Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 25:1     Alignment score: 0.503
Now , Festus entered the province , and after three days , he went from Caesarea up to Jerusalem .
Ankehitriny , Festony niditra tao amin ' ny faritany , ary telo andro taty aoriana
, dia niakatra avy tao Kaisaria izy ho any Jerosalema .


ACT 25:2     Alignment score: 0.347 → 0.348
The chief priests and the prominent Jews brought their charges against Paul , and they asked Festus earnestly
Ny lohan ' ny mpisorona sy ireo Jiosy manan
- kaja dia nitondra fanamelohana hiampangana an'i Paoly , ka namporisika azy
ACT 25:3     Alignment score: 0.242 → 0.242
asking him to do them a favor against Paul to summon him to Jerusalem , for they were preparing an ambush to kill him along the way .
sy nangataka taminy izy ireo mba hampidi - doza an'i Paoly _ ka mety hampiantso an'i Paoly ho any Jerosalema Festosy mba afahan'izy ireo mamono azy eny an - dalana .
ACT 25:4     Alignment score: 0.403 → 0.427
Festus answered that Paul was being held
in custody at Caesarea , and that he himself was going there soon .
Kanefa Festosy namaly fa gadra ao Kaisaria Paoly , ary izy tenany dia hiverina any tsy ho ela .
ACT 25:5     Alignment score: 0.395 → 0.395
" Therefore , those
who can , " he said , " should go there with us . If there is something wrong with the man , you should accuse him . "
" Noho izany , ireo izay afaka , " hoy izy : " dia tokony handeha hiaraka aminay ho any . Raha nanao zavatra tsy nety ilay lehilahy , dia tokony hiampanga azy ianareo . "
ACT 25:6     Alignment score: 0.454 → 0.468
Festus stayed not more than eight or ten days and then he went down to Caesarea , and on the next day he sat on the judgment seat and commanded Paul to be brought to him .
Festosy dia tsy nijanona nihoatry ny valo na folo andro ary avy eo nidina nankany Kaisaria , ary ny andro manaraka dia nipetraka teo amin ' ny toeran
' ny fitsarana izy ary nandidy an'i Paoly mba ho entina any aminy .
ACT 25:7     Alignment score: 0.417
When he arrived , the Jews from Jerusalem stood nearby , and they brought many serious charges which they could not prove .
Rehefa tonga izy , dia nipetraka teo akaiky teo ireo Jiosy avy any Jerosalema , ary nitondra fiampangana goavana maro izy ireo izay tsy afaka noporofoin'izy ireo .
ACT 25:8     Alignment score: 0.453
Paul defended himself and said , " I have committed no sin against the law of the Jews or against the temple or against Caesar . "
Niaro - tena Paoly ary niteny hoe : " Tsy nanao zavatra ratsy manohitra ny lalàn ' ny Jiosy aho na manohitra ny tempoly na manohitra an'i Kaisara . "
ACT 25:9     Alignment score: 0.387 → 0.409
But Festus wanted to gain the favor of the Jews , and so he answered Paul and said , " Do you want to go up to Jerusalem and to be judged by me about these things there ? "
Saingy nitady izay ahazoana ny fankasitrakan'ireo Jiosy i Festosy , ary noho izany dia namaly an'i Paoly izy ka niteny hoe : " Te - hiakatra ho any Jerosalema ve ianao ary ho tsaraiko momba ireny zavatra tany ireny ?
ACT 25:10     Alignment score: 0.288 → 0.333
Paul said , " I stand before the judgment seat of Caesar where I must be judged . I have wronged no Jews , just as you also very well know .
Hoy Paoly hoe : " Mitsangana eto anoloan ' ny seza fitsaran'i Kaisara aho izay tsy maintsy hitsarana ahy . Tsy nanao ratsy ny Jiosy aho , araka ny efa fantatrao
tsara .
ACT 25:11     Alignment score: 0.355 → 0.366
Though if I have done wrong and if I have done what is worthy of death , I do not refuse to die . But if their accusations
are nothing , no one can hand me over to them . I appeal to Caesar . "
Kanefa raha nanao ratsy aho ary raha nanao izay mendrika ny fahafatesana , dia tsy mandà ny ho faty . Fa raha tsy misy ireo fiampangan'izy ireo , dia tsy misy olona afaka mitondra ahy ho any amin'izy ireo . Mangataka an'i Kaisara aho . "
ACT 25:12     Alignment score: 0.449 → 0.452
After Festus talked with the council , he answered , " You have appealed to Caesar . To Caesar you will go ! "
Rehefa avy niresaka tamin ' ny filan - kevitra Festosy , dia namaly izy hoe : " Nanagataka
an'i Kaisara ianao . Any amin'i Kaisara no handehananao .
ACT 25:13     Alignment score: 0.525
Now after some days , King Agrippa and Bernice arrived at Caesarea to pay an official
visit to Festus .
Ary taorian ' ny andro vitsivitsy , dia tonga tany amin'i Kaisaria i Agripa mpanjaka sy Berenika mba hamangy an'i Festosy .
ACT 25:14     Alignment score: 0.377
After they had been there for many days , Festus presented Paul 's case
to the king ; he said , " A certain man was left behind here by Felix as a prisoner .
Taorian ' ny naha tao azy nandritry ny andro maro , dia natolotr'i Festosy teo amin ' ny mpanjaka ny raharahan'i Paoly ; niteny izy hoe : " Nisy lehilahy iray navelan'i Felix aty toy ny gadra .
