Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 11:1     Alignment score: 0.563
Now the apostles and the brothers who were in Judea heard that the Gentiles also had received the word of God .
Ary ireo apostoly sy ireo rahalahy izay tany Jodia nahare fa ireo Jentilisa ihany koa dia nandray ny Tenin'Andriamanitra .


ACT 11:2     Alignment score: 0.434 → 0.437
When Peter had come
up to Jerusalem , they who belonged to the circumcision group criticized him ;
Rehefa niakatra tany Jerosalema i Petera , ireo izay tao amin ' ny antokon'ireo voafora dia nanakiana azy ;
ACT 11:3     Alignment score: 0.282
they said , " You associated with uncircumcised men and ate with them ! "
hoy izy ireo hoe : " Ianao nikambana niaraka tamin'ireo lehilahy tsy voafora sady nisakafo niaraka tamin'izy ireo ! "
ACT 11:4     Alignment score: 0.336 → 0.336
But Peter started to explain the matter to them in detail , saying ,
Fa Petera nanomboka nanazava ny zava - nitranga tamin'izy ireo tamin ' ny antsipirihiny ; hoy izy hoe :
ACT 11:5     Alignment score: 0.33 → 0.375
" I was praying in the city of Joppa , and in a trance I saw a vision of a container coming down , like a large sheet let down from heaven by its four corners . It descended to me .
" Nivavaka tany amin ' ny tanànan
' ny Jopa aho , ary nahita fahitana ny amin ' ny fisian - javatra iray izay nidina , tahaka ny lamba lehibe nahidina avy any an - danitra tamin'ireo zorony efatra aho . Nidina teo amiko izany .
ACT 11:6     Alignment score: 0.214 → 0.218
I gazed at it and I thought about it . I saw the four - legged animals of earth , wild beasts , things that crawled , and birds of the sky .
Nibanjina izany aho ary nisaintsaina momba izany . Nahita ireo biby manan
- tongotra efatry ny tany , ireo biby dia , ireo biby mandady , ary ireo vorona eny amin ' ny lanitra aho .
ACT 11:7     Alignment score: 0.412 → 0.414
Then I heard a voice say to me , ' Get up , Peter ; kill and eat ! '
Avy eo aho dia nahare feo niteny tamiko hoe : " Mitsangàna , ry Petera ; mamono ary mihinàna . "
ACT 11:8     Alignment score: 0.384 → 0.385
I said , ' Not so , Lord ; for nothing unholy or unclean has ever entered into my mouth . '
Hoy aho hoe : " Tsia , ry Tompo ; fa tsy mbola nisy zavatra tsy masina na maloto mihitsy niditra tato am - bavako
. "
ACT 11:9     Alignment score: 0.397 → 0.4
But the voice answered again from heaven , ' What God has made clean , you must not call defiled . '
Fa ilay feo namaly avy any an - danitra indray hoe : " Izay nambaran'Andriamanitra fa madio , aza antsoina hoe maloto . "
ACT 11:10     Alignment score: 0.386 → 0.39
This happened three times , and then everything was taken back up into heaven again .
Niseho
in - telo izany , ary avy eo dia nalaina niverina niakatra tany an - danitra indray ny zavatra rehetra
ACT 11:11     Alignment score: 0.324
" Behold , right away there were three men standing in front of the house where we were ; they had been sent from Caesarea to me .
Indro , teo no ho eo dia nisy telo lahy nitsangana teo anoloan ' ny trano izay nisy anay ; nalefa avy tany Kaisaria nankaty amiko izy ireo .
ACT 11:12     Alignment score: 0.324 → 0.327
The Spirit commanded me to go with them , and that I should make no distinction regarding them . These
six brothers went with me , and we went into the man 's house .
Ny Fanahy dia nandidy ahy hiaraka amin'izy ireo , ary tsy tokony hanisy fizahan - tava amin'izy ireo aho . Ireo rahalahy enina ireo dia nandeha niaraka tamiko , ary nandeha nankao an - tranon'ilay lehilahy izahay .
ACT 11:13     Alignment score: 0.394 → 0.396
He told us how he had seen the angel standing in his house and saying , ' Send men to Joppa and bring back Simon who is called Peter .
Izy niteny taminay ny nahitany anjely iray nitsangana tao an - tranony
ary niteny hoe : " Maniraha lehilahy any Jopa ary ento miverina i Simona izay antsoina hoe Petera .
ACT 11:14     Alignment score: 0.282
He will speak to you a message by which you will be saved you and all your household . '
Izy dia hilaza hafatra iray aminao izay havoavonjy anao - ianao sy ny ankohonanao
rehetra . "
ACT 11:15     Alignment score: 0.337 → 0.336
As I began to speak to them , the Holy Spirit came on them , just as on us in the beginning .
Raha vao nanomboka niteny tamin'izy ireo aho , ny Fanahy Masina dia tonga tamin'izy ireo , tahaka ny nidinany taminay tany am - boalohany .
