Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 24:1     Alignment score: 0.498
After five days , Ananias the high priest , certain elders , and an orator named Tertullus went there . These
men brought charges against Paul before the governor .
Taorian ' ny dimy andro , Ananiasy ilay mpisorona be , ireo loholona sasany , ary mpikabary antsoina hoe Tertylo dia nandeha tany . Ireo lehilahy ireo dia nitondra fiampangana an'i Paoly teo anoloan ' ny governora .


ACT 24:2     Alignment score: 0.456 → 0.458
When Paul stood before the governor , Tertullus began to accuse him and said to the governor , " Because of you we have great peace , and your foresight brings good reform to our nation ;
Rehefa nitsangana teo anoloan ' ny governora i Paoly , dia nanomboka niampanga azy i Tertylo ka niteny tamin ' ny governora hoe : " Noho ianao dia manana fiadanana lehibe izahay , ary ny fahitanao dia mitondra fanovana tsara eo amin ' ny firenenay
;
ACT 24:3     Alignment score: 0.222
so with all thankfulness we welcome everything that you do , most excellent Felix .
koa am - pankasitrahana tanteraka no handraisanay ny zavatra rehetra izay ataonao
, ry Feliksa tsara indrindra .
ACT 24:4     Alignment score: 0.072 → 0.09
So that I detain you no more , I beg you in your kindness to hear us briefly .
Mba tsy hitazomako anareo ela loatra , dia mangataka fotoana fohy aminareo aho mba hihaino ahy am - pahatoniana .
ACT 24:5     Alignment score: 0.417
For we have found
this man to be a pest and one who causes all the Jews throughout the world to rebel . He is a leader of the Nazarene sect.
Fa io lehilahy io dia hitanay fa mpanakorontana ary iray izay nitarika ny Jiosy rehetra manerana izao tontolo izao hikomy . Izy no mpitarika ny sekta Nazareana .
ACT 24:6     Alignment score: 0.288
He even tried to desecrate the temple , so we arrested him .
Ary izy ihany koa no niezaka ny handoto ny tempoly , ka dia nosamborinay izy .
ACT 24:8     Alignment score: 0.18
When you examine Paul about all these matters , you will be able to learn about all the things of which we are accusing him . "
Rehefa manontany an'i Paoly mikasika ireny zava - drehetra ireny ianao , dia ho fantatrao ny mikasika ireny fiampangana nataonay momba azy ireny . "
ACT 24:9     Alignment score: 0.235 → 0.254
The Jews also joined in the accusation , affirming that these charges were true .
Ireo Jiosy ihany koa dia nanampy trotraka ireny fiampangana ireny , ary nanamafy fa marina avokoa ireny .
ACT 24:10     Alignment score: 0.394
But when the governor motioned for Paul to speak , Paul answered , " I understand that for many years you have been a judge to this nation , and so I gladly explain myself to you .
Fa rehefa notondroin ' ny mpanapaka hiteny i Paoly , dia namaly Paoly hoe : " Fantatro
fa ianao dia efa mpitsara teto amin'ity firenena ity nandritry ny taona maro , ka dia faly ny tenako manazava aminao .
ACT 24:11     Alignment score: 0.25 → 0.254
You can learn for yourself that it has not been more than twelve days since I went up to worship in Jerusalem .
Ho fantatrao fa tsy mbola nihoatra ny roa ambin ' ny folo andro izay no niakarako nidera tany Jerosalema .
ACT 24:12     Alignment score: 0.404 → 0.411
When they found me in the temple , I did not argue with anyone , and I did not stir up a crowd , either in the synagogues
, or in the city .
Rehefa hitan'izy ireo tao an - tempoly aho , dia tsy niady hevitra na tamin'iza na tamin'iza aho , ary tsy namporisika ny vahoaka , na tao amin'ireo synagoga , na tao an - tanàna .
ACT 24:13     Alignment score: 0.314
They can not prove to you the accusations
they are now making against me .
Tsy afaka manaporofo aminao ireo fiampangana izay ataony amiko ankehitriny izy ireo .
ACT 24:14     Alignment score: 0.257 → 0.3
But I confess this to you , that according to the Way , which they call a sect , I serve the God of our fathers , believing all things that are according to the law and that has been written in the prophets .
Saingy izaho manaiky izao aminao , araka ny Fampianarana
izay antsoin'izy ireo hoe sekta , dia toy izany koa no hanompoko ny Andriamanitry ny razambentsika . Izaho dia mahatoky amin ' ny rehetra izay ao amin ' ny lalàna sy ireo voasoratr'ireo mpaminany .
ACT 24:15     Alignment score: 0.265 → 0.266
I have a hope in God , which these
men also have , that there will be a resurrection of both the righteous and the wicked .
