Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 24:1     Alignment score: 0.477
Then Joshua gathered all the tribes of Israel to Shechem and called for the elders of Israel , for their leaders , for their judges , and for their officers , and they presented themselves before God .
Ary dia nampiarahan'i Josoa tao Sekema ireo fokon'Israely rehetra ary niantso ireo loholona tao Israely , ireo mpitarika azy ireo , ireo mpitsara , sy ny manam - pahefan'izy ireo , ary nampiseho ny tenan'izy ireo teo anatrehan'Andriamanitra .


JOS 24:2     Alignment score: 0.512
Joshua said to all the people , " This is what Yahweh , the God of Israel , says , ' Your ancestors long ago lived beyond the Euphrates River Terah , the father of Abraham and the father of Nahor and they worshiped other gods .
Hoy i Josoa tamin ' ny olona rehetra hoe : " Izao no lazain'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely : ' Tany
aloha ela be ireo razambenareo dia nipetraka tany an - dafin ' ny reniranon'i Eofrata Tera , ny rain'i Abrahama sy ny rain'i Nahora ary nanompo ireo andriamanitra hafa izy ireo .
JOS 24:3     Alignment score: 0.261 → 0.302
But I took your father Abraham from beyond the Euphrates and led him into the land of Canaan and gave him many descendants through his son Isaac .
Fa nalaiko tany
an - dafin'i Efraita ny rainareo ka nentiko tany amin ' ny tany Kanana ary nomeko taranaka maro tamin ' ny alalan'i Isaka izy . Ary nomeko an'i Jakoba sy Esao i Isaka .
JOS 24:4     Alignment score: 0.421 → 0.442
Then to Isaac I gave Jacob and Esau . I gave Esau the hill country of Seir to possess , but Jacob and his children went down to Egypt .
Ary nomeko ho fananan'i Esao ny tany havoana an'i Seira , fa i Jakoba sy ireo zanany dia nidina tany
Egypta .
JOS 24:5     Alignment score: 0.487 → 0.491
I sent Moses and Aaron , and I afflicted the Egyptians with plagues . After that , I brought you out .
Nandefa an'i Mosesy sy Arona Aho , ary namely ireo Egyptiana tamin ' ny areti - mandringana . Taorian'izany , dia nentiko nivoaka ianareo .
JOS 24:6     Alignment score: 0.46
I brought your ancestors out of Egypt , and you came to the sea . The Egyptians pursued them with chariots and horsemen as far as the Sea of Reeds .
Nentiko nivoaka an'i Egypta ireo razambenareo , ary tonga teny
an - dranomasina ianareo . Nanenjika anareo tamin'ireo kalesy sy mpitaingi - tsoavaly hatrany any amin ' ny ranomasina mena ireo Egyptiana .
JOS 24:7     Alignment score: 0.429 → 0.442
When your ancestors called out to Yahweh , he put darkness between you and the Egyptians . He brought the sea to come
over them and cover them . You saw what I did in Egypt . Then you lived in the wilderness for a long time .
Rehefa niantso mafy an'i Yaveh ireo razambenareo , dia nasiany haizina teo anelanelanareo sy ireo Egyptianina . Nentiny teo amin'izy ireo ny ranomasina ary nandrakotra azy ireo . Ianareo nahita ny nataoko tany Egypta . Avy eo ianareo dia nipetraka tany an'efitra nandritra ny fotoana naharitra .
JOS 24:8     Alignment score: 0.323 → 0.351
I brought you to the land of the Amorites , who lived on the other side of the Jordan . They fought with you , and I gave them into your hand . You took possession of their land , and I destroyed them before you .
Nentiko tany
amin ' ny tanin'i Amorita ianareo , izay nipetraka teny ampitan'i Jordana . Niady taminareo izy ireo , ary natolotro teo am - pelan - tananareo . Nalainareo ho fanananareo ny tanin'izy ireo , ary nopotehiko teo anatrehanareo izy reo .
JOS 24:9     Alignment score: 0.621
Then Balak son of Zippor
, king of Moab , got up and attacked Israel . He sent and called for Balaam son of Beor , to curse you .
Ary nitsangana i Balaka zanak'i Zipora , mpanjakan'i Moaba , ary nanafika an'Israely . Nandefa ary niantso an'i Balama zanak'i Beora , mba hanozona anareo .
JOS 24:10     Alignment score: 0.436
But I did not listen to Balaam . Indeed , he blessed you . So I rescued you out of his hand .
Fa tsy nihaino an'i Balama aho . Nitahy anareo tokoa izy . Koa dia namonjy anareo teny
an - tanany aho .
JOS 24:11     Alignment score: 0.527 → 0.551
You went over the Jordan and came to Jericho . The leaders of Jericho fought against you , along with the Amorites , the Perizzites , the Canaanites , the Hittites , the Girgashites , the Hivites , and the Jebusites . I gave you victory over them and put them under your control .
