Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 20:1     Alignment score: 0.368
After the uproar was over , Paul sent for the disciples and after he encouraged them , he said farewell and left to go into Macedonia .
Rehefa tapitra ny tabataba , namory ireo mpianatra i Paoly ary nampahery azy ireo avy eo , nanao veloma izy ary lasa mba handeha ho any Makedonia .


ACT 20:2     Alignment score: 0.268 → 0.285
When he had gone through those regions and had spoken many words of encouragement to them , he came to Greece .
Rehefa nandeha teny
amin'ireo faritra ireo izy sy nanao teny fankaherezana maro azy ireo , dia tonga tany Gresia izy .
ACT 20:3     Alignment score: 0.4 → 0.409
After he had spent three months there , a plot was formed against him by the Jews as he was about to sail for Syria , so he decided to return through Macedonia .
Rehefa avy nijanona telo volana tao izy , nisy teti - dratsy noforonin'ireo Jiosy hanoherana azy raha izy handeha hiantsambo ho any Syria iny , ka nanapa - kevitra ny hiverina ho any Makedonia izy .
ACT 20:4     Alignment score: 0.569 → 0.638
Accompanying him as far as Asia were Sopater son of Pyrrhus from Berea
; Aristarchus and Secundus , both from the Thessalonian believers ; Gaius of Derbe ; Timothy ; and Tychicus and Trophimus from Asia .
Nanaraka azy hatrany Asia lavitra any i Sopatera zanaka lahin'i Pyro avy any Beria ; Aristarko sy Sekondo , samy avy amin'ireo mpino Tesalonika ; Gayo avy any Derbe ; Tymoty , ary Tykiko sy Trofimo avy any Asia .
ACT 20:5     Alignment score: 0.369
But these
men had gone before us and were waiting for us at Troas .
Fa ireo lehilahy ireo efa nialoha anay ary niandry anay tany Troasy .
ACT 20:6     Alignment score: 0.42 → 0.422
We sailed away from Philippi after the days of unleavened bread , and in five days we came to them in Troas . There we stayed for seven days .
Niondrana an - tsambo niala tao Filipy izahay taorian ' ny andro fihinanana mofo tsy masira , ary tao anatin
' ny dimy andro dia tonga tany amin'izy ireo tany Troasy izahay . Ary nitoetra tao izahay nandritra ny fito andro .
ACT 20:7     Alignment score: 0.364
On the first day of the week , when we were gathered together to break bread , Paul spoke to the believers . He was planning to leave the next day , so he prolonged his message until midnight .
Tamin ' ny andro voalohan
' ny herinandro , rehefa niangona niaraka mba hanapaka ny mofo izahay , dia niresaka tamin'ireo mpino i Paoly . Izy dia nikasa handeha ny ampitson'iny , ka tsy nanohy niresaka hatramin ' ny sasakalina izy .
ACT 20:8     Alignment score: 0.303
There were many lamps in the upper room where we had come
together .
Nisy jiro maro tao amin ' ny efitra ambony izay nahatongavanay niaraka .
ACT 20:9     Alignment score: 0.31 → 0.329
In the window was sitting a young man named Eutychus , who fell
into a deep sleep . As Paul spoke even longer , this young man , still sleeping , fell down from the third story and was picked up dead .
Teo amin ' ny varavarankely no nipetraka ity tovolahy nantsoina hoe Eotika , izay tafalatsaka tao anaty torimaso lalina . Raha niresaka naharitra kokoa i Paoly , io tovolahy io , dia mbola natory , tafalatsaka avy eny amin ' ny rihana fahatelo ary nony narenina izy dia hita fa efa maty .
ACT 20:10     Alignment score: 0.405
But Paul went down , stretched himself out on him , and embraced him . Then he said , " Do not be upset any more , for he is alive
. "
Fa i Paoly nidina , naninjitra ny tenany teo aminy , ary namihina azy . Avy eo izy niteny hoe : " Aza malahelo intsony , fa velona izy . "
ACT 20:11     Alignment score: 0.324 → 0.322
Then he went upstairs again and broke bread and ate . After talking with them much longer until dawn , he left .
Dia niakatra indray izy avy eo ary nanapaka ny mofo sy nihinana . Rehefa avy niresaka ela tamin'izy ireo hatramin ' ny mangiran - dratsy izy , dia nandeha .
ACT 20:12     Alignment score: 0.204
They brought back the boy alive
and were greatly comforted .
Nitondra ilay tovolahy efa velona niverina izy ireo ary tena faly dia faly .
