Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 10:1     Alignment score: 0.478 → 0.48
Now when Adoni - Zedek king of Jerusalem heard that Joshua had captured Ai and had completely destroyed it ( just as he had done to Jericho and its king ) , he also heard how the people of Gibeon had made peace with Israel and were living among them .
Ary rehefa ren'i Adoni
- zedeka , mpanjakan'i Jerosalema , fa babon'i Josoa i Ay ary nopotehiny tanteraka izany ( tahaka ny nanaovany an'i Jeriko sy ny mpanjakany ) , reny ihany koa fa efa nihavana ny vahoakan ' ny Gibeona sy ny Israely ary niara - nonina izy ireo .


JOS 10:2     Alignment score: 0.398 → 0.412
The people of Jerusalem were very afraid because Gibeon was a large city , like one of the royal cities . It was larger than Ai , and all its men were mighty warriors .
Dia raiki - tahotra tanteraka ny vahoakan'i
Jerosalema satria Gibeona dia tanàna lehibe , toy ny iray amin'ireo tanànan'andriana . Lehibe noho i Ay izany , ary ny lehilahiny dia mpiady mahery avokoa .
JOS 10:3     Alignment score: 0.635 → 0.739
So Adoni - Zedek king of Jerusalem sent a message to Hoham king of Hebron , to Piram king of Jarmuth , to Japhia king of Lachish , and to Debir king of Eglon :
Noho izany Adoni
- zedeka , mpanjakan'i Jerosalema , dia nandefa hafatra tany amin'i Hohama , mpanjakan'i Hebrona , tany amin'i Pirama , mpanjakan'i Jarmota , tany amin'i Jafia , mpanjakan'i Lakisy , ary tany amin'i Debira , mpanjakan'i Eglona hoe :
JOS 10:4     Alignment score: 0.437 → 0.449
" Come up to me and help me . Let us attack Gibeon because they have made peace with Joshua and with the people of Israel . "
" Miakara aty amiko ary ampio aho . Andeha hotafihantsika i Gibeona satria izy ireo dia efa nihavana tamin'i Josoa sy tamin ' ny vahoakan'Israely . "
JOS 10:5     Alignment score: 0.562
The five kings of the Amorites the king of Jerusalem , the king of Hebron , the king of Jarmuth , the king of Lachish , and the king of Eglon came up , they and all of their armies . They encamped near Gibeon , and they attacked it .
Ireo mpanjaka dimin ' ny Amorita , ny mpanjakan'i Jerosalema , ny mpanjakan'i Hebrona , ny mpanjakan'i Jarmota , ny mpanjakan'i Lakisy , ary ny mpanjakan'i Eglona dia niakatra , izy ireo sy ireo tafiny rehetra . Nametraka ny rafitra hanoherana an'i Gibeona izy ireo , ary nanafika izany .
JOS 10:6     Alignment score: 0.409 → 0.409
The people of Gibeon sent a message to Joshua and to the army at Gilgal . They said , " Hurry ! Do not withdraw your hands from your servants . Come
up to us quickly and save us . Help us , for all the kings of the Amorites who live in the hill country have gathered together to attack us . "
Nandefa hafatra tany amin'i Josoa sy tany amin ' ny tafika tany Gilgala ny vahoakan'i Gibeona . Hoy izy ireo hoe : " Faingàna ! Aza esorina eo amin ' ny mpanomponareo ny tananareo . Miakara haingana aty aminay , ary vonjeo izahay . Ampio izahay , satria ireo mpanjakan ' ny Amorita rehetra monina eny amin ' ny tany havoana dia efa nitambatra ho iray mba hanafika anay . "
JOS 10:7     Alignment score: 0.416
Joshua went up from Gilgal , he and all the men of war with him , and all the mighty warriors .
Niakatra avy tany
Gilgala i Josoa , izy sy ireo lehilahy mpiady rehetra niaraka taminy , ary ireo lehilahy mpanafika rehetra .
