Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 13:1     Alignment score: 0.565 → 0.625
Now in the church in Antioch , there were some prophets and teachers . They were Barnabas , Simeon
( who is called Niger ) , Lucius of Cyrene , Manaen ( the foster brother of Herod the tetrarch ) , and Saul .
Ary tao amin ' ny fiangonana tao Antioka , dia nisy mpaminany sy mpampianatra maro tao . Izy ireo dia Barnabasy , Simona ( izay antsoina hoe Nigera ) , Lisiosa avy amin'i Sirena , Manaena ( ilay rahalahy izay niolonono tamin'i Heroda mpanapaka ) , ary Saoly .


ACT 13:2     Alignment score: 0.485
While they were worshiping the Lord and fasting , the Holy Spirit said , " Set apart for me Barnabas and Saul , to do the work to which I have called them . "
Raha mbola nidera ny Tompo sy nifady hanina izy ireo , ny Fanahy Masina niteny hoe : " Atokany ho ahy Barnabasy sy i Saoly , mba hanao ny asa izay niantsoko azy ireo . "
ACT 13:3     Alignment score: 0.28
After they had fasted , prayed , and laid their hands on these
men , they sent them off .
Taorian ' ny nifadian'izy ireo hanina , sy nivavahany , ary nametrahan'izy ireo tànana tamin'ireo lehilahy ireo , izy ireo dia nalefan'izy ireo .
ACT 13:4     Alignment score: 0.384 → 0.496
So Barnabas and Saul , having been sent out by the Holy Spirit , went down to Seleucia ; from there they sailed away to Cyprus .
Ka nankato
ny Fanahy Masina i Barnabasy sy i Saoly ka nandeha nidina nankany Selosia ; avy teny izy ireo dia niantsambo ho any amin ' ny nosin ' ny Sipra .
ACT 13:5     Alignment score: 0.276 → 0.284
While they were in the city of Salamis , they proclaimed the word of God in the synagogues
of the Jews . They also had John for an assistant .
Rehefa tao amin'ilay tanànan ' ny Salamina izy ireo , dia nitory ny tenin'Andriamanitra tao amin ' ny Synagogan'ireo Jiosy izy ireo . Ary nanana an'i Jaona Marka koa izy ireo mba ho mpanampy azy ireo .
ACT 13:6     Alignment score: 0.471
When they had gone through the whole island to Paphos , they found a certain magician , a Jewish false prophet , whose name was Bar - Jesus .
Ary rehefa namakivaky ny nosy iray manontolo mankany Pafosy izy ireo , dia nahita mpanao ody , izay mpaminany Jiosy sandoka , ary ny anarany dia Bara Jesosy .
ACT 13:7     Alignment score: 0.373
This magician associated with the proconsul , Sergius Paulus , who was an intelligent man . This man summoned Barnabas and Saul , because he sought to hear the word of God .
Mpanao ody izay niara - niasa tamin'ireo governora , Serjio Paolosy , izay lehilahy tena mahay . Nosamborin'io lehilahy io Barnabasy sy i Saoly , satria te haheno ny tenin'Andriamanitra izy .
ACT 13:8     Alignment score: 0.474 → 0.489
But Elymas " the magician " ( that is how his name is translated ) opposed them ; he tried to turn the proconsul away from the faith .
Fa Elimasy " mpanao ody " ( izany no nandikana ny anarany ) nanohitra azy ireo ; ary niezaka ny hanodina ny governora hiala amin ' ny finoana izy .
ACT 13:9     Alignment score: 0.503 → 0.504
But Saul , who is also called Paul , filled with the Holy Spirit , stared at him intensely
Fa i Saoly , izay antsoina ihany koa hoe Paoly , dia feno ny Fanahy Masina , ary nandinika azy tsara .
ACT 13:10     Alignment score: 0.241 → 0.32
and said , " You son of the devil , you are full of all kinds of deceit and wickedness . You are an enemy of every kind of righteousness . You will never stop twisting the straight paths of the Lord , will you ?
