Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 7:1     Alignment score: 0.346 → 0.375
But the people of Israel acted unfaithfully
regarding the things that were set apart for destruction . Achan son of Karmi son of Zabdi son of Zerah , from the tribe of Judah , took some things that were set apart for destruction , and Yahweh 's anger burned against the people of Israel .
Fa ny vahoakan'Israely tsy nahatoky nanoloana ireo zavatra natokana ho amin ' ny fandravana . Hakana zanaka lahin'i Karmy sy zafin'i Zabdia ary zafiafin'i Zera , avy amin ' ny fokon'i Joda dia naka zavatra tao amin'izay natokana ho amin ' ny fandravàna , ka nirehitra tamin ' ny vahoakan'Israely ny hatezeran'Andriamanitra .


JOS 7:2     Alignment score: 0.544
Joshua sent men from Jericho to Ai , which was near Beth Aven , east of Bethel . He said to them , " Go up and spy out the land . " So the men went up and spied out Ai .
Josoa dia nandefa lehilahy avy ao Jeriko nankany Ay , izay akaikin'i
Bety Avena , atsinanan'i Betela . Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Miakara ka tsikilovy ny tanàna . " Koa niakatra ireo lehilahy ary nitsikilo tao Ay .
JOS 7:3     Alignment score: 0.51 → 0.515
When they returned to Joshua , they said to him , " Do not send
all the people up to Ai . Send only two or three thousand men to go up and attack Ai . Do not make all the people labor in battle , for they are few in number . "
Rehefa niverina teo amin'i Josoa izy ireo , dia hoy izy ireo taminy hoe : " Aza alefa miakatra any Ay ny vahoaka rehetra . Lehilahy roa arivo na telo arivo ihany halefa hanafika an'i Ay . Aza manasatra ny vahoaka rehetra any amin ' ny ady , satria vitsy an'isa izy ireo . "
JOS 7:4     Alignment score: 0.459
So only about three thousand men went up from the army , but these
ran away from the men of Ai .
Koa teo ho eo amin ' ny lehilahy telo arivo no niakatra avy amin'ireo tafika , fa nitsoaka ny lehilahin'i Ay izy ireo .
JOS 7:5     Alignment score: 0.32 → 0.323
The men of Ai killed about thirty - six men as they pursued them from the city gate as far as to the stone quarries , and they killed them as they were going down a hill . The hearts of the people melted and became
like water .
Ireo lehilahin'i Ay dia nahafaty teo amin ' ny enina amby telopolo lahy teo rehefa nanenjika azy ireo hatreo amin ' ny vavahadin ' ny tanàna hatreny amin ' ny toerana famotehana vato , ary novonoin'izy ireo teny am - pidinana ny havoana ireo . Natahotra ny fon'ireo vahoaka ka niala tamin'izy ireo ny herim - pony .
JOS 7:6     Alignment score: 0.407 → 0.408
Then Joshua tore his garments . He and the elders of Israel put dust on their heads and lay facedown on the ground in front of the ark of Yahweh , remaining there until evening .
Avy eo dia notriarin'i Josoa ny akanjony . Izy sy ireo loholon'Israely dia nanisy vovoka ny lohan'izy ireo ary nampiankohoka ny tavan'izy ireo teo amin ' ny tany teo anoloan ' ny fiaran'i Yaveh , nijanona teo mandra - pahariva .
JOS 7:7     Alignment score: 0.445 → 0.458
Then Joshua said , " Ah , Yahweh Lord , why have you brought this people across the Jordan at all ? To give us into the hands of the Amorites to destroy us ? If only we made a different decision and we had stayed on the other side of the Jordan !
Dia niteny Josoa hoe : " Oh , ry Yaveh Tompo , nahoana no nentinao
nita an'i Jordana ireo vahoaka ireo ? Mba hanolotra anay eo an - tanan'ireo Amorita mba haharingana anay ve ? Raha mba nanana fanapahan - kevitra samihafa mantsy izahay dia nijanona teny am - pitan'i Jordana !
JOS 7:8     Alignment score: 0.301 → 0.306
Lord , what can I say , after Israel has turned their backs before their enemies ?
Tompo oh , inona no azoko lazaina , fa efa niamboho teo anatrehan
' ny fahavalon'izy ireo Israely ?
