Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 8:1     Alignment score: 0.473 → 0.479
Saul was in agreement with his death . So there began on that day a great persecution
against the church that was in Jerusalem ; and the believers were all scattered throughout the regions of Judea and Samaria , except the apostles .
Nanaiky ny fahafatesany i Saoly . Ka nanomboka tamin'io andro io ny fanenjeana lehibe hanoherana ny fiangonana izay tao Jerosalema ; ary ireo mpino rehetra dia niparitaka nanerana ireo faritry Jodia sy Samaria , ankoatra ireo apostoly .


ACT 8:2     Alignment score: 0.326
Devout men buried Stephen and made great lamentation over him .
Ireo lehilahy matahotra anÁndriamanitra dia nandevina an'i Stefana ary nanao hira fisaonana azy .
ACT 8:3     Alignment score: 0.221 → 0.231
But Saul tried to destroy the church . He would enter house after house , drag off both men and women
, and put them in prison .
Fa Saoly dia nanimba tanteraka ny fiangonana ; nitety trano izy ary naka ireo lehilahy sy ireo vehivavy , ary nandefa azy ireo tany an - trano maizina .
ACT 8:4     Alignment score: 0.294
Yet the believers who had been scattered went about preaching the word .
Fa ireo mpino izay niparitaka dia nandeha nitory ny teny .
ACT 8:5     Alignment score: 0.468 → 0.501
Philip went down to the city of Samaria and proclaimed to them the Christ .
Filipo dia nidina tany amin ' ny tanàn
- dehiben ' ny Samaria ary nitory an'i Kristy tamin'izy ireo .
ACT 8:6     Alignment score: 0.282
Crowds of people were giving close attention to what was being said by Philip ; with one mind they heard him , and they saw the signs he did .
Rehefa nandre sy nahita ireo famantarana izay nataon'i
Filipo ny vahoaka maro , dia nifantoka tsara tamin'izay nolazainy izy ireo .
ACT 8:7     Alignment score: 0.282
Unclean spirits came out of many who were possessed , crying out with a loud voice , and many who were paralyzed and lame were healed .
Ireo fanahy maloto dia nivoaka tamin'ireo maro izay nidirany , nihiaka mafy , ary maro tamin'ireo malemy sy kilemaina no sitrana .
ACT 8:8     Alignment score: 0.196
So there was much joy in that city .
Noho izany dia nisy fifaliana lehibe tao amin'ilay tanàn
- dehibe .
ACT 8:9     Alignment score: 0.248 → 0.251
But there was a certain man in the city named Simon , who had earlier been practicing sorcery ; he used to astonish the people of Samaria while claiming that he was an important person .
Fa nisy lehilahy iray nantsoina hoe Simona tao amin ' ny tanàn
- dehibe , izay vao haingana no nilalao ody ; matetika nampitolagaga ireo vahoakan ' ny Samaria izy , rehefa manambara fa izy dia olona manan - danja .
ACT 8:10     Alignment score: 0.337 → 0.356
All the Samaritans
, from the least to the greatest , paid attention to him ; they said , " This man is that power of God which is called Great . "
Ireo Samaritana rehetra , manomboka amin ' ny kely indrindra ka hatramin ' ny lehibe indrindra , dia nihaino tsara azy ; ary hoy izy ireo hoe : " Io lehilahy io dia ilay fahefan ' Andriamanitra izay antsoina hoe Lehibe . "
ACT 8:11     Alignment score: 0.329
They listened to him because he had astonished them for a long time with his sorceries .
Izy ireo dia nihaino azy , satria izy dia nampitolagaga azy ireo efa nandritry
ny fotoana ela tamin'ireo odiny .
ACT 8:12     Alignment score: 0.572
But when they believed Philip as he proclaimed the gospel about the kingdom of God and the name of Jesus Christ , they were baptized , both men and women
.
Fa rehefa nino an'i Filipo izy ireo noho izy nitory ny filazantsara momba ny fanjakan'Andriamanitra sy ny anaran'i Jesosy Kristy , dia natao batisa izy ireo , na ireo lehilahy na ireo vehivavy .
ACT 8:13     Alignment score: 0.46
Even Simon himself believed , and after he was baptized he stayed with Philip constantly . When he saw signs and mighty works taking place , he was amazed .
Na i Simona aza dia nino , ary taorian ' ny nanaovana batisa azy dia nijanona niaraka tamin'i Filipo foana izy . Rehefa nahita ireo famantarana sy asa lehibe izay niseho izy , dia gaga .
ACT 8:14     Alignment score: 0.602 → 0.615
Now when the apostles in Jerusalem heard that Samaria had received the word of God , they sent to them Peter and John .