Ary niteny hoe : " Ianao ry zanaky
ny Devoly , ianao dia feno ny karazam - pitaka sy faharatsiana rehetra . Fahavalon'izay rehetra marina ianao . Tsy hijanona ny hamily ny lala - mahitsin ' ny Tompo mihitsy ianao , sa tsy izany ?
ACT 13:11     Alignment score: 0.347 → 0.355
Now look , the hand of the Lord is upon you , and you will become blind . You will not see the sun for a while . " Immediately there fell on Elymas a mist and darkness ; he started going around seeking people to lead him by the hand .
Fa indro ankehitriny , ny tanan
' ny Tompo eo aminao , ka ho tonga jamba ianao . Ary tsy hahita ny masoandro aloha ianao . " Teo no ho eo dia nilatsaka tao amin'i Elimasy ny fahanjavozavonana sy fahamaizinana ; nanomboka nivezivezy ary nangataka tamin ' ny olona izy mba hitantana azy amin ' ny tanana .
ACT 13:12     Alignment score: 0.414
After the proconsul saw what had happened , he believed , because he was astonished at the teaching about the Lord .
Rehefa avy nahita izay zava - niseho ny governora , dia nino izy , satria gaga tamin ' ny fampianarana momba ny Tompo izy .
ACT 13:13     Alignment score: 0.507 → 0.508
Now Paul and his friends set sail from Paphos and came to Perga in Pamphylia . But John left them and returned to Jerusalem .
Ary Paoly sy ny namany dia lasa niantsambo avy Pafosy nankany amin ' ny Perga any Pafilia . Fa Jaona kosa nandao azy ireo ary niverina tany Jerosalema .
ACT 13:14     Alignment score: 0.516 → 0.547
Paul and his friends traveled from Perga and came to Antioch of Pisidia . There they went into the synagogue on the Sabbath day and sat down .
Paoly sy ireo namany dia nandeha avy tany
Perga ary nankany Antiokan'i Pisidia . Ary tao dia nandeha nankany amin ' ny synagoga tamin ' ny andron ' ny Sabata izy ireo ary nipetraka .
ACT 13:15     Alignment score: 0.458 → 0.458
After the reading of the law and the prophets , the leaders of the synagogue sent them a message , saying , " Brothers , if you have any message of encouragement for the people here , say it . "
Taorian ' ny famakiana ny lalàna sy ny mpaminany , dia nandefa hafatra tany amin'izy ireo ny mpitariky
ny Synagoga niteny hoe : " Ry rahalahy , raha manana hafatra fampaherezana ho an ' ny olona eto ianareo , dia teneno izany . "
ACT 13:16     Alignment score: 0.335
So Paul stood up and motioned with his hand ; he said , " Men of Israel and you who fear God , listen .
Ka nitsangana Paoly ary nanao fihetsika tamin ' ny tanany , niteny hoe : " Ry olon'Israely ary ianareo izay manome voninahitra
an'Andriamanitra , mihainoa .
ACT 13:17     Alignment score: 0.321
The God of this people Israel chose our fathers and exalted the people when they stayed in the land of Egypt , and with an uplifted arm he led them out of it .
Ny Andriamanitry ny olon'Israely dia nisafidy ny raintsika ary nampitombo isa ny olona rehefa nipetraka tao amin ' ny tanin ' ny Egypta , ary tamin ' ny fanandratana ny sandriny no nitarihany azy ireo hivoaka tao .
ACT 13:18     Alignment score: 0.469
For about forty years he put up with them in the wilderness .
Ary nandritry
ny efapolo taona teo ho eo no nandeferany azy ireo tany an'efitra .
ACT 13:19     Alignment score: 0.466
After he had destroyed seven nations in the land of Canaan , he gave our people their land for an inheritance .
Ary rehefa avy nandrava firenena fito tany
amin ' ny tany Kanana izy , dia nomeny ny vahoakantsika ny tanin'izy ireo mba ho lova .
ACT 13:20     Alignment score: 0.359 → 0.363
All these
events took place over 450 years . After all these things , God gave them judges until Samuel the prophet .
