Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 12:1     Alignment score: 0.35 → 0.361
Now these
are the kings of the land , whom the men of Israel conquered . The people of Israel took possession of the land on the east side of the Jordan where the sun rises , from the Valley of the Arnon River to Mount Hermon , and all the Arabah to the east .
Ary indreto ireo mpanjakan ' ny tany , izay resin'ireo lehilahin'i Israely . Nalain'ireo Israelita ny harenan ' ny tany tany amin ' ny ilany atsinanan'i Jordana izay hiposahan ' ny masoandro , nanomboka teo amin ' ny lohasahan - driaka Arnona hatramin ' ny tendrombohitra Hermona , ary ny Araba rehetra hatrany atsinanana .


JOS 12:2     Alignment score: 0.497 → 0.497
Sihon , king of the Amorites , lived in Heshbon . He ruled from Aroer , which is on the rim of the Arnon Gorge from the middle of the valley , and half of Gilead down to the Jabbok River on the border of the Ammonites .
Sihona , mpanjakan
' ny Amorita , dia nonina tany Hesbona . Nanjaka hatrany Aroera , izay eo amin ' ny sisin ' ny Harambaton'i Arnona avy eo afovoan ' ny lohasaha izy , ary ny atsasak'i Gileada mitsotsorika hatrany amin ' ny reniranon'i Jaboka any amin ' ny sisin - tanin ' ny Amonita .
JOS 12:3     Alignment score: 0.465 → 0.471
Sihon also ruled over the Arabah to the Sea of Kinnereth , to the east , to the Sea of the Arabah ( the Salt
Sea ) eastward , all the way to Beth Jeshimoth and southward , toward the foot of the slopes of Mount Pisgah .
Nanjaka tamin'i Araba hatrany amin ' ny ranomasin'i Kinerota koa i Sihona , hatrany atsinanana , hatrany amin ' ny ranomasin'i Araba ( Ranomasintsira ) atsinanana , ny lalana rehetra hatrany Beti - jesimota sy atsimo , am - pototry ny Tendrombohitra Pisga .
JOS 12:4     Alignment score: 0.6 → 0.631
Og , king of Bashan , one of the remnant of the Rephaim , lived in Ashtaroth
and Edrei .
Oga , mpanjakan'i Basana , iray amin ' ny Refaïma sisa , dia nonina tao Astarta sy Edrehy .
JOS 12:5     Alignment score: 0.591
He ruled over Mount Hermon , Salekah , and all Bashan , to the border of the Geshurites and the Maakathites
, and half of Gilead , to the border of Sihon , king of Heshbon .
Nanjaka tamin ' ny tendrombohitr'i Hermona , Saleka , ary Basana rehetra , hatramin ' ny faritanin ' ny mponin'i Gesorita sy ny Makatita izy , ary ny atsasak'i Gileada , hatramin ' ny faritanin'i Sihona , mpanjakan'i Hesbona .
JOS 12:6     Alignment score: 0.566
Moses the servant of Yahweh , and the people of Israel had defeated them , and Moses the servant of Yahweh , gave the land as a possession to the Reubenites , the Gadites , and the half tribe of Manasseh .
Nandresy azy ireo i Mosesy mpanompon'i
Yaveh , sy ny vahoakan'Israely , ary Mosesy mpanompon'i Yaveh , no nanolotra ny tany mba ho fananan'ireo Robenita , sy Gadita , ary ny atsasa - pokon'i Manase .
JOS 12:7     Alignment score: 0.513 → 0.522
These are the kings of the land whom Joshua and the people of Israel defeated on the west side of the Jordan , from Baal Gad in the valley near Lebanon to Mount Halak near Edom . Joshua gave land to the tribes of Israel for them to possess .
