Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 14:1     Alignment score: 0.347 → 0.355
These are the areas of land that the people of Israel received as their inheritance in the land of Canaan , which Eleazar the priest , Joshua son of Nun , and the leaders of the tribal clans of Israel allotted to them .
Ireto avy ary ny faritry
ny tany izay noraisin ' ny vahoakan'Israely ho lovan'izy ireo tany amin ' ny tany Kanàna , notendrena ho azy ireo tamin'i Eleazara mpisorona , tamin'i Josoa zanak'i Nona , ary tamin ' ny mpitari - pokon ' ny fianakavian ' ny razan'izy ireo niaraka amin ' ny vahoakan'Israely .


JOS 14:2     Alignment score: 0.44
Their inheritance was selected by lot for the nine and one - half tribes , just as Yahweh had commanded by the hand of Moses .
Ny lovan'izy ireo dia voafantina tamin ' ny loka ho an'ireo sivy sy ny antsasak'ireo foko , araka izay nandidian'i Yaveh tamin ' ny tanan'i
Mosesy .
JOS 14:3     Alignment score: 0.502 → 0.514
For Moses had given the inheritance of the two and one - half tribes beyond the Jordan , but to the Levites he gave no inheritance .
Fa efa nomen'i
Mosesy lova ny amin ' ny roa sy antsasak'ireo foko tany an - dafin'i Jordana , kanefa izy tsy nanome lova ireo Levita .
JOS 14:4     Alignment score: 0.421 → 0.429
The tribe of Joseph was actually two tribes , Manasseh and Ephraim . The Levites were given no portion of the inheritance in the land , but only certain cities to live
in , with their pasturelands for livestock and for their own material resources .
Fa raha ny marina dia foko roa ny fokon'i Josefa , dia Manase sy Efraima . Tsy nomena anjara lova tany amin ' ny tany ireo Levita , fa tany amin'ireo tanàna sasany ihany mba honenana , mbanin'ireo tanim - bilona ho an ' ny biby fiompy sy ireo fitaovam - pamokaran'izy ireo .
JOS 14:5     Alignment score: 0.568
The people of Israel did as Yahweh commanded Moses , so they assigned the land .
Dia nanao araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy ny vahoakan'Israely , ka notendren'izy ireo ny tany .
JOS 14:6     Alignment score: 0.623
Then the tribe of Judah came to Joshua at Gilgal . Caleb son of Jephunneh the Kenizzite
, said to him , " You know what Yahweh said to Moses the man of God concerning you and me at Kadesh Barnea .
Dia tonga tany amin ' ny Josoa tany amin ' ny Gilgala ny fokon ' ny Joda . Kaleba zanak'i Jefona Kenizita , niteny taminy hoe : " Fantatrao izay nolazain'i Yaveh an'i Mosesy ilay lehilahin'Andriamanitra mahakasika ahy sy ianao tany Kadesi - Barnea .
JOS 14:7     Alignment score: 0.415
I was forty years old when Moses the servant of Yahweh sent me from Kadesh Barnea to spy on the land . I brought him a report again as it was in my heart to make .
Efapolo taona aho raha nalefan'i
Mosesy mpanompon'i Yaveh avy any Kadesi - Barnea mba hisafo ny tany . Notateriko taminy indray ny tatitra mba hatao araka ny tian ' ny foko hatao .
JOS 14:8     Alignment score: 0.296 → 0.301
But my brothers who went up with me made the heart of the people melt with fear . But I completely followed Yahweh my God .
Fa ireo rahalahiko izay nandeha niakatra niaraka tamiko nampalemy ny fon ' ny vahoakany
tamin ' ny tahotra . Nefa narahiko tanteraka i Yaveh Andriamanitro .
JOS 14:9     Alignment score: 0.442
Moses swore on that day , saying , ' Surely the land on which your foot
has walked will be an inheritance for you and for your children forever , because you have completely followed Yahweh my God . '
Nianiana i Mosesy tamin'izany andro izany , ary nanao hoe : ' Azo antoka fa ny tany izay nandehanan ' ny tongotrao dia ho lova ho anao sy ny zanakao mandrakizay , satria nanaraka tanteraka an'i Yaveh Andriamanitro ianao . '
JOS 14:10     Alignment score: 0.466 → 0.442
Now , look ! Yahweh has kept me alive
these forty - five years , just as he said from the time when Yahweh spoke this word to Moses , while Israel walked in the wilderness . Now , look ! I am this day eighty - five years old .
Ary , indro ! Yaveh nitazona ahy ho velona nandritra izay dimy amby efapolo taona izay araka izay nolazainy tamin ' ny fotoana izay nilazan'i Yaveh izany teny izany tamin'i Mosesy , nandritra ny nandehanan'Israely tany an'efitra . Ary indro ! Dimy amby valopolo taona aho amin'izao andro izao .
JOS 14:11     Alignment score: 0.287 → 0.303
I am still as strong this day as I was in the day that Moses sent me out . My strength is now as my strength was then , for war and for going and coming .
Mbola matanjaka hatrany aho amin'izao andro izao toy ny tamin ' ny andro nandroahan'i Mosesy ahy . Ny tanjako
amin'izao dia toy ny tanjako tamin'izany , tamin ' ny ady sy tamin ' ny nandeha sy niverina .
JOS 14:12     Alignment score: 0.405
Now therefore give me this hill country , which Yahweh promised me on that day . For you heard on that day that the Anakim were there with great fortified cities . It may be that Yahweh will be with me and that I will drive them out , just as Yahweh said . "
Ka noho izany omeo ahy ity tany havoana ity , izay nampanantenain'i
Yaveh ahy tamin'izany andro izany . Satria renao tamin'izany andro izany i Anakita tany amin'ireo tanàna mimanda lehibe . Mety homba ahy Yaveh mba hahafahako mandroaka azy ireo , araka ny nolazain'i Yaveh . "
JOS 14:13     Alignment score: 0.624 → 0.624
Then Joshua blessed him and gave Hebron as an inheritance to Caleb son of Jephunneh .
Avy eo dia nitso - drano azy i Josoa ary nanome an'i Hebrona ho lovan'i
Kaleba zanak'i Jefone .
JOS 14:14     Alignment score: 0.539
Therefore Hebron became
the inheritance of Caleb son of Jephunneh the Kenizzite to this day , because he completely followed Yahweh , the God of Israel .
Noho izany dia lasa mpandova an'i Kaleba zanaka lahin'i Jefone ilay Kenizita i Hebrona mandrak'ankehitriny , satria nanaraka an'i Yaveh tokoa izy , ilay Andriamanitr'Israely .
JOS 14:15     Alignment score: 0.549
Now the name of Hebron formerly was Kiriath Arba . ( Arba had been the greatest man among the Anakim . ) Then the land had rest from war .
Ary dia Kiriata no anaran'i
Hebrona taloha . ( Arba no lehilahy lehibe indrindra eo amin'i Anakita . ) Dia nitsahatra tamin ' ny ady ny tany .
JOS 14     Average alignment score: 0.451 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24