Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 13:1     Alignment score: 0.372
Now Joshua was very old when Yahweh said to him , " You are very old , but there is still very much land to capture .
Ary efa tena antitra tokoa i Josoa rehefa nilaza taminy i Yaveh hoe : " Tena antitra tokoa ianao , kanefa mbola betsaka ireo tany ho baboina .


JOS 13:2     Alignment score: 0.353
This is the land that still remains : All the regions of the Philistines , and all those
of the Geshurites ,
Ity ny tany izay mbola tavela : ireo faritra rehetra ao amin ' ny Filistina , ary ireo rehetra any Gesriana ,
JOS 13:3     Alignment score: 0.366 → 0.413
from Shihor , which is east of Egypt , and northward to the border of Ekron , which is considered property of the Canaanites ; the five rulers of the Philistines , those of Gaza , Ashdod , Ashkelon , Gath , and Ekron ; the territory of the Avvites
( avy any Sikora , izay any atsinanan'i
Egypta , sy avaratry ny sisin ' ny Akarona , izay heverina ho fananan'ireo Kananita ; ireo mpanapaka dimin'ireo Filistina , ireo izay any Gaza , Azota , Askalona , Geta , ary Akarona ireo faritr'ireo Avita ) .
JOS 13:4     Alignment score: 0.439 → 0.451
in the south ; all the lands of the Canaanites , from Arah that belongs to the Sidonians , as far as Aphek which is on the border of the Amorites ;
Any atsimo , dia mbola misy ny tanin'ireo Kananita rehetra , sy Maàra izay ho an'ireo Sidoniana , any Afeka , ireo faritr'ireo Amorita ;
JOS 13:5     Alignment score: 0.517 → 0.519
the land of Byblos , all of Lebanon toward the east , from Baal Gad below Mount Hermon to Lebo Hamath .
ny tanin'ireo Gebalita , ireo Libanona rehetra manoloana ny fiposahan ' ny masoandro , hatrany Bala - Gada eo ambanin ' ny tendrombohitra Hermona ka hatrany Lebo Hamata .
JOS 13:6     Alignment score: 0.293 → 0.359
Also , all the inhabitants of the hill country from Lebanon as far as Misrephoth Maim , including all the people of Sidon I will drive them out before the army of Israel . Be sure to assign the land to Israel as an inheritance , as I commanded you .
Fa kosa , ireo olona
rehetra any amin ' ny tany havona avy any Libanona tahaka i Mserofota - Maima , anisan'izany ireo olona rehetra any Sidona . Handroaka azy ireo alohan'ireo tafik'israely . Alaivo antoka ny fanomezana ny tany an'Israely ho lova iray , araka ny nandidiako anao .
JOS 13:7     Alignment score: 0.457
Divide this land as an inheritance to the nine tribes and to the half tribe of Manasseh . "
Zarao izany tany izany ho an'ireo foko sivy sy ho an'ireo atsasaky ny fokon'i Manase .
JOS 13:8     Alignment score: 0.487 → 0.531
With the other half of the tribe of Manasseh , the Reubenites and the Gadites had received their inheritance that Moses , the servant of Yahweh , gave them on the east side of the Jordan ,
Miaraka amin'ireo atsasaky ny fokon'i Manase , ireo Reobenita sy ireo Gadita dia nandray ny lova izay nomen'i Mosesy azy ireo tany
atsinanan'i Jordana ,
JOS 13:9     Alignment score: 0.542
from Aroer , which is on the edge of the Arnon River gorge ( including the city that is in the middle of the gorge ) , to all the plateau of Medeba as far as Dibon ;
any Aroera , izay eo amoron ' ny reniranon'i Arnona ( anisan'izany ny tanàna izay eo afovoan ' ny renirano ) , ho an ' ny lemaka rehetra any Medeba ary hatrany Dibona ;
JOS 13:10     Alignment score: 0.389 → 0.402
all the cities of Sihon , king of the Amorites , who ruled in Heshbon , to the border of the Ammonites ;
ireo tanàna rehetra any Sihona , mpanjakan'ireo Amorita , izay manapaka any Hesebona
, hatrany amin'ireo Amorita ;
JOS 13:11     Alignment score: 0.569
Gilead , and the region of the Geshurites and Maakathites
, all of Mount Hermon , all Bashan to Salekah ;
Gileada , sy ireo faritra any Gesorita sy Makatita , ireo tendrombohitr'i Hermona , ireo Basana rehetra hatrany Salekà ;
JOS 13:12     Alignment score: 0.497 → 0.498
all the kingdom of Og in Bashan , who reigned in Ashtaroth
and Edrei these are what was left of the remnant of the Rephaim Moses struck them and drove them out .
ireo fanjakana rehetr'i Oga any Basana , izay nanjaka tany Astarta sy Edrehy ireo no sisa tavela tamin'i Refaita Namono azy ireo i Mosesy ary nandroaka azy ireo .