JOS 7:9     Alignment score: 0.325 → 0.335
For the Canaanites and all the inhabitants of the land will hear of it . They will surround us and make the people of the earth forget our name . What will you do for your great name ? "
Satria ireo Kananita sy ireo mponin
' ny tany rehetra dia handre ny momba izany . Hanodidina anay izy ireo ary hampanadino ny anaranay amin ' ny olon ' ny tany . Ka inona no hataonao ho an ' ny anaranao lehibe ? "
JOS 7:10     Alignment score: 0.55
Yahweh said to Joshua , " Get up ! Why are you lying there on your face ?
Hoy i Yaveh tamin'i Josoa hoe : " Mitsangàna ! Nahoana ianao no manohoka ny tavanao
eo ?
JOS 7:11     Alignment score: 0.369
Israel has sinned . They have broken my covenant which I commanded them . They have stolen some of the things that were set apart . They have stolen and then also hidden their sin by putting what they have taken among their own belongings .
Nanota Israely . Nandika ny fanekeko izay nandidiako azy izy ireo . Efa nangalatra ny sasany tamin'ireo zavatra izay voatokana izy ireo . Efa nangalatra izy ireo ary avy eo koa dia nanafina ny otany tamin ' ny fametrahana ireo izay efa nalain'izy ireo ho isan ' ny fananany manokana .
JOS 7:12     Alignment score: 0.301 → 0.301
As a result , the people of Israel can not stand before their enemies . They turned their backs from their enemies because they themselves have been set apart for destruction . I will not be with you any more unless you destroy the things that should have been destroyed , but are still among you .
Vokatr'izany , tsy afaka nitsangana teo anatrehan'ireo fahavalon'izy ireo ny vahoakan'Israely . Niamboho ny fahavalony izy ireo satria efa natokana ho amin ' ny fahapotehana ny tenan'izy ireo . Tsy hiaraka aminareo intsony Aho raha tsy mamotika ny zavatra izay tokony nopotehina ianareo , kanefa mbola eo aminareo .
JOS 7:13     Alignment score: 0.372
Get up ! Consecrate the people to me and say to them , ' Consecrate yourselves for tomorrow . For Yahweh , the God of Israel says , " There are things set apart to be destroyed that are still among you , Israel . You can not stand against your enemies until you remove from among you all the things that were set apart to be destroyed . "
Mitsangàna ! Hamasino Amiko ny olona ary lazao izy ireo hoe : ' Hamasino ho an ' ny rahampitso ny tenanareo . Satria Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely nanao hoe : " Misy ireo zavatra izay natokana ho potehina mbola eo aminareo , ry Israely . Tsy afaka mitsangana hanohitra ireo fahavalonareo ianareo raha tsy manala eo aminareo ireo zavatra rehetra izay natokana ho potehina . "
JOS 7:14     Alignment score: 0.424 → 0.431
In the morning , you must present yourselves by your tribes . The tribe that Yahweh selects will come
near by their clans . The clan that Yahweh selects must come near by each household . The household that Yahweh selects must come near one by one .
Amin ' ny maraina , dia tsy maintsy manolotra ny tenanareo amin ' ny fokonareo ianareo . Ny foko izay nosafidian'i Yaveh dia hanakaiky ny fianakaviam - ben'izy ireo . Ny fianakaviam - be izay nosafidian'i Yaveh dia tsy maintsy manakaiky ny isan - tokantrano . Ny tokantrano izay nosafidian'i Yaveh dia tsy maintsy mifanakaiky tsirairay .
JOS 7:15     Alignment score: 0.335 → 0.359
It will happen that the one who is selected and who has those
things that were set apart for destruction , he will be burned , he and all he has , because he has broken the covenant of Yahweh and because he has done a disgraceful thing in Israel . ' "
Ary ilay iray izay nosafidina sy manana ireo zavatra izay natokana ho amin ' ny fahapotehana , dia ho dorana , izy sy izay hananany rehetra , satria nandika ny faneken'i Yaveh izy ary satria nanao zavatra manala - baraka tao Israely . " '
JOS 7:16     Alignment score: 0.484
So , Joshua got up early in the morning and brought Israel near , tribe by tribe , and the tribe of Judah was selected .
Noho izany , nifoha maraina Josoa ary nitondra an'Israely nanakaiky , isam - poko , ary voasafidy ny fokon'i Joda .
JOS 7:17     Alignment score: 0.468
Joshua brought the clans of Judah near , and the clan of the Zerahites was selected . He brought near the clan of the Zerahites person by person , and Zabdi was selected .
Nentin'i
Josoa nanakaiky ireo fokon'i Joda , ary voasafidy ny fokon'i Zeraita . Nentiny nanakaiky isan'olona ny fokon'i Zeraita , ary voasafidy i Zabdia .
