Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24 


JOS 11:1     Alignment score: 0.726
When Jabin , king of Hazor , heard this , he sent a message to Jobab , king of Madon , to the king of Shimron , and to the king of Akshaph .
Rehefa ren'i Jabina , mpanjakan'i Hazora izany , dia nandefa hafatra ho an'i Jobaba , mpanjakan'i Madona , sy ny mpanjakan'i Simrona , ary ny mpanjakan'i Aksafa izy .


JOS 11:2     Alignment score: 0.453 → 0.451
He also sent the message to the kings who were in the northern hill country , in the Jordan River valley south of Kinnereth , in the lowlands , and in Naphoth Dor to the west .
Nalefany tany amin'ireo mpanjaka izay any amin ' ny tany havoana avaratra , sy tany
amin ' ny lohasaha amin ' ny reniranon'i Jordana any atsimon'i Kinerota , sy tany amin ' ny tany lemaka , ary tany amin ' ny tany havoan'i Dora mankany andrefana ihany koa ilay hafatra .
JOS 11:3     Alignment score: 0.602 → 0.603
He also sent a message to the Canaanites to the east and west , the Amorites , the Hittites , the Perizzites , the Jebusites in the hill country , and the Hivites by Mount Hermon in the land of Mizpah .
Nandefa hafatra tany amin'ireo Kananita mankany atsinanana sy andrefana , sy tany
amin'ireo Amorita , ireo Hetita , ireo Perizita , ireo Jebosita any amin ' ny tany havoana , sy tany amin'ireo Hivita any amin ' ny Tendrombohitra Hermona any amin ' ny tanin'i Mizpa ihany koa izy .
JOS 11:4     Alignment score: 0.361 → 0.355
All their armies came out with them , a great number of soldiers , in number like the sand on the seashore . They had a great number of horses and chariots .
Nivoaka niaraka tamin'izy ireo avokoa ny tafik'izy ireo rehetra , miaramila maro an'isa , toy ny fasika eny amoron - dranomasina . Nanana soavaly sy kalesy maro an'isa izy ireo .
JOS 11:5     Alignment score: 0.385
All these
kings met at the appointed time , and they camped at the waters of Merom to wage war with Israel .
Nihaona tamin ' ny ora voatondro ireo mpanjaka rehetra ireo , ary nitoby teo amin ' ny ranon'i Meroma mba hiady amin'Israely .
JOS 11:6     Alignment score: 0.47
Yahweh said to Joshua , " Do not be afraid in their presence , because tomorrow at this time I am giving them all to Israel as dead men . You will hamstring their horses , and you will burn their chariots . "
Hoy Yaveh tamin'i Josoa hoe : " Aza matahotra eo amin ' ny fanatrehan'izy ireo , satria rahampitso amin'izao fotoana izao dia manolotra azy ireo amin'Israely rehetra tahaka ny olona maty Aho . Ho vonoinao
ny soavalin'izy ireo , ary ho doranao ny kalesin'izy ireo . "
JOS 11:7     Alignment score: 0.568 → 0.565
Joshua and all the men of war came . They arrived suddenly at the waters of Merom , and attacked the enemy .
Dia tonga Josoa sy ireo lehilahy mpiady rehetra . Tonga tampoka tany
amin ' ny ranon'i Meroma izy ireo , ka nanafika ny fahavalo .
JOS 11:8     Alignment score: 0.479 → 0.494
Yahweh gave the enemy into the hand of Israel , and they struck them and pursued them to Sidon , Misrephoth Maim , and to the Valley of Mizpah to the east . They struck them until not even one survivor of them was left .
Natolotr'i Yaveh teo an - tanan'Israely ny fahavalo , ary namely azy ireo tamin ' ny sabatra sy nanenjika azy ireo tany
Sidona , Misrefota - maima , sy tany amin ' ny Lohasahan'i Mizpa any atsinanana izy ireo . Namono azy ireo izy mandra - paha tsy nisy na dia iray aza sisa tavela .
JOS 11:9     Alignment score: 0.425
Joshua did to them just as Yahweh told him . He hamstrung the horses and burned the chariots .
Nataon'i Josoa tamin'izy ireo arak'izay nolazain'i Yaveh taminy . Nataony nandringa ireo soavaly ary nodorany ireo kalesy .
JOS 11:10     Alignment score: 0.516 → 0.552
Joshua turned back at that time and captured Hazor . He struck its king with the sword . ( Hazor had been head of all these
kingdoms . )
Niverina i Josoa tamin'izany fotoana izany ary nambabo an'i Hazora . Notsatohiny tamin ' ny sabatra ny mpanjaka tao . ( Lohan'ireo fanjakana rehetra ireo i Hazora . )
JOS 11:11     Alignment score: 0.398 → 0.4
They struck with the sword every living creature
that was there , and he set them apart to be destroyed , so there was not any living creature left alive . Then he burned Hazor .
Novonoin'izy ireo tamin ' ny sabatra ny zava - manan'aina rehetra izay tao , ary natokany ho ravàna ireo , ka dia tsy nisy zava - manan'aina tavela . Avy eo nodorany i Hazora .
JOS 11:12     Alignment score: 0.415 → 0.422
Joshua captured all the cities of these
kings . He also captured all their kings and struck them with the edge of the sword . He completely destroyed them with the edge of the sword , just as Moses the servant of Yahweh had commanded .
