Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 21:1     Alignment score: 0.456
Then the tribal leaders of the Levites came to Eleazar the priest , to Joshua son of Nun , and to the leaders of the families of their ancestors within the people of Israel .
Ary ireo lohany tamin ' ny fokon'ireo Levita nanatona an'i Eleazara mpisorona , an'i Josoa zanak'i Nona , sy ireo mpitarika ireo fianakavian
' ny razamben'izy ireo teo amin ' ny vahoakan'Israely .


JOS 21:2     Alignment score: 0.456
They said to them at Shiloh in the land of Canaan , " Yahweh commanded you by the hand of Moses to give to us cities to live
in , with the pasturelands for our livestock . "
Tao Silo tany amin ' ny tany Kanana dia hoy izy ireo tamin'izy ireo hoe : " Nandidy anareo tamin ' ny tanan'i Mosesy i Yaveh mba hanome anay tanàna honenana , miaraka amin ' ny tanim - bilona ho an'ireo biby fiompinay . "
JOS 21:3     Alignment score: 0.345
So by the command of Yahweh , the people of Israel gave out of their inheritance the following cities , including their pasturelands , to the Levites .
Nohon ' ny baikon'i Yaveh , dia natolotry ny vahoakan'Israely avy amin ' ny lovan'izy ireo ireto tanàna manaraka ireto , miaraka amin ' ny tanim - bilon'izy ireo , ho an'ireo Levita .
JOS 21:4     Alignment score: 0.474 → 0.527
The casting of lots for the clans of the Kohathites gave this result : The priests the descendants of Aaron who were from the Levites received thirteen cities given from the tribe of Judah , from the tribe of Simeon , and from the tribe of Benjamin .
Ny an - tsapaka teo amin'ireo fokon
' ny Kehatita dia nanome izao vokatra izao : Ireo mpisorona__ireo taranak'i Arona izay avy amin'ireo Levita__dia nahazo tanàna telo ambin ' ny folo avy amin ' ny fokon'i Joda , avy amin ' ny fokon'i Simeona , ary avy amin ' ny fokon'i Benjamina .
JOS 21:5     Alignment score: 0.387 → 0.388
The rest of Kohath ’s descendants received by lot ten cities from the clans of the tribes of Ephraim , Dan , and from the half tribe of Manasseh .
Ny sisa tamin'ireo fokon
' ny Kehatita dia nahazo tanàna folo tamin ' ny an - tsapaka avy tamin ' ny isam - pianakavian'ireo fokon'i Efraima , Dana , ary avy amin ' ny an - tsasaky ny fokon'i Manase .
JOS 21:6     Alignment score: 0.544 → 0.553
Then the people descended from Gershon were given , by the casting of lots , thirteen cities from the clans of the tribes of Issachar , Asher , Naphtali , and the half tribe of Manasseh in Bashan .
Avy eo ny taranaka
avy amin'i Gersona nomena , tamin ' ny an - tsapaka , tanàna telo ambin ' ny folo avy amin ' ny isam - pianakavian'ireo fokon'i Isakara , Asera , Naftaly , ary ny antsasaky ny fokon'i Manase any Basana .
JOS 21:7     Alignment score: 0.44 → 0.44
The people who were descendants of Merari , clan by clan , received twelve cities from the tribes of Reuben , Gad , and Zebulun .
Ireo vahoaka izay taranaka
avy amin'i Merary kosa dia nahazo tanàna roa ambin ' ny folo avy amin'ireo fokon'i Robena , Gada , ary Zebolona .
JOS 21:8     Alignment score: 0.499 → 0.504
So the people of Israel gave , by casting lots , these
cities ( including their pasturelands ) to the Levites , just as Yahweh had commanded by the hand of Moses .
Noho izany dia nomen ' ny vahoakan'Israely an'ireo levita , tamin ' ny antsapaka , ireo tanàna ireo ( miaraka amin'ireo tanim - bilony ) , araka izay efa nandidian'i Yaveh tamin ' ny tanan'i Mosesy .
JOS 21:9     Alignment score: 0.331 → 0.327
From the tribes of Judah and Simeon , they assigned land to the following cities , here listed by name .
Avy amin'ireo fokon'i Joda sy Simeona , dia nanendry tany araka ireto tanàna manaraka ireto izy ireo , tanisana
eto araka ny anarana .
JOS 21:10     Alignment score: 0.435 → 0.435
These
cities were given to the descendants of Aaron , who were among the clans of the Kohathites , who in turn were from the tribe of Levi . For the first casting of lots had fallen to them .
Ireo tanàna ireo dia nomena ny taranak'i Arona , izay anisan'ireo fokon ' ny Kehatita , izay avy amin ' ny fokon'i Levy kosa . Satria nitontona tao amin'izy ireo ny an - tsapaka voalohany .
