Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 8:1     Alignment score: 0.447
Yahweh said to Joshua , " Do not fear ; do not be discouraged . Take with you all the people of war . Go up to Ai . See , I have given into your hand the king of Ai , his people , his city , and his land .
Hoy Yaveh tamin'i Josoa : " Aza matahotra ; aza kivy . Ento miaraka aminao ny vahoaka mpiady rehetra . Mandehana miakatra any Ay . Indro , efa natolotro
eo am - pelan - tananao ny mpanjakan ' ny Ay , ny vahokany , ny tanànany , sy ny taniny .


JOS 8:2     Alignment score: 0.333 → 0.336
You will do to Ai and her king as you have done to Jericho and her king , except that you will take the plunder and the livestock for yourselves . Set an ambush behind the city . "
Hataovy toy ny nanaovanareo an ' ny Jeriko sy ny mpanjakany
no hanaovanareo an ' ny Ay sy ny mpanjakany , saingy halainareo ho anareo ny babo sy ny biby fiompy . Ametraho mpanafika miafina ao ambadiky ny tanàna . "
JOS 8:3     Alignment score: 0.396
So Joshua got up and took all the men of war up to Ai . Then Joshua chose thirty thousand men mighty warriors and he sent them out at night .
Koa dia nitsangana i Josoa ary naka an'ireo lehilahy mpiady rehetra hiakatra ho any Ay . Avy eo i Josoa nifidy lehilahy telo alina lehilahy mahery be herim - po ary nalefany izy ireo ny alina .
JOS 8:4     Alignment score: 0.369
He commanded them , " Look , you will lie in ambush against the city , behind it . Do not go very far from the city , but all of you be ready .
Nibaiko azy ireo izy hoe : " Indro , hanao fanafihana miafina ny tanàna ianareo , ao ambadik'izany . Aza manalavitra ny tanàna , fa samia mivonona ianareo rehetra .
JOS 8:5     Alignment score: 0.327
I and all the men with me will approach the city , and when they come
out to attack us , we will run away from them just as before .
Izaho sy ireo lehilahy miaraka amiko dia hanakaiky ny tanàna , ary rehefa mivoaka hanafika antsika izy ireo , dia handositra azy ireo toy ny teo aloha isika .
JOS 8:6     Alignment score: 0.243 → 0.243
They will come
out after us until we have drawn them away from the city . They will say , ' They are running away from us as they did the last time . ' So we will run away from them .
Hanenjika avy aoriantsika izy ireo mandra - pitarintsika azy ireo lavitra ny tanàna . Hilaza izy ireo hoe : ' Mandositra lavitra antsika izy ireo toy ny nataon'izy ireo tamin ' ny farany . ' Koa handositra hanalavitra azy ireo isika .
JOS 8:7     Alignment score: 0.289 → 0.283
Then you come
up out of your place of hiding , and you will capture the city . Yahweh your God will give it into your hand .
Avy eo dia hivoaka amin ' ny toeram - pierenareo ianareo , ary hambabo ny tanàna . Hanome izany eny am - pelan - tananareo Yaveh Andriamanitrareo .
JOS 8:8     Alignment score: 0.415
When you capture the city , you will set it on fire
. You will do this when you obey the command given in the word of Yahweh . See , I have commanded you . "
Rehefa azonareo ny tanàna , dia ho doranareo izany . Hataonareo izany rehefa mankatoa ny didy izay nomena tamin ' ny tenin'i Yaveh . Indro , efa nandidy anareo aho . "
JOS 8:9     Alignment score: 0.576
Joshua sent them out , and they went to the place of ambush , and they hid between Bethel and Ai to the west of Ai . But Joshua slept that night among the people .
Nalefan'i
Josoa izy ireo , ka lasa tany amin ' ny toeram - piafenana izy ireo , ary niafina teo anelanelan'i Betela sy Ay tao andrefan'i Ay . Fa natory teo amin ' ny vahoaka i Josoa ny alin'iny .
JOS 8:10     Alignment score: 0.543
Joshua got up early in the morning and got his soldiers ready , Joshua and the elders of Israel , and they attacked the people of Ai .
