Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 23:1     Alignment score: 0.354 → 0.354
Paul looked directly at the council members and said , " Brothers , I have lived before God in all good conscience until this day . "
I Petera dia nijery nivantana tany amin'ireo mpikambana tao amin ' ny filan - kevitra ary niteny hoe : " Ry rahalahy , izaho dia efa niaina teo anatrehan'Andriamanitra tamin ' ny fieritreretana tsara rehetra mandraka androany . "


ACT 23:2     Alignment score: 0.381 → 0.399
The high priest Ananias commanded those
who stood by him to strike him on the mouth .
Ny mpisorombe Ananiasy dia nibaiko ireo izay nitsangana teo akaikiny mba hamelezana ny vavany .
ACT 23:3     Alignment score: 0.343
Then Paul said to him , " God will strike you , you whitewashed wall . Are you sitting to judge me by the law , yet order me to be struck , against the law ? "
Avy eo i Paoly niteny azy hoe : " Andriamanitra dia hikapoka anao , ianao ry rindrina voalalotra fotsy . Ianao ve dia mipetraka hitsara ahy amin ' ny lalàna , nefa mandidy
ahy mba ho kapohina , tsy araka ny lalàna ?
ACT 23:4     Alignment score: 0.232 → 0.255
Those
who stood by said , " Is this how you insult God 's high priest ? "
Ireo izay nitsangana teo dia niteny hoe : " Izao ve no fomba hanevatevanareo ny mpisoromben'Andriamanitra ? "
ACT 23:5     Alignment score: 0.351
Paul said , " I did not know
, brothers , that he was high priest . For it is written , ' You must not speak evil of a ruler of your people . ' "
I Paoly niteny hoe : " Tsy nahafantatra aho , ry rahalahy , hoe izy ilay lehiben ' ny mpisorombe . Fa efa voasoratra hoe : tsy tokony hiteny ratsy ny mpitondra ny vahoakanao ianao . "
ACT 23:6     Alignment score: 0.476 → 0.477
When Paul saw that the one part of the council were Sadducees and the other Pharisees , he spoke loudly in the council : " Brothers , I am a Pharisee
, a son of Pharisees . It is because I have the hope of the resurrection of the dead that I am being judged . "
Rehefa hitan'i Paoly fa ny sasany tamin ' ny filan - kevitra dia Sadoseo ary ny hafa Fariseo , dia niteny mafy tao amin ' ny filan - kevitra izy hoe : " Ry rahalahy , Izaho dia Fariseo , zanaka lahin'ireo Fariseo . Izany no izy satria izaho dia manantena tsara ny fitsanganan ' ny maty izay hitsarana ahy . "
ACT 23:7     Alignment score: 0.45
When he said this , an argument began between the Pharisees and Sadducees , and the crowd was divided .
Rehefa niteny izany izy , dia nanomboka nisy fifandirana teo amin'ireo Fariseo sy ireo Sadoseso , ary ny vahoaka dia nizara .
ACT 23:8     Alignment score: 0.416 → 0.416
For the Sadducees say that there is no resurrection , no angels , and no spirits , but the Pharisees acknowledge all of them .
Fa ireo Sadoseo dia niteny fa tsy misy ny fitsanganana amin ' ny maty , tsy misy ireo anjely , ary tsy misy ireo fanahy , nefa ireo Fariseo dia nanaiky an'izy rehetra ireo .
ACT 23:9     Alignment score: 0.31 → 0.316
So a large uproar occurred , and some of the scribes belonging to the Pharisees stood up and argued , saying , " We find nothing wrong with this man . What if a spirit or an angel has spoken to him ? "
Noho izany dia nisy fitabatabana mafy niseho
, ary ny sasany tamin'ireo mpanora - dalànan'ireo Fariseo dia nitsangana ary niady hevitra , niteny hoe : " Izahay dia tsy mahita zavatra diso amin'io lehilahy io . Ahoana raha ny fanahy na ny anjely no niresaka taminy ? "
ACT 23:10     Alignment score: 0.299 → 0.298
When there arose a great argument , the chief captain feared that Paul would be torn to pieces by them , so he commanded the soldiers to go down and take him by force from among the council members , and bring him into the fortress .
Nony nisy fifandirana mafy teo , ny kapiteny mpitarika dia natahotra sao dia hifandrotehan'izy ireo i Paoly , noho izany izy dia nandidy ireo miaramila mba hidina sy haka azy an - keriny any amin'ireo mpikambana ao amin ' ny filan - kevitra , ary hitondra azy any an - dapa .