ACT 11:16     Alignment score: 0.481
I remembered the words of the Lord , how he said , ' John indeed baptized with water ; but you will be baptized with the Holy Spirit . '
Tsaroako ny tenin ' ny Tompo , ny nitenenany hoe : " Jaona nanao batisa tamin ' ny rano tokoa ; fa ianareo dia mila hatao batisa ao amin ' ny Fanahy Masina . "
ACT 11:17     Alignment score: 0.459 → 0.459
Then if God gave to them the same gift as he gave to us when we believed on the Lord Jesus Christ , who was I , that I could oppose God ? "
Koa raha Andriamanitra nanome azy ireo ny fanomezana mitovy amin'izay
nomeny antsika tamin'isika nino an ' ny Tompo Jesosy Kristy , iza aho , no ho afaka hanohitra an'Andriamanitra ? "
ACT 11:18     Alignment score: 0.392 → 0.391
When they heard these
things , they said nothing in response , but they glorified God and said , " Then God has given repentance for life to the Gentiles also . "
Rehefa henon'izy ireo izany zavatra izany , tsy niteny na inona na inona hoenti - mamaly izy ireo , fa nidera an'Andriamanitra kosa izy ireo ary niteny hoe : " Ary Andriamanitra nanome fibebahana ho fiainana ho an'ireo jentilisa ihany koa . "
ACT 11:19     Alignment score: 0.378 → 0.382
Now those
who had been scattered by the persecution that arose over Stephen spread as far as Phoenicia , Cyprus , and Antioch , speaking the word only to Jews .
Ary ireo izay naparitaka noho ny fanenjehana izay niatomboka tamin ' ny fahafatesan'i Stefana dia niely lavitra tany Foinika , Kyprosy , ary Antioka , fa izy ireo dia nilaza ny hafatra momba an'i Jesosy tamin'ireo Jiosy irery ihany .
ACT 11:20     Alignment score: 0.553
But some of them , men from Cyprus and Cyrene , came to Antioch and spoke also to Greeks , proclaiming to them the gospel about the Lord Jesus .
Fa ny sasany tamin'izy ireo , ireo lehilahy avy any Kyprosy sy Kyrena , dia nandeha tany
Antioka ary niresaka tamin'ireo Grika ihany koa , nilaza tamin'izy ireo ny filazantsara momba ny Tompo Jesosy .
ACT 11:21     Alignment score: 0.482
The hand of the Lord was with them ; a great number believed and turned to the Lord .
Ny tanan
' ny Tompo dia niaraka tamin'izy ireo ; maro isa no nino ary nitodika tamin ' ny Tompo .
ACT 11:22     Alignment score: 0.508 → 0.511
News about them came to the ears of the church in Jerusalem , and they sent out Barnabas as far as Antioch .
Ireo vaovao momba azy ireo dia tonga teny
an - tsofin ' ny fiangonana tao Jerosalema , ary izy ireo naniraka an'i Barnabasy hatrany Antioka .
ACT 11:23     Alignment score: 0.384 → 0.41
When he came and saw the grace of God , he was glad and he encouraged them all to remain with the Lord with purpose of heart .
Rehefa tonga izy ka nahita ny fanomezan'Andriamanitra , dia ravoravo izy ; ary izy nampahery azy rehetra mba hitoetra miaraka amin ' ny Tompo amin ' ny fon'izy ireo rehetra .
ACT 11:24     Alignment score: 0.441 → 0.442
For he was a good man and full of the Holy Spirit and of faith , and many people were added to the Lord .
Satria izy dia lehilahy tsara sady feno ny Fanahy masina sy finoana , ary olona maro no niampy ho an ' ny Tompo .
ACT 11:25     Alignment score: 0.571
Barnabas then went out to Tarsus to search carefully for Saul .
Dia nandeha nankany Tarsosy i Barnabasy mba hitady an'i Saoly .
ACT 11:26     Alignment score: 0.439 → 0.438
When he found him , he brought him to Antioch . It came
about that for an entire year they gathered together with the church and taught many people . The disciples were first called Christians in Antioch .
Rehefa hitany izy , dia nentiny tany Antioka . Ary nandritry ny herintaona maninjitra izy ireo dia niara - niangona niaraka tamin ' ny fiangonana ary nampianatra olona maro . Ireo mpianatra dia nantsoina voalohany hoe kristiana tao Antioka .
ACT 11:27     Alignment score: 0.418
Now in these
days some prophets came down from Jerusalem to Antioch .
Ary tamin'izany andro izany dia nisy mpaminany maromaro nidina avy tany Jerosalema nankany Antioka .
ACT 11:28     Alignment score: 0.431
One of them , Agabus by name , stood up and indicated by the Spirit that a great famine would occur over all the world . This happened in the days of Claudius .
Iray tamin'izy ireo , i Agabo no iantsoana azy , nitsangana ary notoroin ' ny Fanahy fa hisy mosary lehibe hitranga manerana izao tontolo izao . Nitranga izany tamin ' ny andron'i Klaodio .
ACT 11:29     Alignment score: 0.345 → 0.344
So the disciples , as each one was able , determined to send a contribution for the relief of the brothers in Judea .
Noho izany , ireo mpianatra , araka ny fahafahan ' ny tsirairay avy , dia nanapa - kevitra ny handefa fanampiana
ho an'ireo rahalahy tany Jodia .
ACT 11:30     Alignment score: 0.621
They did this ; they sent money to the elders by the hand of Barnabas and Saul .
Nanao izany izy ireo ; nandefa vola ho an'ireo loholona izy ireo tamin ' ny tanan'i
Barnabasy sy Saoly .
ACT 11     Average alignment score: 0.408 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28