Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 19:1     Alignment score: 0.487
The second casting of lots fell
to Simeon , clan by clan . Their inheritance was in the middle of the inheritance that belonged to the tribe of Judah .
Ny antsapaka faharoa dia lasan'i Simeona ka notendrena ho an ' ny tsirairay amin'ireo fokony izany . Ny lovan'izy ireo dia teo afovoan ' ny lova izay an ' ny fokon'i Joda .


JOS 19:2     Alignment score: 0.568
They had for their inheritance Beersheba , Sheba , Moladah ,
Nanana an'i Beri - sheba , Seba
, Molada ,
JOS 19:3     Alignment score: 0.717 → 0.717
Hazar Shual , Balah
, Ezem ,
Hazara - soala , Bala , Azema ,
JOS 19:4     Alignment score: 0.741 → 0.745
Eltolad , Bethul , and Hormah .
Eltolada , Betola , ary Horma ho lovany
izy ireo .
JOS 19:5     Alignment score: 0.761 → 0.762
Simeon also had Ziklag , Beth Markaboth , Hazar Susah
,
Simeona ihany koa dia nanana an'i Ziklaga , Beti - markabota , Hazara - sosa ,
JOS 19:6     Alignment score: 0.555 → 0.56
Beth Lebaoth , and Sharuhen . These
were thirteen cities , including their villages .
Beti - lebaota , ary Sarohena . Ireo no tanàna telo ambin ' ny folo , miaraka amin'ireo zana - bohiny .
JOS 19:7     Alignment score: 0.588 → 0.591
Simeon also had Ain , Rimmon , Ether , and Ashan . These
were four cities , including their villages .
Simeona ihany koa dia nanana an'i Aina , Rimona , Etera , ary Asana . Ireo no tanàna efatra , miaraka amin'ireo zana - bohiny .
JOS 19:8     Alignment score: 0.428 → 0.427
These
were together , including the villages around these cities as far as Baalath Beer ( the same as Ramah in the Negev ) . This was the inheritance of the tribe of Simeon , clan by clan .
Ireo dia niaraka tamin'ireo zana - bohitra manodidina ireo tanàna ireo hatrany Bale - tabera ( mitovy amin'i Rama tao Negeva ) . Izany no lovan ' ny fokon'i Simeona , nomena ireo fokony .
JOS 19:9     Alignment score: 0.459 → 0.475
The inheritance of the tribe of Simeon formed part of the territory of the tribe of Judah . Because the portion of land assigned to the tribe of Judah was too large for them , the tribe of Simeon received their inheritance out of the middle of their portion .
Ny lovan
' ny fokon'i Simeona dia nanomezana ny faritry ny fokon'i Joda . Satria tena lehibe loatra ho azy ireo ny anjara - tany notendrena ho an ' ny fokon'i Joda , dia nandray ny lovan'izy ireo tamin ' ny afovoan ' ny anjarany ny fokon'i Simeona .
JOS 19:10     Alignment score: 0.481
The third casting of lots fell to the tribe of Zebulun , clan by clan . The border of their inheritance began at Sarid .
Ny antsapaka fahatelo dia azon ' ny fokon'i Zebolona , ary nomena ireo fokony
izany . Ny faritry ny lovany dia nanomboka tao Sarida .
JOS 19:11     Alignment score: 0.308
Their border went up westward toward Maralah and touched Dabbesheth ; then it extended to the brook that was opposite Jokneam .
Ny faritaniny
niakatra niakandrefana hatrany Marala ary nahazo an'i Dabeseta ; dia nihitatra hatrany amin ' ny lohasahan - driaka izay tandrifin'i Jokneama .
JOS 19:12     Alignment score: 0.177 → 0.253
From Sarid the border turned eastward toward the sunrise and went to the border of Kisloth Tabor . From there it went to Daberath and then up to Japhia .
Hatreo Sarida ny faritany dia nihodina miatsinanana hatrany atsinanana ka hatramin ' ny faritanin'i Rislota - tabara .