JOS 10:8     Alignment score: 0.4
Yahweh said to Joshua , " Do not be afraid of them . I have given them into your hand . Not one of them will be able to stop your attack . "
Ary Yaveh niteny tamin'i Josoa hoe : " Aza matahotra azy ireo . Efa nomeko ho eo am - pelan - tananao
izy ireo . Tsy hisy na iray amin'izy ireo hahasakana ny fanafihanao . "
JOS 10:9     Alignment score: 0.437
Joshua came upon them suddenly , having marched all night from Gilgal .
Tonga tampoka teo amin'izy ireo i Josoa , rehefa nandeha nandritra
ny alina tontolo avy any Gilgala .
JOS 10:10     Alignment score: 0.539 → 0.539
Yahweh confused the enemy before Israel , and Israel killed them with a great slaughter at Gibeon and pursued them on the road going up to Beth Horon , and they killed them on the road to Azekah and Makkedah .
Nasafotofoton'i Yaveh teo anoloan'Israely ny fahavalo , ary Israely namono azy ireo tamin ' ny famonoana lehibe tao Gibeona ary nanenjika azy ireo tamin ' ny lalana miakatra mankany Beti - horona , ary izy ireo namono azy ireo teny
an - dalana mankany Azeka sy Makeda .
JOS 10:11     Alignment score: 0.36 → 0.379
As they ran away from Israel , down the hill from Beth Horon , Yahweh threw large stones down from heaven upon them all the way to Azekah , and they died
. There were more who died because of the hailstones than who were killed with the sword by the men of Israel .
Raha nitsoaka an'Israely izy ireo , nidina ny vohitra avy any Beti - horona , Yaveh nanipy vato lehibe avy eny amin ' ny lanitra teo ambonin'izy ireo tamin ' ny lalana rehetra mankany Azeka , ary maty izy ireo . Maro ireo matin ' ny havandra noho ny matin ' ny sabatr'ireo lehilahin'Israely .
JOS 10:12     Alignment score: 0.533 → 0.602
Then Joshua spoke to Yahweh on the day Yahweh gave the men of Israel victory over the Amorites . This is what Joshua said to Yahweh before Israel , " Sun , be still at Gibeon , and moon , in the Valley of Aijalon . "
Ary Josoa niteny tamin'i Yaveh tamin ' ny andro nanomezan'i Yaveh ny lehilahin'Israely fandresena teo anatrehan'ireo Amorita . Izao no tenin'i
Josoa tamin'i Yaveh teo anoloan'Israely : " Ry masoandro , mijanòna ao Gibeona , ary ny volana , ao amin ' ny lohasaha Aialona . "
JOS 10:13     Alignment score: 0.411 → 0.411
The sun stood still , and the moon stopped moving until the nation took vengeance on their enemies . Is this not written in the Book of Jashar ? The sun stayed in the middle of the sky ; it did not go down for about a whole day .
Dia nijanona ny masoandro , ary nitsaha - nihetsika ny volana mandra - pamalifatin ' ny firenena ireo fahavalony . Tsy voasoratra ao anaty Bokin'i
Jasara ve izany ? Ny masoandro nijanona teo afovoan ' ny habakabaka ; tsy nilentika efa ho iray andro maninjitra izany .
JOS 10:14     Alignment score: 0.375
There has been no other day like it before or after it , when Yahweh obeyed the voice of a human being . For Yahweh was waging war on behalf of Israel .
Tsy nisy andro hafa tahaka izany taloha na taorian'io
, rehefa nankatoa ny feon ' ny olona i Yaveh . Satria Yaveh dia niady ho an'Israely .
JOS 10:15     Alignment score: 0.623
Joshua and all Israel with him returned to the camp at Gilgal .
Niverina tany an - toby tany
Gilgala i Josoa sy ireo Israely rehetra niaraka taminy .
JOS 10:16     Alignment score: 0.34 → 0.35
Now the five kings had escaped and hidden themselves in the cave at Makkedah .
Ireo mpanjaka dimy nandositra sy nanafina ny tenany tao anaty lava - bato tao Makeda .
