals on their feet , and dressed in old , worn - out clothing . All the bread in their food supply was dry and moldy .
Kapa tonta sy nitampina no teny an - tongotr'izy ireo , ary nitafy tranainy , fitafiana tonta . Ireo mofo rehetra tao amin ' ny fitoeram - batsin'izy ireo dia kina sy bobongolo .
JOS 9:6     Alignment score: 0.407
Then they went to Joshua in the camp at Gilgal and said to him and to the men of Israel , " We have traveled from a very far country , so now make a covenant with us . "
Dia nandeha tany amin'i Josoa tany
an - toby tany Gilgala izy ireo ka niteny taminy sy tamin'ireo lehilahin'Israely hoe : " Efa nandeha avy any amin ' ny firenena tena lavitra izahay , ka ankehitriny manaova fifanekena aminay . "
JOS 9:7     Alignment score: 0.393 → 0.405
The men of Israel said to the Hivites , " Perhaps you live near us . How can we make a covenant with you ? "
Hoy ireo lehilahin'Israely tamin'ireo Hivita hoe : " Angamba ianareo monina akaiky anay ihany . Hataonay ahoana ny hanao fifanekena aminareo ? "
JOS 9:8     Alignment score: 0.435 → 0.443
They said to Joshua , " We are your servants . " Joshua said to them , " Who are you ? Where did you come
from ? "
Hoy izy ireo tamin'i Josoa : " Mpanomponao izahay . " Josoa namaly azy ireo hoe : " Fa iza ianareo ? Avy aiza no niavianareo ? "
JOS 9:9     Alignment score: 0.351 → 0.354
They said to him , " Your servants have come
here from a land very far away , because of the fame of Yahweh your God . We have heard a report about him and about everything that he did in Egypt
Hoy izy ireo taminy : " Tonga avy tany amin ' ny tany tena lavitra ireto mpanomponao , noho ny anaran'i Yaveh Andriamanitrareo . Renay ny tatitra momba Azy sy momba izay rehetra nataony tany Egypta
JOS 9:10     Alignment score: 0.578 → 0.604
and everything that he did to the two kings of the Amorites on the other side of the Jordan to Sihon king of Heshbon , and to Og king of Bashan who was at Ashtaroth
.
ary izay rehetra nataony tamin'ireo mpanjakan ' ny Amorita roa tany andafin ' ny Jordana tamin'i Sihona mpanjakan'i Hesbona , sy tamin'i Oga mpanjakan'i Basana izay tany Astarta .
JOS 9:11     Alignment score: 0.241 → 0.263
Our elders and all the inhabitants of our country said to us , ' Take provisions in your hand for the journey . Go to meet them and say to them , " We are your servants . Make a treaty with us . "
Hoy ireo loholonay sy ireo mponina rehetra tany amin ' ny firenenay
taminay hoe : ' Mitondrà vatsy eny an - tananareo ho amin ' ny dia . Mandehana mihaona amin'izy ireo ary lazao izy ireo hoe : " Mpanomponareo izahay . Manaova fifanekena aminay . "
JOS 9:12     Alignment score: 0.281
This is our bread , it was still warm when we took it from our houses on the day we set out to come
to you . But now , see , it is dry and moldy .
Ity ny mofonay , mbola nafana ity tamin'izahay naka azy ity tany an - tranonay tamin ' ny andro niainganay hankaty aminareo . Kanefa izao , indro , maina sy bobongolo ity .
JOS 9:13     Alignment score: 0.253 → 0.291
These wineskins were new when we filled them , and look , now they are leaking . Our garments and our sandals are worn out from a very long journey . ' "
Ireto kitapo hoditra ireto dia vaovao tamin ' ny namenoanay azy ireo , dia indro , mitete izy ireo ankehitriny . Ireo fitafinay sy ireo kapanay dia simba nohon ' ny dia tena lavitra . ' "
JOS 9:14     Alignment score: 0.405
So the Israelites took some of their provisions , but they did not consult with Yahweh for guidance .
Dia naka sasany tamin ' ny vatsiny
ireo Israelita , nefa tsy naka hevitra tamin'i Yaveh izy ireo ho fitarihana .
JOS 9:15     Alignment score: 0.404
Joshua made peace with them and made a covenant with them , to let them live . The leaders of the people also swore a vow to them .
Josoa nihavana tamin'izy ireo sy nanao fifanekena tamin'izy ireo , mba hamelàna azy ireo ho velona . Ireo mpitarika ny vahoaka ihany koa dia nanao voady tamin'izy ireo .
JOS 9:16     Alignment score: 0.3 → 0.3
Three days after the Israelites
made this covenant with them , they learned that they were their neighbors and that they lived nearby .
Telo andro taorian ' ny nanaovan'ireo Isrelita izany fifanekena izany tamin'izy ireo , dia fantatr'izy ireo fa hay mpifanolo - bodirindrina izy ireo ary nonina nifanakaiky teo .
