Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 2:1     Alignment score: 0.491 → 0.492
Then Joshua son of Nun secretly sent two men out from Shittim as spies . He said , " Go , look over the land , especially Jericho . " They went away and came to the house of a prostitute whose name was Rahab , and they lodged there .
Dia Josoa zanaka lahin'i Nona naniraka roa lahy mangingina avy any Sitima toy ny mpitsikilo . Hoy izy hoe : " Mandehana , zahao
ny tany , indrindra fa Jeriko . " Dia lasa izy ireo ary tonga tao an - tranon ' ny mpivaro - tena iray antsoina hoe Rahaba , dia nipetraka tao izy ireo .


JOS 2:2     Alignment score: 0.512
It was told to the king of Jericho , " Look , men of Israel have come
here to spy on the land . "
Nolazaina tamin ' ny mpanjakan'i Jeriko hoe : " Indro , tonga eto ny lehilahin'Israely mba hitsikilo ny tany . "
JOS 2:3     Alignment score: 0.416
The king of Jericho sent word to Rahab and said , " Bring out the men who have come
to you who entered your house , for they have come to spy on the whole land . "
Dia nandefa hafatra tamin'i Rahaba ilay mpanjakan'i Jeriko ary nanao hoe : " Ento mivoaka ireo lehilahy izay tonga teo aminao sy niditra tao an - tranonao ireo , satria tonga mba hitsikilo ny tany iray manontolo izy ireo . "
JOS 2:4     Alignment score: 0.308 → 0.326
But the woman had taken the two men and hidden them . She replied , " Yes , the men came to me , but I did not know
where they were from .
Fa nalain - dravehivavy ireo roa lahy ka nafeniny . Namaly izy hoe : " Eny , tonga tato amiko ireo lehilahy , saingy tsy nahafantatra izay niavian'izy ireo aho .
JOS 2:5     Alignment score: 0.237 → 0.235
They left when it was dusk , when it was time for the city gate to shut . I do not know where they went . You will probably catch them if you hurry after them . "
Lasa izy ireo nony hariva , tamin ' ny fotoana nihidian ' ny vavahadin ' ny tanàna . Tsy fantatro izay nalehan'izy ireo . Mety ho tratranao izy ireo raha manaraka faingana azy ireo ianao . "
JOS 2:6     Alignment score: 0.159 → 0.174
But she had taken them up to the roof and hidden them with the stalks of flax that she had laid out on the roof .
Kanefa nampiakariny tao an - tafon - trano izy ireo ary nafeniny
tao amin'ireo tahon - drongony izay efa novelariny teo amin'ilay tafon - trano .
JOS 2:7     Alignment score: 0.334 → 0.363
So the men pursued them on the road that leads to the fords of the Jordan . The gate was shut as soon as the pursuers went out .
Koa dia nanenjika azy ireo teny
an - dalana nankany amin ' ny lakan - dranon ' ny Jordana ireo lehilahy . Vao tafavoaka ireo mpanenjika dia nihidy ny vavahady .
JOS 2:8     Alignment score: 0.365
The men had not yet lain down for the night , when she came up to them on the roof .
Tsy mbola natory ireo lehilahy ny alina , rehefa tonga niakatra tao amin'izy ireo tao an - tafon - trano ilay vehivavy .
JOS 2:9     Alignment score: 0.252 → 0.275
She said , " I know that Yahweh has given you the land and that the fear of you has come
upon us . All those who live in the land will melt away before you .
Hoy izy hoe : " Fantatro fa nomen'i Yaveh anareo ny tany ary tonga teto aminay ny tahotra anareo . Halemy eo anatrehanareo ireo rehetra mipetraka eto amin ' ny tany .
JOS 2:10     Alignment score: 0.49 → 0.491
We have heard how Yahweh dried up the water of the Sea of Reeds for you when you came out of Egypt . We also heard what you did to the two kings of the Amorites on the other side of the Jordan Sihon and Og whom you completely destroyed .
Renay
ny fomba nanamainan'i Yaveh an'ilay Ranomasina Mena ho anareo rehefa nivoaka avy tao Egypta ianareo . Renay ihany koa ny nataonareo tamin'ireo mpanjakan ' ny Amorita roa teny ampitan'i Jordana dia Sihona sy Oga izay naringanareo tanteraka .
JOS 2:11     Alignment score: 0.303 → 0.303
As soon as we had heard it , our hearts melted and there was no courage left in anyone for Yahweh your God , he is God in heaven above and on the earth below .
Vantany vao renay
izany , dia nalemy ny fonay ary tsy nisy herim - po tavela tao amin'iza na iza fa Yaveh Andriamanitrareo , dia Andriamanitra any an - danitra ambony any sy ety an - tany ambany ety .