JOS 10:17     Alignment score: 0.45 → 0.45
It was told to Joshua , " They have been found ! the five kings hidden in the cave at Makkedah ! "
Dia nolazaina tamin'i Josoa izany hoe : " Efa hita izy ireo ! miafina ao anaty lava - bato ao Makeda ireo mpanjaka dimy ! "
JOS 10:18     Alignment score: 0.356
Joshua said , " Roll large stones against the mouth of the cave and place soldiers there to guard them .
Hoy Josoa hoe : " Manakodiava vato lehibe eo am - bavan'ilay lava - bato ary mametraha miaramila ao mba hiambina azy ireo .
JOS 10:19     Alignment score: 0.34 → 0.35
Do not stay yourselves . Pursue your enemies and attack them from the rear . Do not permit them to enter into their cities , because Yahweh your God has given them into your hand . "
Fa aza mijanona ianareo . Enjeho ny fahavalonareo ary tafiho avy ao aoriana izy ireo . Aza avela
hiditra ny tanànany izy ireo , satria Yaveh Andriamanitrareo efa nanolotra azy ireo ho eo an - tananareo . "
JOS 10:20     Alignment score: 0.332 → 0.356
Joshua and the sons of Israel had finished slaughtering them with a very great slaughter , until they were almost completely destroyed ; only a few survivors who escaped reached the fortified cities .
Josoa sy ireo zanak'Israely efa nandringana azy ireo tamin ' ny famonoana lehibe , mandra - paharingana azy ireo tanteraka ; ireo izay sisa velona ihany no afa - nandositra namonjy ny tanàna mimanda .
JOS 10:21     Alignment score: 0.424
Then the whole army returned in peace to Joshua at the camp at Makkedah . No one dared to say one word against any of the people of Israel .
Ary ny miaramila manontolo niverina am - pilaminana tany
amin'i Josoa tao an - toby tao Makeda . Tsy nisy na iray sahy niteny teny manohitra ny vahoakan'Israely .
JOS 10:22     Alignment score: 0.359
Then Joshua said , " Open the mouth of the cave and out of the cave bring to me these
five kings . "
Ary Josoa niteny hoe : " Sokafy ny lava - bato ary ento mivoaka avy ao eto amiko ireo mpanjaka dimy . "
JOS 10:23     Alignment score: 0.542 → 0.542
They did as he said . They brought to him these
five kings from the cave the king of Jerusalem , the king of Hebron , the king of Jarmuth , the king of Lachish , and the king of Eglon .
Dia nataon'izy ireo araka izay nolazainy . Nentin'izy ireo avy tao an - dava - bato ho eo aminy ireo mpanjaka dimy ny mpanjakan'i Jerosalema , ny mpanjakan'i Hebrona , ny mpanjakan'i Jarmota , ny mpanjakan'i Lakisy , ary ny mpanjakan'i Eglona .
JOS 10:24     Alignment score: 0.322 → 0.328
When they brought the kings to Joshua , he summoned every man of Israel . He said to the commanders
of the soldiers who had gone into battle with him , " Put your feet on their necks . " So they came up and put their feet on their necks .
Rehefa tongan'izy ireo teo amin'i Josoa ireo mpanjaka , dia niantso ny lehilahin'Israely rehetra izy . Niteny tamin'ireo mpifehy ny miaramila izay niaraka taminy tany an'ady izy hoe : " Apetraho eo amin ' ny vozony ny tongotrao . " Dia niakatra izy ireo ary nametraka ny tongony teo amin ' ny vozon'ireo .
JOS 10:25     Alignment score: 0.361 → 0.36
Then Joshua said to them , " Do not be afraid and do not be dismayed . Be strong and courageous . This is what Yahweh will do to all your enemies you are going to fight . "
Ary hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Aza matahotra ary aza mivadi - po . Mahereza sy matanjaha . Izao no hataon'i Yaveh amin'ireo fahavalonao
rehetra izay andehananao hiady . "
JOS 10:26     Alignment score: 0.393 → 0.393
Then Joshua struck the kings . He hung them on five trees . They hung on the trees until evening .