Nifoha maraina i Josoa ka nanomana ireo miaramilany , Josoa sy ireo loholon'Israely , ka nanafika ireo vahoakan'i
Ay izy ireo .
JOS 8:11     Alignment score: 0.465 → 0.465
All the fighting men who were with him went up and approached the city . They came near the city and camped on the north side of Ai . Now there was a valley between them and Ai .
Niakatra ireo lehilahy mpiady rehetra izay niaraka taminy ka nanatona ny tanàna . Tonga nanakaiky ny tanàna izy ireo ary nitoby teo avaratr'i
Ay . Ary nisy lohasaha iray no manelanelana azy ireo sy Ay .
JOS 8:12     Alignment score: 0.492 → 0.514
He took about five thousand men and set them in ambush on the west side of the city between Bethel and Ai .
Naka lehilahy teo amin ' ny dimy arivo teo izy ary nandefa azy ireo tao amin'ilay fiafenana andrefan
' ny tanàna teo anelanelan ' ny Betela sy Ay .
JOS 8:13     Alignment score: 0.401
They positioned all the soldiers , the main army on the north side of the city , and the rear guard on the west side of the city . Joshua spent that night in the valley .
Nalahatr'izy ireo ny miaramila rehetra , ny tafika lehibe nankao
avaratry ny tanàna , ary ny mpiandry vodi - lalana tao andrefan ' ny tanàna . Nandeha tao amin ' ny lohasaha i Josoa ny alin'iny .
JOS 8:14     Alignment score: 0.388 → 0.388
It came
about when the king of Ai saw it , he and his army got up early and rushed out to attack Israel at a certain place that was overlooking the Jordan River valley . He did not know that an ambush was waiting to attack from behind the city .
Ary raha vao nahita an'izany ny mpanjakan'i Ay , dia nifoha maraina izy sy ny tafiny ary nivoaka mba hanafika an'Israely tany amin ' ny toerana tandrifin ' ny lohasahan ' ny Reniranon'i Jordana . Tsy fanatany fa nisy fandrika niandry hanafika avy ao ambadiky ny tanàna izy .
JOS 8:15     Alignment score: 0.401
Joshua and all Israel let themselves be defeated before them , and they fled toward the wilderness .
Namela ny tenan'izy ireo ho resy teo anoloan'izy ireo i Josoa sy ny Israely rehetra , ary nandositra tany
amin ' ny tany efitra izy ireo .
JOS 8:16     Alignment score: 0.315 → 0.348
All the people who were in the city were called together to go after them , and they went after Joshua and they were drawn away from the city .
Ny olona rehetra izay tao an - tanàna dia nifampiantso hanenjika azy ireo , koa nanenjika taorian'i
Josoa izy ireo ka voaroaka lavitra ny tanàna .
JOS 8:17     Alignment score: 0.361 → 0.369
There was not a man left in Ai and Bethel who had not gone out to pursue Israel . They abandoned the city and left it open as they pursued Israel .
Tsy nisy ny ambin
' ny lehilahy tany Ay sy Betela izay tsy mbola nivoka nanenjika an'Israely . Nandao ny tanàna izy ireo ary namela izany hivoha raha nanenjika an'Israely .
JOS 8:18     Alignment score: 0.424 → 0.429
Yahweh said to Joshua , " Point that spear in your hand toward Ai , for I will give
Ai into your hand . " Joshua held out the spear that was in his hand toward the city .
Hoy i Yaveh tamin'i Josoa hoe : " Atondroy eo amin'i Ay ny lefona izay eo an - tananao , fa hatolotro eo am - pelan - tananao i Ay . " Nohazonin'i Josoa nanandrify ny tanàna ilay lefona izay teny an - tanànany .
JOS 8:19     Alignment score: 0.362 → 0.363
The soldiers hiding in ambush quickly rushed out of their place as he reached out with his hand . They ran and entered the city and captured it . They quickly set the city on fire
.
Ireo miaramila niafina tao amin ' ny fandrika dia nirohatra faingana nivoaka ny toerany raha naninjitra ny tanany izy . Nihazakazaka izy ireo ary niditra tao an - tanàna ary naka izany . Nodoran'izy ireo faingana ny tanàna .
