Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 17:1     Alignment score: 0.458 → 0.458
Now when they had passed through the cities of Amphipolis and Apollonia , they came to the city of Thessalonica , where there was a synagogue of the Jews .
Ary rehefa nandalo ireo tanànan
' ny Anfipolia sy Apolonia izy ireo , dia tonga tao amin ' ny tanànan'i Tesalonika izy ireo , izay nisy Synagogan ' ny Jiosy .


ACT 17:2     Alignment score: 0.477
Paul , as his custom was , went to them , and for three Sabbath days reasoned with them from the scriptures
.
Paoly , araka ny fomba fanaony dia nankeo amin'izy ireo , ary niady hevitra niaraka tamin'izy ireo avy ao amin ' ny Soratra Masina nandritra ny andro Sabata telo .
ACT 17:3     Alignment score: 0.401 → 0.411
He was opening the scriptures
and explaining that it was necessary for the Christ to suffer and to rise again from the dead . He said , " This Jesus whom I proclaim to you is the Christ . "
Nosokafany ny Soratra Masina ary nazavainy fa nilain ' i Kristy ny nijaly sy hitsangana indray amin ' ny maty . Hoy izy hoe : " Io Jesosy izay ambarako aminareo io no Kristy . "
ACT 17:4     Alignment score: 0.495 → 0.495
Some of the Jews were persuaded and joined Paul and Silas , including a large number of devout Greeks , and not a few of the leading women
.
Resy lahatra ny sasany tamin'ireo Jiosy ary nanaraka an'i Paoly sy Silasy , anisan'izany ireo mpivavaka Grika maro an'isa , ary tsy vitsy ny vehivavy mpitarika .
ACT 17:5     Alignment score: 0.395 → 0.416
But the unbelieving Jews , being moved with jealousy
, took certain wicked men from the marketplace , gathered a crowd together , and set the city in an uproar . Assaulting the house of Jason , they were seeking to bring Paul and Silas out to the people .
Fa ireo Jiosy tsy mpino nenti - pialonana dia naka ireo olona ratsy fanahy avy any an - tsena , nanangona niaraka ny vahoaka , ary nampitabataba ny tanàna . Nanafika ny tranon'i Jasona , te hitondra an'i Paoly sy Silasy hiala ny vahoaka izy ireo .
ACT 17:6     Alignment score: 0.386 → 0.393
But when they did not find
them , they dragged Jason and certain other brothers before the officials of the city , crying , " These men who have turned the world upside down have come here also .
Fa rehefa tsy hitany izy ireo , dia notarihan'izy ireo i Jasona sy ny rahalahy hafa sasany ho eo anoloan ' ny manam - pahefanan ' ny tanàna , nitomany , " Ireto lehilahy izay nampitsimbadika izao tontolo izao ireto dia tonga eto ihany koa .
ACT 17:7     Alignment score: 0.42
These men whom Jason has welcomed act against the decrees of Caesar ; they say that there is another king Jesus . "
Ireto lehilahy izay nampandrosoan'i Jasona ireto dia manohitra ny didin'i
Kaisara ; miteny izy ireo fa misy mpanjaka hafa - dia i Jesosy . "
ACT 17:8     Alignment score: 0.328
They troubled the crowd and the officials of the city who heard these
things .
Voaelingelina ny vahoaka sy ny manam - pahefana teo amin ' ny tanàna rehefa nahare izany zavatra izany .
ACT 17:10     Alignment score: 0.567 → 0.567
That night the brothers sent Paul and Silas to Berea
. When they arrived there , they went into the synagogue of the Jews .
Nalefan'ireo rahalahy tany Beria ny alin'iny i Paoly sy Silasy . Rehefa tonga tany izy ireo , dia niditra tao amin ' ny synagogan ' ny Jiosy .
ACT 17:11     Alignment score: 0.285 → 0.289
Now these
people were more noble than those in Thessalonica , for they received the word with all readiness of mind , examining the scriptures daily to see whether these things were so .
Ary ireo olona ireo dia mihaja kokoa noho ireo any Tesalonika , fa nandray ny teny tamim - pahavononan ' ny saina rehetra izy ireo , nandinika ny Soratra Masina isan'andro mba hahita raha tena izany tokoa ireny zavatra ireny .
ACT 17:12     Alignment score: 0.388 → 0.392
Therefore many of them believed , including some influential Greek women
and many men .
Noho izany dia maro tamin'izy ireo no nino , tao anatin'izany ny vehivavy Grika manan - kaja sasany sy lehilahy maro .