Niampita an'i Jordana ianareo ary dia tonga tao Jeriko . Ireo mpitarika an'i Jeriko dia niady taminareo , niaraka tamin'ireto Amorita , ireo Kananita , ireo Hetita , Girgasita , ireo Hevita , ary ireo Jebosita . Nomeko fandresena ianareo ary nametraka azy ireo ambanin ' ny fifehezanareo Aho .
JOS 24:12     Alignment score: 0.25 → 0.281
I sent the hornet before you , which drove
them and the two kings of the Amorites out before you . It did not happen by your sword or by your bow .
Nandefasako fangaraka ianareo , izay nampitsoaka azy ireo sy ireo mpanjakan'i Amorita roa teo anatrehanareo . Izany dia tsy nitranga tamin ' ny alalan ' ny sabatrareo na ny tsipìkareo .
JOS 24:13     Alignment score: 0.242 → 0.262
I gave you land on which you had not worked and cities that you had not built , and now you live in them . You eat the fruit of vineyards
and olive orchards that you did not plant . '
Nomeko tany izay mbola tsy nasaina sy tanàna izay mbola tsy nanorenana ianareo , ary ankehitriny ianareo dia mipetraka eny amin'ireo . Mihinana ny voakazon ' ny tanim - boaloboka sy ny sahan'oliva izay tsy nambolenareo ianareo . '
JOS 24:14     Alignment score: 0.376 → 0.378
Now fear Yahweh and worship him with all integrity and faithfulness ; get rid of the gods that your ancestors worshiped beyond the Euphrates and in Egypt , and worship Yahweh .
Ankehitriny matahora an'i Yaveh ary miderà Azy amim - pahitsiana sy amim - pahamarinana ; foano ireo andriamanitra izay notompoin'ireo razambenareo tany
an - dafin ' ny Eofrata sy tao Egypta , ary manompoa an'i Yaveh .
JOS 24:15     Alignment score: 0.307 → 0.315
If it seems wrong in your eyes for you to worship Yahweh , choose
for yourselves this day whom you will serve , whether the gods your ancestors worshiped beyond the Euphrates , or the gods of the Amorites , in whose land you live . But as for me and my house , we will worship Yahweh . "
Raha hitanao fa ratsy ny midera an'i Yaveh , dia fidio anio izay ho tompoinao , na ireo andriamanitra izay notompoin'ireo razambenareo tany an - dafin'i Eofrata , na ireo andriamanitr'ireo Amorita , izay tompon ' ny tany hipetrahanareo . Fa raha izaho sy ny ankohonako kosa , dia hanompo an'i Yaveh izahay . "
JOS 24:16     Alignment score: 0.37
The people answered and said , " We would never abandon Yahweh to serve other gods ,
Namaly ireo vahoaka ary niteny hoe : " Tsy hamoy an'i Yaveh mihitsy izahay mba hanompo andriamanitra hafa ,
JOS 24:17     Alignment score: 0.384 → 0.385
for it is Yahweh our God who brought us and our ancestors up from the land of Egypt , out of the house of slavery , and who did those great signs in our sight , and who preserved us in all the way that we went , and among all the nations through whom we passed .
satria Yaveh Andriamanitray no nitondra anay sy ireo razambenay hivoaka ny tany Egypta , hivoaka ny trano fanandevozana , sy izay nanao ireo famantarana lehibe teo imasonay , ary izay niaro anay tany amin ' ny lalana rehetra nalehanay , ary tamin'ireo firenena rehetra izay nolalovanay .
JOS 24:18     Alignment score: 0.36
Then Yahweh drove
out before us all the peoples , including the Amorites who lived in the land . So we too will worship Yahweh , for he is our God . "
Ary i Yaveh dia nitondra ireo olona nialoha lalana anay , ao anatin'izany ireo Amorita izay nonina tao amin ' ny tany . Noho izany izahay koa dia hanompo an'i Yaveh , satria Izy no Andriamanitray . "
JOS 24:19     Alignment score: 0.391
But Joshua said to the people , " You can not serve Yahweh , for he is a holy God ; he is a jealous God ; he will not forgive your transgressions
and sins .
Fa hoy i Josoa tamin'ireo vahoaka hoe : " Tsy mahazo manompo an'i Yaveh ianareo , satria Izy dia Andriamanitra masina ; Izy dia Andriamanitra saropiaro ; Izy dia tsy hamela ireo fandikàna sy ireo fahotànareo .
