Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 15:1     Alignment score: 0.4 → 0.401
Some men came
down from Judea to Antioch and taught the brothers , saying , " Unless you are circumcised according to the custom of Moses , you can not be saved . "
Ny olona sasany dia nidina avy tany Jodia hatrany Antiokia ary nampianatra ireo rahalahy , ka niteny hoe : " Raha tsy vita famorana araka ny fomba fanaon'i Mosesy ianareo , dia tsy ho voavonjy ianareo . "


ACT 15:2     Alignment score: 0.513
This brought Paul and Barnabas into a sharp dispute and debate with them . So Paul and Barnabas , along with some others from among them , were appointed to go up to Jerusalem to meet with the apostles and elders about this question
.
Izany dia nitondra an'i Paoly sy Barnabasy tao anaty fifandirana sy ady hevitra tamin'izy ireo . Noho izany i Paoly sy i Barnabasy dia voatendry niaraka tamin ' ny sasany hafa tamin'izy ireo hiakatra any Jerosalema mba hihaona amin'ireo apostoly sy ireo loholona momba izany fanontaniana izany .
ACT 15:3     Alignment score: 0.465
They therefore , being sent by the church , passed through both Phoenicia and Samaria and announced the conversion of the Gentiles . They brought great joy to all the brothers .
Noho izany izy ireo , nalefan
' ny fiangonana , dia namakivaky an'i Foinika sy Samaria ary nanambara ny fiovam - pon'ireo Jentilisa . Izy ireo dia nitondra hafaliana lehibe tamin'ireo rahalahy rehetra .
ACT 15:4     Alignment score: 0.521
When they came to Jerusalem , they were welcomed by the church and the apostles and the elders , and they reported all the things that God had done with them .
Rehefa tonga tao Jerosalema izy ireo , dia noraisin
' ny fiangonana sy ireo apostoly ary ireo loholona , ka nitatitra ireo zavatra rehetra izay nataon ' Andriamanitra tamin'izy ireo .
ACT 15:5     Alignment score: 0.379 → 0.395
But certain men who believed , who belonged to the group of Pharisees , stood up and said , " It is necessary to circumcise them and to command them to keep the law of Moses . "
Nefa ny olona sasany izay nino , izay tao amin ' ny tarik'ireo Fariseo , dia nitsangana sy niteny hoe : " Ilaina ny manao ny famorana azy ireo sy ny mibaiko azy ireo hitandrina ny lalàn'i Mosesy . "
ACT 15:6     Alignment score: 0.347 → 0.347
So the apostles and the elders gathered together to consider this matter .
Noho izany ireo apostoly sy ireo loholona dia niara - nivory mba handinika izany zava - misy izany .
ACT 15:7     Alignment score: 0.411 → 0.413
After much debate , Peter stood up and said to them , " Brothers , you know that a good while ago God made a choice among you , that by my mouth the Gentiles should hear the word of the gospel , and believe .
Taorian ' ny ady hevitra be , nitsangana i Petera ka niteny tamin'izy ireo hoe : " Ry rahalahy , fantatrareo fa efa taloha ela be Andriamanitra no nanao safidy teo aminareo , mba ho amin ' ny alalan ' ny vavako dia tokony handre ny tenin
' ny filazantsara ireo Jentilisa , ary hino .
ACT 15:8     Alignment score: 0.297
God , who knows the heart , has testified to them by giving them the Holy Spirit , just as he did to us .
Andriamanitra , izay mahafantatra ny fo , vavolombelona amin'izy ireo , nanome ny Fanahy Masina azy ireo , toy ny nataony tamintsika ;
ACT 15:9     Alignment score: 0.261
He made no distinction between us and them , having cleansed their hearts by faith .
ary tsy nanao fanavakavahana tamintsika sy tamin'izy ireo Izy , nanadio ny fon'izy ireo tamin ' ny finoana .
ACT 15:10     Alignment score: 0.27 → 0.281
Now therefore why do you test God , that you should put a yoke upon the neck of the disciples which neither our fathers nor we were able to bear ?
Ary noho izany nahoana ianareo no mitsapa an'Andriamanitra , hoe tokony hametrahanareo zioga eo amin ' ny vozon'ireo mpianatra nefa na ny razantsika na isika aza tsy mahavita milanja ?
ACT 15:11     Alignment score: 0.45 → 0.449
But we believe that we will be saved through the grace of the Lord Jesus , just as they were . "
Nefa mino isika fa ho voavonjy amin ' ny alalan ' ny fahasoavan'i
Tompo Jesosy , toa azy ireo ihany koa . "
ACT 15:12     Alignment score: 0.407 → 0.378
All the multitude kept silent while they listened to Barnabas and Paul report the signs and wonders God had worked among the Gentiles through them .
Ny olona
rehetra dia nitazona ny fahanginana nandritry ny nihainoan'izy ireo an'i Barnabasy sy Paoly mitatitra ireo famantarana sy ireo fahagagana niasan'Andriamanitra izay niasa tamin'ireo Jentilisa tamin ' ny alalan'izy ireo .
