Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 27:1     Alignment score: 0.387 → 0.391
When it was decided that we should sail for Italy , they committed Paul and some other prisoners to a centurion named Julius , who belonged to the Augustan company of soldiers .
Rehefa tapaka fa tokony hiantsambo ho any Italia izahay , dia napetrak'izy ireo i Paoly sy ireo gadra hafa ho eo ambanin ' ny fiahian ' ny kapiteny iray antsoina hoe Jolio izay an ' ny rezimantan ' ny Amperora .


ACT 27:2     Alignment score: 0.397 → 0.397
We boarded a ship from Adramyttium which was about to sail along the coast of Asia . So we went to sea . Aristarchus from Thessalonica in Macedonia went with us .
Niditra tanaty sambo iray avy any Adramytena izahay , izay hiondrana manaraka ny sisin - tanin
' ny Asia . Ka dia nandeha an - dranomasina izahay . Aristarko avy any Tesalonika any Makedonia dia nandeha niaraka taminay .
ACT 27:3     Alignment score: 0.381 → 0.38
The next day we landed at the city of Sidon , where Julius treated Paul kindly and allowed him to go to his friends to receive their care .
Ny andro manaraka dia tonga tao amin ' ny tanànan
' ny Sidona izahay , izay nitondran'i Jolio an'i Paoly tamin ' ny hatsaram - panahy ary namela azy handeha ho any amin'ireo namany handray ny fikarakaran'izy ireo .
ACT 27:4     Alignment score: 0.448 → 0.451
From there we went to sea and sailed under the lee of Cyprus , close to the island , because the winds were against us .
Avy tany izahay no nandeha an - dranomasina ary niantsambo nanaraka ny moron ' ny Kyprosy , nanakaiky ny nosy , satria nanohitra anay ny rivotra .
ACT 27:5     Alignment score: 0.353 → 0.503
When we had sailed across the sea past Cilicia and Pamphylia , we landed at Myra , a city of Lycia .
Avy eo niantsambo namakivaky ny ranomasina izahay ary nanakaiky ny sisin
- tanin ' ny Kilikia sy Pamfilia , tonga tao Myra izahay , tananàn ' ny Lykia .
ACT 27:6     Alignment score: 0.475 → 0.476
There , the centurion found a ship from Alexandria that was going to sail to Italy . He put us on it .
Tany , ny kapiteny dia nahita sambo iray avy any Aleksandria izay hiantsambo ho any Italia . Napetrany tao amin'izany izahay .
ACT 27:7     Alignment score: 0.413 → 0.414
When we had sailed slowly for many days and had finally arrived with difficulty near Cnidus and the wind no longer allowed us to go that way , we sailed along the sheltered side of Crete , opposite Salmone
.
Rehefa niantsambo niadana nandritry ny andro maro izahay ary ny farany dia tonga tam - pahasahiranana teo akaikin ' ny Kinidio , dia tsy namela anay andeha tamin'izany lalana izany intsony ny rivotra , ka dia niantsambo nanaraka ny ilany takon - drivotry ny Kreta izahay , mifanandrify amin ' ny Salmona .
ACT 27:8     Alignment score: 0.287 → 0.288
We sailed along the coast with difficulty , until we came
to a certain place called Fair Havens , which is near the city of Lasea .
Nanara - morona tam - pahasahiranana izahay , nandra - pahatonganay tany amin ' ny toerana iray antsoina hoe Tsara - fitodian - tsambo , izay akaikin ' ny tanànan ' ny Lasea .
ACT 27:9     Alignment score: 0.303 → 0.311
We had now taken much time , the time of the Jewish fast also had passed , and it had now become
dangerous to sail . So Paul warned them ,
Ary nandany fotoana betsaka izahay , efa dila ihany koa ny fotoana fifadian - kanin'ireo Jiosy , ary efa lasa nampidi - doza ny miondrana an - tsambo . Ka dia nampitandrina azy ireo Paoly ,
ACT 27:10     Alignment score: 0.348
and said , " Men , I see that the voyage we are about to take will be with injury and much loss , not only of the cargo and the ship , but also of our lives . "
ary niteny hoe : " Ry lehilahy , hitako fa ity dia izay ho ataontsika ity dia hisy faharatrana sy fatiantoka maro , tsy ho an ' ny entana sy ny sambo ihany , fa ho an ' ny aintsika koa . "
ACT 27:11     Alignment score: 0.313 → 0.332
But the centurion was more persuaded by the master and by the owner of the ship than by those
things that were spoken by Paul .