JOS 19:13     Alignment score: 0.366 → 0.417
From there it passed on eastward to Gath Hepher , and then to Eth Kazin ; next it went to Rimmon and turned toward Neah .
Hatreo dia nandeha hatrany Daberata ary niakatra hatrany Jafia izany . Hatreo dia nandalo ny atsinanana hatrany Gata - hefera izany , ary hatrany Ita - kazina ; avy eo nandroso hatrany Rimona ary niodina nankany Nea .
JOS 19:14     Alignment score: 0.321 → 0.415
The border made a turn to the north to Hannathon and ended at the Valley of Iphtah El .
Ny faritany nihodina mianavaratra hatrany Hanatona ary nifarana teo amin ' ny lohasahan'i
Jifta - ela .
JOS 19:15     Alignment score: 0.515 → 0.517
This region included the cities of Kattath , Nahalal
, Shimron , Idalah , and Bethlehem . There were twelve cities , including their villages .
Tafiditra amin'io faritra io ireo tanànan'i Katata , Nahalola , Simrona , Idala , ary Betlehema . Dia tanàna roa ambin ' ny folo , miaraka amin'ireo zana - bohiny .
JOS 19:16     Alignment score: 0.428 → 0.435
This was the inheritance of the tribe of Zebulun , clan by clan , including these
cities , including their villages .
Izany no lovan ' ny fokon'i Zebolona , izay nomena an'ireo fokony ireo tanàna , miaraka amin'ireo zana - bohiny .
JOS 19:17     Alignment score: 0.406
The fourth casting of lots fell
to Issachar , clan by clan .
Ny antsapaka fahefatra dia lasan'i Isakara , ary nomena ireo fokony izany .
JOS 19:18     Alignment score: 0.654
Their territory included Jezreel , Chesulloth , Shunem ,
Ny faritanin'izy ireo dia ahitana an'i Jezirela , Kesolota , Sonema ,
JOS 19:19     Alignment score: 0.875
Hapharaim , Shion , and Anaharath .
Hafraima , Siona , ary Anaharata .
JOS 19:20     Alignment score: 0.699
It also included Rabbith , Kishion , Ebez ,
Tafiditra amin'izany ihany koa Rabita , Kisiona , Abeza ,
JOS 19:21     Alignment score: 0.519
Remeth , En Gannim , En Haddah , and Beth Pazzez .
Rameta , Enganima , Enhada , Beti - pazera .
JOS 19:22     Alignment score: 0.525 → 0.528
Their border also touched Tabor , Shahazumah , and Beth Shemesh , and ended at the Jordan . There were sixteen cities , including their villages .
Ireo faritaniny
ihany koa dia nahazo an'i Tabara , Sahazoma , sy Beti - semesy , ary niafara tao Jordana . Dia tanàna enina ambin ' ny folo , miaraka amin'ireo zana - bohiny .
JOS 19:23     Alignment score: 0.395 → 0.399
This was the inheritance of the tribe of Issachar , according to their clans the cities , including their villages .
Izany no lovan
' ny fokon'i Isakara , ary nomena ireo fokony izany ireo tanàna , miaraka amin'ireo zana - bohiny .
JOS 19:24     Alignment score: 0.438
The fifth casting of lots fell
to the tribe of Asher , clan by clan .
Ny antsapaka fahadimy dia lasan ' ny fokon'i Asera , ary nomena ireo fokony .
JOS 19:25     Alignment score: 0.348 → 0.666
Their territory included Helkath , Hali , Beten , Akshaph ,
Tafiditra amin ' ny fari - tanin'izy ireo i Helkata , Haly , Batena , Aksafa ,
JOS 19:26     Alignment score: 0.712 → 0.711
Allammelek , Amad , and Mishall
. On the west the boundary extended to Carmel and Shihor Libnath .
Alameleka , Amada , ary Misala . Eo amin ' ny sisin - tany andrefana ary nihitatra hatrany Karmela sy Sihora - libnata .
JOS 19:27     Alignment score: 0.438 → 0.665
Then it turned eastward to Beth Dagon and went as far as Zebulun , and then to the Valley of Iphtah El , northward to Beth Emek and Neiel . Then it continued on to Kabul toward the north .