ACT 17:13     Alignment score: 0.379 → 0.398
But when the Jews of Thessalonica learned that Paul was also proclaiming the word of God at Berea
, they went there and stirred up and troubled the crowds .
Fa ireo Jiosin ' ny Tesalonika rehefa nahare fa i Paoly dia nanambara ny tenin'Andriamanitra tao Beria ihany koa , dia nandeha teny izy ireo ary nampitabataba sy nampikorontana ireo vahoaka .
ACT 17:14     Alignment score: 0.599
Then immediately , the brothers sent Paul to go to the sea , but Silas and Timothy stayed there .
Ary avy hatrany , ireo rahalahy nandefa an'i Paoly ho any an - dranomasina , fa i Silasy sy i Timoty nijanona teo .
ACT 17:15     Alignment score: 0.427 → 0.431
Those
who were leading Paul took him as far as the city of Athens . As they left Paul there , they received from him instructions for Silas and Timothy to come to him as quickly as possible .
Ireo izay nitarika an'i Paoly nitondra azy hatrany amin ' ny tanànan'i Atena . Raha namela an'i Paoly teo izy ireo , dia nandray torolàlana avy aminy ho an ' ny Silasy sy Timoty mba hankany aminy haingana araka izay azo atao .
ACT 17:16     Alignment score: 0.316
Now while Paul was waiting for them in Athens , his spirit was provoked within him as he saw the city full of idols .
Ary raha niandry azy ireo tany Atena i paoly , dia tonga tezitra tao anatiny
ny fanahiny raha vao nahita ny tanàna feno sampy .
ACT 17:17     Alignment score: 0.28 → 0.299
So he reasoned every day in the synagogue with the Jews and others who worshiped God , as well as in the marketplace
with those who happened to be there .
Ka niady hevitra tao amin ' ny synagoga niaraka tamin'ireo Jiosy sy ireo hafa izay nanompo an'Andriamanitra izy , tahaka izany koa ny tao amin ' ny toeran ' ny raharaham - barotra niaraka tamin'ireo izay teo .
ACT 17:18     Alignment score: 0.372 → 0.413
But also some of the Epicurean and Stoic philosophers encountered him . Some said , " What is this babbler trying to say ? " Others said , " He seems to be one who calls people to follow strange gods , " because he was proclaiming the gospel about Jesus and the resurrection .
Fa ny sasany tamin'ireo filozofa Epikoreana sy Stoika ihany koa nifanena taminy . Ny sasany nilaza hoe : " Inona no tian'io be resaka io ho lazaina ? " Ny hafa nilaza hoe : " Toa ohatran ' ilay iray izay miantso ny olona hanaraka ireo andriamanitra hafahafa izy , " satria nitory an'i Jesosy sy ny fitsanganana amin ' ny maty izy .
ACT 17:19     Alignment score: 0.427
They took Paul and brought him to the Areopagus , saying , " May we know
this new teaching which you were speaking ?
Naka an'i Paoly izy ireo ary nitondra azy tao amin ' ny Areopago , niteny hoe : " Afaka mamantatra izany fampianarana vaovao izay noteneninao izany ve izahay ?
ACT 17:20     Alignment score: 0.317
For you bring some strange things to our ears . Therefore , we want to know what these things mean . "
Fa mitondra zavatra hafahafa tsy fahenon ' ny sofinay
ianao . Noho izany , te hahafantatra ny dikan'izany zavatra izany izahay . "
ACT 17:21     Alignment score: 0.301 → 0.31
( Now all the Athenians and the strangers living there spent their time in nothing but either telling or listening about something new . )
( Ary ny Atenina rehetra sy ny vahiny nipetraka dia nandany ny fotoanany
tamin ' ny tsy nisy fa ihany koa tamin ' ny filazana na fihainoana momban ' ny zava - baovao . )
ACT 17:22     Alignment score: 0.401
So Paul stood in the middle of the Areopagus and said , " You men of Athens , I see that you are very religious in every way .
Ka nitsangana teo afovoan ' ny Areopago i Paoly ary niteny hoe : " Ianareo lehilahin'i Ateniana , hitako fa tena relijiozy amin ' ny fomba rehetra ianareo .
ACT 17:23     Alignment score: 0.217 → 0.217
For as I passed along and observed the objects of your worship , I found an altar with this inscription , ' TO AN UNKNOWN GOD . ' What therefore you worship in ignorance , this I announce to you .
