Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 3:1     Alignment score: 0.496
Joshua got up early in the morning , and they set out from Shittim . They came to the Jordan , he and all the people of Israel , and they camped there before they crossed over .
Nifoha maraina be i Josoa , ary dia niala tao Sitima izy ireo . Nankany Jordana izy ireo , izy sy ireo vahoakan'Israely rehetra , ary nitoby teo mialohan ' ny niampitany .


JOS 3:2     Alignment score: 0.421
After three days , the officers went through the middle of the camp ;
Afaka telo andro , ireo manam - pahefana dia nandeha teo afovoan ' ny toby ;
JOS 3:3     Alignment score: 0.453 → 0.489
they commanded the people , " When you see the ark of the covenant of Yahweh your God , and the priests from the Levites carrying it , you must leave this place and follow it .
nandidy ny olona izy ireo hoe : " Rehefa mahita ny fiaran ' ny fifaneken'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo , sy ireo mpisorona avy amin'ireo Levita milanja izany , dia aoka handao an'ity toerana ity ianareo ka hanaraka izany .
JOS 3:4     Alignment score: 0.308 → 0.297
There must be a distance between you and it of about two thousand cubits . Do not come
⟡ close to it , so that you can see which way to go , since you have not gone this way before . "
Aoka hisy elanelana roa arivo hakiho eo aminareo sy izany . Aza manakaiky izany , mba hahafahanareo mahita ny lalana aleha , satria mbola tsy nandeha tamin'io lalana io ianareo taloha . "
JOS 3:5     Alignment score: 0.619
Joshua said to the people , " Consecrate yourselves tomorrow , for Yahweh will do wonders among you . "
Hoy Josoa tamin ' ny vahoaka hoe : " Hamasino ny tenanareo rahampitso , fa hanao fahagagana eo aminareo Yaveh . "
JOS 3:6     Alignment score: 0.446 → 0.446
Then Joshua said to the priests , " Take up the ark of the covenant , and pass in front of the people . " So they picked up the ark of the covenant and went in front of people .
Ary hoy Josoa tamin'ireo mpisorona hoe : " Ento ny fiaran ' ny fifanekena , ary mandalova eo anoloan ' ny olona . " Koa dia nandray ny fiaran ' ny fifanekena izy ireo ary nandeha teo anoloan ' ny olona .
JOS 3:7     Alignment score: 0.353
Yahweh said to Joshua , " This day I will make you a great man in the eyes of all Israel . They will know
⟡ that as I was with Moses , I will be with you .
Hoy Yaveh tamin'i Josoa hoe : " Izao anio izao dia ho ataoko lehilahy mahery eo imason⟡ ' ny Israely rehetra ianao .
JOS 3:8     Alignment score: 0.324
You will command the priests who carry the ark of the covenant , ' When you have come
⟡ to the edge of the waters of the Jordan , you must stand still in the Jordan River . ' "
Hahafantatra izy ireo fa tahaka ny nombako an'i Mosesy , no hombako anao . Ianao dia handidy ireo mpisorana izay milanja ny fiaran ' ny fifanekena hoe : ' Rehefa tonga eny amoron ' ny ranon'i Jordana ianareo , dia aoka ho tony eo amin ' ny Reniranon⟡ ' ny Jordana . ' "
JOS 3:9     Alignment score: 0.423
Then Joshua said to the people of Israel , " Come
⟡ here , and listen to the words of Yahweh your God . "
Dia hoy Josoa tamin ' ny olon'Israely hoe : " Mankanesa aty , ary henoy izao tenin'i⟡ Yaveh Andriamanitrareo izao .
JOS 3:10     Alignment score: 0.404 → 0.439
And Joshua said , " By this you will know that the living God is among you and will drive out from before you the Canaanites , the Hittites , the Hivites , the Perizzites , the Girgashites , the Amorites , and the Jebusites .
Amin ' ny alalan'ity no hahafantaranareo fa ny Andriamanitra velona dia eo aminareo ary handroaka ireo Kananita , ireo Hetita , ireo Hivita , ireo Perizita , ireo Girgasit , ireo Amorita ary ireo Jebosita tsy ho eo anoloanareo .
JOS 3:11     Alignment score: 0.329 → 0.393
Look ! The ark of the covenant of the Lord of all the earth crosses
⟡ over ahead of you into the Jordan .
Indro ! ny fiaran ' ny fifaneken ' ny Tompon ' ny tany rehetra miampita eo alohanareo ho ao Jordana .
JOS 3:12     Alignment score: 0.518 → 0.518
Now choose twelve men from the tribes of Israel , one man from each .
Ankehitriny mifidiana olona roa ambin ' ny folo avy amin ' ny fokon'Israely , lehilahy iray avy amin ' ny tsirairay .
JOS 3:13     Alignment score: 0.386 → 0.389
When the soles of the feet of the priests who carry the ark of Yahweh , the Lord of all the earth , touch the waters of the Jordan , the waters of the Jordan will be cut off , and even the waters that flow down from upstream will stop flowing and they will stand in one heap . "
Rehefa mikasika ny ranon'i Jordana ny faladian - tongotr'ireo mpisorona izay mitondra ny fiaran'i Yaveh , Tompon ' ny tany rehetra , dia ho tapaka ny onin'i
⟡ Jordana , ary na ny rano izay mikoriana avy any ambony aza dia hijanona hiangona ho iray . "
JOS 3:14     Alignment score: 0.369 → 0.408
So when the people set out from their tents to cross over the Jordan , the priests who carried the ark of the covenant went ahead of the people .
Koa rehefa niala mba hiampita an'i Jordana ireo olona , dia nandeha teo alohan'ireo olona ireo mpisorona izay nilanja ny fiaran ' ny fifanekena .
JOS 3:15     Alignment score: 0.274 → 0.282
As soon as those
⟡ who were carrying the ark had come⟡ to the Jordan , and the feet of the priests who carried the chest were dipped in the edge of the water — now the Jordan overflows all its banks throughout the time of the harvest —
Raha vao tonga teo Jordana ireo izay nilanja ny fiara , ary niroboka teo amoron ' ny rano ny tongotr'izy ireo ( ary ny ranon'i Jordana dia tondraka hatreny amin ' ny sisiny⟡ rehetra nandritra⟡ ny fotoam - pijinjana ) ,
JOS 3:16     Alignment score: 0.334 → 0.336
the waters that flowed down from upstream stood up in one heap . The water stopped flowing from a great distance . The waters stopped flowing from Adam , the city that is beside Zarethan , all the way down to the sea of the Arabah , the Salt Sea . The people crossed over near Jericho .
ny rano izay nikoriana nidina avy any ambony dia nijanona ka niangona ho iray . Nitsahatra avy eny lavitra dia lavitra ny fikorian ' ny rano . Nitsahatra nikoriana avy any Adama , ilay tanàna izay akaikin'i
⟡ Zaretana , hatrany amin ' ny lalana nidina nankany amin ' ny ranomasin'i Negeva , ilay Ranomasina Sira , ny rano . Niampita nanakaiky an'i Jeriko ny vahoaka .
JOS 3:17     Alignment score: 0.435 → 0.466
The priests who carried the ark of the covenant of Yahweh stood on dry ground in the middle of the Jordan until all the people of Israel crossed over on dry ground .
Ireo mpisorona izay nitondra ny fiaran ' ny fifaneken'i Yaveh dia nijanona teo amin ' ny tany maina teo afovoan ' ny Jordana mandram - pitan ' ny olon'Israely rehetra teo amin ' ny tany maina .
JOS 3     Average alignment score: 0.398 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24