Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 18:1     Alignment score: 0.376 → 0.395
Then the whole assembly of the people of Israel met together at Shiloh . They set up the tent of meeting there and they conquered the land before them .
Dia niara - nivory tao Silo ny fiangonan
' ny vahoakan'Israely manontolo . Tao no nanorenan'izy ireo ny lay fihaonana sy nandresen'izy ireo ny tany nanoloana azy ireo .


JOS 18:2     Alignment score: 0.401
There were still seven tribes among the people of Israel whose inheritance had not been assigned .
Mbola nisy fito ireo foko teo amin ' ny vahoakan'Israely izay tsy notendrena ny lovany .
JOS 18:3     Alignment score: 0.308 → 0.306
Joshua said to the people of Israel , " How long will you put off going into the land that Yahweh , the God of your ancestors , has given you ?
Dia hoy Josoa tamin ' ny vahoakan'Israely hoe : " Mandra - pahoviana no mbola hihemoranareo tsy handeha ao amin ' ny tany izay nomen'i
Yaveh , Andriamanitr'ireo razanareo , anareo ?
JOS 18:4     Alignment score: 0.269 → 0.294
Appoint for yourselves three men from each tribe , and I will send them out . They will set out and survey the land up and down . They will write out a description of it with a view to their inheritances
, and then they will come back to me .
Manendre telo lahy ho anareo isaky ny foko tsirairay , ary izaho kosa haniraka azy ireo . Dia hiainga sy hitety ny tany ambony sy ambany izy ireo . Dia hanoratra ny famaritana izany izy ireo araka izay tiany ho lovany , ary hiverina aty amiko izy ireo avy eo .
JOS 18:5     Alignment score: 0.456
They will divide it into seven sections . Judah will remain in their territory on the south , and the house of Joseph will continue in their territory in the north .
Dia ho zarain'izy ireo ho faritra fito izany . Joda hijanona any amin ' ny faritaniny
any atsimo , ary ny ankohonan " i Josefa hanohy ny faritanin'izy ireo any avaratra .
JOS 18:6     Alignment score: 0.317 → 0.352
You will describe the land in seven sections and bring the description here to me . I will cast lots for you here before Yahweh our God .
Faritra fito no hamaritanareo ny tany ary avereno
eto amiko ny famaritana . Dia hanao an - tsapaka ho anareo aho eto anatrehan'i Yaveh Andriamanitsika .
JOS 18:7     Alignment score: 0.598
The Levites have no portion among you , for the priesthood of Yahweh is their inheritance . Gad , Reuben , and the half tribe of Manasseh have received their inheritance , beyond the Jordan . This is the inheritance that Moses the servant of Yahweh gave them . "
Ireo Levita dia tsy manana anjara eo aminareo , fa ny fisoronana ho an'i Yaveh no lovan'izy ireo . Gada , Robena , ary ny antsasa - pokon'i Manase dia nahazo ny lovan'izy ireo , tany
an - dafin'i Jordana . Izany no lova izay nomen'i Mosesy mpanompon'i Yaveh azy ireo . "
JOS 18:8     Alignment score: 0.341 → 0.358
So the men got up and went . Joshua commanded those
who went to write the description of the land , saying , " Go up and down in the land and write a description of it and return to me . I will cast lots for you here before Yahweh at Shiloh . "
Dia nifoha ireo lehilahy ka nandeha . Dia nodidian'i Josoa ireo izay nandeha namaritra ny tany , nanao hoe : " Mandehana mitety ny tany ka farito izany ary miverena eto amiko . Dia hanao antsapaka ho anareo eto anatrehan'i Yaveh aty Silo aho . "
JOS 18:9     Alignment score: 0.386 → 0.392
The men left and walked up and down in the land and wrote a description of it in a scroll by its cities in seven sections , listing the cities in each section . Then they returned to Joshua in the camp at Shiloh .
