Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 10:1     Alignment score: 0.304 → 0.446
Now there was a certain man in the city of Caesarea , Cornelius by name , a centurion of what was called the Italian Company of Soldiers .
Ary nisy lehilahy iray tao amin ' ny tananan ' ny Kaisaria , atao hoe Kornelio , kapitenin'ireo antoko Miaramila Italiana .


ACT 10:2     Alignment score: 0.253 → 0.262
He was a devout man , one who feared God with all his household , gave many alms to the people , and prayed to God constantly .
Lehilahy mpivavaka izy , ilay iray izay midera an'Andriamanitra miaraka amin ' ny ankohonany
rehetra ; nanome vola betsaka an'ireo izay tao anatin ' ny tsy fahampiana izy , ary nivavaka mandrakariva tamin'Andriamanitra .
ACT 10:3     Alignment score: 0.385 → 0.385
About the ninth hour of the day , he clearly saw in a vision an angel of God coming to him . The angel said to him , " Cornelius ! "
Nanodidina ny tamin ' ny ora faha sivy maraina teo ho eo , nahita mazava tamin ' ny fahitana anjelin'Andriamanitra nanatona azy izy . Ilay anjely niteny taminy hoe : " Ry Kornelio ! "
ACT 10:4     Alignment score: 0.279 → 0.301
Cornelius stared at the angel and was very afraid and said , " What is it , sir ? " The angel said to him , " Your prayers and your alms have gone up as a memorial offering
into God 's presence .
Kornelio nibanjina ilay anjely ary tena raiki - tahotra ka niteny hoe : " Fa inona ity , tompoko ? " Ilay anjely niteny taminy hoe : " Ireo vavakao sy ireo fanomezanao ho an ' ny mahantra dia tafakatra ho fanati - pahatsiarovana eo anatrehan'Andriamanitra .
ACT 10:5     Alignment score: 0.435
Now send men to the city of Joppa to bring a man named Simon who is called Peter .
Ary maniraha lehilahy hankany amin ' ny tanànan
' ny Jopa mba haka ilay lehilahy iray atao hoe Simona izay antsoina hoe Petera .
ACT 10:6     Alignment score: 0.344
He is staying with a tanner named Simon , whose house is by the seaside . "
Mipetraka miaraka amin ' ny mpandoko hoditra antsoina hoe Simona izy , izay eny amoron - dranomasina ny tranony
. "
ACT 10:7     Alignment score: 0.481
When the angel who spoke to him had left , Cornelius called two of his house servants , and a devout soldier from among those who served him .
Rehefa lasa ilay anjely izay niresaka taminy , dia niantso ny roa tamin ' ny mpanompony tao an - trano i Kornelio , ary miaramila mpivavaka iray tamin'ireo izay nanompo azy .
ACT 10:8     Alignment score: 0.613
Cornelius told them all that had happened and sent them to Joppa .
Kornelio nilaza tamin'izy ireo izay rehetra nitranga ary nandefa azy ireo tany
Jopa .
ACT 10:9     Alignment score: 0.352 → 0.353
Now on the next day at about the sixth hour , as they were on their journey and were approaching the city , Peter went up upon the housetop to pray .
Ary ny ampitso nanodidina ny ora faha - enina teo , raha mbola teny an - dalana izy ireo ka nanatona ny tanàna , dia niakatra teny
ambony tafon - trano i Petera mba hivavaka .
ACT 10:10     Alignment score: 0.227 → 0.23
He then became hungry and wanted something to eat , but while the people were cooking some food , a trance came
on him ,
Nanomboka niha - noana izy avy eo ka nitady zavatra ho hanina , kanefa raha mbola teo am - pandrahoana sakafo ny olona , dia nahita fahitana izy ,
ACT 10:11     Alignment score: 0.284
and he saw the sky open and a certain container descending , something like a large sheet coming down to the earth , let down by its four corners .
ary nahita ny lanitra nisokatra izy sy fitahirizana iray nidina , toy ny lamba be midina ety an - tany , ampidinina amin ' ny zorony efatra .
ACT 10:12     Alignment score: 0.403 → 0.42
In it were all kinds of four - footed animals and things that crawled on the earth , and birds of the sky .
Tao no nisy karazam
- biby manan - tongotra efatra sy zavatra izay mandady rehetra eto an - tany , ary ny voron ' ny lanitra .