Izany zava - drehetra niseho izany dia efa tamin ' ny faha dimampolo sy efa - jato taona . Taorian'izany zavatra rehetra izany , Andriamanitra nanome mpitsara azy ireo mandra - piavin'i Samoela mpaminany .
ACT 13:21     Alignment score: 0.59
Then the people asked for a king , and God gave them Saul son of Kish , a man from the tribe of Benjamin , to be king for forty years .
Dia nangataka mpanjaka ny olona avy eo , ary Andriamanitra nanome azy ireo an'i Saoly zanaka lahin'i Kisa
, lehilahy izay avy amin ' ny fokon'i Benjamina , mba ho mpanjaka mandritry ny efapolo taona .
ACT 13:22     Alignment score: 0.286 → 0.355
After God removed him from the kingship , he raised up David to be their king . It was about David that God testified , saying , ' I have found David son of Jesse to be a man after my heart , who does all I want him to do . '
Ary avy eo Andriamanitra nanala azy teo amin ' ny fanjakany
, ka nanandratra an'i Davida mba ho mpanjakan'izy ireo . Fa izany no nolazain'Andriamanitra momba an'i Davida hoe : " Efa nahita an'i Davida zanak'i Jesea aho mba ho olon ' ny foko , izay hanao izay rehetra tiako hataony .
ACT 13:23     Alignment score: 0.261 → 0.316
From this man 's descendants God has brought to Israel a Savior , Jesus , as he promised to do .
Fa avy amin ' ny taranak'io
lehilahy io no hitondran'Andriamanitra mpanavotra ho an'Israely , dia i Jesosy , araka izay efa nampanantenainy hatao .
ACT 13:24     Alignment score: 0.434
Before the arrival of Jesus , John proclaimed a baptism of repentance to all the people of Israel .
Nanomboka niseho
izany , talohan ' ny nahatongavan'i Jesosy , Jaona nanambara voalohany tamin ' ny vahoakan'Israely rehetra momba ny batisan ' ny fibebahana .
ACT 13:25     Alignment score: 0.259 → 0.298
As John was finishing his work , he said , ' Who do you think I am ? I am not the one . But listen , one is coming after me , the sandals of whose feet I am not worthy to untie . '
Satria Jaona efa nahavita ny asany
, dia hoy izy : " Iza no hieritretanareo ahy ? Tsy izaho ilay izy . Fa henoy , hisy iray ho avy aorinako , ary ny kiraron ' ny tongony dia tsy hahamendrika ahy ny hamaha azy .
ACT 13:26     Alignment score: 0.326 → 0.327
Brothers , children of the offspring of Abraham , and those
among you who fear God , it is to us that the message about this salvation has been sent .
Ry rahalahy , zanaka avy amin ' ny taranak'i Abrahama , ary izay midera an'Andriamanitra rehetra eo aminareo , ho antsika no nandefasana izany hafatra momban ' ny famonjena izany .
ACT 13:27     Alignment score: 0.243 → 0.296
For they who live in Jerusalem and their rulers did not recognize him , and they fulfilled the voices of the prophets that are read every Sabbath by condemning him .
Fa ireo izay mipetraka any Jerosalema , sy ny mpitondran ' izy ireo , dia tsy nahafantatra azy , ka tanterak'izy ireo ny voalazan ' ny mpaminany izay vakiana isan - tsabata ny amin ' ny fanamelohana azy .
ACT 13:28     Alignment score: 0.222 → 0.223
Even though they found
no reason for the death penalty , they called on Pilate to kill him .
Na dia tsy mahita antony tsara hamonoana azy aza izy ireo , dia nangataka tamin'i Pilaty ihany mba hamono azy .
ACT 13:29     Alignment score: 0.416
When they had completed all the things that were written about him , they took him down from the tree and laid him in a tomb .
Rehefa tanterak'izy ireo ny zavatra rehetra izay voasoratra momba azy , dia nampidin'izy ireo teny
amin ' ny hazo Izy ary nampandriany tao am - pasana .