Fa ny kapiteny nanome lanja kokoa ny mpitondra sy ny tompon ' ny sambo noho ireo zavatra izay voalazan'i Paoly .
ACT 27:12     Alignment score: 0.342 → 0.36
Because the harbor was not easy to spend the winter in , most of the sailors advised to sail from there , and if by any means we could reach the city of Phoenix , to spend the winter there . Phoenix is a harbor in Crete , facing both southwest and northwest .
Satria ao amin ' ny seranana dia tsy mora raha hijanonana mandritry
ny ririnina , dia maro tamin'ireo mpiantsambo no nanoro hevitra ny hiondrana hiala teo , fa ndrao mba afaka hihazo ny tanànan ' ny Foiniksa amin ' ny fomba rehetra izahay , mba hitoetra any mandritry ny ririnina . Foiniksa dia seranana any Kreta , ary manatrika ny mianavaratra - andrefana sy ny mianatsimo - andrefana izany .
ACT 27:13     Alignment score: 0.353 → 0.376
When a south wind began to blow
gently , the sailors thought that they had what they needed . So they weighed anchor and sailed along Crete , close to the shore .
Rehefa nanomboka nitsoka malefaka ny rivotra avy any atsimo , dia nihevitra ireo tantsambo fa nanana izay nilain'izy ireo . Ka dia nampakatra ny vatofantsika ary niondrana nanaraka an'i Kreta izy ireo , nanakaiky ny moron - dranomasina .
ACT 27:14     Alignment score: 0.276
But after a short time a wind of hurricane force , called the northeaster , began to beat down from the island .
Fa afaka fotoana fohy dia nisy tafio - drivotra mahery , nantsoina hoe Eoraklydona , nanomboka namely mafy avy any amin ' ny nosy .
ACT 27:15     Alignment score: 0.372 → 0.407
When the ship was caught by the storm and could no longer head into the wind , we had to give
way to the storm and were driven along by the wind .
Rehefa tratry ny tafiotra ny sambo ary tsy afaka nanohitra ny rivotra intsony , dia tsy maintsy nanome lalana ny tafiotra izahay ary nentin ' ny rivotra teny rehetra teny .
ACT 27:16     Alignment score: 0.434 → 0.438
We sailed along the lee of a small island called Cauda , and with difficulty we were able to secure the lifeboat .
Niantsambo nanaraka ny moron ' ny nosy kely iray antsoina hoe Kaoda izahay , ary tamim
- pahasahiranana no nahafahanay niaro ny lakana famonjena aina .
ACT 27:17     Alignment score: 0.331 → 0.341
When they had hoisted the lifeboat up , they used its ropes to bind the hull of the ship . They were afraid that they should run upon the sandbars of Syrtis , so they lowered the sea anchor and were driven along .
Rehefa nampiakarin'izy ireo ny lakana famonjena aina , dia nampiasain'izy ireo ny tadin'izany mba hamatorana ny vatan
' ny sambo . Natahotra izy ireo fa tokony handeha ambonin ' ny fasika mandrevon ' ny Syrtiso , ka dia nalatsak'izy ireo ny vatofantsiky ny ranomasina ary nandeha ho azy teny .
ACT 27:18     Alignment score: 0.258 → 0.275
We took such a violent battering by the storm that the next day they began throwing the cargo overboard .
Tratran
' ny famelezana mahery vaikan ' ny tafiotra izahay hany ka ny andro manaraka io dia nanomboka nanary ireo entana tany ivelan ' ny sambo izy ireo .
ACT 27:19     Alignment score: 0.453 → 0.458
On the third day the sailors threw overboard the ship 's equipment with their own hands .
Tamin ' ny andro fahatelo ireo tantsambo dia nanipy ny entan
' ny sambo tany ivelan ' ny sambo tamin ' ny tanan'izy ireo manokana .
ACT 27:20     Alignment score: 0.341
When the sun and stars did not shine
on us for many days , and the great storm still beat upon us , any more hope that we should be saved was abandoned .
Rehefa tsy namiratra taminay nandritry ny andro maro ny masoandro sy ny kintana , ary mbola namely anay ilay tafiotra lehibe , dia very avokoa ny fanantenana ny hahavoavonjy anay .