Ary rehefa henon'ireo apostoly ao Jerosalema fa nandray ny tenin'Andriamanitra Samaria , dia nalefan'izy ireo tany amin'izy ireo i Petera sy Jaona .
ACT 8:15     Alignment score: 0.54
When they had come
down , they prayed for them , that they might receive the Holy Spirit .
Rehefa nidina izy ireo , dia nivavaka ho azy ireo izy ireo , mba mety handraisan'izy ireo ny Fanahy Masina .
ACT 8:16     Alignment score: 0.433 → 0.434
For until that time , the Holy Spirit had not come
upon any of them ; they had only been baptized into the name of the Lord Jesus .
Fa nandrapahatongan'izany fotoana izany , dia mbola tsy nisy nilatsahan ' ny Fanahy Masina mihitsy izy ireo ; fa vita batisa tamin ' ny anaran'i Tompo Jesosy fotsiny ihany .
ACT 8:17     Alignment score: 0.535
Then Peter and John placed their hands on them , and they received the Holy Spirit .
Avy eo i Petera sy Jaona dia nametraka ny tanany teo amin'izy ireo , ary dia nandray ny Fanahy Masina izy ireo .
ACT 8:18     Alignment score: 0.458 → 0.459
Now when Simon saw that the Holy Spirit was given through the laying on of the apostles ' hands , he offered them money .
Ary rehefa hitan'i Simona fa ny Fanahy Masina dia natolotra teo an - tanan'ireo apostoly tamin ' ny alalan ' ny fametrahan - tanana
, dia nomeny vola izy ireo .
ACT 8:19     Alignment score: 0.365 → 0.365
He said , " Give me this authority , too , that whoever I place my hands on might receive the Holy Spirit . "
Hoy izy hoe : " Omeo ahy ihany koa izany fahefana izany , ka izay rehetra ametrahako tanana
dia mety handray ny Fanahy Masina . "
ACT 8:20     Alignment score: 0.395 → 0.396
But Peter said to him , " May your silver perish along with you , because you thought to obtain the gift of God with money .
Fa hoy i Petera taminy hoe : " Ho levona miaraka aminao anie ny volafotsinao , satria ianao nieritreritra ny hahazo ny fanomezan'Andriamanitra amin ' ny alalan ' ny vola .
ACT 8:21     Alignment score: 0.29
You have no part or allotted portion in this matter , because your heart is not right with God .
Ianao dia tsy manana anjara na ampahany amin'izany zavatra izany , satria ny fonao
dia tsy marina amin'Andriamanitra .
ACT 8:22     Alignment score: 0.37
Therefore repent of this wickedness of yours , and pray to the Lord , so that he might perhaps forgive you for the intention of your heart .
Noho izany mibebaha amin ' ny faharatsianao
, ary mivavaha amin ' ny Tompo , sao mba mety hamela ny fanirian ' ny fonao Izy .
ACT 8:23     Alignment score: 0.122 → 0.128
For I see that you are in the poison of bitterness and in the bonds of unrighteousness . "
Fa izaho mahita fa ianao dia voapozin ' ny lolom - po sy voafatotry
ny fahotana ianao . "
ACT 8:24     Alignment score: 0.528
Simon answered and said , " Pray to the Lord for me , so that nothing you have said may happen to me . "
Simona namaly ary niteny hoe : " Mivavaha amin ' ny Tompo ho ahy , mba tsy hisy hitranga amiko ireo izay nolazainao . "
ACT 8:25     Alignment score: 0.545 → 0.547
When they had testified and spoken the word of the Lord , Peter and John returned to Jerusalem , proclaiming the gospel to many villages of the Samaritans
.
Rehefa nijoro vavolombelona sy nanambara ny tenin ' ny Tompo izy ireo , dia niverina tany Jerosalema i Petera sy Jaona , nitory ny filazantsara tamin'ireo tanàna maro ao Samaritana .
ACT 8:26     Alignment score: 0.475
Now an angel of the Lord spoke to Philip and said , " Arise and go toward the south to the road that goes down from Jerusalem to Gaza . " ( This road is in a desert . )
Ary nisy anjelin
' ny Tompo niresaka tamin'i Filipo sady niteny hoe : " Mitsangàna ary mandehana mianatsimon ' ny lalana midina avy any Jerosalema mankany Gaza . " ( Io lalana io dia any an'efitra . )
ACT 8:27     Alignment score: 0.357 → 0.369
He arose
and went . Behold , there was a man from Ethiopia , a eunuch of great authority under Candace , queen of the Ethiopians . He was in charge of all her treasure . He had come to Jerusalem to worship .