ACT 13:30     Alignment score: 0.319
But God raised him from the dead .
Fa Andriamanitra kosa nampitsangana azy tamin ' ny maty .
ACT 13:31     Alignment score: 0.375 → 0.392
He was seen for many days by those who had come
up with him from Galilee to Jerusalem . These people are now his witnesses to the people .
Ary hitan'ireo izay niara - niakatra taminy avy tany Galilia mankany Jerosalema izy nandritry ny andro maromaro . Ary ankehitriny dia ireo olona ireo no vavolombelony ho an ' ny olona .
ACT 13:32     Alignment score: 0.087 → 0.102
So we tell you the good news : The promise that came
to our fathers
Noho izany izahay miteny aminareo ny filazantsara izay nampanantenain'Andriamanitra tamin ' ny raintsika izay efa tanterany ho antsika ,
ACT 13:33     Alignment score: 0.399
God has fulfilled for us , their children , by raising up Jesus . As it is written in the second Psalm : ' You are my Son , today I have become your Father . '
zanak'izy ireo , tamin ' ny nananganany an'i Jesosy . Arak'izay efa voasoratra ao amin ' ny salamo faharoa hoe : ' Zanako ianao , anio dia ho tonga Rainao
aho . '
ACT 13:34     Alignment score: 0.308
As to his raising him from the dead , never to return to decay , he has spoken in this way : ' I will give you the holy and sure blessings
promised to David . '
Ny antony nananganana azy tamin ' ny maty dia ny mba tsy hahasimba mandrakizay ny vatany , Andriamanitra niteny toy izao : ' Homeko anareo ny fitahiana masina sy azo antoka nampanantenaina an'i Davida . '
ACT 13:35     Alignment score: 0.242
This is why he also says in another Psalm , ' You will not allow your Holy One to see decay . '
Izany koa no nahatonga azy niteny tao amin ' ny salamo hafa hoe : " Tsy hamela ilay Masina hahita ny lo ianao . "
ACT 13:36     Alignment score: 0.226 → 0.236
For when David had served the purpose of God in his own generation
, he fell asleep ; he was laid with his fathers and his body experienced decay .
Satria rehefa nanatanteraka ireo fanirian'Andriamanitra ho an ' ny taranany i Davida dia resin - tory izy , ka nampandriana niaraka tamin'ireo rainy izy ary ny vatany niharan ' ny fahalovana .
ACT 13:37     Alignment score: 0.252
But he whom God raised up experienced no decay .
Fa izy izay natsangan'Andriamanitra dia tsy niharan ' ny faharavana .
ACT 13:38     Alignment score: 0.198 → 0.228
So let it be known to you , brothers , that through this man forgiveness of sins is proclaimed to you . The law of Moses could not make you righteous .
Ka aoka ho fantatrareo izany , ry rahalahy , fa tamin ' ny alalan'io lehilahy io no nanambarana taminareo ny famelana
ny fahotana .
ACT 13:40     Alignment score: 0.249 → 0.267
So then be careful that the thing the prophets spoke about does not happen to you :
Ka mitandrema mba tsy hiseho aminareo izay zavatra nolazain
' ny mpaminany hoe :
ACT 13:41     Alignment score: 0.212 → 0.247
' Look , you despisers , and be astonished and then perish ; For I am doing a work in your days , a work that you would never believe , even if someone announces it to you . ' "
" Indro , ianareo ry mpanao tsinontsinona , dia ho gaga ary ho levona . Fa Izaho manao asa amin ' ny andronareo , Asa izay tsy ninoanareo mihitsy , na dia misy olona manambara izany aminareo aza . "
ACT 13:42     Alignment score: 0.377 → 0.377
As Paul and Barnabas left , the people begged them that they might speak these
same words again the next Sabbath .
Rehefa lasa i Barnabasy sy i Paoly , dia niangavy azy ireo ny olona mba hitorian'izy ireo ireo teny ireo ihany amin ' ny Sabata manaraka .