Fa raha nandalo aho ary nandinika ny tanjon
' ny fomba fanompoam - pivavahanareo , dia nahita alitara aho misy ity soratra ity hoe : " Ho an'Andriamanitra Tsy Fantatra . " Inona noho izany no hivavahanareo ao amin ' ny tsy fahafantarana , izany no lazaiko aminareo .
ACT 17:24     Alignment score: 0.292
The God who made the world and everything in it , since he is Lord of heaven and earth , does not live in temples built with hands .
Ny Andriamanitra izay nanao izao tontolo izao sy ny zava - drehetra eo aminy , satria Tompon ' ny lanitra sy ny tany Izy , tsy mipetraka ao anaty tempoly voaorina tamin ' ny tanana
.
ACT 17:25     Alignment score: 0.296
Neither is he served by men 's hands , as though he needed anything , since he himself gives people life and breath and everything else .
Na izy tsy notompoina tamin ' ny tanan'olona , toy ny nila zavatra izy , satria izy tenany no manome fiainana ny olona sy ny fofon'aina ary ny zavatra hafa rehetra .
ACT 17:26     Alignment score: 0.222
From one man he made every nation of people to live on the surface of the earth , having determined their appointed seasons and the boundaries of their living areas ,
Avy amin ' ny olona iray no nanaovany ny firenena rehetra ho an ' ny olona mba hiaina eo ambonin ' ny tany , namaritra ny vanim - potoan'izy ireo sy nanendry ny toera - ponenana ary ny andro iainan'ireo ,
ACT 17:27     Alignment score: 0.285 → 0.292
so that they should search for God and perhaps they may feel their way toward him and find him . Yet he is not far from each one of us .
ka mba tokony hitady an'Andriamanitra izy ireo , raha toa ka mety hahatratra sy hahita Azy izy ireo . Kanefa mbola tsy lavitra antsika tsirairay avy Izy .
ACT 17:28     Alignment score: 0.198
For in him we live
and move and have our being , just as one of your own poets has said : ' For we also are his offspring . '
Satria isika dia mivelona sy mihetsika ary manana ny maha - izy antsika , tahaka ny notenenin ' ny iray amin ' ny mpanao tononkalonareo manokana hoe : " Fa taranany ihany koa isika . "
ACT 17:29     Alignment score: 0.267
" Therefore , since we are God 's offspring , we ought not to think that the qualities of deity are like gold , or silver , or stone images created by the art and imagination of man .
Noho izany , satria zanak'Andriamanitra isika , isika dia tsy tokony hieritreritra fa ny hatsaran
' ny fombany dia mitovy amin ' ny volamena , na volafotsy , na sary - vongana izay noforonina avy amin ' ny asa tànana sy aingam - panahin'olombelona .
ACT 17:30     Alignment score: 0.274
Therefore God overlooked the times of ignorance , but now he commands all men everywhere to repent .
Noho izany dia nohadinon'Andriamanitra ny fotoan
' ny tsy fahalalana , fa ankehitriny mandidy ny olona rehetra eny rehetra eny mba hibebaka izy .
ACT 17:31     Alignment score: 0.31 → 0.329
This is because he has set a day when he will judge the world in righteousness by the man he has appointed . God has given proof of this man to everyone by raising him from the dead . "
Izany no izy satria nametraka andro izy hoe rahoviana no hitsara an'izao tontolo izao amin ' ny fahamarinana amin ' ny alalan ' ny olona izay nofidiany . Nanome porofon'io lehilahy io tamin ' ny olona
tsirairay tamin ' ny alalan ' ny fananganana azy tamin ' ny maty Andriamanitra .
ACT 17:32     Alignment score: 0.496 → 0.494
Now when the men of Athens heard of the resurrection of the dead , some mocked Paul ; but others said , " We will listen to you again about this matter . "
Ary rehefa nahare ny fitsanganana amin ' ny maty ny olon'i Atena , dia naneso an'i Paoly ny sasany ; fa ny sasany nilaza hoe : " Hihaino anao indray momba izany zavatra izany izahay . "
ACT 17:33     Alignment score: 0.494
After that , Paul left them .
Taorian'izay , nandao azy ireo i Paoly .
ACT 17:34     Alignment score: 0.431
But certain men joined him and believed , including Dionysius the Areopagite , a woman named Damaris , and others with them .
Fa ny sasany tamin ' ny olona nanaraka azy ary nino , tao anatin'izany i Dionysio Aeropagita , vehivavy antsoina hoe Damary , ary ny sasany niaraka tamin'izy ireo .
ACT 17     Average alignment score: 0.37 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28