Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 5:1     Alignment score: 0.421 → 0.422
As soon as all the kings of the Amorites on the west side of the Jordan , and all the kings of the Canaanites , who were along the coast of the Great Sea , heard that Yahweh had dried up the waters of the Jordan until the people of Israel had crossed over , their hearts melted , and there was no longer any spirit in them because of the people of Israel .
Vantany vao ren'ireo mpanjakan'i Amorita rehetra tany
amin ' ny ilany atsinanan'i Jordana , sy ireo mpanjakan'i Kananita rehetra , izay nanamorona ny sisin ' ny Ranomasina Lehibe , fa Yaveh dia efa nandritra ny ranon ' ny Jordana mandra - pitan ' ny vahoakan'Israely , dia nitsonika ny fon'izy ireo , ary tsy nisy fanahy intsony tao amin'izy ireo noho ireo vahoakan'Israely .


JOS 5:2     Alignment score: 0.533
At that time Yahweh said to Joshua , " Make flint knives and once more circumcise all the sons of Israel . "
Tamin'izany fotoana izany dia hoy i Yaveh tamin'i Josoa hoe : " Manamboara antsy afovato ary forao indray mandeha ireo lahin'Israely rehetra . "
JOS 5:3     Alignment score: 0.599
Then Joshua made himself flint knives and he circumcised all the sons of Israel at Gibeath Haaraloth .
Ary Josoa nanamboatra antsy afovato ka namora ireo lahin'Israely rehetra tao Gibeata Haralota .
JOS 5:4     Alignment score: 0.489
This is the reason Joshua circumcised them : All the males who had come
out of Egypt , including all the men of war , had died in the wilderness along the way , after they came out from Egypt .
Izao no antony namoran'i Josoa azy ireo : ny lahy rehetra izay nivoaka an'i Egypta , anisan'izany ireo lehilahy mpiady rehetra , dia maty an - dalana tany an'efitra , taorian ' ny nivoahan'izy ireo avy tany Egypta .
JOS 5:5     Alignment score: 0.37 → 0.368
Though all the males who came out of Egypt were circumcised , still , none of the boys born in the wilderness on the way out of Egypt had been circumcised .
Na dia voafora avokoa aza ny lahy rehetra izay nivoaka an'i Egypta , dia mbola tsy nisy tamin'ireo zazalahy teraka an - dalana tany an'efitra nivoaka an'i Egypta no voafora .
JOS 5:6     Alignment score: 0.463 → 0.463
For the people of Israel walked forty years in the wilderness until all the people , that is , all the men of war who had come
out of Egypt , died , because they did not obey the voice of Yahweh . Yahweh swore to them that he would not let them see the land that he had sworn to their ancestors that he would give to us , a land flowing with milk and honey .
Fa ireo vahoakan'Israely dia nandeha efapolo taona tany an'efitra mandra - pahafaty ireo vahoaka rehetra , izany hoe , ny lehilahy mpiady rehetra izay nivoaka an'i Egypta , dia maty , satria tsy nankatoa ny feon'i Yaveh izy ireo . Nianiana tamin'izy ireo Yaveh fa tsy hamela azy ireo hahita ny tany izay nianianany tamin ' ny razamben'izy ireo fa homeny azy ireo , dia tany tondra - dronono sy tantely .
JOS 5:7     Alignment score: 0.432
It was their children that Yahweh raised up in their place that Joshua circumcised , because they had not been circumcised on the way .
Ny zanak'izy ireo no natsangan'i
Yaveh teo amin ' ny toeran'izy ireo izay namoran'i Josoa , satria tsy voafora teny an - dalana izy ireo .
JOS 5:8     Alignment score: 0.343 → 0.333
When they were all circumcised , they remained where they were in the camp until they healed .
Rehefa voafora avokoa izy rehetra , dia nijanona tao amin'izay nitobiany izy ireo mandra - pahasitran'izy ireo .
JOS 5:9     Alignment score: 0.459 → 0.459
Then Yahweh said to Joshua , " This day I have rolled away the disgrace of Egypt from you . " So , the name of that place has been called Gilgal until this present day .
Ary hoy i Yaveh tamin'i Josoa hoe : " Androany dia efa nanaisotra taminareo ny fahafaham - barakan'i Egypta Aho . " Koa ny anaran'izany toerana izany dia nantsoina hoe Gilgala mandrak'androany .
JOS 5:10     Alignment score: 0.478 → 0.49
The people of Israel camped at Gilgal . They kept the Passover on the fourteenth day of the month , in the evening , on the plains of Jericho .
Nitoby tao Gilgala ny vahoakan'Israely . Notehirizin'izy ireo ho an ' ny harivan ' ny fahefatra ambin ' ny folo andron ' ny volan
' ny Paska , teo amin ' ny lemak'i Jeriko .
JOS 5:11     Alignment score: 0.439 → 0.458
On the day after Passover , that same day , they ate some of the produce of the land , unleavened bread and roasted grain .
Nihinana ny sasany tamin ' ny vokatry ny tany izy ireo taorian ' ny Paska : mofo tsy misy masirasira , ary vary voaendy .
JOS 5:12     Alignment score: 0.453
The manna stopped on the day after they ate the produce of the land . There was no longer manna for the people of Israel , but they ate the produce of the land of Canaan that year .
Nitsahatra tamin ' ny andro taorian ' ny nihinanan'izy ireo ny vokatry ny tany ny mana . Tsy nisy mana ho an ' ny vahoakan'Israely intsony , fa nihinana ny vokatry ny tany Kanana izy ireo tamin'izany taona izany .
JOS 5:13     Alignment score: 0.413 → 0.416
When Joshua was near Jericho , he lifted up his eyes and looked , and behold , a man was standing in front of him ; he had drawn his sword and it was in his hand . Joshua went to him and said , " Are you for us or for our enemies ? "
Rehefa teo akaikin'i
Jeriko i Josoa , dia nanandratra ny masony ary nijery , ary indro , nisy lehilahy iray nijoro teo anoloany ; notsoahiny ny sabany ary teny an - tanany izany . Nankeo aminy i Josoa ary niteny hoe : " Momba anay ianao sa momba ny fahavalonay ? "
JOS 5:14     Alignment score: 0.389 → 0.396
He said , " Neither . For I am the commander of the army of Yahweh . Now I have come
. " Then Joshua lay facedown on the ground to worship and said to him , " What does my master say to his servant ? "
Hoy izy : " Tsia . Satria mpibaiko ny tafik'i Yaveh aho . Tonga aho ankehitriny . " Ary Josoa niankohoka tamin ' ny tany mba hanompo ary niteny taminy hoe : " Inona no lazain ' ny tompoko amin ' ny mpanompony ? "
JOS 5:15     Alignment score: 0.501 → 0.518
The commander of Yahweh 's army said to Joshua , " Take off your sandals from your feet , because the place you are standing is holy . " That is what Joshua did .
Ny mpibaiko ' ny tafik'i
Yaveh niteny tamin'i Josoa hoe : " Esory amin ' ny tongotrao ny kapanao , satria ny toerana izay ijoronao dia masina . " Dia izany no nataon'i Josoa .
JOS 5     Average alignment score: 0.451 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24