ACT 13:43     Alignment score: 0.464 → 0.474
When the synagogue meeting ended , many of the Jews and devout proselytes
followed Paul and Barnabas , who were speaking to them and persuading them to continue in the grace of God .
Rehefa tapitra ny fivoriana tao amin ' ny Synagoga , dia maro tamin'ireo Jiosy sy ireo proselita mahafatra - po no nanaraka an'i Paoly sy Barnabasy , izay niresaka tamin'izy ireo sy nampirisika azy mba hanohy ao amin ' ny fahasoavan'Andriamanitra .
ACT 13:44     Alignment score: 0.505
On the next Sabbath , almost the whole city was gathered together to hear the word of the Lord .
Tamin ' ny Sabata manaraka , dia saika ny tanàna manontolo no niaraka niangona mba handre ny tenin
' ny Tompo .
ACT 13:45     Alignment score: 0.484 → 0.487
When the Jews saw the crowds , they were filled with envy and spoke against the things that were said by Paul and insulted him .
Rehefa nahita ireo vahoaka ny Jiosy , dia feno fialonana izy ireo ary niteny nanohitra ireo zavatra izay nolazain'i
Paoly sy naneso azy .
ACT 13:46     Alignment score: 0.392 → 0.398
But Paul and Barnabas spoke out boldly and said , " It was necessary that the word of God should first be spoken to you . Seeing you push it away from yourselves and consider yourselves unworthy of eternal life , see , we will turn to the Gentiles .
Fa Paoly sy Barnabasy niteny am - pasahiana ary nilaza hoe : " Ilaina ho voalaza aminareo mialoha ny tenin'Andriamanitra . Fa rehefa manosika izany ianareo ary mihevitra ny tenanareo ho tsy mendrika ny fiainana mandrakizay , dia indro , hiverina any amin ' ny Jentilisa izahay .
ACT 13:47     Alignment score: 0.31 → 0.311
For so has the Lord commanded us , saying , ' I have appointed you as a light for the Gentiles , that you should bring salvation to the uttermost parts of the earth . ' "
Araka izay efa nandidian
' ny Tompo anay , manao hoe : " Napetrako mba ho fahazavan ' ny Jentilisa ianareo , izany no tokony hitondranareo famonjena ho an'ireo izay any amin ' ny fara - vazan - tany . "
ACT 13:48     Alignment score: 0.462
As the Gentiles heard this , they were glad and glorified the word of the Lord . As many as were appointed to eternal life believed .
Rehefa nandre izany ny Jentilisa , dia faly sy nidera ny tenin
' ny Tompo . Ary maro ireo izay voatendry ho amin ' ny finoana ny fiainana mandrakizay no nino .
ACT 13:49     Alignment score: 0.361
The word of the Lord was spread out through the whole region .
Ary ny tenin
' ny Tompo dia niely eraky ny faritra manontolo .
ACT 13:50     Alignment score: 0.328 → 0.33
But the Jews incited the devout women
of high standing and the leading men of the city . They stirred up persecution against Paul and Barnabas and threw them out of their region .
Fa ny Jiosy kosa dia namporisika ireo vehivavy mahafatra - po sy manan - danja , sy ireo lehilahy mpitarika tao an - tanàna . Niteraka fanenjehana ho an'i Paoly sy Barnabasy izany ary nanipy azy ireo ho any ivelan ' ny sisin - tanin ' ny tanàna .
ACT 13:51     Alignment score: 0.446
But Paul and Barnabas shook off the dust from their feet against them . Then they went to the city of Iconium .
Fa Paoly sy Barnabasy nanintsana ny vovoka tamin ' ny tongotr'izy ireo mba hanoherana azy ireo . Ary avy eo izy ireo dia nankany amin ' ny tanànan'i Ikoniama
.
ACT 13:52     Alignment score: 0.523
And the disciples were filled with joy and with the Holy Spirit .
Ary ny mpianatra dia feno hafaliana sy ny Fanahy Masina .
ACT 13     Average alignment score: 0.388 for 51 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28