Dia nihodina miatsinanana hatrany Beti - dagona ary nanalavitra hatrany Zebolona izan , ary dia hatrany amin ' ny lohasahan'i
Jifta - ela , nianavaratra hatrany Bet - emeka sy Neiela . Dia nitohy mianavaratra hatrany Kabola izany .
JOS 19:28     Alignment score: 0.528
It then went on to Abdon , Rehob , Hammon
, and Kanah , as far as Greater Sidon .
Dia nandroso hatrany Ebrona , Rehoba , Hamona , ary Kana , ka hatrany Sidona Lehibe izany .
JOS 19:29     Alignment score: 0.475 → 0.479
The border turned back to Ramah , and then to the fortified city of Tyre . Then the border turned to Hosah and ended at the sea , in the region of Akzib ,
Ny faritany nitodika hatrany Rama , ary dia hatrany amin ' ny tanàna mimandan'i Tyra
. Ary ny faritany nitodika tany Hosa ary nifarana teo amin ' ny ranomasina , tao amin ' ny fari - tanin'i Akziba ,
JOS 19:30     Alignment score: 0.617 → 0.62
Ummah , Aphek , and Rehob . There were twenty - two cities , including their villages .
Oma , Afeka , ary Rehoba . Roa amby roapolo ireo tanàna ireo , miaraka amin'ireo zana - bohiny .
JOS 19:31     Alignment score: 0.469 → 0.474
This was the inheritance of the tribe of Asher , clan by clan the cities , including their villages .
Izany no lovan
' ny fokon'i Asera , ary nomena ireo fokony izany ireo tanàna , miaraka amin'ireo zana - bohiny .
JOS 19:32     Alignment score: 0.478 → 0.481
The sixth casting of lots fell
to the tribe of Naphtali , clan by clan .
Ny antsapaka fahenina dia lasan ' ny fokon'i Naftaly , ary nomeny ireo fokony izany .
JOS 19:33     Alignment score: 0.474 → 0.575
Their border ran from Heleph , from the oak at Zaanannim , on to Adami Nekeb and Jabneel , as far as Lakkum ; it ended at the Jordan .
Faritanin'izy ireo dia hatrany Halefa , hatrany amin ' ny terebintana tao Zananima , hatrany Adami - hanekeba sy Jabniela , hatrany Lakoma ; ary nifarana tao Jordana izany .
JOS 19:34     Alignment score: 0.577 → 0.576
The border turned westward to Aznoth Tabor and went on to Hukkok
; it touched Zebulun on the south , and reached to Asher on the west and Judah on the east at the Jordan River .
Ny faritany niodina niatsinanana hatrany Aznota - tabara ary hatrany Hokoka ; nahazo an'i Zebolona eo atsimo izany , ary nahatratra an'i Asera ny tany andrefana sy Joda ny tany atsinanana tany amin ' ny reniranon'i Jordana .
JOS 19:35     Alignment score: 0.569 → 0.585
The fortified cities were Ziddim , Zer , Hammath
, Rakkath , Kinnereth ,
Ireo tanàna mimanda dia Zidima , Zera , Hamata , Rakata , Kinereta ,
JOS 19:36     Alignment score: 0.817
Adamah
, Ramah , Hazor ,
Adama , Rama , Hazora ,
JOS 19:37     Alignment score: 0.832 → 0.834
Kedesh
, Edrei , and En Hazor .
Kadesy , Edrehy , ary En - hazora .
JOS 19:38     Alignment score: 0.36 → 0.651
There were also Iron , Migdal El , Horem , Beth Anath , and Beth Shemesh . There were nineteen cities , including their villages .
Nisy an'i Irona , Migdaela , Horema , Bet - anata , ary Beti - semesy ihany koa . Ireo no tanàna sivy ambin
' ny folo , miaraka amin'ireo zana - bohiny .
JOS 19:39     Alignment score: 0.47 → 0.475
This was the inheritance of the tribe of Naphtali , clan by clan the cities , including their villages .