JOS 9:17     Alignment score: 0.646
Then the people of Israel set out and came to their cities on the third day . Their cities were Gibeon , Kephirah , Beeroth , and Kiriath Jearim .
Avy eo dia niainga ny vahoakan'Israely ary tonga tany amin ' ny tanànan'izy ireo tamin ' ny andro fahatelo . Ny tanànan'izy ireo dia Gibeona , Kefira , Berota , ary Kiriata Jearima .
JOS 9:18     Alignment score: 0.354
The people of Israel did not attack them because their leaders had taken an oath about them before Yahweh , the God of Israel . The whole community was grumbling against their leaders .
Tsy nanafika azy ireo ny vahoakan'Israely satria ireo mpitarika azy ireo dia efa nanao fianianana momba azy teo anatrehan'i Yaveh , Andriamanitr'Israely . Nimonomononan'ireo Israelita rehetra ireo mpitarika azy ireo .
JOS 9:19     Alignment score: 0.421
But all the leaders said to all the people , " We have taken an oath concerning them by Yahweh , the God of Israel , and now we can not harm them .
Ka hoy ireo mpitarika rehetra tamin ' ny vahoaka manontolo : " Nanao fianianana nahakasika azy ireo tamin'i Yaveh , Andriamanitr'Israely izahay , ary tsy afaka hanao ratsy azy ireo isika ankehitriny .
JOS 9:20     Alignment score: 0.214 → 0.236
This is what we will do to them : To avoid any wrath that may come
on us because of the oath we swore to them , we will let them live . "
Izao no hataontsika amin'izy ireo : Mba hialana amin ' ny fahatezerana izay mety hitranga amintsika noho ny fianianana nianianantsika tamin'izy ireo , dia avelantsika ho velona izy ireo . "
JOS 9:21     Alignment score: 0.467
The leaders said to their people , " Let them live . " So , the Gibeonites became
cutters of wood and drawers of water for all the Israelites , just as the leaders said about them .
Hoy ireo mpitarika tamin ' ny vahoakan'izy ireo : " Avelao izy ireo ho velona . " Noho izany , ireo Gibeonita dia lasa mpikapa hazo sy mpantsaka rano ho an'ireo Israelita rehetra , araka izay nolazain'ireo mpitarika momba azy ireo .
JOS 9:22     Alignment score: 0.339 → 0.357
Joshua called for them and said , " Why did you deceive us when you said , ' We are very far from you ' , when you live right here among us ?
Niantso azy ireo Josoa ka niteny hoe : " Nahoana ianareo no namitaka anay raha niteny hoe : ' Tena lavitra anareo izahay , ' nefa ianareo monina eto aminay ?
JOS 9:23     Alignment score: 0.37
Now , because of this , you are cursed and some of you will always be slaves , those
who cut wood and draw water for the house of my God . "
Ankehitriny , noho izany , dia voaozona ianareo ary ny sasany aminareo dia ho andevo foana , ireo izay manapaka hazo sy mantsaka rano ho an ' ny tranon'Andriamanitro . "
JOS 9:24     Alignment score: 0.397
They answered Joshua and said , " Because it was told to your servants that Yahweh your God commanded his servant Moses to give you all the land , and to destroy all the inhabitants of the land before you so we were very afraid for our lives because of you . That is why we did this thing .
Namaly an'i Josoa izy ireo ka nanao hoe : " Satria nolazaina tamin'ireto mpanomponao fa Yaveh Andriamanitrao nandidy an'i Mosesy mpanompony mba hanome anao ny tany rehetra , ary handringana ireo mponin
' ny tany rehetra eo anatrehanao noho izany dia natahotra mafy ny amin ' ny ainay izahay noho ianao . Izany no nahatonga anay nanao izao zavatra izao .
JOS 9:25     Alignment score: 0.28
Now , look , you hold
us in your power . Whatever seems good and right for you to do to us , do it . "
Ankehitriny , indro , tananao amin ' ny fahefanao izahay . Na inona na inona toa tsara sy marina aminao hatao aminay , dia ataovy izany . "
JOS 9:26     Alignment score: 0.25 → 0.265
So Joshua did this for them : He delivered them out of the control of the people of Israel , so that the people of Israel did not kill them .
Dia izao no nataon'i Josoa ho azy ireo : nesoriny
tsy ho eo ambany fifehezan ' ny vahoakan'Israely izy ireo , ary tsy novonoin'ireo Israelita .
JOS 9:27     Alignment score: 0.558 → 0.559
That day Joshua made the Gibeonites cutters of wood and drawers of water for the community , and for the altar of Yahweh , to this day , in the place that Yahweh chooses .
Nataon'i
Josoa mpanapaka hazo sy mpantsaka rano ho an ' ny fiarahamonina , sy ho an ' ny alitaran'i Yaveh ireo Gibeonita tamin'io andro io , mandrak'androany , eo amin ' ny toerana izay safidian'i Yaveh .
JOS 9     Average alignment score: 0.389 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24