JOS 13:13     Alignment score: 0.345 → 0.349
But the people of Israel did not drive
out the Geshurites or the Maakathites , and so Geshur and Maakah live in the midst of Israel to this day .
Fa ireo olon'Israely dia tsy nandroaka ireo Gesorita na Makatita . Fa kosa , Gesora sy Makata dia nonina teo amin'ireo Israely tamin'izany andro izany .
JOS 13:14     Alignment score: 0.563
To the tribe of Levi alone Moses gave no inheritance . The offerings
of Yahweh , the God of Israel , made by fire , are their inheritance , as God said to Moses .
Tamin ' ny fokon'i Levy irery no tsy nanomezan'i Mosesy lova . Ireo fanatitr'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely , vita tamin ' ny afo , sy ireo lovan'izy ireo , araka ny nolazain'Andriamanitra an'i Mosesy .
JOS 13:15     Alignment score: 0.548
Moses gave an inheritance to the tribe of Reuben , clan by clan .
Mosesy nanome lova tamin'ireo fokon'i Robena , isam - poko .
JOS 13:16     Alignment score: 0.46
Their territory was from Aroer , on the edge of the Arnon River gorge , and the city that is in the middle of the valley , and all the plateau by Medeba .
Ny faritr'izy ireo dia avy any amin'i Aroera , any amoron ' ny Reniranon
' ny Arnona , ary ilay tanàna izay eo afovoan ' ny lohasaha , sy any amin'ireo lemaka akaikin'i Medeba .
JOS 13:17     Alignment score: 0.682 → 0.683
Reuben also received Heshbon and all its cities that are in the plateau , Dibon , and Bamoth Baal , and Beth Baal Meon ,
Nandray an'i Robena ihany koa i Hesbona sy ireo tanàna rehetra izay any amin'n , Dibona , sy Bamota - Bala , ary Beti - Bala - Meona ,
JOS 13:18     Alignment score: 0.917
and Jahaz , and Kedemoth , and Mephaath ,
Jahaza , Kedemota , sy Mefata ,
JOS 13:19     Alignment score: 0.397 → 0.437
and Kiriathaim , and Sibmah , and Zereth Shahar on the hill of the valley .
sy Karia - taima , sy Sibama
, ary Zareta - sahara eny an - tampon - kavoana .
JOS 13:20     Alignment score: 0.685 → 0.695
Reuben also received Beth Peor , the slopes of Pisgah , Beth Jeshimoth ,
Nandray an'i Beti - peora ihany koa i Robena , ireo hantan'i Pisga , Beti - jesimota ,
JOS 13:21     Alignment score: 0.483 → 0.553
all the cities of the plateau , and all the kingdom of Sihon king of the Amorites , who had reigned in Heshbon , whom Moses had defeated together with the leaders of Midian , Evi , Rekem , Zur , Hur and Reba , the princes of Sihon , who had lived in the land .
sy ireo tanànan
' ny lemaka , ary ireo fanjakan'i Sihona mpanjakan'ireo Amorita , izay nanjaka tany Hesbona , izay noresen'i Mosesy niaraka tamin'ireo mpitarika Madiana , Evi , Rekema , Sora , Hora , sy Reba , ilay andrian ' ny Sihona , izay nonina tao amin ' ny tany .
JOS 13:22     Alignment score: 0.508
The people of Israel also killed with the sword Balaam son of Beor , who practiced divination , among the rest of those they had killed .
Ny vahoakan'Israely ihany koa dia namono tamin ' ny sabatra an'i Balama zanaka lahin'i Beora , izay nanao sikidy , tamin ' ny sisa tamin'ireo izay novonoina .
JOS 13:23     Alignment score: 0.442 → 0.488
The border of the tribe of Reuben is the Jordan River ; this is their boundary . This was the inheritance of the tribe of Reuben , given to each of their clans , with their cities and villages .
