Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 4:1     Alignment score: 0.663 → 0.663
When all the people crossed over the Jordan , Yahweh said to Joshua ,
Rehefa tafita an'i Jordana ny olona rehetra , dia niteny tamin'i Josoa i Yaveh hoe :


JOS 4:2     Alignment score: 0.311 → 0.336
" Choose twelve men for yourselves from among the people , one man from each tribe .
" Misafidiana ianao lehilahy roa ambin ' ny folo amin ' ny vahoaka , lehilahy iray avy isaky ny foko .
JOS 4:3     Alignment score: 0.363 → 0.372
Give them this command : ' Take up twelve stones from the middle of the Jordan where the priests are standing on the dry ground , and bring them over with you and lay them down in the place where you will spend the night tonight . ' "
Omeo azy ireo ity didy ity : ' Mangalà vato roa ambin ' ny folo avy ao afovoan ' ny Jordana izay ijoroan'ireo mpisorona eo amin ' ny tany maina , ary ento manaraka anareo izany ary apetraho eo amin ' ny toerana izay hatorianareo anio alina . ' "
JOS 4:4     Alignment score: 0.382 → 0.392
Then Joshua called the twelve men whom he had chosen from the tribes of Israel , one from each tribe .
Ary nantsoin'i
Josoa ireo lehilahy roa ambin ' ny folo izay efa nosafidiany teo amin'ireo fokon'Israely , iray isaky ny foko .
JOS 4:5     Alignment score: 0.389
Joshua said to them , " Go over before the ark of Yahweh your God into the middle of the Jordan . Each of you is to take up a stone upon his shoulder , according to the number of the tribes of the people of Israel .
Hoy Josoa tamin'izy ireo hoe : " Mandehana mialohan ' ny fiaran'i Yaveh Andriamanitrareo ao afovoan'i
Jordana . Hilanja vato eny amin ' ny sorony avy ianareo tsirairay , araka ny isan'ireo fokon ' ny vahoakan'Israely
JOS 4:6     Alignment score: 0.401
This will be a sign in your midst for you when your children ask in days to come
, ' What do these stones mean to you ? '
Izany dia ho famantarana eo aminareo rehefa hanontany anareo ny zanakareo amin'ireo andro ho avy hoe : ' Inona no dikan'ireo vato ireo aminareo ? '
JOS 4:7     Alignment score: 0.436 → 0.468
Then you will say to them , ' The waters of the Jordan were cut off before the ark of the covenant of Yahweh . When it passed over the Jordan , the waters of the Jordan were cut off . So these
stones will be a memorial to the people of Israel forever . ' "
Ary hoy ianareo amin'izy ireo hoe : ' Novakiana teo anatrehan ' ny fiaran ' ny fifaneken'i Yaveh ny ranon ' ny Jordana . Rehefa nandalo teo amin'i Jordana izany , dia vaky ny ranon ' ny Jordana . Koa ho fahatsiarovana mandrakizay ho an ' ny vahoakan'Israely ireo vato ireo . ' "
JOS 4:8     Alignment score: 0.395 → 0.394
The people of Israel did just as Joshua commanded , and they picked up twelve stones from the middle of the Jordan , as Yahweh said to Joshua . They set the stones up according to the number of the tribes of the people of Israel . They carried the stones with them , over to the place where they camped and they set them down there .
Ny vahoakan'Israely dia nanao araka izay nandidian'i Josoa azy , ka naka vato roa ambin ' ny folo teo afovoan ' ny Jordana izy ireo , araka ny nolazain'i
Yaveh an'i Josoa . Nampiakarin'izy ireo araka ny isan'ireo fokon'i Israely ny isan'ireo vato . Nolanjain'izy ireo niaraka tamin'izy ireo ny vato , nankany amin ' ny toerana izay nitobian'izy ireo ary napetrany teo ambany teo .
JOS 4:9     Alignment score: 0.431 → 0.45
Then Joshua set up twelve stones in the middle of the Jordan River , in the place where the feet of the priests who carried the ark of the covenant stood . The memorial is there to this day .
Avy eo Josoa nametraka vato roa ambin ' ny folo teo afovoan ' ny Reniranon
' ny Jordana , teo amin ' ny toerana izay nijoroan ' ny tongotr'ireo mpisorona izay nitondra ny fiaran ' ny fifanekena . Any izany fahatsiarovana izany mandrak'ankehitriny .
JOS 4:10     Alignment score: 0.555 → 0.563
The priests who carried the ark stood in the middle of the Jordan until everything that Yahweh commanded Joshua to tell the people was completed , according to all that Moses had commanded Joshua . The people hurried and they crossed over .
Ireo mpisorona izay nilanja ny fiara dia nijoro teo afovoan ' ny Jordana mandra - pahatanteraky ny zavatra rehetra nandidian'i Yaveh ho lazain'i Josoa tamin'ireo vahoaka , araka ireo rehetra efa nandidian'i Mosesy an'i Josoa . Niampita faingana ireo vahoaka .
JOS 4:11     Alignment score: 0.46 → 0.463
When all the people had finished crossing over , the ark of Yahweh and the priests crossed over before the people .