JOS 8:20     Alignment score: 0.341 → 0.358
The men of Ai turned and looked back . They saw the smoke from the city rising into the sky , and they could not escape this way or that . For the Israelite
soldiers who had fled into the wilderness now turned back to face those who were pursuing them .
Nitodika ireo olon'i Ay ary nijery . Nahita setroka avy tao an - tanàna izy ireo izay niakatra nankany amin ' ny lanitra , ary tsy afaka nandositra izy ireo na tetsy na teroa . Fa ireo miaramilan'Israely izay nandositra tany an - tany efitra dia niverina hiatrika ireo olona izay nanenjika azy ireo .
JOS 8:21     Alignment score: 0.399 → 0.399
When Joshua and all Israel saw the ambush had captured the city with the smoke rising , they turned around and killed the men of Ai .
Rehefa hitan'i Josoa sy Israely rehetra fa efa azon'ilay tafika miafina ny tanàna niaraka tamin ' ny setroka miakatra , dia niverina teo izy ireo ary namono ny olon'i Ay .
JOS 8:22     Alignment score: 0.241 → 0.248
The others came out from the city against them , so that they were in the midst of Israel , some on this side and some on that side . Israel attacked the men of Ai ; none remained of those
who survived or escaped .
Ireo miaramilan'Israely hafa , ireo izay nivoaka ny tanàna , dia nivoaka hanafika azy ireo . Ka tratra tao anelanelan ' ny tafik'Israely ireo olon'i Ay , ny sasany avy ao andaniny ary ny sasany avy ao ankilany . Notafihan'Israely ny olon'i Ay ; tsy nisy na dia iray tamin'izy ireo velona na nandositra .
JOS 8:23     Alignment score: 0.473
They kept the king of Ai , whom they captured alive
, and they brought him to Joshua .
Nalain'izy ireo ny mpanjakan'i Ay , izay nosamborin'izy ireo velona , ary nentin'izy ireo teo amin'i Josoa izy .
JOS 8:24     Alignment score: 0.36 → 0.395
It came
about when Israel had finished killing all the inhabitants of Ai in the field near the wilderness where they pursued them , and when all of them , to the very last one , had fallen by the edge of the sword , all Israel returned to Ai . They attacked it with the edge of the sword .
Rehefa tapitra namono ireo mponin ' ny Ay rehetra tany an - tsaha akaikin ' ny tany efitra izay nanenjehan'izy ireo azy Israely , ary rehefa lavo tamin ' ny lelan - tsabatra izy rehetra , hatramin ' ny farany indrindra , dia niverina tany Ay ny Israely rehetra . Notafihan'izy ireo tamin ' ny lelan - tsabatra izany .
JOS 8:25     Alignment score: 0.391
All those who fell
that day , both men and women , were twelve thousand , all the people of Ai .
Ireo rehetra izay maty tamin'io andro io , lehilahy sy vehivavy mitambatra , dia roa arivo sy iray alina , izay vahoaka rehetra tao Ay .
JOS 8:26     Alignment score: 0.365 → 0.373
Joshua did not draw back his hand with which he had reached out while holding his spear , until he had completely destroyed all the people of Ai .
Tsy nampihemotra ny tanany izay nahinjiny rehefa nitazona ilay lefony
i Josoa , mandra - pandringanany tanteraka ny vahoaka rehetra tao Ay .
JOS 8:27     Alignment score: 0.472 → 0.515
Israel took only the livestock and the plunder from the city for themselves , just as Yahweh had commanded Joshua .
Ny biby fiompy sy ny zavatra babo tao an - tanàna ihany no nalain'Israely ho azy ireo , araka ny nandidian'i Yaveh an'i Josoa .
JOS 8:28     Alignment score: 0.426 → 0.43
Joshua burned Ai and turned it into a heap of ruins forever . It is a devastated place to this day .
Nodoran'i
Josoa i Ay ary navadiny ho antontan - trano rava mandrakizay izany . Lasa toerana haolo izany hatramin'izao .