ACT 20:13     Alignment score: 0.35 → 0.36
We ourselves went ahead of Paul by ship and sailed away to Assos , where we planned to take Paul on board . This is what he himself desired to do , because he planned to go by land .
Isika mihitsy no nandeha nialohan'i Paoly tamin ' ny sambo ary niantsambo ho any Aso , fa any no kasainay handraisana an'i Paoly . Izany no faniriany
izy tenany ho atao , satria naniry handeha an - tanety izy .
ACT 20:14     Alignment score: 0.508 → 0.531
When he met us at Assos , we took him onto the ship and went to Mitylene .
Rehefa nihaona taminay tany Aso izy , dia nentinay tamin ' ny sambo izy ka nankany Mitylena .
ACT 20:15     Alignment score: 0.43
Then we sailed from there and arrived the next day opposite the island of Chios . The following day we touched at the island of Samos , and the day after we came to the city of Miletus .
Avy eo niantsambo avy teo izahay ary tonga tao amin ' ny tandrifin ' ny nosin'i Kio ny ampitso . Ny andro manaraka dia niantsona tao amin ' ny nosin ' ny Samo izahay , ary ny ampitson'iny dia tonga tao amin ' ny tanànan'i Mileto .
ACT 20:16     Alignment score: 0.477 → 0.477
For Paul had decided to sail past Ephesus , so that he would not spend any time in Asia ; for he was hurrying to be in Jerusalem for the day of Pentecost , if it were at all possible for him to do so .
Fa Paoly nanapa - kevitra ny hiantsambo handalo an'i Efesosy , mba tsy handany fotoana ela any Asia izy ; satria izy dia maika ny ho any Jerosalema ny andron ' ny Pentekosta
, raha azony atao ny manao izany .
ACT 20:17     Alignment score: 0.486
From Miletus he sent men to Ephesus and called to himself the elders of the church .
Avy any Mileto no nandefasany lehilahy ho any Efesosy ary nampiantso ny loholon
' ny fiangonana hankeo aminy .
ACT 20:18     Alignment score: 0.378 → 0.364
When they had come
to him , he said to them , " You yourselves know , from the first day that I set foot in Asia , how I always spent my time with you .
Rehefa tonga tao aminy izy ireo , dia niteny tamin'izy ireo izy hoe : " Ianareo tenanareo mahafantatra , hatramin ' ny andro voalohany nanitsahako an'i Asia , hoe toy ny ahoana no nandaniako ny fotoanako niaraka taminareo .
ACT 20:19     Alignment score: 0.308 → 0.31
I kept serving the Lord with all lowliness of mind and with tears , and in trials that happened to me because of the plots of the Jews .
Izaho dia nanompo hatrany ny Tompo tamin ' ny fanetre - tena rehetra sy ranomaso , ary tao anaty fijaliana
no nitranga tamiko izany nohon ' ny teti - dratsin'ireo Jiosy .
ACT 20:20     Alignment score: 0.121 → 0.122
You know how I did not keep back from declaring to you anything that was useful , and how I taught you in public and from house to house ,
Ianareo dia mahafantatra fa tsy nitazona fahanginana tamin ' ny fanambarana taminareo ireo rehetra izay nilaina aho , sy ny fomba nampianarako anareo teo imason'olona ary tamin ' ny isan - trano ,
ACT 20:21     Alignment score: 0.4
testifying to both Jews and Greeks about repentance toward God and of faith in our Lord Jesus .
nijoroako vavolombelona teo amin'ireo Jiosy sy ireo Jentilisa momba ny fibebahana amin'Andriamanitra sy ny finoana ao amin ' ny Jesosy Tompontsika .
ACT 20:22     Alignment score: 0.319
Now look , I am going to Jerusalem , compelled by the Spirit , not knowing what will happen to me there ,
Indro ankehitriny , ho any Jerosalema aho , noteren ' ny Fanahy Masina ka tsy mahalala izay hahazo ahy any ,
ACT 20:23     Alignment score: 0.252 → 0.271
except that the Holy Spirit testifies to me in every city that chains and afflictions await
me .
afa - tsy izay hampitandreman ' ny Fanahy Masina ahy isaky ny tanàn - dehibe amin'ireo famatorana sy fijaliana izay miandry ahy .
ACT 20:24     Alignment score: 0.281 → 0.305
But I do not consider my life valuable to myself , if only I may finish the race and complete the ministry that I received from the Lord Jesus , to testify to the gospel of the grace of God .
Fa izaho dia tsy mihevitra ny fiainako hoe sarobidy amin ' ny tenako , raha tsy hoe hahavita ny hazakazako sy ny asa fanompoko izay noraisiko avy amin'Jesosy Tompo aho , hanambara ny filazantsaran ' ny fahasoavan
' Andriamanitra .