ACT 15:13     Alignment score: 0.384
After they stopped speaking , James answered , saying , " Brothers , listen to me .
Rehefa avy nijanona niresaka izy ireo , dia namaly Jakoba , niteny hoe : " Ry rahalahy , henoy aho .
ACT 15:14     Alignment score: 0.3 → 0.362
Simon has told how God first graciously helped the Gentiles in order to take from them a people for his name .
I Simeona dia efa nanambara ny fomba nanampian'Andriamanitra tam - pahasoavana voalohany ireo Jentilisa mba haka amin'izy ireo olona ho an ' ny anarany .
ACT 15:15     Alignment score: 0.394
The words of the prophets agree with this , as it is written ,
Ireo tenin'ireo mpaminany dia momba izany , araka ny voasoratra hoe :
ACT 15:16     Alignment score: 0.352
' After these things I will return , and I will build again the tabernacle of David , which has fallen down ; I will set up and restore its ruins again ,
' Aorian'ireo zavatra ireo dia hiverina aho , ary hanangana indray ny trano lain'i
Davida aho , izay efa nianjera ; Hanamboatra sy hamerina amin ' ny laoniny indray ireo faharavany aho ,
ACT 15:17     Alignment score: 0.502
so that the remnant of men may seek the Lord , including all the Gentiles called by my name . '
mba hitady ny Tompo ireo olona sisa tavela , ao anatin'izany ireo Jentilisa rehetra izay antsoina amin ' ny anarako . '
ACT 15:18     Alignment score: 0.29 → 0.359
This is what the Lord says , who has done these
things that have been known from ancient times .
Izao no nolazain ' ny Tompo , ireo izay efa nanao ireo zavatra ireo izay efa fantatra tamin'ireo razambe fahiny .
ACT 15:19     Alignment score: 0.332 → 0.356
Therefore , I have decided that we should not trouble those
of the Gentiles who turn to God .
Noho izany , ny hevitro dia , tsy tokony hanakorontana ireo avy amin ' ny Jentilisa izay nitodika tamin'Andriamanitra isika .
ACT 15:20     Alignment score: 0.376
But we will write to them that they must keep away from the pollution of idols , from sexual immorality , and from the meat of strangled animals , and from blood .
Fa isika dia hanoratra ho azy ireo fa tsy maintsy miala amin ' ny fahalotoan'ireo sampy izy ireo , amin ' ny fahavetavetana , ary amin ' ny henan'ireo biby voakenda , sy amin ' ny izy ireo .
ACT 15:21     Alignment score: 0.364
For Moses has been proclaimed in every city from ancient generations
and he is preached in the synagogues every Sabbath . "
Satria Mosesy dia efa voambara tamin ' ny isan - tanàna tamin ' ny andro fahiny ary izy dia vakiana ao amin'ireo synagoga isaky ny Sabata . "
ACT 15:22     Alignment score: 0.526 → 0.528
Then it seemed good to the apostles and the elders , with the whole church , to choose Judas called Barsabbas , and Silas , who were leaders of the brothers , and send them to Antioch with Paul and Barnabas .
Dia toa tsara tamin'ireo apostoly sy ireo loholona , niaraka tamin ' ny fiangonana manontolo , ny hifidy an'i Joda izay antsoina hoe Barsabasy , sy i Silasy , izay mpitarika ny fiangonana , sy ny handefa azy ireo any Antokia
miaraka amin'i Paoly sy Barnabasy .
ACT 15:23     Alignment score: 0.549
They wrote this with their hands , " From the apostles and elders , your brothers , to the Gentile brothers in Antioch , Syria , and Cilicia : Greetings !
Izy ireo dia nanoratra ity : " Hatrany amin'ireo apostoly sy ireo loholona , ireo rahalahinareo , hatramin'ireo rahalahy avy any Jentily any Antiokia
, Siria , ary Kilikia : Arahaba !
ACT 15:24     Alignment score: 0.191
Because we have heard that certain men have gone out from us , with no orders from us , and have disturbed you with words that upset your souls ,
Isika dia efa nandre fa ireo olona sasany dia niala tamintsika , tsy nisy baiko avy amintsika , ary nanelingelina anareo tamin'ireo fampianarana
izay nampikorontana ny fanahinareo .
ACT 15:25     Alignment score: 0.337 → 0.368
it seemed good to us , who have come
to one mind , to choose men and to send them to you with our beloved Barnabas and Paul ,
Izao no izy , izahay rehetra dia efa nanaiky ny hifidy ireo lehilahy sy handefa azy ireo any aminareo miaraka amin'i Barnabasy sy Paoly malalanay ,
ACT 15:26     Alignment score: 0.395
men who have risked their lives for the name of our Lord Jesus Christ .
lehilahy izay nanao ny ainy tsy ho zavatra ho an ' ny anaran'i
Jesosy Kristy Tompontsika .