JOS 24:20     Alignment score: 0.258
If you abandon Yahweh and worship foreign gods , then he will turn and do you harm . He will consume you , after he has done good to you . "
Raha mahafoy an'i Yaveh ianareo ary manompo ireo andriamanitra mpiavy , dia hiverina Izy ary hampahory anareo . Hanafongana anareo Izy , rehefa avy nanao soa taminareo . "
JOS 24:21     Alignment score: 0.579
But the people said to Joshua , " No , we will worship Yahweh . "
Fa hoy ireo olona tamin'i Josoa hoe : " Tsia , hanompo an'i Yaveh izahay . "
JOS 24:22     Alignment score: 0.437 → 0.478
Then Joshua said to the people , " You are witnesses
against yourselves that you have chosen for yourselves Yahweh , to worship him . " They said , " We are witnesses . "
Ary hoy i Josoa tamin'ireo vahoaka hoe : " Ianareo dia vavolombelon ' ny tenanareo fa efa nifidy an'i Yaveh , mba ho tompoina . " Hoy izy ireo hoe : " Vavolombelona izahay . "
JOS 24:23     Alignment score: 0.29 → 0.307
" Now put away the foreign gods that are with you , and turn your heart to Yahweh , the God of Israel . "
Ankehitriny dia esory ireo andriamanitra hafa izay miaraka aminareo , ary hatodio amin'i Yaveh Andriamanitr'Israely ny fonareo . "
JOS 24:24     Alignment score: 0.395
The people said to Joshua , " We will worship Yahweh our God . We will listen to his voice . "
Hoy ireo vahoaka tamin'i Josoa : " Hanompo an'i Yaveh Andriamanitray izahay . Hihaino ny teniny
izahay . "
JOS 24:25     Alignment score: 0.361 → 0.371
Joshua made a covenant with the people that day . He put in place decrees and laws at Shechem .
Nanao fifanekena tamin ' ny vahoaka i Josoa tamin'io andro io . Nametraka didy aman - dalàna tao Sekema izy .
JOS 24:26     Alignment score: 0.332 → 0.38
Joshua wrote these
words in the Book of the law of God . He took a large stone and set it up there beneath the oak tree that was beside Yahweh 's sanctuary .
Nosoratan'i Josoa tao amin ' ny bokin ' ny lalànan'Andriamanitra ireo teny ireo . Naka vato lehibe izy ary napetrany teo ambanin ' ny hazo terebintana izay teo akaikin ' ny toerana masin'i Yaveh .
JOS 24:27     Alignment score: 0.365 → 0.366
Joshua said to all the people , " Look , this stone will be a testimony against us . It has heard all the words Yahweh said to us . So it will be a witness against you , should you ever deny your God . "
Hoy i Josoa tamin ' ny vahoaka rehetra hoe : " Indro , ity vato ity no vavolombelona manohitra antsika . Nandre ireo teny nolazain'i
Yaveh tamintsika izy . Koa ho vavolombelona aminareo io , raha toa ka mandà ny Andriamanitrareo ianareo . "
JOS 24:28     Alignment score: 0.473
So Joshua sent the people away , each to his own inheritance .
Ary dia nalefan'i
Josoa tsirairay avy tany amin ' ny lovany ireo vahoaka .
JOS 24:29     Alignment score: 0.498
After these things Joshua son of Nun , the servant of Yahweh , died
, being 110 years old .
Taorin'ireo zavatra ireo i Josoa zanak'i Nona , mpanompon'i Yaveh , dia maty tamin ' ny faha 110 taonany .
JOS 24:30     Alignment score: 0.462
They buried him within the border of his own inheritance , at Timnath Serah , which is in the hill country of Ephraim , north of Mount Gaash .
Nalevin'izy ireo tany
amin ' ny faritany izay nolovainy izy , tany Timnata - sera , izay tany amin ' ny tany havoan'i Efraima , avaratry ny tendrombohitr'i Gasa .
JOS 24:31     Alignment score: 0.374 → 0.387
Israel worshiped Yahweh all of Joshua 's days , and all the days of the elders who outlived Joshua , those
who had experienced the deeds that Yahweh had done for Israel .
Nanompo an'i Yaveh i Israely nandritra ny androm - piainan'i Josoa , sy tamin ' ny andron'ireo loholona izay niaina nihoatra an'i Josoa , ireo izay niaina ny zava - drehetra izay nataon'i Yaveh ho an'Israely .
JOS 24:32     Alignment score: 0.494 → 0.494
The bones of Joseph , which the people of Israel brought up out of Egypt they buried them at Shechem , in the piece of land that Jacob had bought from the sons of Hamor , the father of Shechem . He bought it for one hundred pieces of silver , and it became
an inheritance for the descendants of Joseph .
Nentin ' ny vahoakan'Israely nivoaka an'i Egypta ny taolam - balon'i Josefa ary nalevin'izy ireo tany Sekema ireo , ao amin'ilay ampahan - tany izay novidian'i Jakoba tamin'ireo zanaka lahin'i Hamora , rain'i Sekema . Nividy izany tamin ' ny volafotsy zato singa izy , ary nanjary lova ho an'ireo taranak'i Josefa .
JOS 24:33     Alignment score: 0.544 → 0.546
Eleazar son of Aaron also died
. They buried him at Gibeah , the city of Phinehas his son , which had been given to him . It was in the hill country of Ephraim .
Maty ihany koa i Eleazara zanaka lahin'i Arona . Nalevin'izy ireo tany Gibeha , renivohitr'i Finehasa zanaka lahiny , izay efa nomena azy . Izany dia teny amin ' ny tany havoan'i Efraima .
JOS 24     Average alignment score: 0.416 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24