JOS 8:29     Alignment score: 0.395 → 0.395
He hanged the king of Ai on a tree until evening . When the sun was going down , Joshua gave the command and they took the king 's body down from the tree and threw it in front of the city gate . There they set up a great heap of stones on top of it . That heap remains there to this day .
Nahantony
teo amin ' ny hazo ny mpanjakan'i Ay mandra - pahariva . Rehefa nilentika ny masoandro , dia nanome ny didy i Josoa ka nalain'izy ireo hidina amin ' ny hazo ny fatin ' ny mpanjaka ary natsipin'izy ireo teo anoloan ' ny vavahadin ' ny tanàna . Teo no nananganan'izy ireo antontam - bato lehibe teo ambonin'izany . Mbola mitoetra eo izany antontan - bato izany hatramin'izao .
JOS 8:30     Alignment score: 0.614 → 0.616
Then Joshua built an altar to Yahweh , the God of Israel , on Mount Ebal ,
Avy eo i Josoa nanamboatra alitara ho an'i Yaveh , Ilay Andriamanitr'Israely , tao an - tendrombohitr'i
Ebala ,
JOS 8:31     Alignment score: 0.465
just as Moses the servant of Yahweh had commanded the people of Israel , as it was written in the book of the law of Moses : " An altar from uncut stones , on which no one has wielded an iron tool . " He offered on the altar burnt offerings
to Yahweh , and they sacrificed peace offerings .
araka ny nandidian'i Mosesy mpanompon'i Yaveh ny vahokan'i Israely , araka ny efa voasoratra tao amin ' ny bokin ' ny lalàn'i Mosesy hoe : " Alitara iray ho an ' ny vato voavoatra , izay tsy nisy na iza na iza nampiasa fitaovana vy tamin'izany . " Nanolotra sorona dorana ho an'i Yaveh teo ambony alitara izy , ary nanao sorom - pihavanana izy ireo .
JOS 8:32     Alignment score: 0.459
There , in the presence of the people of Israel , he wrote on the stones a copy of the law of Moses .
Teo , teo anatrehan ' ny vahoakan'Israely , dia nanoratra ny dika mitovy tamin ' ny lalàn'i Mosesy teo amin ' ny vato izy .
JOS 8:33     Alignment score: 0.371 → 0.407
All Israel , their elders , officers , and their judges stood on both sides of the ark before the priests and Levites who carried the ark of the covenant of Yahweh the foreigner as well as the native born
half of them stood in front of Mount Gerizim and the other half stood in front of Mount Ebal . They blessed the people of Israel , just as Moses the servant of Yahweh had commanded them at first .
Ireo Israely rehetra , ireo loholona , ireo manam - pahefana , sy ireo mpitsaran'izy ireo dia nijoro teo amin ' ny lafin'ilay fiara roa teo anoloan'ireo mpisorona sy Levita izay nitondra ny fiaran ' ny fifaneken'i Yaveh ny vahiny tahaka ny tompon - tany dia nijoro teo anoloan ' ny tendrombohitr'i Gerzima ny atsasak'izy ireo ary nijoro teo anoloan ' ny tendrombohitr'i Ebala ny atsasany iray hafa . Nitso - drano ny vahoaka an'Israely izy ireo , araka ny nandidian'i Mosesy mpanompon'i Yaveh azy ireo tamin ' ny voalohany .
JOS 8:34     Alignment score: 0.416
Afterward , Joshua read all the words of the law , the blessings
and the curses , just as they had been written in the book of the law .
Taorian'izany , dia novakian'i Josoa ireo tenin ' ny lalàna rehetra , ireo fitahiana sy ozona , araka izay efa voasoratr'izy ireo ao amin ' ny bokin ' ny lalàn .
JOS 8:35     Alignment score: 0.424 → 0.424
There was not one word from all that Moses commanded that Joshua did not read in front of the assembly of Israel , including the women
, the little children , and the foreigners who lived among them .
Tsy nisy na dia teny iray aza tsy novakian'i Josoa tamin'ireo nandidian'i Mosesy teo anatrehan ' ny fivondronan'Israely , anisan'izany ireo vehivavy , ireo zazakely , ary ireo vahiny izay nipetraka teo amin'izy ireo .
JOS 8     Average alignment score: 0.405 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24