JOS 7:18     Alignment score: 0.566
He brought Zabdi 's household near , person by person , and Achan son of Karmi , son of Zabdi , son of Zerah , from the tribe of Judah , was selected .
Nentiny nanakaiky ny ankohonan'i
Zabdia , nandeha tsirairay isan'olona , ary Akana zanaka lahin'i Karmy , zafin'i Zabdia , zafikelin'i Zera , avy amin ' ny fokon'i Joda , no voasafidy .
JOS 7:19     Alignment score: 0.338
Then Joshua said to Achan , " My son , give
glory to Yahweh , the God of Israel , and give praise to him . Please tell me what you have done . Do not hide it from me . "
Ary hoy Josoa tamin'i Akana hoe : " Ry zanako lahy , lazao eo anatrehan'i Yaveh , ilay Andriamanitr'i Israely ny marina , ary omeo Azy ny fiain - kelokao . Mba lazao ahy re izay nataonao . Aza afenina amiko izany . "
JOS 7:20     Alignment score: 0.574
Achan answered Joshua , " Truly , I have sinned against Yahweh , the God of Israel . This is what I did :
Namaly an'i Josoa i Akana hoe : " Marina tokoa , fa nanota tamin'i Yaveh , ilay Andriamanitr'i
Israely aho . Izao no nataoko :
JOS 7:21     Alignment score: 0.569
When I saw among the plunder a beautiful coat from Babylon , two hundred shekels of silver , and a bar of gold weighing fifty shekels , I desired them and took them . They are hidden in the ground in the middle of my tent , and the silver is under it . "
Rehefa nahita akanjo lava tsara tarehy teo amin'ireo zavatra babo avy tao Babylona , sy volafotsy roanjato sekely , ary anjam - bolamena
milanja dimampolo sekely aho , dia naniry ireo ka naka ireo . Ao afovoan ' ny laiko ao anaty tany ireo no nafenina , ary ao ambanin'izany ilay volafotsy . "
JOS 7:22     Alignment score: 0.549
Joshua sent messengers , who ran to the tent and there were the things . When they looked , they found them hidden in his own tent , and the silver under them .
Nandefa iraka i Josoa , izay nihazakazaka nankany amin ' ny lay ary tao ireo zavatra ireo . Rehefa nijery izy ireo , dia nahita izany nafenina tao amin ' ny lainy manokana , ary ny volafotsy teo ambanin'izany .
JOS 7:23     Alignment score: 0.482
They took the items from the middle of the tent and brought them to Joshua and to all the people of Israel . They poured them out before Yahweh .
Nalain'izy ireo teo afovoan ' ny lay ireo zavatra ireo ary nentin'izy ireo tany amin'i Josoa sy ireo vahoakan'Israely rehetra . Nararak'izy ireo teo anatrehan'i Yaveh izany .
JOS 7:24     Alignment score: 0.461
Then Joshua , and all Israel with him , took Achan son of Zerah , and the silver , the coat , the bar of gold , his sons and daughters
, his cattle , donkeys , sheep , and his tent and all that he had , and they brought them up to the Valley of Achor .
Avy eo Josoa , sy ny Israely rehetra niaraka taminy , naka an'i Akana zanaka lahin'i Zera , sy ny volafotsy , ny akanjo lava , ny anjam - bolamena , ireo zanany lahy sy zanany vavy , ireo ombiny , ireo ampondrany , ireo ondriny , ny lainy , ary izay rehetra nananany , ka nentiny niakatra tany amin ' ny havoan'i Akora izy ireo .
JOS 7:25     Alignment score: 0.401 → 0.413
Then Joshua said , " Why have you troubled us ? Yahweh will trouble you today . " All Israel stoned him with stones . Then they stoned the rest with stones and burned them with fire .
Dia hoy i Josoa hoe : " Nahoana no nampidi - doza anay ianao ? Hampidi - doza anao i Yaveh anio . " Nitora - batovato azy ny Israely rehetra . Ary notorahan'izy
ireo vato ny sisa ary nandoro azy ireo tamin ' ny afo .
JOS 7:26     Alignment score: 0.256 → 0.277
They set up over him a great heap of stones that is here until this day . Yahweh turned away his burning anger . Therefore the name of the place has been called the Valley of Achor until this present day .
Nanangana antontam - bato
lehibe teo amboniny izy ireo izay mbola eo mandrak'androany . Nitsahatra tamin ' ny fahatezerany mirehitra Yaveh . Noho izany no niantsoana ny anaran'io toerana io hoe Havoan'i Akora mandrak'izao ankehitriny izao .
JOS 7     Average alignment score: 0.428 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24