ACT 23:11     Alignment score: 0.431
The following night the Lord stood beside him and said , " Have courage , for as you have testified about me in Jerusalem , so you must also testify in Rome . "
Ny alina manaraka ny Tompo dia nijoro teo anilany
ary niteny hoe : " Aza matahotra , fa toy ny nijoroanao vavolombelona momba ahy tany Jerosalema , no tsy maintsy hijoroanao vavolombelona any Roma ihany koa . "
ACT 23:12     Alignment score: 0.421 → 0.432
When it became
day , some Jews formed a conspiracy and put themselves under an oath , saying that they would not eat or drink anything until they had killed Paul .
Rehefa maraina ny andro , ny Jiosy sasany dia namorona tetika ary nanozona ny tenan'izy ireo miaraka amin ' ny fianianana mba tsy hihinana na hisotro na inona na inona ambara - pamonoan'izy ireo an'i Paoly .
ACT 23:13     Alignment score: 0.331
There were more than forty men who formed this conspiracy .
Mihoatra ny efapolo olona izy ireo izay namorona io tetika io .
ACT 23:14     Alignment score: 0.353 → 0.354
They went to the chief priests and the elders and said , " We have sworn a great oath to eat nothing until we have killed Paul .
Izy ireo dia nandeha tany amin'ireo mpisorombe sy ireo loholona ka niteny hoe : " Izahay dia efa nanao fanozonana lehibe tamin ' ny tenanay , mba tsy hihinana na inona na inona ambara - pamonoanay an'i Paoly .
ACT 23:15     Alignment score: 0.276 → 0.278
Now , therefore , let the council formally request the chief captain to bring him down to you , as if you would decide his case
more precisely . As for us , we are ready to kill him before he comes here . "
Ankehitriny , noho izany , avelao ny filan - kevitra hiteny amin ' ny kapiteny mpitarika mba hitondra azy hidina eto aminareo , ary ianareo toy ny hoe hanapa - kevitra amin ' ny zava - misy momba azy marina kokoa . Fa ho anay , izahay dia vonona ny hamono azy alohan ' ny fahatongavany eto . "
ACT 23:16     Alignment score: 0.403 → 0.403
But Paul 's sister 's son heard that they were lying in wait , so he went and entered the fortress and told Paul .
Nefa ny zanaka lahin
' ny anabavin'i Paoly dia naheno fa teo am - piandrasana ny hamonoana azy izy ireo , noho izany izy dia nandeha ary niditra ny lapa ka niteny tamin'i Paoly .
ACT 23:17     Alignment score: 0.347 → 0.347
Paul called one of the centurions
and said , " Take this young man to the chief captain , for he has something to report to him . "
I Paoly dia niantso ny iray tamin'ireo kapiteny ka niteny hoe : " Ento any amin ' ny kapiteny mpitarika ity tovolahy ity , fa manana zavatra lazaina aminy izy . "
ACT 23:18     Alignment score: 0.376 → 0.377
So the centurion took the young man and brought him to the chief captain and said , " Paul the prisoner
called me to him , and asked me to bring this young man to you . He has something to say to you . "
Noho izany ilay kapiteny dia nandray ilay tovolahy ary nitondra azy tany amin ' ny kapiteny mpitarika ka niteny hoe : " I Paoly ilay gadra no niantso ahy ho any aminy , ary nangataka ahy mba hitondra ity tovolahy ity ho eto aminao . Manana zavatra ho lazaina aminao izy . "
ACT 23:19     Alignment score: 0.275
The chief captain took him by the hand to a private place and asked him , " What is it that you have to report to me ? "
Ny kapiteny mpitarika dia naka azy tamin ' ny tanana
ho any amin ' ny toerana mitokana ary nanontany azy hoe : " Inona izany tokony ho lazainao amiko izany ? "
ACT 23:20     Alignment score: 0.394 → 0.395
The young man said , " The Jews have agreed to ask you to bring down Paul tomorrow to the council , as if they were going to ask more precisely about his case
.
Ilay tovolahy niteny hoe : " Ireo jiosy dia efa nanaiky ny hangataka aminao mba hitondra an'i Paoly hidina any amin ' ny filan - kevitra rahampitso , toy ny hoe izy ireo dia handeha hanontany ny momba azy marina kokoa .
ACT 23:21     Alignment score: 0.277 → 0.287
But do not be persuaded by them , because there are more than forty men who are lying in wait for him . They have put themselves under oath neither to eat nor to drink until they have killed him . Even now they are ready , waiting for your approval . "
Nefa aza manaiky azy ireo , satria nisy olona mihoatra ny efapolo izay efa vonona ny hamono azy . Niantso ozona ho an ' ny tenany izy ireo , mba tsy hihinana na hisotro ambara - pamonoan'izy ireo azy . Fa na dia izao aza dia efa vonona izy ireo , miandry fanekena avy any aminao . "
ACT 23:22     Alignment score: 0.208 → 0.217
So the chief captain let the young man go , after instructing him , " Tell no one that you have reported these
things to me . "
Ka navelan'ilay kapiteny mpifehy handeha ilay tovolahy , taorian ' ny nanoroany azy hoe : " Aza miteny na amin'iza na amin'iza hoe niteny ireo zavatra ireo tamiko ianao . "
ACT 23:23     Alignment score: 0.491 → 0.499
Then he called to him two of the centurions
and said , " Get two hundred soldiers ready to go as far as Caesarea , and seventy horsemen also , and two hundred spearmen . You will leave at the third hour of the night . "
Avy eo izy dia niantso ho eo aminy ny roa tamin'ireo kapiteny ka niteny hoe : " Alaivo ny miaramila roanjato izay vonona ny andeha any Kaisaria , sy mpitaingin - tsoavaly fitopolo ihany koa , ary mpitondra lefona roanjato . Handeha ianao amin ' ny ora fahatelon ' ny alina . "
ACT 23:24     Alignment score: 0.416
He also ordered them to provide animals which Paul could ride and to take him safely to Felix the governor .