Ireto ireo mpanjakan
' ny tany izay resin'i Josoa sy ny vahoakan'Israely tany andrefan'i Jordana , nanomboka tao Bala - gada ao amin ' ny lohasaha akaikin'i Libanona hatrany an - tendrombohitra Halaka akaikin'i Edoma . Nanome tany ho an'ireo fokon'Israely i Josoa mba ho fananan'izy ireo .
JOS 12:8     Alignment score: 0.546 → 0.594
He gave them the hill country , the lowlands , the Arabah , the sides of the mountains
, the wilderness , and the Negev the land of the Hittites , Amorites , Canaanites , Perizzites , Hivites , and Jebusites .
Nomeny azy ireo ny tany havoana , ireo tany lemaka , ilay Araba , ireo sisin'ireo tendrombohitra , ny tany efitra , ary ny Negeva dia ny tanin'ireo Hetita , Amorita , Kananita , Perzita , Hivita , ary ireo Jebosita .
JOS 12:9     Alignment score: 0.532
The kings included the king of Jericho , the king of Ai which is beside Bethel ,
Ireo mpanjaka dia ahitana ny mpanjakan'i Jeriko , ny mpanjakan'i Ay izay eo akaikin'i
Betela ,
JOS 12:10     Alignment score: 0.535
the king of Jerusalem , the king of Hebron ,
ny mpanjakan'i Jerosalema , ny mpanjakan'i Enaima ,
JOS 12:11     Alignment score: 0.755
the king of Jarmuth , the king of Lachish ,
ny mpanjakan'i Jarmota , ny mpanjakan'i Lakisy ,
JOS 12:12     Alignment score: 0.732
the king of Eglon , the king of Gezer ,
ny mpanjakan'i Eglona , ny mpanjakan'i Gazera ,
JOS 12:13     Alignment score: 0.702
the king of Debir , the king of Geder
,
ny mpanjakan'i Debira , ny mpanjakan'i Gadera ,
JOS 12:14     Alignment score: 0.759
the king of Hormah , the king of Arad ,
ny mpanjakan'i Horma , ny mpanjakan'i Arada ,
JOS 12:15     Alignment score: 0.759
the king of Libnah , the king of Adullam ,
ny mpanjakan'i Libna , ny mpanjakan'i Adolama ,
JOS 12:16     Alignment score: 0.756
the king of Makkedah , the king of Bethel ,
ny mpanjakan'i Makeda , ny mpanjakan'i Betela ,
JOS 12:17     Alignment score: 0.715
the king of Tappuah , the king of Hepher ,
ny mpanjakan'i Tapoa
, ny mpanjakan'i Hefera ,
JOS 12:18     Alignment score: 0.737
the king of Aphek , the king of Lasharon ,
ny mpanjakan'i Afeka , ny mpanjakan'i Lasarona ,
JOS 12:19     Alignment score: 0.755
the king of Madon , the king of Hazor ,
ny mpanjakan'i Madona , ny mpanjakan'i Hazora ,
JOS 12:20     Alignment score: 0.796
the king of Shimron Meron , the king of Akshaph ,
ny mpanjakan'i Simrona - merona , ny mpanjakan'i Aksafa ,
JOS 12:21     Alignment score: 0.745
the king of Taanach , the king of Megiddo ,
ny mpanjakan'i Tanaka , ny mpanjakan'i Megido ,
JOS 12:22     Alignment score: 0.531
the king of Kedesh
, the king of Jokneam in Carmel ,
ny mpanjakan'i Kadesy , ny mpanjakan'i Jokneama ,
JOS 12:23     Alignment score: 0.704
the king of Dor in Naphoth Dor , the king of Goyim in Gilgal ,
ny mpanjakan'i Dora , ny mpanjakan'i Goyema
any Gilgala ,
JOS 12:24     Alignment score: 0.522 → 0.546
and the king of Tirzah . The number of kings was thirty - one in all .
ary ny mpanjakan'i Tirza . Iraika amby telopolo no isan'ireo mpanjaka rehetra .
JOS 12     Average alignment score: 0.567 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24