JOS 21:11     Alignment score: 0.457 → 0.485
The Israelites gave them Kiriath Arba ( Arba had been the father of Anak ) , the same place as Hebron , in the hill country of Judah , with the pasturelands around it .
Dia nomen'ireo Israelita azy ireo i Kiriat
- arba ( Arba no rain'i Anaka ) , ilay tanàna mitovy amin'i Hesbona , ao amin ' ny tany havoan'i Joda , miaraka amin'ireo tanim - bilona manodidina izany .
JOS 21:12     Alignment score: 0.425 → 0.432
But the fields of the city , including their villages , were already given to Caleb son of Jephunneh , as his possession
.
Fa ireo sahan ' ny tanàna sy ireo zana - bohiny kosa dia efa nomena an'i Kaleba zanak'i Jefone , mba ho fananany .
JOS 21:13     Alignment score: 0.477 → 0.488
To the descendants of Aaron the priest they gave Hebron with its pasturelands which was a city of refuge for anyone who killed another unintentionally and Libnah with its pasturelands ,
Ho an'ireo taranak'i Arona mpisorona dia nomen'izy ireo miaraka amin'ireo tanim - bilony Hebrona__izay tanàna iray fandosiran'ireo izay namono olona tsy nahy__ary Libna miaraka amin'ireo tanim - bilony ,
JOS 21:14     Alignment score: 0.625 → 0.628
Jattir with its pasturelands , and Eshtemoa with its pasturelands .
Jatira miaraka amin'ireo tanim - bilony , ary Estemoa miaraka amin'ireo tanim - bilony .
JOS 21:15     Alignment score: 0.595 → 0.594
They also gave Holon with its pasturelands , Debir with its pasturelands ,
Nomen'izy ireo koa Holona miaraka amin'ireo tanim - bilony , Debira miaraka amin'ireo tanim - bilony ,
JOS 21:16     Alignment score: 0.521 → 0.521
Ain with its pasturelands , Juttah with its pasturelands , and Beth Shemesh with its pasturelands . There were nine cities that were given from these
two tribes .
Aina miaraka amin'ireo tanim - bilony , Jota miaraka amin'ireo tanim - bilony , ary Beti - semesy miaraka amin'ireo tanim - bilony . Sivy ireo tanàna izay azo avy amin'ireo foko roa ireo .
JOS 21:17     Alignment score: 0.577
From the tribe of Benjamin were given Gibeon with its pasturelands , Geba with its pasturelands ,
Avy tamin ' ny fokon'i Benjamina no nahazoana an'i Gibeona miaraka amin'ireo tanim - bilony , Geba miaraka amin'ireo tanim - bilony ,
JOS 21:18     Alignment score: 0.454 → 0.456
Anathoth with its pasturelands , and Almon with its pasturelands four cities .
Anatota miaraka amin'ireo tanim - bilony , ary Almona
miaraka amin'ireo tany manodidina azy__tanàna efatra .
JOS 21:19     Alignment score: 0.407 → 0.459
The cities given to the priests , the descendants of Aaron , were thirteen cities in all , including their pasturelands .
Ireo tanàna izay nomena ireo mpisorona kosa , ireo taranak'i Arona , dia tanàna telo ambin ' ny folo raha atambatra , ao anisan'izany ireo tanim - bilon'izy ireo .
JOS 21:20     Alignment score: 0.322 → 0.345
As for the rest of the Kohathites who belong to the Kohathite
clans of the Levites they had cities given to them from the tribe of Ephraim by the casting of lots .
Raha ny sisa amin ' ny fianakavian'i Kehata__ireo Levita izay an ' ny fianakavian'i Kehata__dia nomena azy ireo tamin ' ny an - tsapaka ireo tanàna avy amin ' ny fokon'i Efraima .
JOS 21:21     Alignment score: 0.32 → 0.384
To them were given Shechem with its pasturelands in the hill country of Ephraim a city of refuge for anyone who killed a person unintentionally Gezer with its pasturelands ,
Izy ireo no nanomezana an'i Sekema miaraka amin'ireo tanim - bilony tao amin ' ny tany havoan'i
Efraima__tanàna iray fandosiran'ireo izay namono olona tsy nahy__Gazera miaraka amin'ireo tanim - bilony ,
JOS 21:22     Alignment score: 0.601 → 0.599
Kibzaim with its pasturelands , and Beth Horon with its pasturelands four cities in all .
Kibzaima miaraka amin'ireo tanim - bilony , ary Beti - horona miaraka amin'ireo tanim - bilony__tanàna efatra ny fitambarany
.