ACT 20:25     Alignment score: 0.32
Now look , I know that you all , among whom I went about proclaiming the kingdom , will see my face no more .
Ary indro ankehitriny , fantatro fa ianareo rehetra , izay nanambarako ny fanjakana , no tsy hahita ny tarehiko intsony .
ACT 20:26     Alignment score: 0.35
Therefore I testify to you this day , that I am innocent of the blood of any man .
Noho izany ambarako aminareo amin'ity andro ity , fa izaho dia tsy manan - tsiny amin ' ny ràn ' ny olona .
ACT 20:27     Alignment score: 0.146
For I did not hold
back from declaring to you the whole will of God .
Fa tsy nafeniko taminareo ny fanambarana ny sitrapon'Andriamanitra rehetra .
ACT 20:28     Alignment score: 0.319 → 0.338
Therefore be careful about yourselves , and about all the flock of which the Holy Spirit has appointed you overseers . Be careful to shepherd the church of God , which he purchased with his own blood .
Noho izany tandremo ny momban ' ny tenanareo , sy ny momban'ireo ondry rehetra izay nampiandraketan ' ny Fanahy Masina anareo . Mitandrema amin ' ny mpiandry ondrin
' ny fiangonan'Andriamanitra , izay novidiany tamin ' ny ràny manokana .
ACT 20:29     Alignment score: 0.241
I know that after my departure , vicious wolves will come
in among you and will not spare the flock .
Fantatro fa aorian ' ny fandehanako , dia ho avy eo aminareo ireo amboadia masika ary tsy hiantra an'ireo ondry .
ACT 20:30     Alignment score: 0.18 → 0.184
Even from your own number men will arise
and distort the truth to draw away the disciples after them .
Fantatro fa na dia avy aminareo aza dia hisy olona ho avy ary hanova ny marina mba hitarika ireo mpianatra hanaraka azy ireo .
ACT 20:31     Alignment score: 0.391 → 0.394
So be on guard . Remember that for three years I never stopped warning each one of you night and day with tears .
Koa miambena
. Tsarovy fa nandritry ny telo taona aho no tsy nijanona nampianatra ny tsirairay avy aminareo andro aman'alina tamin ' ny ranomaso .
ACT 20:32     Alignment score: 0.311 → 0.334
Now I commit you to God and to the word of his grace , which is able to build
you up and to give you the inheritance among all those who are being sanctified .
Ankehitriny ankiniko amin'Andriamanitra sy amin ' ny tenin ' ny fahasoavany ianareo , izay afaka manangana sy manome anareo ny lova eo amin'ireo rehetra izay nohamasinina .
ACT 20:33     Alignment score: 0.411
I coveted no man 's silver , gold , or clothing .
Tsy nitsiriritra volafotsy , volamena , na lamban'olona aho .
ACT 20:34     Alignment score: 0.353 → 0.363
You yourselves know that these hands served my own needs and the needs of those who were with me .
Ianareo tenanareo no mahafantatra fa ireto tanana
ireto no nanolotra izay nilaiko ary ireo nilain'ireo izay niaraka tamiko .
ACT 20:35     Alignment score: 0.287 → 0.327
In all things I gave you an example of how you should help the weak by laboring , and of how you should remember the words of the Lord Jesus , words that he himself said : ' It is more blessed to give than to receive . ' "
Tamin ' ny zava - drehetra no nanomezako ohatra anareo ny fomba tokony hanampinareo ireo malemy amin ' ny alalan ' ny asa , ary ny fomba hitadidianareo ireo tenin'i
Tompo Jesosy , teny izay nambarany izy tenany hoe : " Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray . "
ACT 20:36     Alignment score: 0.384
After he had spoken in this way , he knelt down and prayed with them all .
Rehefa avy niteny toy izany izy , dia nandohalika ary nivavaka niaraka tamin'izy rehetra .
ACT 20:37     Alignment score: 0.501
There was a lot of crying and they embraced Paul and kissed him .
Nisy fitomaniana be teo ary namihina an'i Paoly sy nanoroka azy izy ireo .
ACT 20:38     Alignment score: 0.188 → 0.19
They were in anguish most of all because of what he had said , that they would never see his face again . Then they escorted him to the ship .
Nalahelo ny maro tamin'izy ireo noho izay noteneniny , hoe : izy ireo dia tsy hahita ny tavany intsony . Avy eo nanatitra azy teny
amin ' ny sambo izy ireo .
ACT 20     Average alignment score: 0.358 for 38 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28