ACT 10:13     Alignment score: 0.427
Then a voice spoke to him : " Rise
, Peter , kill and eat . "
Dia nisy feo niteny taminy hoe : " Mitsangàna , ry Petera , mamono ary mihinana . "
ACT 10:14     Alignment score: 0.36 → 0.358
But Peter said , " Not so , Lord ; for I have never eaten anything that was defiled and unclean . "
Fa i Petera niteny hoe : " Tsia , Tompo ; fa mbola tsy nihinana zavatra izay voarara sy tsy madio mihitsy aho . "
ACT 10:15     Alignment score: 0.343
But the voice came to him again a second time : " What God has made clean , you must not call defiled . "
Saingy tonga taminy fanindroany indray ilay feo hoe : " Izay nodiovin'Andriamanitra , dia tsy antsoina hoe fady . "
ACT 10:16     Alignment score: 0.253 → 0.257
This happened three times ; then the container was immediately taken back up into the sky .
Niseho
in - telo izany ; ary avy eo ilay fitahirizana dia niverina niakatra teo no ho eo tany an - danitra .
ACT 10:17     Alignment score: 0.353
Now while Peter was very confused about what the vision that he had seen could mean , behold , the men who were sent by Cornelius stood before the gate , after they had asked their way to the house .
Ary rehefa very hevitra momba ny dikan'ilay fahitana izay hitany
i Petera , dia indro , ireo lehilahy izay nalefan'i Kornelio nitsangana nanoloana ny vavahady , avy eo izy ireo dia nanontany izay lalan'izy ireo mankao an - trano .
ACT 10:18     Alignment score: 0.476
They called out and asked whether Simon , who was also called Peter , was staying there .
Dia niantso izy ireo ary nanontany an'i Simona , nantsoina ihany koa hoe Petera , izay nijanona teo .
ACT 10:19     Alignment score: 0.431
While Peter was still thinking about the vision , the Spirit said to him , " Behold , three men are looking for you .
Raha mbola nieritreritra momba ilay fahitana i Petera , dia niteny taminy ny Fanahy hoe : " Indro , lehilahy telo no mitady anao .
ACT 10:20     Alignment score: 0.329
Arise and go down and go with them . Do not hesitate to go with them , because I have sent them . "
Mitsangàna ary midina ka miaraha amin'izy ireo . Aza misalasala miaraka amin'izy ireo , satria izaho no nandefa azy ireo .
ACT 10:21     Alignment score: 0.287
So Peter went down to the men and said , " I am he whom you are seeking . Why have you come
? "
Ary Petera nidina tany amin'ireo lehilahy ireo ka niteny hoe : " Izaho ilay tadiavinareo . Inona no antony nahatongavanareo ? "
ACT 10:22     Alignment score: 0.369 → 0.369
They said , " A centurion named Cornelius , a righteous man and one who fears God , and is well spoken of by all the nation of the Jews , was instructed by a holy angel to send
for you to come to his house , so he could listen to a message from you . "
Hoy izy ireo hoe : " Ny kapiteny antsoina hoe Kornelio , lehilahy marina ary olona izay midera an'Andriamanitra , ary tsara laza any amin ' ny firenen ' ny Jiosy rehetra , izay nolazain ' ny anjely masin'Andriamanitra mba hampaka anao ho any an - tranony , noho izany dia afaka mihaino ny hafatra avy aminao izy . "
ACT 10:23     Alignment score: 0.385 → 0.405
So Peter invited them to come in and stay with him . On the next morning he got up and went with them , and some of the brothers from Joppa accompanied him .
Dia nanasa azy ireo hiditra sy hijanona hiaraka aminy Petera . Ny ampitso marainan'iny dia nitsangana izy ka niaraka tamin'izy ireo , ary ny sasany tamin'ireo rahalahy avy any Jopa dia nanaraka azy .
ACT 10:24     Alignment score: 0.452 → 0.455
On the following day they came
to Caesarea . Cornelius was waiting for them ; he had called together his relatives and his close friends .
Ny andro manaraka dia nankao Kaisaria izy ireo . Kornelio dia niandry azy ireo ; nantsoiny niaraka ny havany sy ny namany akaiky .
ACT 10:25     Alignment score: 0.49 → 0.493
It came
about that when Peter entered , Cornelius met him and fell down at his feet to worship him .
Ary tamin'izany rehefa niditra Petera , nifankahita taminy i Kornelio ary niankohoka teo an - tongony mba hidera azy .