JOS 21:23     Alignment score: 0.559 → 0.567
From the tribe of Dan , the clan of Kohath was given Eltekeh with its pasturelands , Gibbethon with its pasturelands ,
Avy tamin ' ny fokon'i Dana , no nanomezana hoan ' ny fokon'i
Kehata an'i Elteke miaraka amin'ireo tanim - bilony , Gibetona miaraka amin'ireo tanim - bilony ,
JOS 21:24     Alignment score: 0.594 → 0.591
Aijalon with its pasturelands , and Gath Rimmon with its pasturelands four cities in all .
Aialona miaraka amin'ireo tanim - bilony , ary Gata - rimona miaraka amin'ireo tanim - bilony__tanàna efatra ny fitambarany

JOS 21:25     Alignment score: 0.551 → 0.556
From the half tribe of Manasseh , the clan of Kohath was given Taanach with its pasturelands and Gath Rimmon with its pasturelands two cities .
Avy amin ' ny an - tsasaky
ny fokon'i Manase , no nanomezana hoan ' ny fokon'i Kehata an'i Tanaka miaraka amin'ireo tanim - bilony sy Gata - rimona miaraka amin'ireo tanim - bilony__tanàna roa .
JOS 21:26     Alignment score: 0.336 → 0.352
There were ten cities in all for the rest of the clans of the Kohathites , including their pasturelands .
Tanàna folo raha atambatra ny an'ireo fokon'i
Kehatita sisa , anisan'izany ny tanim - bilon'izy ireo .
JOS 21:27     Alignment score: 0.428 → 0.428
From the half tribe of Manasseh , to clans of Gershon , these
were other Levite clans , and they gave Golan in Bashan with its pasturelands a city of refuge for anyone who killed another unintentionally , along with Be Eshterah with its pasturelands two cities in all .
Avy amin ' ny an - tsasaky ny fokon'i Manase , hoan'ireo fokon ' ny Gersona , ireo dia fokon ' ny Levita hafa koa , ary izy ireo nanome an'i Golana tao Basana miaraka amin'ireo tanim - bilony__tanàna iray fandosiran'izay nahafaty olona tsy nahy , mbamin'i Bestera miaraka amin'ireo tanim - bilony__tanàna roa ny fitambarany .
JOS 21:28     Alignment score: 0.515
To the clans of Gershon they also gave Kishion from the tribe of Issachar , along with its pasturelands , Daberath with its pasturelands ,
Ho an'ireo fokon'i
Gersona dia nomen'izy ireo avy amin ' ny fokon'i Isakara koa i Kisiona , mbamin'ireo tanim - bilony , Daberata mbamin'ireo tanim - bilony ,
JOS 21:29     Alignment score: 0.576 → 0.572
Jarmuth with its pasturelands , and En Gannim with its pasturelands four cities .
Jarmota mbamin'ireo tanim - bilony , ary Enganima mbamin'ireo tanim - bilony__tanàna efatra .
JOS 21:30     Alignment score: 0.604 → 0.603
From the tribe of Asher , they gave Mishal
with its pasturelands , Abdon with its pasturelands ,
Avy amin ' ny fokon'i Asera , dia nomen'izy ireo Misala miaraka amin'ireo tanim - bilony , Abdona miaraka amin'ireo tanim - bilony ,
JOS 21:31     Alignment score: 0.583 → 0.579
Helkath with its pasturelands , and Rehob with its pasturelands four cities in all .
Helkata miaraka amin'ireo tanim - bilony , ary Rehoba miaraka amin'ireo tanim - bilony__tanàna efatra ny fitambarany
.
JOS 21:32     Alignment score: 0.43 → 0.452
From the tribe of Naphtali , they gave the clans of Gershon Kedesh
in Galilee with its pasturelands a city of refuge for anyone who killed another unintentionally ; Hammoth Dor with its pasturelands , and Kartan with its pasturelands three cities in all .
Avy amin ' ny fokon'i Naftaly , no nanomezan'izy ireo an'i Gersona Kadesy any Galilia miaraka amin'ireo tanim - bilony__tanàna iray fandosiran'izay nahafaty olona tsy nahy ; Hamotadora miaraka amin'ireo tanim - bilony , ary Kartana miaraka amin'ireo tanim - bilony__tanàna telo ny fitambarany .
JOS 21:33     Alignment score: 0.42 → 0.422
There were thirteen cities in all , out of the clans of Gershon , including their pasturelands .
Tanàna telo ambin ' ny folo raha atambatra , avy amin'ireo fokon'i
Gersona , miaraka amin'ireo tanim - bilony .