ACT 15:27     Alignment score: 0.281 → 0.278
Therefore we have sent Judas and Silas , who will report to you the same things in their own words .
Noho izany izahay dia maniraka an'i Joda sy i Silasy , izay hilaza aminareo io zavatra io ihany amin ' ny tenin'izy ireo manokana .
ACT 15:28     Alignment score: 0.306
For it seemed good to the Holy Spirit and to us , to lay upon you no greater burden than these
necessary things :
Fa toa tsara amin ' ny Fanahy Masina sy aminay , ny tsy hampitondra anareo entana lehibe noho ireo zavatra tena ilaina ireo :
ACT 15:29     Alignment score: 0.271 → 0.288
that you abstain from things sacrificed to idols , blood , things strangled , and from sexual immorality . If you avoid these
things , you will do well . Farewell . "
mba hialanareo amin'ireo zavatra nataonareo ho fanatitra amin'ireo sampy , , ireo zavatra voakenda , ary avy amin ' ny fahavetavetana . Raha mitandrina ny tenanareo amin'izany ianareo , dia ho tsara aminareo izany . Veloma . "
ACT 15:30     Alignment score: 0.321 → 0.325
So they , when they were dismissed , came down to Antioch ; after they gathered the multitude together , they delivered the letter .
Noho izany izy ireo , rehefa voaroaka , dia nidina tany
Antiokia ; avy eo izy ireo dia namory ny vahoaka niaraka , ary nanolotra ilay taratasy izy ireo .
ACT 15:31     Alignment score: 0.557
When they had read it , they rejoiced because of the encouragement .
Rehefa voavakin'izy ireo izany , dia nifaly izy ireo noho ny fampaherezana .
ACT 15:32     Alignment score: 0.4
Judas and Silas , also prophets , encouraged the brothers with many words and strengthened them .
Joda sy i Silasy , mpaminany ihany koa , dia nankahery ireo rahalahy tamin ' ny teny maro sy nampahery azy ireo .
ACT 15:33     Alignment score: 0.364 → 0.363
After they had spent some time there , they were sent away in peace from the brothers to those who had sent them .
Rehefa avy nijanona fotoana vitsivitsy tao izy ireo , dia nalefa am - piadanana avy amin'ireo rahalahy ho any amin'ireo izay nandefa azy ireo izy ireo .
ACT 15:35     Alignment score: 0.419 → 0.448
But Paul and Barnabas stayed in Antioch , teaching and preaching ( along with many others ) the word of the Lord .
Fa i Paoly sy Barnabasy dia nijanona tany Antiokia
niaraka tamin'ireo maro hafa , izay nampianaran'izy ireo sy nanambaran'izy ireo ny tenin ' ny Tompo .
ACT 15:36     Alignment score: 0.455 → 0.474
After some days Paul said to Barnabas , " Let us return now and visit the brothers in every city where we proclaimed the word of the Lord , and see how they are . "
Taorian ' ny andro vitsy Paoly dia niteny tamin'i Barnabasy hoe : " Andao isika hiverina ankehitriny ary hamangy ireo rahalahy any amin ' ny tanàna rehetra izay nanambarantsika ny tenin
' ny Tompo , ary hahita hoe manao ahoana izy ireo . "
ACT 15:37     Alignment score: 0.447
Barnabas wanted to also take with them John , who was called Mark .
I Barnabasy dia te hitondra ihany koa an'i Jaona izay nantsoina hoe Marka
hiaraka amin'izy ireo .
ACT 15:38     Alignment score: 0.351 → 0.374
But Paul thought it was not good to take Mark , who had left them in Pamphylia and did not go further with them in the work .
Nefa i Paoly nihevitra fa tsy tsara ny hitondrana an'i Marka
, izay nandao azy ireo tany Panfilia sy tsy nanohy niara - niasa tamin'izy ireo niasa .
ACT 15:39     Alignment score: 0.259 → 0.262
Then there arose a sharp disagreement , so that they separated from each other , and Barnabas took Mark with him and sailed away to Cyprus .
Avy eo dia nisy fifandirana mafy , ka nisaraka izy ireo , ary i Barnabasy nitondra an'i Marka
niaraka taminy ary nandeha sambo nankany Sipra .
ACT 15:40     Alignment score: 0.489
But Paul chose Silas and left , after he was entrusted by the brothers to the grace of the Lord .
Fa i Paoly nifidy an'i Silasy ary nandeha , taorian ' ny nanomezan'ireo rahalahy azy andraikitra ho an ' ny fahasoavan
' ny Tompo .
ACT 15:41     Alignment score: 0.436
Then he went through Syria and Cilicia , strengthening the churches .
Avy eo izy dia nandeha namakivaky an'i Syria sy i Kilikia , ka nampatanjaka ireo fiangonana .
ACT 15     Average alignment score: 0.395 for 40 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28