ACT 25:15     Alignment score: 0.481 → 0.482
When I was in Jerusalem , the chief priests and the elders of the Jews brought charges against this man to me , and they asked for a sentence of condemnation against him .
Rehefa tany
Jerosalema aho , dia nitondra fiampangana ity lehilahy ity taty amiko ireo lohan ' ny mpisorona sy ireo loholon ' ny Jiosy , ary nangataka teny fanamelohana ho azy izy ireo .
ACT 25:16     Alignment score: 0.266
I answered them that it was not the custom of the Romans to hand over anyone before the accused had faced his accusers and received an opportunity to defend himself against the charges .
Namaly azy ireo aho fa tsy fomban'ireo Romana ny manolotra olona mialohan ' ny hiatrehany ireo mpiampanga azy sy hananany fahafahana hiaro - tena amin'ireo fiampangana .
ACT 25:17     Alignment score: 0.339 → 0.355
Therefore , when they came together here , I did not wait , but the next day I sat in the judgment seat and I ordered the man to be brought in .
Noho izany , rehefa niara - tonga teto izy ireo , dia tsy niandry aho , fa ny andro manaraka dia nipetraka teo amin ' ny sezan ' ny fitsarana aho ary nibaiko ny ampidirana ilay lehilahy .
ACT 25:18     Alignment score: 0.263
When the accusers stood up , they charged him with nothing that I considered wickedness .
Rehefa nitsangana ireo mpiampanga ka nanameloka azy , dia noheveriko fa tsy nisy goavana ny fampiangana nentin'izy ireo ho azy .
ACT 25:19     Alignment score: 0.359
Instead , they had certain disputes with him about their own religion and about a certain Jesus who was dead , whom Paul claims to be alive
.
Fa kosa , nifamaly izy ireo mahakasika ny fivavahan'izy ireo manokana sy momba izany Jesosy izay maty izany , izay nambaran'i Paoly fa velona .
ACT 25:20     Alignment score: 0.222 → 0.262
I was perplexed about how to investigate this matter , and so I asked him if he would be willing to go to Jerusalem to stand trial there about these
charges .
Tsy azoko antoka ny fomba hanadihadiana ity tranga ity , ary noho izany dia nanontaniako izy raha vonona ny ho any Jerosalema mba ho tsaraina any momba ireo fiampangana ireo .
ACT 25:21     Alignment score: 0.367 → 0.375
But when Paul appealed to be kept in custody while awaiting the decision of the emperor , I ordered him to be held
in custody until I could send him to Caesar . "
Fa rehefa nangataka ny hijanonana ao am - ponja mba hiandry ny fanapahan - kevitry ny Amperora i Paoly , dia nandidy azy aho mba ho tazomina ao am - ponja izy mandra - pandefasako azy any amin'i Kaisara . "
ACT 25:22     Alignment score: 0.535 → 0.535
Agrippa spoke to Festus : " I would also like to listen to this man . " " Tomorrow , " Festus said , " you will hear him . "
Agripa niresaka tamin'i Festosy hoe : " Te - handre ity lehilahy ity ihany koa aho . " " Rahampitso , " hoy Festosy : " Handre azy ianao . "
ACT 25:23     Alignment score: 0.411 → 0.413
So on the next day , Agrippa and Bernice came with much ceremony ; they came
into the hall with the military officers and with the prominent men of the city . When Festus spoke the command , Paul was brought to them .
Ka ny andro manaraka , dia tonga niaraka tamin ' ny lanonana marobe Agripa sy Berenika ; nankao amin ' ny efitrano lehibe niaraka tamin'ireo miaramila mpifehy sy ireo lehilahy manan - kaja teo amin ' ny tanàna izy ireo . Rehefa niteny ilay didy Festosy , dia nentin'izy ireo Paoly .
ACT 25:24     Alignment score: 0.434
Festus said , " King Agrippa , and all you men who are here with us , you see this man ; all the multitude of Jews appealed to me in Jerusalem and here also , and they shouted to me that he should no longer live .
Hoy Festosy hoe : " Agripa mpanjaka , sy ianareo lehilahy rehetra izay miaraka aminay eto , itanareo ity lehilahy ity ; ireo vahoakan
' ny Jiosy rehetra nifanaraka tamiko tany Jerosalema sy eto ihany koa , dia nitaraina tamiko izy ireo fa tsy tokony ho velona intsony izy .
ACT 25:25     Alignment score: 0.433 → 0.437
I found
he had done nothing worthy of death ; but because he appealed to the emperor , I decided to send him to Rome .
Fantatro fa tsy nanao na inona na inona mendrika ny fahafatesana izy ; fa satria nangataka ny Amperora izy , dia nanapa - kevitra aho ny handefa azy .
ACT 25:26     Alignment score: 0.277 → 0.287
But I do not have anything certain to write to my lord . For this reason , I have brought him to you , especially to you , King Agrippa , so that I might have something more to write
about the case .
Saingy tsy misy zavatra manan - danja ho soratako any amin ' ny Amperora . Noho izany antony izany , dia nentiko teo aminareo izy , indrindra aminao , Agripa Mpanjaka , mba afahako manana zavatra ho sorotana bebe kokoa momba ilay raharaha .
ACT 25:27     Alignment score: 0.214
For it seems unreasonable for me to send a prisoner
and to not also state the charges against him . "
Satria toa tsy mety amiko ny mandefa gadra sy tsy milaza izay hiampangana azy koa .
ACT 25     Average alignment score: 0.387 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28