Rehefa tapitra niampita daholo ny olona , dia niampita teo anoloan ' ny vahoaka ny fiaran'i Yaveh sy ireo mpisorona .
JOS 4:12     Alignment score: 0.511
The tribe of Reuben , the tribe of Gad , and the half tribe of Manasseh passed before the people of Israel formed up as an army , just as Moses said to them .
Ny fokon'i Robena , ny fokon'i Gada , ary ny atsasaky ny fokon'i Manase dia nandalo mialohan ' ny nilaharan'ireo vahoakan'Israely toy ny miaramila , araka ny nolazain'i
Mosesy tamin'izy ireo .
JOS 4:13     Alignment score: 0.405 → 0.414
About forty thousand men equipped for war passed before Yahweh , for battle on the plains of Jericho .
Lehilahy voaomana hiady tokony ho efatra arivo no nandalo teo anoloan'i
Yaveh , mba hiady eny amin ' ny tany lemak'i Jeriko .
JOS 4:14     Alignment score: 0.334
On that day Yahweh made Joshua great in the eyes of all Israel . They honored him just as they honored Moses all his days .
Tamin'io andro io dia nataon'Andriamanitra lehibe teo imason
' ny vahoakan'Israely rehetra i Josoa . Nanome voninahitra azy izy ireo tahaka ny nanomezan'izy ireo voninahitra an'i Mosesy nandritra ny androm - piainany .
JOS 4:15     Alignment score: 0.463
Then Yahweh spoke to Joshua ,
Ary niresaka tamin'i Josoa i Yaveh hoe :
JOS 4:16     Alignment score: 0.343 → 0.374
" Command the priests who carry the ark of the testimony to come
up out of the Jordan . "
" Omeo baiko ireo mpisorona izay nilanja ny fiaran ' ny vavolombelona mba hiala avy ao Jordana . "
JOS 4:17     Alignment score: 0.455 → 0.49
So , Joshua commanded the priests , " Come
up out of the Jordan . "
Koa dia nanome baiko ireo mpisorona i Josoa hoe : " Mivoaha ao Jordana . "
JOS 4:18     Alignment score: 0.444 → 0.463
When the priests carrying the ark of the covenant of Yahweh came up out of the middle of the Jordan , and the soles of their feet were lifted up out on dry ground , then the waters of the Jordan returned to their place and overflowed its banks , just as they were four days before .
Rehefa nivoaka avy tao afovoan ' ny Jordana ireo mpisorona nilanja ilay fiaran ' ny fifaneken'i Yaveh , ary niakatra teny amin ' ny tany maina ny faladian - tongotr'izy ireo , dia niverina tamin ' ny toerany
ary nihoatra ny morony ny ranon ' ny Jordana , tahaka ny tamin ' ny efatra andro mialoha .
JOS 4:19     Alignment score: 0.604 → 0.608
The people came up out of the Jordan on the tenth day of the first month . They camped in Gilgal , east of Jericho .
Nivoaka avy tao Jordana ireo vahoaka tamin ' ny andro fahafolon ' ny volana voalohany . Nijanona tao Gilgala izy ireo , atsinanan
' ny Jeriko .
JOS 4:20     Alignment score: 0.574 → 0.576
The twelve stones that they took out of the Jordan , Joshua set up in Gilgal .
Ireo vato roa ambin ' ny folo izay nalain'izy ireo avy tao Jordana , dia napetrak'i Josoa tao Gilgala .
JOS 4:21     Alignment score: 0.294 → 0.314
He said to the people of Israel , " When your descendants ask their fathers in times to come
, ' What are these stones ? '
Hoy izy tamin'ireo vahoakan'Israely hoe : " Rehefa manontany an'ireo rainy ny taranakareo amin ' ny fotoana ho avy hoe : ' Inona ireo vato ireo ? '
JOS 4:22     Alignment score: 0.318 → 0.383
tell your children , ' This is where Israel crossed over the Jordan on dry ground . '
Teneno ny zanakareo hoe : ' Teo no niampitan'i Israely an ' ny Jordana tamin ' ny tany maina . '
JOS 4:23     Alignment score: 0.362 → 0.403
Yahweh your God dried up the waters of the Jordan for you , until you had crossed over , just as Yahweh your God did to the Sea of Reeds , which he dried up for us until we passed over ,
Nohamainin'i
Yaveh Andriamanitrareo ho anareo ny reniranon ' ny Jordana , mandra - piampitanareo , tahaka ny nataon'i Yaveh Andriamanitrareo tamin'ilay Ranomasina Mena , izay nohamaininy ho antsika mandra - piampitantsika ,
JOS 4:24     Alignment score: 0.452
so that all the peoples of the earth may know
that the hand of Yahweh is mighty , and that you will honor Yahweh your God forever . "
mba hahafantaran ' ny olona rehetra eto an - tany fa mahery ny tanan'i Yaveh , ary mba hanomezanareo voninahitra an'i Yaveh Andriamanitrareo mandrakizay . "
JOS 4     Average alignment score: 0.44 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24