ACT 27:21     Alignment score: 0.464
When they had gone long without food , then Paul stood up among the sailors and said , " Men , you should have listened to me , and not have set sail from Crete , so as to get this injury and loss .
Rehefa lasa lavitra tsy nisy sakafo izy ireo , dia nitsangana teo amin'ireo tantsambo Paoly avy eo ary niteny hoe : " Ry lehilahy , tokony nihaino ahy ianareo , ary tsy niondrana avy tany
Kreta , ho tratran'izao faharatrana sy fatiantoka izao .
ACT 27:22     Alignment score: 0.308 → 0.322
Now I urge you to take courage , for there will be no loss
of life among you , but only the loss of the ship .
Ankehitriny dia mamporisika anareo aho mba hahery , fa tsy hisy fahaverezan'aina eo anivonareo , fa fahaverezan ' ny sambo fotsiny ihany .
ACT 27:23     Alignment score: 0.249 → 0.227
For last night an angel of the God to whom I belong , whom also I worship his angel stood beside me
Fa tamin ' ny alina dia nisy anjelin'Andriamanitra izay tompoko , izay tompoiko ihany koa _ nitsangana teo anilako ny anjeliny

ACT 27:24     Alignment score: 0.393
and said , ' Do not be afraid , Paul . You must stand before Caesar , and see , God in his kindness has given to you all those
who are sailing with you . '
ary niteny hoe : ' Aza matahotra , ry Paoly . Tsy maintsy hitsangana eo anatrehan'i Kaisara ianao , ary indro , Andriamanitra ao amin ' ny hatsaram - panahiny no nanome anao ireo rehetra miantsambo miaraka aminao . '
ACT 27:25     Alignment score: 0.225
Therefore have courage , men ! For I trust God that it will happen just as it was told to me .
Noho izany mionona , ry lehilahy ! Fa mahatoky an'Andriamanitra aho fa hitranga araka izay voalaza tamiko izany .
ACT 27:26     Alignment score: 0.21 → 0.223
But we must run aground upon some island . "
Saingy tsy maintsy hidona amina nosy maromaro isika . "
ACT 27:27     Alignment score: 0.316 → 0.318
When the fourteenth night had come
, as we were driven this way and that in the Adriatic Sea , about midnight the sailors thought that they were approaching some land .
Rehefa tonga ny alina faha - efatra ambin ' ny folo , raha natoptopa tetsy sy teroa tao amin ' ny ranomasin ' ny Adrea izahay , tokony ho tamin ' ny sasak'alina dia nihevitra ireo tantsambo fa nanakaiky tany izy ireo .
ACT 27:28     Alignment score: 0.338 → 0.351
They took soundings and found twenty fathoms ; after a little while , they took more soundings and found fifteen fathoms .
Dia naka refin - drano izy ireo ary nahita fa efapolo metatra ny halaliny ; taoriana
kelin'izany , dia mbola naka refin - drano ihany izy ireo ary nahita fa telopolo metatra ny halaliny .
ACT 27:29     Alignment score: 0.324 → 0.325
They were afraid that we might crash on the rocks , so they lowered four anchors from the stern and prayed that morning would come
soon .
Natahotra izy ireo sao hidona amin'ireo vato izahay , ka dia nandatsaka vatofantsika efatra avy ao aoriana izy ireo ary nivavaka mba hiavian ' ny maraina tsy ho ela .
ACT 27:30     Alignment score: 0.34 → 0.351
The sailors were looking for a way to abandon the ship and had lowered the lifeboat into the sea , and pretended that they would throw down the anchors from the bow .
Ireo tantsambo dia nitady fomba handaozana ny sambo ary nandatsaka ny lakana famonjena aina tany
an - dranomasina , ary nody nandatsaka ny vatofantsika avy teo an - doha - tsambo izy ireo .
ACT 27:31     Alignment score: 0.447 → 0.448
But Paul said to the centurion and to the soldiers , " Unless these
men stay in the ship , you can not be saved . "
Fa Paoly niteny tamin ' ny kapiteny sy ireo miaramila hoe : " Raha tsy mijanona anaty sambo ireo lehilahy ireo , tsy ho voavonjy ianareo . "
ACT 27:32     Alignment score: 0.207
Then the soldiers cut away the ropes of the boat and let it drift away .
