Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 14:1     Alignment score: 0.477 → 0.478
It came
about in Iconium that Paul and Barnabas entered together into the synagogue of the Jews and spoke in such a way that a great multitude both of Jews and of Greeks believed .
Ary tamin'izany tao Ikonioma Paoly sy Barnabasy niara - niditra tao amin ' ny Synagogan ' ny jiosy ka niresaka tam - pahavitrihana ary ny vahoaka maro be Jiosy sy Grika dia nino .


ACT 14:2     Alignment score: 0.326 → 0.344
But the Jews who were disobedient stirred up the minds of the Gentiles and made them bitter against the brothers .
Fa ny jiosy izay tsy nankato
kosa dia nanakorontana ny fisainan ' ny jentilisa ka nahatonga azy ireo hanohitra ireo rahalahy .
ACT 14:3     Alignment score: 0.403
So they stayed there for a long time , speaking boldly with the Lord 's power , while he gave evidence about the message of his grace . He did this by granting signs and wonders to be done by the hands of Paul and Barnabas .
Ka nitoetra ela teo izy ireo , niteny am - pasahiana niaraka tamin ' ny herin
' ny Tompo , tamin ' ny nanomezany porofo mahakasika ny hafatra ny amin ' ny fahasoavany . Izy nanao izany tamin ' ny alalan ' ny famantarana sy fahagagana izay natao tamin ' ny alalan ' ny tanan'i Paoly sy Barnabasy .
ACT 14:4     Alignment score: 0.382
But the people of the city were divided ; some sided with the Jews , others with the apostles .
Saingy ny ankamaroan ' ny tanàna dia nizarazara : ny olona sasany niandany niaraka tamin'ireo jiosy , ary ny sasany niaraka tamin'ireo apostoly .
ACT 14:5     Alignment score: 0.227 → 0.243
Both Gentiles and Jews ( together with their leaders ) made an attempt to mistreat them and to stone them ,
Rehefa nanandrana nandresy lahatra ny mpitarika azy ireo ny Jentilisa sy ny Jiosy mba hamono sy hitora - bato
an'i Paoly sy Barnabasy ,
ACT 14:6     Alignment score: 0.434
but as soon as they learned about this , they fled to the Lycaonian cities of Lystra and Derbe and the surrounding region ,
dia nanjary niafina izy ireo ary nandositra haingana tao an - tanànan
' ny Lykaonia , Lystra sy Derbe , ary ireo tanàna manodidina ny faritra ,
ACT 14:7     Alignment score: 0.265
where they continued to proclaim the gospel .
ka tany
izy ireo no nanambara ny filazantsara .
ACT 14:8     Alignment score: 0.341 → 0.365
At Lystra a certain man sat , powerless in his feet , a cripple from his mother 's womb , who never had walked .
Nisy lehilahy iray nipetraka tao Lystra , malemy ny tongony , hatrany an - kibon - dreniny , izay efa tsy nandeha hatramin'izay .
ACT 14:9     Alignment score: 0.41
This man heard Paul speaking . Paul fixed his eyes on him and saw that he had faith to be made well .
Io lehilahy io nandre an'i Paoly niteny . Paoly nanatrika azy tsara teo amin ' ny masony ka nahita fa manana
finoana ny ho sitrana izy .
ACT 14:10     Alignment score: 0.305
So he said to him in a loud voice , " Stand up on your feet . " Then the man jumped up and walked around .
Koa nilaza taminy izy tamin ' ny feo mahery hoe : " Mitsangàna amin ' ny tongotrao
. " Noho ny avy eo ilay lehilahy dia nitsambikimbikina ary nandeha teo amin ' ny manodidina .
ACT 14:11     Alignment score: 0.311 → 0.311
When the multitude saw what Paul had done , they raised their voice , saying in the dialect of Lycaonia , " The gods have become
like men and come down to us . "
Rehefa nahita izay nataon'i Paoly ireo vahoaka maro be dia nanandratra ny feony izy ireo , niteny tamin ' ny fitenin ' ny Lykonia hoe : " Nidina avy any an - danitra ho amintsika amin ' ny endrik'olona ireo andriamanitra . '
ACT 14:12     Alignment score: 0.431 → 0.446
They called Barnabas " Zeus , " and Paul " Hermes , " because he was the main speaker .
Niantso an ' i Barabasy izy ireo hoe " Jopitera " , ary Paoly " Merkory " , satria izy no mpandaha - teny
.
ACT 14:13     Alignment score: 0.381
The priest of Zeus , whose temple was just outside the city , brought oxen and wreaths to the gates ; he and the multitudes wanted to offer sacrifice .
Ny mpisoron'i
Jopitera , izay ny tempoly dia teo ivelan ' ny tanàna , dia nitondra omby sy fehiloha vy teo am - bavahady ; izy sy ny vahoaka maro be nikasa hanome sorona .
ACT 14:14     Alignment score: 0.471 → 0.473
But when the apostles , Barnabas and Paul , heard of it , they tore their clothing and quickly went out into the crowd , crying out ,
Fa ny apostoly , Barnabasy sy Paoly , rehefa nandre izany dia nandrovitra ny fitafiany izy ireo ka nandeha haingana ho ao anaty vahoaka , nitaraina sy niteny hoe :
ACT 14:15     Alignment score: 0.245 → 0.255
" Men , why are you doing these things ? We also are human beings , with the same nature as you . We are telling you good news that you should turn from these
useless things to the living God , who made the heavens , the earth , the sea , and everything that is in them .