Dia nandeha ireo lehilahy ka nitety ny tany ambony sy ambany ary namaritra izany tanaty horonan - taratasy araka ireo tanànany
anaty faritra fito , handaharana ireo tanàna isaky ny faritra tsirairay . Dia niverina tany amin'i Josoa tao an - toby tao Silo izy ireo avy eo .
JOS 18:10     Alignment score: 0.469 → 0.48
Then Joshua cast lots for them at Shiloh before Yahweh . It was there that Joshua assigned the land to the people of Israel , and to each was given his portion of the land .
Dia nanao antsapaka ho azy ireo tao Silo teo anatrehan'i Yaveh i Josoa . Tao no nanendren'i Josoa ny tany ho an ' ny vahoakan'Israely , ary ny tsirairay dia samy nomena ny anjara taniny
avy .
JOS 18:11     Alignment score: 0.399
The assignment of land for the tribe of Benjamin came
up clan by clan . The territory of their assigned land was located between the descendants of Judah and the descendants of Joseph .
Ny fanendrena ny tany ho an ' ny fokon'i Benjamina dia nomena ny isam - pokon'izy ireo tsirairay . Ny faritanin ' ny tany izay voatendry ho azy ireo dia voafaritra teo anelanelan'ireo taranak'i Joda sy ireo taranak'i Josefa .
JOS 18:12     Alignment score: 0.371 → 0.382
On the north side , their border began at the Jordan . The border went up to the ridge north of Jericho , and then up through the hill country westward . There it reached the wilderness of Beth Aven .
Tany
amin ' ny ilany avaratra , tany Jordana no nanombohan ' ny faritanin'izy ireo . Ny faritany dia niakatra hatrany amin ' ny ilany avaratr'i Jeriko , ary avy eo niakatra nanavatsava ny tany havoana andrefana . Hatreo izany dia nanjohy ny efitr'i Betavena .
JOS 18:13     Alignment score: 0.495
From there the border passed along south in the direction of Luz ( the same place as Bethel ) . Then the border went down to Ataroth Addar
, by the mountain that lies south of Beth Horon .
Hatreo dia nandalo nianatsimo nizotra nankany Lozy ( Betela izany ) ny faritany . Avy eo nidina hatrany amin'i Atarot - adara ny faritany , ao amin ' ny tendrombohitra izay manitsaka ny atsimon'i Beti - horona .
JOS 18:14     Alignment score: 0.394 → 0.417
The boundary then went in another direction : On the western side it turned toward the south , heading toward the mountain
across from Beth Horon . This boundary ended at Kiriath Baal ( that is , Kiriath Jearim ) , a city that belonged to the tribe of Judah . This formed the border on the western side .
Nizotra nanaraka lalan - kafa ny sisin - tany noho izany : any amin ' ny ilany andrefana izany no miholika mianatsimo , dia mitodi - doha amin ' ny tendrombohitra am - pitan'i Beti - horona . Io sisin - tany io dia mifarana any Kiriata - bala ( Kiriata - jearima izany ) , tanàna iray izay an ' ny fokon'i Joda . Izany no tonga faritany tany amin ' ny faritra andrefana .
JOS 18:15     Alignment score: 0.529 → 0.527
The south side began just outside of Kiriath Jearim . The border went from there to Ephron , to the spring of the waters of Nephtoah .
Nanomboka teo ivelan'i
Kiriata - jearima ny lafiny atsimo . Niainga teo ny faritany dia nanjohy an'i Efrona , hatrany amin'ireo loharanon'i Neftoa .
JOS 18:16     Alignment score: 0.362 → 0.404
The boundary then went down to the border of the mountain
which was opposite the Valley of Ben Hinnom , which was at the northern end of the Valley of Rephaim . It then went down to the Valley of Hinnom , south of the slope of the Jebusites , and continued down to En Rogel .
Ny sisin - tany noho izany dia nidina nanjohy ny manodidina ny tendrombohitra izay tandrifin ' ny lohasahan'i Ben - hinoma , izay tany amin ' ny morony avaratry ny lohasahan'i Refaima . Dia nidina hatrany amin ' ny lohasahan'i Hinoma izany , atsimon ' ny hantsan'ireo Jebosita , ary nitohy nidina hatrany En - Rogela .