Ary Josoa namely sy namono ireo mpanjaka dimy . Nahantony
tamin ' ny hazo dimy izy ireo . Nihantona teo amin ' ny hazo izy ireo mandra - pahariva ny andro .
JOS 10:27     Alignment score: 0.31 → 0.326
When it was sunset , Joshua gave orders , and they took them down from the trees and threw them into the cave where they had hidden themselves . They put large stones over the mouth of the cave . Those
stones remain there to this very day .
Raha ilay mody masoandro iny , dia nanome baiko i Josoa , ka nampidinin'izy ireo avy eo amin ' ny hazo ireo ary natsipiny tao anatin'ilay lava - bato izay niafenany . Nasian'izy ireo vato lehibe ny vavan'ilay lava - bato . Mbola ao ireo vato ireo mandrak'androany .
JOS 10:28     Alignment score: 0.413 → 0.416
In this way , Joshua captured Makkedah on that day and killed everyone there with the sword , including its king . He completely destroyed everyone in it . He left no survivor in it . He did to the king of Makkedah just as he had done to the king of Jericho .
Toy izany , no nambaboan'i Josoa an'i Makeda tamin'izany andro izany , sy namonoany ny olon
- drehetra tao tamin ' ny sabatra , anisan'izany ny mpanjakany . Naringany tanteraka izy ireo sy ireo zava - miaina rehetra tao . Tsy nisy navelany ho velona . Tahaka ny nataony tamin ' ny mpanjakan'i Jeriko ihany no nataony tamin ' ny mpanjakan'i Makeda .
JOS 10:29     Alignment score: 0.557
Joshua and all Israel passed on from Makkedah to Libnah . He went into battle against Libnah .
Niainga avy tao Makeda ho any Libna i Josoa sy ireo Israely rehetra . Dia niady tamin'i Libna izy .
JOS 10:30     Alignment score: 0.375
Yahweh also gave it into the hand of Israel along with their king . Joshua struck it with the edge of the sword and every person in it . He left no survivor in it . He did to its king just as he had done to the king of Jericho .
Nomen'i Yaveh ho eo an - tanan'Israely ihany koa izany hatramin ' ny mpanjakany
. Josoa namely ny zava - miaina rehetra tao tamin ' ny sabatra . Tsy namelàny niangana tao . Tahaka ny nanaovany ny mpanjakan'i Jeriko ihany no nanaovany ny mpanjaka .
JOS 10:31     Alignment score: 0.49 → 0.511
Then Joshua and all Israel with him passed on from Libnah to Lachish . He camped by it and waged war against it .
Ary niainga avy ao Libna ho any Lakisy i Josoa sy ireo Israely rehetra niaraka taminy . Nitoby tao izy ary niady taminy .
JOS 10:32     Alignment score: 0.451 → 0.451
Yahweh gave Lachish into the hand of Israel . Joshua captured it on the second day and struck it with the edge of the sword , and every person in it , just as he had done to Libnah .
Dia natolotr'i Yaveh teo an - tanan'Israely i Lakisy . Tamin ' ny andro faharoa no nambaboan'i Josoa azy . Naringany
tamin ' ny sabatra ny zava - miaina rehetra tao , tahaka ny nanaovany an'i Libna .
JOS 10:33     Alignment score: 0.516 → 0.531
Then Horam
, king of Gezer , came up to help Lachish . Joshua attacked him and his army until there was not even one survivor left .
Ary Horama , mpanjakan'i Gazera , niakatra mba hanampy an'i Lakisy . Fa Josoa namely azy sy ny tafiny mandra - paha tsy nisy niangana intsony na dia iray aza .