Izany no lovan
' ny fokon'i Naftaly , ary nomena ireo fokony izany ireo tanàna , miaraka amin'ireo zana - bohiny .
JOS 19:40     Alignment score: 0.445
The seventh casting of lots fell
to the tribe of Dan , clan by clan .
Ny loka fahafito dia lasan ' ny fokon'i Dana , ary nomena ireo fokony izany .
JOS 19:41     Alignment score: 0.624 → 0.641
The territory of its inheritance included Zorah , Eshtaol , Ir Shemesh ,
Tafiditra amin ' ny fari - tanin'izany lova izany Zora , Estaola , Ira - semesy ,
JOS 19:42     Alignment score: 0.599
Shaalabbin , Aijalon , and Ithlah .
Salabima , Aijalona
, ary Itla .
JOS 19:43     Alignment score: 0.666
It also included Elon , Timnah , Ekron ,
Tafiditra anatin'izany koa Elona , Timna , Ekrona ,
JOS 19:44     Alignment score: 0.923
Eltekeh , Gibbethon , Baalath ,
Elteke , Gibetona , Baleta ,
JOS 19:45     Alignment score: 0.813 → 0.823
Jehud , Bene Berak
, Gath Rimmon ,
Jehoda , Bene - beraka , Gat - rimona ,
JOS 19:46     Alignment score: 0.467
Me Jarkon , and Rakkon along with the territory across from Joppa .
Me - jarkona , ary Rakona miaraka amin ' ny faritany ampitan'i Jopa .
JOS 19:47     Alignment score: 0.415 → 0.419
When the territory of the tribe of Dan was lost to them , Dan attacked Leshem and took it . They struck it with the sword , took possession of it , and settled in it . They called Leshem Dan , after the name of their ancestor
Dan .
Rehefa votsotra tamin'izy ireo ny faritanin ' ny fokon'i Dana , dia nanafika an'i Lesema i Dana , niady nanohitra azy , ary nahababo azy . Novonoin'izy ireo tamin ' ny sabatra ny olon - drehetra , naka izany ho fananana , ary nitoetra tao . Nomen'izy ireo anarana vaovao i Lesema , niantso izany hoe Dana araka ny razamben'izy ireo .
JOS 19:48     Alignment score: 0.468 → 0.473
This was the inheritance of the tribe of Dan , clan by clan the cities , including their villages .
Izany no lovan
' ny fokon'i Dana , ary nomena ireo fokony izany ireo tanàna , miaraka amin'ireo zana - bohiny .
JOS 19:49     Alignment score: 0.455
When they finished the allocation of the land as an inheritance , the people of Israel gave an inheritance among themselves to Joshua son of Nun .
Rehefa nahavita ny fizarana ny tany ho lova izy ireo , dia nanome lova teo amin'izy ireo ho an'i Josoa zanaka lahin'i Nona ny vahoakan'Israely .
JOS 19:50     Alignment score: 0.4 → 0.45
By the command of Yahweh they gave him the city for which he asked , Timnath Serah in the hill country of Ephraim . He rebuilt the city and lived there .
Tamin ' ny alalan ' ny didin'i Yaveh no nanomezan'izy ireo azy ny tanàna izay nangatahiny , Timna - sera ao amin ' ny tany havoan'i
Efraima . Naveriny namboarina ny tanàna ary nipetraka tao izy .
JOS 19:51     Alignment score: 0.445 → 0.453
These
are the inheritances that Eleazar the priest , Joshua son of Nun , and the leaders of the tribal clans of Israel assigned by lot at Shiloh , before Yahweh , at the entrance of the tent of meeting . So they finished assigning the land .
Ireo no lova izay notendren'i Eleazara mpisorona , Josoa zanaka lahin'i Nona , ary ireo mpitari - pokon'ireo ankohonan'ireo razambeny tao amin ' ny vahoakan'Israely , voatendry tamin ' ny loka tao Silo , teo anoloan'i Yaveh , teo amin ' ny fidirana mankao amin ' ny lay fihaonana . Ka dia nahavita nanendry ny tany izy ireo .
JOS 19     Average alignment score: 0.522 for 51 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24