Izy ihany koa dia nandidy azy ireo mba hanome biby izay afaka hotaingenan'i Paoly , ary mba hitondra azy soa aman - tsara any amin'i Feliksa ilay governora .
ACT 23:25     Alignment score: 0.462
Then he wrote a letter like this :
Avy eo dia nanoratra taratasy toy izao izy :
ACT 23:26     Alignment score: 0.579
" Claudius Lysias , To the most excellent Governor Felix , Greetings .
" Klaodio Lisia
ho an'i Feliksa governora tsara indrindra , arahaba .
ACT 23:27     Alignment score: 0.338
This man was arrested by the Jews and was about to be killed by them when I came upon them with soldiers and rescued him , since I learned that he was a Roman citizen .
Io lehilahy io dia nosamborin'ireo
Jiosy ary saika novonoin'izy ireo , rehefa tonga teo amin'izy ireo niaraka tamin'ireo miaramila aho dia nanavotra azy , satria nahafantatra aho fa izy dia olom - pirenena Romana .
ACT 23:28     Alignment score: 0.186 → 0.201
I wanted to know why they accused him , so I took him down to their council .
Izaho dia te hahalala ny antony niampangan'izy ireo azy , noho izany dia nentiko nidina tao amin ' ny filan - kevitr'izy ireo izy .
ACT 23:29     Alignment score: 0.298 → 0.297
I learned that he was being accused about questions
concerning their own law , but that there was no accusation against him that deserved death or imprisonment .
Nahafantatra aho fa voapanga tamin ' ny ady hevitra mikasika ny lalàn'izy ireo manokana izy , nefa tsy nisy fiampangana nanohitra azy izay mendrika fahafatesana na fanagadrana .
ACT 23:30     Alignment score: 0.291 → 0.294
Then it was reported to me that there was a plot against the man , so I immediately sent him to you and instructed his accusers also to bring their charges against him in your presence . Farewell . "
Avy eo dia nampafantarina ahy fa nisy tetika hanoherana ilay lehilahy , noho izany dia nandefa azy teo noho eo tany
aminao aho , ary nanafatra ireo mpiampanga azy ihany koa mba hitondra ny fanamelohan'izy ireo azy eo anatrehanao . Veloma . "
ACT 23:31     Alignment score: 0.538
So the soldiers obeyed their orders . They took Paul and brought him by night to Antipatris .
Ka noho izany ireo miaramila dia nankatò ireo baikon'izy ireo . Nalain'izy ireo i Paoly ary nentiny tamin ' ny alina tany
Antipatria .
ACT 23:32     Alignment score: 0.373 → 0.392
On the next day , most of the soldiers left the horsemen to go with him and they themselves returned to the fortress .
Ny ampitso , ny ankamaroan'ireo miaramila dia nandao ireo mpitaingin - tsoavaly mba handeha hiaraka aminy fa izy ireo dia niverina tany an - dapa .
ACT 23:33     Alignment score: 0.516
When the horsemen reached Caesarea and delivered the letter to the governor , they also presented Paul to him .
Rehefa tonga tany
Kaisaria ireo mpitaingin - tsoavaly ka nanolotra ny taratasy ho an ' ny governora , dia nanolotra an'i Paoly taminy ihany koa .
ACT 23:34     Alignment score: 0.529
When the governor read the letter , he asked what province Paul was from . When he learned that he was from Cilicia ,
Rehefa namaky ny taratasy ny governora , dia nanontany ny faritany izay niavian ' i Paoly izy . Rehefa fantany fa avy any Kilikia izy ,
ACT 23:35     Alignment score: 0.348 → 0.349
he said , " I will hear you fully
when your accusers come here . " Then he commanded him to be kept in Herod 's government headquarters .
dia niteny hoe : " Izaho dia haheno tanteraka anao rehefa tonga eto ireo mpiampanga anao . " Dia nasainy notazomina tao ao amin'ireo foiben ' ny fanjakan'i Heroda izy .
ACT 23     Average alignment score: 0.372 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28