ACT 10:26     Alignment score: 0.39
But Peter helped him up , saying , " Stand up ! I too am a man . "
Fa Petera nanampy azy , niteny hoe : " Mitsangàna ! Izaho ihany koa dia olona ihany .
ACT 10:27     Alignment score: 0.345 → 0.345
While Peter was talking with him , he went in and found many people gathered together .
Raha mbola niresaka niaraka taminy i Petera , dia niditra izy ary nahita olona maro be niara - niangona .
ACT 10:28     Alignment score: 0.237 → 0.241
He said to them , " You yourselves know that it is not lawful for a Jewish man to associate with or to visit a foreigner
. But God has shown me that I should not call any man defiled or unclean .
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Ny tenanareo mahalala fa tsy ara - dalana ho an ' ny Jiosy ny miara - miasa na mamangy olona avy amin ' ny firenena hafa . Fa Andriamanitra naneho tamiko fa tsy tokony hiantso olo - pady na tsy madio aho .
ACT 10:29     Alignment score: 0.344 → 0.346
That is why I came
without arguing , when I was sent for . So I ask you why you sent for me . "
Izany no antony nahatongavako tsy nisy fanakantsakanana , rehefa nirahina Aho . Ka manontany anareo Aho hoe nahoana ianareo no maniraka ho ahy . "
ACT 10:30     Alignment score: 0.397 → 0.408
Cornelius said , " Four days ago at this very hour , I was praying at the ninth hour in my house ; and see , a man stood before me in bright clothing .
Kornelio niteny hoe : " Efatra andro mialohan'izao ora izao indrindra , dia nivavaka tao an - tranoko aho tamin ' ny ora fahasivy ; ary nahita , lehilahy iray nitsangana teo anoloako nanao akanjo namirapiratra .
ACT 10:31     Alignment score: 0.344 → 0.328
He said , ' Cornelius , your prayer has been heard by God , and your alms have reminded God about you .
Hoy izy hoe : ' Ry Kornelio , efa ren'Andriamanitra ny vavakao
, ary ireo fanomezanao ho an'ireo mahantra dia mampatsiahy an'Andriamanitra ny momba anao .
ACT 10:32     Alignment score: 0.39
So send someone to Joppa , and call to you a man named Simon who is called Peter . He is staying in the house of a tanner named Simon , by the seaside . '
Noho izany dia maniraha olona ho any Jopa , ary antsoy mankany aminao ilay lehilahy atao hoe Simona izay antsoina hoe Petera . Mipetraka ao an - tranon'i Simona
mpandon - koditra antsoina hoe : Simona izy , izay eny amoron - dranomasina . '
ACT 10:33     Alignment score: 0.3
So at once I sent for you . You are kind to have come
. Now then , we are all here present in the sight of God to hear everything that you have been instructed by the Lord to say . "
Ary avy hatrany dia nalefako ho anao . Tsara ny fahatongavanao . Ary ankehitriny , isika rehetra tonga eto imason'Andriamanitra , mba hihaino ireo rehetra izay nolazain ' ny Tompo anareo no tenenina . "
ACT 10:34     Alignment score: 0.398
Then Peter opened his mouth and said , " Truly I understand that God is not partial .
Avy eo dia nanokatra ny vavany Petera ary niteny hoe : " Marina tokoa , fantatro
fa Andriamanitra dia tsy miandany na amin'iza na amin'iza .
ACT 10:35     Alignment score: 0.194 → 0.199
Instead , in every nation anyone who fears him and does what is right is acceptable to him .
Fa kosa , any amin ' ny firenena tsirairay na iza na iza no midera sy manao asa marina dia ekeny
avokoa .
ACT 10:36     Alignment score: 0.417 → 0.418
You know the message that he sent to the people of Israel , when he announced the good news about peace through Jesus Christ , who is Lord of all
Fantatrareo ilay hafatra izay nalefany ho an ' ny olon'Israely , rehefa nanambara filazantsara momba ny fiadanana avy amin ' ny alalan ' i Jesosy Kristy izy , izay Tompon ' ny rehetra -
ACT 10:37     Alignment score: 0.39
you yourselves know the events that took place , which occurred throughout all Judea , beginning in Galilee , after the baptism that John announced ;
Ianareo tenanareo dia mahalala ireo zava - niseho , izay tena nitranga tao amin ' ny toerana rehetra tao Jodia , nanomboka tany
Galilia , taorian ' ny batisa izay nambaran'i Jaona ;
ACT 10:38     Alignment score: 0.333 → 0.334
the events concerning Jesus of Nazareth , how God anointed him with the Holy Spirit and with power . He went about doing good and healing all who were oppressed by the devil , for God was with him .