Dia nitsangana izy ary nandeha . Indro , nisy lehilahy avy any Etiopia , tandapan ' ny Kandasy , mpanjaka vavin'ireo Etiopiana . Izy no niandraikitra ny hareny rehetra . Tonga tany Jerosalema izy mba hidera .
ACT 8:28     Alignment score: 0.319
He was returning and sitting in his chariot , and was reading the prophet Isaiah .
Ary nody izy ka nipetraka teo amin ' ny kalesany
, ary namaky ny tenin'i Isaia mpaminany .
ACT 8:29     Alignment score: 0.336
The Spirit said to Philip , " Go over and stay close to this chariot . "
Ary ilay fanahy niteny tamin'i Filipo hoe : " Mandehana ary aza miala lavitra an'io kalesy io . "
ACT 8:30     Alignment score: 0.321 → 0.325
So Philip ran to him , and heard him reading Isaiah the prophet , and said , " Do you understand what you are reading ? "
Ka dia nihazakazaka nanatona azy izy , ary nandre azy namaky ny teny
tao amin'Isaia mpaminany , ary niteny hoe : " Azonao ve io vakianao io ? "
ACT 8:31     Alignment score: 0.313 → 0.313
Then he said , " How can I , unless someone guides me ? " He invited Philip to come up into the chariot and sit with him .
Niteny ilay Etiopiana nanao hoe : " Ahoana no hahafantarako , raha tsy misy olona mitari - dalana ahy ? " Niangavy an'i Filipo izy mba hanatona ny kalesa
ary hipetraka hiaraka aminy .
ACT 8:32     Alignment score: 0.246 → 0.248
Now the passage of the scripture which the Ethiopian was reading was this , " He was led like a sheep to the slaughter , and like a lamb before his shearer is silent , so he did not open his mouth .
Ary ny andalan - tsoratra masina izay novakian'ilay Etiopiana dia nanao hoe : " Noentina
ho vonoina tahaka ny ondry izy , ary tahaka ny zanak'ondry moana eo anoloan ' ny mpanety azy , noho izany dia tsy niloa - bava izy .
ACT 8:33     Alignment score: 0.274 → 0.273
In his humiliation justice was taken away from him . Who can give
a full account of his descendants ? For his life was taken from the earth . "
Fa tamin ' ny fanalam - baraka azy dia nesorina taminy ny rariny . Iza no afaka hamaritra tanteraka ireo taranany ? Nohon ' ny ainy nesorina teto an - tany . "
ACT 8:34     Alignment score: 0.389 → 0.394
So the eunuch asked Philip , and said , " I beg you , tell me who is the prophet speaking about , himself , or someone else ? "
Noho izany dia nanontany an'ilay tandapa i Filipo , nanao hoe : " Mitalaho aminao aho , iza no resahan'io mpaminany io , ny tenany ihany ve , sa olon
- kafa ? "
ACT 8:35     Alignment score: 0.454
Philip began to speak , and beginning with this scripture he proclaimed the gospel about Jesus to him .
Nanomboka niteny i Filipo , ary nanomboka tamin'izany soratra masina izany no nitoriany ny filazantsara momba an'i Jesosy taminy .
ACT 8:36     Alignment score: 0.362 → 0.362
As they went on the road , they came to some water and the eunuch said , " Look , there is water here . What prevents me from being baptized ? "
Rehefa nandeha teny
an - dalana izy ireo , dia nanatona teny amin'izay nisy rano izy ireo ary hoy ilay tandapa hoe : " Indro , misy rano eto . Inona no mahasakana ahy tsy atao batisa ? "
ACT 8:38     Alignment score: 0.444 → 0.459
So the Ethiopian commanded the chariot to stop . They went down into the water , both Philip and the eunuch , and Philip baptized him .
Ka nasain'ilay Etiopiana najanona ilay kalesa
. Nidina nankeny amin ' ny rano izy ireo , i Filipo sy ilay tandapa , ary nataon'i Filipo batisa izy .
ACT 8:39     Alignment score: 0.421
When they came
up out of the water , the Spirit of the Lord took Philip away , and the eunuch saw him no more , but went on his way rejoicing .
Rehefa nivoaka ny rano izy ireo , dia noentin ' ny Fanahin ' ny Tompo i Filipo , ka tsy hitan'ilay tandapa intsony izy , fa nandeha tam - pifaliana teny amin ' ny lalany .
ACT 8:40     Alignment score: 0.392 → 0.443
But Philip appeared at Azotus and he went through that region , proclaiming the gospel to all the cities until he came
to Caesarea .
Fa i Filipo dia niseho tany Azota ary nitety io faritra io izy , nitory ny filazantsara eraky ny tanan - dehibe rehetra mandrapahatongany tany Kaisaria .
ACT 8     Average alignment score: 0.39 for 39 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28