Ny onin'i Jordana no sisin ' ny fokon'i Robena ; izany no sisin - tanin'izy ireo . Izany no lovan
' ny fokon'i Robena , nomena tamin ' ny isam - pokon ' ny tsirairary , niaraka tamin'ireo tanàn'izy ireo sy ireo vohitra .
JOS 13:24     Alignment score: 0.498
This is what Moses gave to the tribe of Gad , clan by clan :
Izany no nomen'i Mosesy tamin ' ny fokon'i Gada , isam - poko :
JOS 13:25     Alignment score: 0.522
Their territory was Jazer , all the cities of Gilead and half the land of the Ammonites , to Aroer , which is east of Rabbah ,
ny faritr'Izy ireo dia Jazera , Ireo tanànan'i Gileada rehetra sy atsasaky ny tanin'ireo Amonita , Aroera , izay any atsinanan'i
Rabà ,
JOS 13:26     Alignment score: 0.55 → 0.691
from Heshbon to Ramath Mizpah and Betonim , from Mahanaim to the territory of Debir .
any Hesbona ka hatrany amin'i Ramata - mizpa sy Betonima , any Mahanaima any amin ' ny faritr'i
Debira .
JOS 13:27     Alignment score: 0.521 → 0.582
In the valley , Moses gave them Beth Haram , Beth Nimrah , Sukkoth , and Zaphon , the rest of the kingdom of Sihon king of Heshbon , with the Jordan as a border , to the lower end of the Sea of Kinnereth , eastward beyond the Jordan .
ny amin ' ny lohasaha , Mosesy dia nanome an'i Beti - harama , Beti - nimra , Sokota , Zafona , ireo sisa tamin ' ny fanjakan'i
Sihona mpanjakan'i Hesbona , miaraka amin'i Jordana ho sisiny , hatramin ' ny faran ' ny ranomasin'i Kinereta , atsinanan ' ny an - dafin'i Jordana .
JOS 13:28     Alignment score: 0.445
This is the inheritance of the tribe of Gad , clan by clan , with their cities and villages .
Izany no lovan
' ny fokon'i Gada , isam - poko , miaraka amin'ireo tanàna sy ireo vohitra .
JOS 13:29     Alignment score: 0.471
Moses gave an inheritance to the half tribe of Manasseh . It was assigned to the half tribe of the descendants of Manasseh , clan by clan .
Mosesy nanome lova tamin ' ny atsasaky ny fokon'i Manase . Izany dia notendrena tamin ' ny atsasaky ny fokon
' ny olon'i Manase , araka ny fokon'izy ireo .
JOS 13:30     Alignment score: 0.598
Their territory was from Mahanaim , all Bashan , all the kingdom of Og king of Bashan , and all the towns of Jair , which are in Bashan , sixty cities ;
Avy any Mahanaima ny faritr'izy ireo , i Basana rehetra , ny fanjakan'i
Oga mpanjakan'i Basana rehetra , sy ireo tanànan'i Jaira rehetra , izay tany Basana , tanàna enim - polo ;
JOS 13:31     Alignment score: 0.531 → 0.531
half of Gilead , and Ashtaroth
and Edrei ( the royal cities of Og in Bashan ) . These were assigned to the descendants of Makir son of Manasseh half of the people of Makir , clan by clan .
atsasak'i Gileada , sy Astarta ary Edrehy ( ireo tanànan ' ny mpanjakan'i Oga any Basana ) . Ireo no voatendry tamin'ilay fokon'i Makira zanaka lahin'i Manase atsasaky ny olon'i Makira , izay nomena ny tsirairay amin'ireo fianakaviany .
JOS 13:32     Alignment score: 0.623
This is the inheritance that Moses assigned to them on the plains of Moab , beyond the Jordan east of Jericho .
Izany ny lova izay notendren'i
Mosesy azy ireo teo amin ' ny lemak'i Moaba , any an - dafin ' ny Jordana atsinanan ' ny Jeriko .
JOS 13:33     Alignment score: 0.462
Moses did not give
an inheritance to the tribe of Levi . Yahweh , the God of Israel , is their inheritance , just as he said to them .
Mosesy dia tsy nanome lova ny fokon ' ny Levi . Fa Yaveh , Ilay Andriamanitr'Israely , no lovan'izy ireo , araka izay nolazainy tamin'izy ireo .
JOS 13     Average alignment score: 0.508 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24