Avy eo ireo miaramila nanapaka ny tadin ' ny lakana ka dia namela izany ho rendrika .
ACT 27:33     Alignment score: 0.298 → 0.313
When daylight was coming on , Paul encouraged them all to take some food . He said , " This day is the fourteenth day that you have been on constant guard and have gone without food you have not eaten anything .
Rehefa nanomboka nihanazava ny andro , dia namporisika azy rehetra Paoly mba haka sakafo maromaro . Hoy izy hoe : " Ity andro ity no andro faha - efatra ambiny
folo izay hiandrasanareo ary tsy hinananareo ; tsy nihinana na inona na inona ianareo .
ACT 27:34     Alignment score: 0.303
So I urge you to share some food , for this is necessary for you to survive . For not one of you will lose a single hair from his head . "
Noho izany dia mamporisika anareo aho mba hizara sakafo , fa ilaina izany mba hahavelona anareo . Fa tsy hisy na iray aminareo izay ho very na dia ny singam - bolon - dohany aza . "
ACT 27:35     Alignment score: 0.449
When he had said this , he took bread and he thanked God in the sight of everyone . Then he broke the bread and began to eat .
Rehefa avy niteny izany izy , dia naka mofo ary nisaotra an'Andriamanitra teo imason
' ny rehetra . Avy eo izy nizarazara ny mofo ary nanomboka nihinana .
ACT 27:36     Alignment score: 0.449 → 0.462
Then they were all encouraged and they also took food .
Avy eo dia nahery izy rehetra ary naka sakafo ihany koa .
ACT 27:37     Alignment score: 0.31
We were 276 souls on the ship .
Olona
276 izahay no tao anaty sambo .
ACT 27:38     Alignment score: 0.342 → 0.351
When they had eaten enough , they made the ship lighter by throwing out the wheat into the sea .
Rehefa nihinana tsara izy ireo , dia nohamaivanin'izy ireo ny sambo tamin ' ny nanarian'izy ireo vary tanaty ranomasina .
ACT 27:39     Alignment score: 0.285 → 0.285
When it was day , they did not recognize the land , but they saw a bay with a beach , and they discussed whether they could drive
the ship onto it .
Rehefa tonga ny andro , dia tsy fantatr'izy ireo ilay tany , fa nahita helon - drano anankiray nisy tora - pasika izy ireo , ary nifandinika izy ireo raha afaka hitondra ny sambo teny .
ACT 27:40     Alignment score: 0.228 → 0.255
So they cut loose the anchors and left them in the sea . At the same time they loosed the ropes of the rudders and raised the foresail to the wind ; and so they headed to the beach .
Ka dia notapahin'izy ireo ireo vatofantsika ary navelan'izy ireo tany an - dranomasina . Niaraka tamin'izay dia nalatsak'izy ireo ny tady teo amin ' ny familiana ary natsangany
ny lay ho eo amin ' ny rivotra ; ary dia niroso nankeo amin ' ny tora - pasika izy ireo .
ACT 27:42     Alignment score: 0.255 → 0.265
The soldiers ' plan was to kill the prisoners so that none of them could swim away and escape .
Ny tetik'ireo miaramila dia ny hamono ireo gadra mba tsy hisy amin'izy ireo ho afaka andeha hilomano ka hitsoaka .
ACT 27:43     Alignment score: 0.307 → 0.316
But the centurion wanted to save Paul , so he stopped their plan ; and he ordered those
who could swim to jump overboard first and get to land .
Fa ilay kapiteny te - hamonjy an'i Paoly , ka dia najanony ny tetik'izy ireo ; ary nomeny baiko ireo mahay milomano mba hilatsaka ivelan ' ny sambo aloha ary ho eny an - tanety .
ACT 27:44     Alignment score: 0.458 → 0.457
Then the rest of the men should follow , some on planks , and some on other things from the ship . In this way it happened that all of us were brought safely to land .
Avy eo tokony hanaraka ny ambin'ireo lehilahy , ny sasany ambony hazo fisaka , ary ny sasany ambony zavatra hafa avy tao amin ' ny sambo . Toy izany no nitranga ka ny rehetra taminay dia tonga soa aman - tsara teny
an - tanety .
ACT 27     Average alignment score: 0.358 for 43 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28