JOS 10:34     Alignment score: 0.471 → 0.475
Then Joshua and all Israel passed on from Lachish to Eglon . They camped by it and waged war against it ,
Ary Josoa sy ireo Israely rehetra niaraka taminy niainga avy tao Lakisy ho any Eglona . Nitoby tao sy niady taminy izy ireo ,
JOS 10:35     Alignment score: 0.435 → 0.46
and captured it that same day . They struck it with the edge of the sword and they completely destroyed everyone in it , as Joshua had done to Lachish .
ary nambabo azy tamin'io andro io ihany . Namely izany tamin ' ny sabatra izy ireo ary nandringana tanteraka ny olona rehetra tao , tahaka ny nanaovan'i Josoa an'i Lakisy .
JOS 10:36     Alignment score: 0.508 → 0.538
Then Joshua and all Israel passed on from Eglon to Hebron . They waged war against it .
Ary niainga avy ao Eglona Josoa sy ireo Israely rehetra ho any Hebrona . Niady taminy izy ireo .
JOS 10:37     Alignment score: 0.288 → 0.303
They captured it and struck it with the edge of the sword , together with its king and its villages , and all the people in it . They left no survivors . Just as they had done to Eglon , they totally destroyed it and every person in it .
Nambabo azy izy ireo ary namely ny olona rehetra tao tamin ' ny sabatra , anisan'izany ny mpanjaka sy ireo zana - bohitra
rehetra manodidina . Naringan'izy ireo tanteraka ny zava - miaina rehetra tao , tsy nisy navela niangana , tahaka ny nanaovan'i Josoa an'i Eglona . Naringany tanteraka izany , sy ireo zava - miaina rehetra tao aminy .
JOS 10:38     Alignment score: 0.415
Then Joshua turned , and all the army of Israel with him , and they passed on to Debir and waged war against it .
Dia niverina Josoa , sy ny tafik'Israely rehetra niaraka taminy , ka nankany Debira izy ireo ary niady taminy .
JOS 10:39     Alignment score: 0.292 → 0.298
They captured it , its king and all its nearby villages . They struck them with the edge of the sword and completely destroyed every person in it . They left no survivor . They did to Debir and its king as they had done to Libnah and its king and to Hebron .
Nambabo izany sy ny mpanjakany
izy , ary ireo zana - bohitra nanaiky rehetra . Namely azy ireo tamin ' ny sabatra izy ireo , ary nandringana tanteraka ireo zava - miaina rehetra tao aminy . Tsy nisy navelan'i Josoa hiangana , tahaka ny nanaovany an'i Hebrona sy ny mpanjakany , sy tahaka ny nanaovany an'i Libna sy ny mpanjakany .
JOS 10:40     Alignment score: 0.391 → 0.393
Joshua conquered all the land , the hill country , the Negev , the lowlands , and the foothills . Of all their kings he left not one survivor . He completely destroyed everything that breathed , just as Yahweh , the God of Israel , had commanded .
Josoa nandresy ny tany rehetra , ny tany havoana , Negeva , ireo tany
iva , ary ireo fototr'havoana . Tsy nisy navelany hiangana na dia iray tamin'ireo mpanjakany rehetra . Naringany tanteraka ireo zava - miaina rehetra , tahaka ny efa nandidian'i Yaveh , Andriamanitr'Israely .
JOS 10:41     Alignment score: 0.544 → 0.547
Joshua struck them from Kadesh Barnea to Gaza , and all the country of Goshen to Gibeon .
Josoa namely azy ireo tamin ' ny sabatra nanomboka tao Kadesy - barnea ka hatrany Gaza , sy ny tanànan ' ny Gosena rehetra ka hatrany Gibeona .
JOS 10:42     Alignment score: 0.462
Joshua captured all these
kings and their land at one time because Yahweh , the God of Israel , fought for Israel .
Josoa nambabo indray mandeha ireo mpanjaka rehetra ireo sy ny taniny satria Yaveh , Andriamanitr'Israely , no niady ho an'Israely .
JOS 10:43     Alignment score: 0.637
Then Joshua , and all Israel with him , returned to the camp at Gilgal .
Ary Josoa , sy ireo Israely rehetra niaraka taminy , dia niverina tany amin ' ny toby tao Gilgala .
JOS 10     Average alignment score: 0.437 for 43 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24