ireo zava - nitranga mikasika an'i Jesosin ' ny Nazareta , ny fomba nanosoran'Andriamanitra azy tamin ' ny Fanahy Masina sy tamin ' ny hery . Nandeha nanao soa izy sady nanasitrana ireo rehetra izay voagejan ' ny devoly , satria Andriamanitra dia niaraka taminy .
ACT 10:39     Alignment score: 0.396
We are witnesses of all the things Jesus did , both in the country of the Jews and in Jerusalem . They killed him by hanging him on a tree ,
Isika dia vavolombelon'ireo zava - bitan'i Jesosy rehetra , tany
amin ' ny tanin ' ny Jiosy sy tany Jerosalema . Novonoin'izy ireo izy tamin ' ny alalan ' ny fanantonana azy teo amin ' ny hazo ,
ACT 10:40     Alignment score: 0.374
but God raised him up on the third day and caused him to be seen ,
fa Andriamanitra nanangana azy tamin ' ny andro fahatelo ary nanao izay hahitana azy ,
ACT 10:41     Alignment score: 0.415 → 0.453
not by all the people , but to the witnesses
who were chosen beforehand by God by us who ate and drank with him after he rose from the dead .
tsy ireo olona rehetra , fa ireo vavolombelona izay voafidin'Andriamanitra mialoha - tamintsika izay nihinana sy nisotro niaraka taminy taorian ' ny nitsanganany tamin ' ny maty .
ACT 10:42     Alignment score: 0.3 → 0.334
He commanded us to proclaim to the people and to testify that this is the one who has been chosen by God to be the Judge of the living and the dead .
Nandidy anay izy mba hanambara amin ' ny olona sy hijoro vavolombelona fa izy ilay iray nofidin'Andriamanitra ho Mpitsaran ' ny velona sy ny maty .
ACT 10:43     Alignment score: 0.323 → 0.322
About him all the prophets testify , that everyone who believes in him receives forgiveness of sins through his name . "
Ho azy no hijoroan ' ny mpaminany rehetra vavolombelona , mba ho ireo izay mino azy no handray famelan
- keloka amin ' ny alalan ' ny anarany .
ACT 10:44     Alignment score: 0.371 → 0.382
While Peter was still saying these
things , the Holy Spirit fell on all of those who were listening to his message .
Raha mbola niteny izany zavatra izany i Petera , dia nilatsaka tamin'ireo rehetra izay nihaino ny hafany ny Fanahy Masina .
ACT 10:45     Alignment score: 0.423 → 0.434
The people who belonged to the circumcision group of believers all of those who came
with Peter were amazed , because the gift of the Holy Spirit was poured out also on the Gentiles .
Ireo olona tao anatin ' ny vondron ' ny mpino voafora - ireo rehetra izay niaraka tamin'i Petera - dia gaga , satria ny fanomezan ' ny Fanahy Masina dia narotsaka ho an ' ny Jentilisa ihany koa .
ACT 10:46     Alignment score: 0.425 → 0.428
For they heard these
Gentiles speaking in tongues and exalting God . Then Peter answered ,
Fa ren'izy ireo ireo Jentilisa izay miteny amin'ireo fiteny hafa sy mankalaza an'Andriamanitra . Dia namaly Petera hoe :
ACT 10:47     Alignment score: 0.333 → 0.339
" Can anyone keep water from these
people so they should not be baptized , these people who have received the Holy Spirit as well as we ? "
Moa ve misy olona afaka mitazona rano mba tsy hanaovana batisa azy ireo , ireo olona izay nandray ny Fanahy Masina tahaka antsika koa ?
ACT 10:48     Alignment score: 0.4
Then he commanded them to be baptized in the name of Jesus Christ . Then they asked him to stay with them for several days .
Dia nandidy azy ireo mba ho atao batisa amin ' ny anaran'i
Jesosy Kristy izy . Ary nangataka azy izy ireo mba hitoetra hiaraka amin'izy ireo mandritry ny andro vitsivitsy .
ACT 10     Average alignment score: 0.369 for 48 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28