" Ry lehilahy , nahoana ianareo no manao izao zavatra izao ? Izahay ihany koa dia olombelona mitovy fahatsapana aminareo ihany . Izahay mitondra ny filazantsara ho anareo , mba hitodihanareo hiala amin'izao zava - poana izao ho any amin'Andriamanitra velona , izay nanao ny lanitra , ny tany , ary ny ranomasina sy ny zava - drehetra izay ao aminy .
ACT 14:16     Alignment score: 0.318
In the past ages , he allowed all the nations to walk in their own ways .
Tamin ' ny andro taloha , Izy dia namela ny firenena rehetra nandeha tamin ' ny lalany
manokana avy .
ACT 14:17     Alignment score: 0.304 → 0.31
But still , he did not leave himself without witness , in that he did good and gave you the rains from heaven and fruitful seasons , filling your hearts with food and gladness . "
Kanefa , Izy dia tsy namela ny tenany tsy hisy vavolombelona , tao amin'izany dia nanao ny tsara Izy ary nanome anareo ranon'orana avy any an - danitra sy vanim - potona
mahavokatra , ka hameno ny fonareo amin ' ny sakafo sy firavoravoana . "
ACT 14:18     Alignment score: 0.317 → 0.318
Even with these
words , Paul and Barnabas barely kept the multitudes from sacrificing to them .
Fa na dia tamin'izany teny izany aza , Paoly sy Barnabasy dia tsy nitsahatra nihazona ny vahoaka maro be tsy hanao sorona ho azy ireo .
ACT 14:19     Alignment score: 0.543
But some Jews from Antioch and Iconium came and persuaded the crowds . They stoned Paul and dragged him out of the city , thinking that he was dead .
Fa ny Jiosy sasany avy ao Antiokia
sy Ikonioma dia tonga ary nandresy lahatra ny vahoaka . Izy ireo nitora - bato an'i Paoly sy nitarika azy hivoaka ny tanàna , ary nieritreritra fa maty izy .
ACT 14:20     Alignment score: 0.516 → 0.516
Yet as the disciples were standing around him , he got up and entered the city . The next day , he went to Derbe with Barnabas .
Ary raha mbola nijoro nanodidina azy teo ireo mpianatra , dia nitsangana izy ary niditra ny tanàna . Ny ampitso , dia nandeha nankany Derbe niaraka tamin'i Barnabasy izy .
ACT 14:21     Alignment score: 0.56
After they had proclaimed the gospel in that city and made many disciples , they returned to Lystra , to Iconium , and to Antioch .
Avy eo izy ireo nanambara ny filazantsara tao amin'izany tanàna izany ka nahazo mpianatra maro , niverina tao Lystra izy ireo , tany
Ikonioma , sy tany Antiokia .
ACT 14:22     Alignment score: 0.281 → 0.28
They kept strengthening the souls of the disciples and encouraging them to continue in the faith , saying , " We must enter into the kingdom of God through many tribulations . "
Izy ireo dia nanohy nampahery ny fanahin'ireo
mpianatra ary namporisika azy mba hanohy ao amin ' ny finoana , no sady nilaza fa : " Tsy maintsy amin ' ny fahoriana maro be no hidirantsika ao amin ' ny fanjakan'Andriamanitra . "
ACT 14:23     Alignment score: 0.396 → 0.396
When they had appointed for them elders in every church , and had prayed with fasting , they entrusted them to the Lord , in whom they had believed .
Rehefa nanendry loholona ho azy ireo teo amin ' ny isam - piangonana izy ireo , sy nivavaka tamin ' ny fifadian - kanina , dia natolotr'izy ireo ho an ' ny Tompo izany , izay ninoan'izy ireo .
ACT 14:24     Alignment score: 0.568
Then they passed through Pisidia and came to Pamphylia .
Dia nandalo tamin ' ny Pisidia izy ireo ka tonga tao Panfilia .
ACT 14:25     Alignment score: 0.481 → 0.481
When they had spoken the word in Perga , they went down to Attalia .
Rehefa nanambara ny teny tao Perga izy ireo , dia nandeha nidina tany Atalia .
ACT 14:26     Alignment score: 0.358 → 0.382
From there they sailed to Antioch , where they had been committed to the grace of God for the work which they had now completed .
Avy tany izy ireo no niantsambo nidina ho any Antiokia
, izay nahazoan'izy ireo ny fahasoavan ' Andriamanitra ho an ' ny asa izay vitan'izy ireo ankehitriny .
ACT 14:27     Alignment score: 0.447 → 0.46
When they arrived in Antioch and gathered the church together , they reported all the things that God had done with them , and how he had opened a door of faith for the Gentiles .
Rehefa tonga tao Antioka
izy ireo ary nanangona niaraka ny fiangonana , dia nitatitra ny zavatra rehetra izay vitan'Andriamanitra tamin'izy ireo , sy hoe ahoana no namoahany varavaran ' ny finoana ho an'ireo Jentilisa .
ACT 14:28     Alignment score: 0.402 → 0.407
They stayed for a long time with the disciples .
Dia nijanona fotoana ela niaraka tamin'ireo mpianatra izy ireo
ACT 14     Average alignment score: 0.387 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28