JOS 2:12     Alignment score: 0.295 → 0.294
Now then , please swear to me by Yahweh that , just as I have been kind to you , you will also deal kindly with my father 's house . Give me a sure sign
Ankehitriny ary , mba ianiano amiko amin ' ny alalan'i
Yaveh re , halemy fanahy amin ' ny ankohonan - draiko ianareo , araka ny hatsaram - panahiko taminareo ihany . Omeo famantarana azo antoka aho
JOS 2:13     Alignment score: 0.249 → 0.269
that you will spare the lives of my father , mother , brothers , sisters and all their families , and that you will deliver our souls from death . "
fa hamindra fo amin ' ny ain ' ny raiko , ny reniko , ireo anadahiko , anabaviko , sy ny fianakaviany
rehetra ianareo , ary hanavotra anay amin ' ny fahafatesana . "
JOS 2:14     Alignment score: 0.346 → 0.352
The men said to her , " Our life for yours , even to death ! If you do not speak about our business , then , when Yahweh gives us this land we will be merciful and faithful to you . "
Dia hoy ireo lehilahy taminy hoe : " Ho takalo amin ' ny ainareo ny ainay
, na dia ho amin ' ny fahafatesana aza ! Raha tsy miresaka momban ' ny raharahanay ianao , dia ho feno famindram - po sy hahatoky anareo izahay rehefa omen'i Yaveh anay ity tany ity . "
JOS 2:15     Alignment score: 0.208 → 0.223
So she let them down out through the window using a rope . The house in which she lived was built into the wall of the city .
Dia namela azy ireo hidina hivoaka teo amin ' ny varavaran - kely tamin ' ny fampiasana tady izy . Niorina
teo amin ' ny mandan'ilay tanàna ilay trano izay nonenany .
JOS 2:16     Alignment score: 0.351 → 0.4
She said to them , " Go in the hills and hide or the pursuers will find
you . Hide there for three days until the pursuers have returned . Then go on your way . "
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Mandehana eny amin ' ny havoana ary miafena raha tsy izany ho hitan'ireo mpanenjika ianareo . Miafena any mandritra ny telo andro mandra - piverin'ireo mpanenjika . Avy eo dia tohizo ny lalanareo . "
JOS 2:17     Alignment score: 0.213 → 0.212
The men said to her , " We will be be free from the oath you made us swear to if you do not do this .
Hoy ireo lehilahy taminy hoe : " Tsy ho voafatotra amin ' ny fampanantenan'ilay fianianana izay nasainao nianiananay izahay , raha toa ka tsy manao izao ianao .
JOS 2:18     Alignment score: 0.231 → 0.24
When we come
into the land , you must tie this scarlet rope in the window through which you let us down , and you will gather into the house your father and mother , your brothers and all your father 's household .
Rehefa tonga eto amin ' ny tany izahay , dia tsy maintsy fatoranao eo am - baravarakely ity tady mena izay hampidinanao anay ity , ary hangoninao ato an - trano ny rainao sy ny reninao , ireo anadahinao sy ny ankohonan ' ny rainao rehetra .
JOS 2:19     Alignment score: 0.264 → 0.264
Whoever goes out of the doors of your house into the street , their blood will be upon their own heads and we will be guiltless . But if a hand is laid upon any who is with you in the house , his blood will be on our head .
Na iza na iza mivoaka ny varavaran
' ny tranonao ho eny an - dalna , dia ho eo an - dohan'izy ireo manokana ny ràny ary tsy ho meloka izahay . Fa raha misy tanana mitsotra eo amin'izay rehetra miaraka aminao ato an - trano , dia ho eo an - dohanay ny ràny .
JOS 2:20     Alignment score: 0.295 → 0.353
But if you speak about our business , we will be free from the oath you made us swear . "
Fa raha miresaka momba ny raharahanay
ianao , dia ho afaka amin'ilay fianianana izay nampianiananao anay izahay . "
JOS 2:21     Alignment score: 0.359 → 0.367
Rahab replied , " May what you say be done . " She sent them away and they left . Then she tied the scarlet rope in the window .
Dia namaly Rahaba hoe : " Hatao anie izay voalazanareo . " Nalefany izy ireo ka lasa . Avy eo namatotra ilay tady mena teo am - baravarankely
izy .
JOS 2:22     Alignment score: 0.342 → 0.369
They left and went up into the hills and they stayed there three days until their pursuers returned . The pursuers searched all along the road and found nothing .
Lasa izy ireo ary nandeha niakatra tany amin'ireo havoana ka nijanona teny
nandritra ny telo andro mandra - piverin'ireo mpanenjik'izy ireo . Nitady nanerana ny lalana rehetra ireo mpanenjika ary tsy nahita na inona na inona .
JOS 2:23     Alignment score: 0.484
The two men returned and crossed over and came back to Joshua son of Nun , and they told him everything that had happened to them .
Dia niverina ireo lehilahy roa ary niampita ka tafaverina tany
amin'i Josoa zanak'i Nona , dia nolazain'izy ireo taminy ny zavatra rehetra izay nitranga tamin'izy ireo .
JOS 2:24     Alignment score: 0.326 → 0.342
They said to Joshua , " Truly Yahweh has given this land to us . All the inhabitants of the land are melting away because of us . "
Hoy izy ireo tamin'i Josoa hoe : " Efa natolotr'i Yaveh antsika tokoa io tany io . Malemy avokoa ireo mponina rehetra ao amin'ilay tany noho ny amintsika . "
JOS 2     Average alignment score: 0.342 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24