JOS 18:17     Alignment score: 0.509 → 0.509
It turned northward , going in the direction of En Shemesh , and from there it went out to Geliloth , which was opposite the ascent of Adummim . Then it went down to the Stone of Bohan the son of Reuben .
Dia nitodika nianavaratra izany , nizotra nankamin'i En - semesy , ary avy teo dia nivoaka nankany Gelilota izany , izay tandrifin ' ny fiakaran'i Adomima . Ary nidina hatrany amin ' ny Vaton'i Bohana zanaka lahin'i Robena izany .
JOS 18:18     Alignment score: 0.218 → 0.261
It passed on to the north of the shoulder of Beth Arabah and down to the Arabah .
Nandroso hatramin ' ny ilany avaratr'i
Beti - arabà izany ary nidina nankamin'i Arabà .
JOS 18:19     Alignment score: 0.355 → 0.37
The border passed on to the north shoulder of Beth Hoglah . The border ended at the north bay of the Salt Sea , at the southern end of the Jordan . This was the boundary on the south .
Dia nandroso nanjohy ny ilany avaratr'i
Beti - Hogla ny faritany . Nifarana tany amin ' ny helo - drano avaratry ny ranomasin - tsira izany , any amin ' ny morony atsimon'i Jordana . Izany no sisin - tany tany an - tsimo .
JOS 18:20     Alignment score: 0.379 → 0.379
The Jordan formed its border on the eastern side . This was the inheritance of the tribe of Benjamin , and it was given clan by clan , border after border , all around .
Dia tonga faritanin'i Jordana ny ilany atsinanana . Izany no lovan
' ny fokon'i Benjamina , ary natolotra ny isam - pokon'izy ireo tsirairay izany , faritany isa - paritany , ny manodidina rehetra .
JOS 18:21     Alignment score: 0.301 → 0.331
Now the cities of the tribe of Benjamin , clan by clan , were Jericho , Beth Hoglah , Emek Keziz ,
Ary ireo tanànan
' ny fokon'i Benjamina araka ny isam - pokon'izy ireo dia Jeriko ,
JOS 18:22     Alignment score: 0.432 → 0.566
Beth Arabah , Zemaraim , Bethel ,
Beti - Hogla , Emeka Keziza , Bet - araba , Zemaraima , Betela ,
JOS 18:23     Alignment score: 0.978
Avvim , Parah , Ophrah ,
Avima , Para , Ofra ,
JOS 18:24     Alignment score: 0.472 → 0.475
Kephar Ammoni , Ophni , and Geba . There were twelve cities , including their villages .
Kefara - hamony , Ofny , ary Geba . Roa ambin
' ny folo ireo tanàna ireo , ansisan'izany ireo zana - bohiny .
JOS 18:25     Alignment score: 0.525
There were also the cities of Gibeon , Ramah , Beeroth ,
Ao ihany koa ireo tanànan'i Gibeona , Ramà , Berota ,
JOS 18:26     Alignment score: 0.09
Mizpah , Kephirah , Mozah ,
Mizpà , Kefirà , Mozà ,
JOS 18:27     Alignment score: 0.651
Rekem , Irpeel , Taralah ,
Rekema
, Irpela , Taralà ,
JOS 18:28     Alignment score: 0.509 → 0.546
Zelah , Haeleph , Jebus ( the same as Jerusalem ) , Gibeah , and Kiriath . There were fourteen cities , including their villages . This was the inheritance of Benjamin for their clans .
Zelà , Haelefa , Jebosita ( Jerosalema izany ) , Gibeà , ary Kiriata . Efatra ambin ' ny folo ireo tanàna ireo , anisan'izany ireo zana - bohiny . Izany no lovan'i
Benjamina ho an ' ny fokon'izy ireo .
JOS 18     Average alignment score: 0.427 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24