JOS 21:34     Alignment score: 0.394 → 0.492
To the rest of the Levites the clans of Merari were given out of the tribe of Zebulun : Jokneam with its pasturelands , Kartah with its pasturelands ,
Ho an'ireo levita sisa__ireo fokon'i
Merary__no nanomezana avy amin ' ny fokon'i Zebolona : an'i Jokneama miaraka amin'ireo tanim - bilony , Karta miaraka amin'ireo tanim - bilony ,
JOS 21:35     Alignment score: 0.463 → 0.46
Dimnah with its pasturelands , and Nahalal
with its pasturelands four cities in all .
Dimnà miaraka amin'ireo tanim - bilony , ary Nahalola miaraka amin'ireo tanim - bilony__tanàna efatra ny fitambarany .
JOS 21:36     Alignment score: 0.537 → 0.536
To the clans of Merari were given from the tribe of Reuben : Bezer with its pasturelands , Jahaz with its pasturelands ,
Ireo fokon'i
Merary dia nahazo avy amin ' ny fokon'i Robena : dia i Bezera miaraka amin'ireo tanim - bilony , Jahaza miaraka amin'ireo tanim - bilony ,
JOS 21:37     Alignment score: 0.611 → 0.607
Kedemoth with its pasturelands , and Mephaath with its pasturelands four cities .
Kedemota miaraka amin'ireo tanim - bilony , ary Mefata miaraka amin'ireo tanim - bilony__tanàna efatra .
JOS 21:38     Alignment score: 0.493 → 0.518
Out of the tribe of Gad they were given Ramoth in Gilead with its pasturelands a city of refuge for anyone who killed another unintentionally and Mahanaim with its pasturelands .
Ankoatry ny fokon'i Gada dia nomena azy ireo Ramota any Gileada miaraka amin'ireo tanim - bilony__tanàna iray fandosiran'izay nahafaty olona tsy nahy__ary Mahanaima miaraka amin'ireo tanim - bilony .
JOS 21:39     Alignment score: 0.487 → 0.495
The clans of Merari were also given Heshbon with its pasturelands , and Jazer with its pasturelands . These
were four cities in all .
Ireo fokon'i Merary dia nahazo an'i Hesbona ihany koa miaraka amin'ireo tanim - bilony , sy Jazera miaraka amin'ireo tanim - bilony . Tanàna efatra ireo raha atambatra .
JOS 21:40     Alignment score: 0.36 → 0.377
All these
were the cities of the several clans of Merari , who were from the tribe of Levi twelve cities in all were given to them by the casting of lots .
Ireo rehetra ireo dia tanànan'ireo foko maroben'i Merary , izay avy amin ' ny fokon'i Levy__tanàna roa ambin ' ny folo raha atambatra no nomena azy ireo tamin ' ny antsapaka .
JOS 21:41     Alignment score: 0.466 → 0.468
The cities of the Levites taken from the middle of the land possessed by the people of Israel were forty - eight cities , including their pasturelands .
Ireo tanànan'ireo Levita nalaina avy tao afovoan ' ny tany azon ' ny vahoakan'Israely dia tanàna valo amby efapolo , miaraka amin'ireo tanim - bilony .
JOS 21:42     Alignment score: 0.342
These
cities each had its surrounding pasturelands . It was this way with all these cities .
Ireo tanàna tsirairay ireo dia samy manana ny tanim - bilony manodidina azy . Dia tahaka izany ireo tanàna rehetra ireo .
JOS 21:43     Alignment score: 0.316 → 0.323
So Yahweh gave to Israel all the land that he swore to give to their ancestors . The Israelites took possession
of it and settled there .
Noho izany dia nomen'i Yaveh an'Israely ny tany rehetra izay nianianany homena ireo razany . Dia nandova izany ireo Israelita ka nonina tao .
JOS 21:44     Alignment score: 0.342 → 0.347
Then Yahweh gave them rest on every side , just as he had sworn to their ancestors . Not one of their enemies could defeat them . Yahweh gave all their enemies into their hand .
Dia nomen'i Yaveh fitsaharana amin ' ny manodidina rehetra izy ireo , araka izay nianianany tamin'ireo razany . Na dia iray tamin'ireo fahavalony aza dia tsy nisy afaka naharesy azy ireo . Dia natolotr'i Yaveh teo am - pelantanan'izy ireo ny fahavalony rehetra .
JOS 21:45     Alignment score: 0.248
Not one thing among all the good promises that Yahweh had spoken to the house of Israel failed to come
true . All of them came to be .
Na dia iray tamin'ireo teny fampanantenana tsara izay nolazain'i Yaveh tamin ' ny taranak'Israely aza dia tsy nisy tsy tanteraka . Tanteraka avokoa izy rehetra .
JOS 21     Average alignment score: 0.467 for 45 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24