Lasan'i Josoa avokoa ny tanànan'ireo mpanjaka rehetra ireo . Nosamboriny ihany koa ny mpanjakan'ireo rehetra ary notsatohiny tamin ' ny sabatra . Naringany tanteraka tamin ' ny sabatra izy ireo , araka ny nandidian'i Mosesy mpanompon'i Yaveh .
JOS 11:13     Alignment score: 0.385 → 0.433
Israel did not burn any of the cities built on mounds , except Hazor . It alone Joshua burned .
Tsy nandoro ireo tanàna niorina
teny amin ' ny dongon - tany i Israely , afa - tsy Hazora . Io ihany no nodoran'i Josoa .
JOS 11:14     Alignment score: 0.285 → 0.283
The army of Israel took all the plunder from these
cities along with the livestock for themselves . They killed every human being with the edge of the sword until all were dead . They left alive no creature that breathed .
Nalain ' ny tafik'Israely ny babo rehetra avy amin'ireo tanàna ireo niaraka tamin ' ny biby fiompy mba ho azy ireo . Novonoin'izy ireo tamin ' ny sabatra ny zanak'olombelona rehetra mandra - pahafatin ' ny rehetra .
JOS 11:15     Alignment score: 0.441
Just as Yahweh had commanded his servant Moses , in the same way , Moses commanded Joshua , and so Joshua did it . He left nothing undone of all that Yahweh commanded Moses to do .
Tsy nisy zava - manan'aina navelan'izy ireo ho velona . Araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy mpanompony , dia tahaka izany koa , no nandidian'i Mosesy an'i Josoa , ka nataon'i Josoa izany . Tsy nisy zavatra navelany tsy ho vita izay rehetra nandidian'i Yaveh ho atao .
JOS 11:16     Alignment score: 0.395 → 0.414
Joshua took all that land : the hill country , all the Negev , all the land of Goshen , the foothills , the Jordan River valley , the hill country of Israel and its lowlands .
Nalain'i Josoa avokoa izany tany rehetra izany , ny tany havoana , Negeva iray manontolo , ny tanin'i Gosena iray manontolo , ireo lemaka
amoron - tsiraka , lohasahan ' ny Renirano Jordana , ny tany havoan'Israely , ary ireo tany lemaka .
JOS 11:17     Alignment score: 0.441 → 0.454
From Mount Halak near Edom , and going north as far as Baal Gad in the valley near Lebanon below Mount Hermon , he captured all their kings and put them to death .
Hatrany amin ' ny tendrombohitra Halaka akaikin'i
Edoma , sy nianavaratra lavitra toa an'i Bala - gada tany amin ' ny lohasaha akaikin'i Libanona ambanin ' ny Tendrombohitra Hermona , dia nosamboriny avokoa ny mpanjakan'izy ireo ary novonoiny .
JOS 11:18     Alignment score: 0.388
Joshua waged war for a long time with all the kings .
Efa ela Josoa no niady tamin'ireo mpanjaka rehetra .
JOS 11:19     Alignment score: 0.396
Not one city made peace with the army of Israel except the Hivites who lived in Gibeon . Israel captured all the rest of the cities in battle .
Tsy nisy tanàna nanao fihavanana tamin ' ny tafik'Israely ankoatra ireo Hivita izay nonina tany
Gibeona . Lasan'Israely avokoa ireo tanàna sisa tavela an'ady .
JOS 11:20     Alignment score: 0.256
For it was Yahweh who hardened their hearts so they would wage war against Israel , so that they might be devoted to destruction without mercy , just as he had instructed Moses .
Satria Yaveh no nanamafy ny fon'izy ireo dia niady nanohitra an'Israely izy ireo , mba hahafahany mamotika tanteraka azy ireo tsy misy indrafo , araka ny nandidiany
an'i Mosesy .
JOS 11:21     Alignment score: 0.516 → 0.537
Then Joshua came at that time and he destroyed the Anakim . He did this in the hill country , at Hebron , Debir , Anab , and in all the hill country of Judah , and in all the hill country of Israel . Joshua completely destroyed them and their cities .
Avy eo tonga Josoa tamin'izany fotoana izany ka nopotehiny i Anakima . Nataony tany
amin ' ny tany havoana , tany Hebrona , Debira , Anaba , ary ireo tany havoan'i Joda rehetra izany , sy tany amin ' ny tany havoan'Israely rehetra . Nopotehin'i Josoa tanteraka izy ireo sy ireo tanàna .
JOS 11:22     Alignment score: 0.556
None of the Anakim were left in the land of Israel except at Gaza , Gath , and Ashdod .
Tsy nisy Anakita tavela teo amin'ilay tanin'Israely ankoatra an'i Gaza , Gata , ary Asdoda .
JOS 11:23     Alignment score: 0.381
So Joshua captured the whole land , just as Yahweh said to Moses . Joshua gave it as an inheritance to Israel , assigned to each of their tribes . Then the land had rest from the wars .
Noho izany dia lasan'i Josoa avokoa ny tany iray manontolo , araka ny nolazain'i
Yaveh an'i Mosesy . Nomen'i Josoa ho lovan'Israely izany , notendrena ho an'ireo foko tsirairay . Avy eo ilay tany nitsahatra tamin ' ny ady .
JOS 11     Average alignment score: 0.451 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOS:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24