Manana ny fahatokisana an'Andriamanitra toy ireo olona ireo aho , fa hisy ny fitsanganan ' ny marina sy ny ratsy fanahy amin ' ny maty .
ACT 24:16     Alignment score: 0.202
So I always strive to have a blameless conscience before God and human beings .
Noho izany aho dia miezaka
mandrakariva mba hanana fisainana madio eo anatrehan'Andriamanitra sy ny olombelona .
ACT 24:17     Alignment score: 0.258 → 0.263
Now after many years I came to give
alms to my nation and present sacrifices .
Ary taorian ' ny taona maro dia tonga aho hitondra fanampiana ho an ' ny fireneko sy fanomezana ara - bola .
ACT 24:18     Alignment score: 0.452
When I did this , certain Jews from Asia found me in a purification ceremony in the temple , not with a crowd or an uproar .
Rehefa vitako izany , nisy Jiosy vitsivitsy avy any Asia nahita ahy tany amin ' ny fetin ' ny fanadiovana tao amin ' ny tempoly , tsy niaraka tamin ' ny vahoaka na tabataba .
ACT 24:19     Alignment score: 0.274 → 0.34
These
men ought to be before you now and accuse me , if they have anything .
Ireo olona ireo dia tokony ho eo anatrehanareo ankehitriny ka hiteny izay hiampangan ' izy ireo ahy , raha manana zavatra izy ireo .
ACT 24:20     Alignment score: 0.327
Or else , these
same men should say what wrong they found in me when I stood before the Jewish council ,
Na koa , ireo olona ireo ihany no tsy tokony hiteny izay hitan'izy ireo tsy mety aty amiko rehefa nitsangana teo anoloan ' ny filan - kevitry ny Jiosy aho ,
ACT 24:21     Alignment score: 0.282 → 0.288
unless it is about this one thing that I shouted out when I stood among them , ' It is concerning the resurrection of the dead that I am on trial before you today . ' "
raha tsy hoe momba ny zavatra iray izay nihikiako
rehefa nijoro teo anivon'izy ireo aho : ' Izany dia mikasika ny fitsanganan ' ny maty izay hitsarana ahy eto anatrehanareo androany . '
ACT 24:22     Alignment score: 0.353 → 0.358
Then Felix , who was well informed about the Way , postponed the hearing . He said , " When Lysias the commander
comes down from Jerusalem , I will decide your case . "
Ary Feliksa , izay nampahafantarina tsara momba ilay Fampianarana . Izy dia niteny hoe : " Rehefa midina avy any Jerosalema i Lysia mpandidy , dia hanapa - kevitra ny amin ' ny raharahanao aho . "
ACT 24:23     Alignment score: 0.287 → 0.299
Then he commanded the centurion that Paul should be kept in custody , but to have some freedom so that none of his friends would be prevented from attending to his needs .
Avy eo izy nandidy ilay kapiteny fa i Paoly dia tokony hambenana , fa mba hisy fahafahana dia tsy hisy amin'ireo namany ho sakanana amin ' ny fanampiana izay zavatra ilainy
.
ACT 24:24     Alignment score: 0.54 → 0.547
After some days , Felix returned with Drusilla his wife , who was Jewish , and he sent for Paul and he heard from him about faith in Christ Jesus .
Andro vitsivitsy taorian'izay , dia niverina niaraka tamin'i Drosila vadiny i Feliksa , izay vehivavy Jiosy , ka nalefa ho an'i Paoly izy ary naheno taminy momba ny finoana ao amin'i Kristy Jesosy .
ACT 24:25     Alignment score: 0.398 → 0.399
But when Paul reasoned with him about righteousness , self - control , and the coming judgment , Felix became
frightened and said , " Go away for now . But when I have time later on , I will send for you . "
Fa rehefa niady hevitra niaraka taminy i Paoly momba ny fahamarinana , fahononan - tena , sy ny fitsarana ho avy , dia lasa raiki - tahotra i Feliksa ka niteny hoe : " Mandehana manomboka izao . Fa rehefa manana fahafahana aho aoriana ao , dia handefa ho anao . "
ACT 24:26     Alignment score: 0.479 → 0.48
At the same time he hoped that Paul would give money to him , so he often sent for him and spoke with him .
Nandritr'izany fotoana izany ihany , dia nanantena izy fa hanome vola azy i Paoly , noho izany dia nandefa ho azy matetika izy ary niresaka taminy .
ACT 24:27     Alignment score: 0.485 → 0.536
But when two years passed , Porcius Festus became the governor after Felix , but Felix wanted to gain favor with the Jews , so he left Paul bound
.
Fa rehefa afaka roa taona , dia lasa governora nandimby an'i Feliksa i Porsio Festosy , saingy Feliksa te hahazo sitraka tamin'ireo Jiosy , dia navelany ho hambenana ihany i Paoly .
ACT 24     Average alignment score: 0.363 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28