Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 16:1     Alignment score: 0.523 → 0.549
Paul also came to Derbe and to Lystra , and behold , a certain disciple
named Timothy was there , the son of a Jewish woman who was a believer , but his father was a Greek .
Tonga tany Derbe sy Lystra ihany koa Paoly , ary indro , teo ilay mpianatra iray antsoina hoe Timoty , zanaka lahin ' ny vehivavy Jiosy izay nino ; Grika ny rainy .


ACT 16:2     Alignment score: 0.496
He was well spoken of by the brothers who were at Lystra and Iconium .
Izy dia tsara laza tamin'ireo rahalahiny izay tany Lystra ary Ikonioma .
ACT 16:3     Alignment score: 0.33 → 0.338
Paul wanted him to travel with him , so he took him and circumcised him because of the Jews that were in those
places , for they all knew that his father was a Greek .
Tian ' i Paoly hiara - dia aminy izy ; dia nalainy izy ary noforany noho ireo Jiosy izay teo amin'ireo toerana ireo , satria fantatr'izy rehetra fa Grika ny rainy .
ACT 16:4     Alignment score: 0.299 → 0.311
As they were going along through the cities , they were passing along the decrees to obey that were decided on by the apostles and elders who were in Jerusalem .
Raha nandeha namakivaky ireo tanàna maro izy ireo , dia nanolotra toromarika ho an'ireo mpino mba hankato
ny fampianarana , izay nosoratan ' ny Apostoly sy ny loholona tao Jerosalema .
ACT 16:5     Alignment score: 0.351
So the churches were strengthened in the faith and increased in number daily .
Ka niha - natanjaka tamin ' ny finoana ny fiangonana ary nitombo isa isan'andro .
ACT 16:6     Alignment score: 0.466 → 0.467
Paul and his companions went through the regions of Phrygia and Galatia , since they had been forbidden by the Holy Spirit to proclaim the word in the province of Asia .
Nandeha namakivaky ny faritry
ny Frygia sy Galatia Paoly sy ny namany , satria noraran ' ny Fanahy Masina izy ireo hanambara ny teny any amin ' ny faritr'i Asia .
ACT 16:7     Alignment score: 0.466 → 0.486
When they came near Mysia , they attempted to go into Bithynia , but the Spirit of Jesus prevented them .
Rehefa niditra nanakaiky an ' i Mysia , dia te - handeha ho any Bitynia izy ireo , nefa nosakanan ' ny Fanahin'i
Jesosy izy ireo .
ACT 16:8     Alignment score: 0.545 → 0.545
So passing by Mysia , they came down to the city of Troas .
Ka nandalo tamin'i Mysia , dia nandeha nidina tany amin ' ny tanàna an'i Troasy izy ireo .
ACT 16:9     Alignment score: 0.336 → 0.336
A vision appeared to Paul in the night : A man of Macedonia was standing there , begging him and saying , " Come over into Macedonia and help us . "
Nahita fahitana i Paoly tamin ' ny alina : lehilahy iray Makedoniana nitsangana teo , niantso azy ary niteny hoe : " Avia aty Makedonia ary vonjeo
izahay . "
ACT 16:10     Alignment score: 0.44 → 0.44
When Paul had seen the vision , immediately we sought to go to Macedonia , concluding that God had called us to preach the gospel to them .
Rehefa avy nahita ny fahitana i Paoly , dia niainga hihazo an ' i Makedonia avy hatrany izahay , nahatsapa fa Andriamanitra no niantso anay mba hitory ny filazantsara amin ' izy ireo .
ACT 16:11     Alignment score: 0.359
Setting sail therefore from Troas , we made a straight course to Samothrace , and the next day we came
to Neapolis .
Niantsambo noho izany avy any Troasy , dia nizotra mahitsy ho any Samatrakia izahay , ary nihazo an'i Neapolia izahay ny andro manaraka .
ACT 16:12     Alignment score: 0.396 → 0.397
From there we went to Philippi , which is a city of Macedonia , the most important city in the district and a Roman colony , and we stayed in this city for several days .
Avy teo dia nandeha nankany Filipy izahay , izay isan ' ny tanàna Makedonia , izay tanàna manan - danja indrindra ao amin ' ny faritra
sy ny zana - tany Romanina , ary nijanona tao amin'izany tanàna izany nandritry ny andro maro izahay .
ACT 16:13     Alignment score: 0.383 → 0.398
On the Sabbath day we went outside the gate by the river , where we thought there would be a place of prayer . We sat down and spoke to the women
who had come together .
Tamin ' ny andron ' ny Sabata dia nandeha tany ivelan ' ny vavahady akaikin ' ny renirano izahay , izay noeritreretinay fa misy toeram - pivavahana . Nipetraka izahay ary niresaka tamin'ireo vehivavy izay niara - tonga teo .
ACT 16:14     Alignment score: 0.445 → 0.447
A certain woman named Lydia , a seller of purple from the city of Thyatira , who worshiped God , listened to us . The Lord opened her heart to pay attention to what was said by Paul .
Nisy vehivavy iray atao hoe Lydia , mpivaro - damba volomparasy avy any amin ' ny tanànan
' i Tyatira , izay nanompo an'Andriamanitra , nihaino anay . Nanokatra ny fony ny Tompo hitandrina ny teny izay nolazain ' i Paoly .
ACT 16:15     Alignment score: 0.387
When she and her house were baptized , she pleaded with us , saying , " If you have judged me to be faithful to the Lord , come
and stay in my house . " And she persuaded us .
Rehefa vita batisa izy sy ny ankohonany , dia namporisika anay izy , niteny hoe : " Raha nitsara ahy ho mahatoky amin ' ny Tompo ianareo , dia midira ary mitoera ao an - trano . " Ary nandresy lahatra anay izy .
ACT 16:16     Alignment score: 0.189 → 0.215
It came
about that , as we were going to the place of prayer , a certain slave girl who had a spirit of divination encountered us . She brought her masters much gain by fortunetelling .
Ary tamin'izany , raha nandeha nankany amin ' ny toeram - pivavahana izahay , dia nisy zatovovavy iray izay manana fanahin ' ny sikidy nifanena taminay . Nitondra tombony maro ho an ' ny tompony tamin ' ny alalan ' ny sikidy izy .
ACT 16:17     Alignment score: 0.315
This woman followed after Paul and us and shouted , saying , " These
men are servants of the Most High God . They proclaim to you the way of salvation . "
Nanaraka anay sy Paoly avy ao aoriana io vehivavy io ary niantso mafy , nanao hoe : " Ireo lehilahy ireo dia mpanompon ' Andriamanitra Avo Indrindra . Manambara aminareo ny lalam - pamonjena izy ireo . "
ACT 16:18     Alignment score: 0.343
She did this for many days . But Paul , being greatly annoyed by her , turned and said to the spirit , " I command you in the name of Jesus Christ to come
out of her . " And it came out at that same hour .
Nanao izany nandritry ny andro maro izy . Fa i Paoly dia nanomboka sosotra taminy ka nitodika ary niteny tamin ' ny fanahy hoe : " Mandidy anao amin ' ny anaran'i Jesosy Kristy aho mba hivoaka ao aminy . " Ary nivoaka avy hatrany izany .
ACT 16:19     Alignment score: 0.396 → 0.396
When her masters saw that their hope of profit was now gone , they seized Paul and Silas and dragged them into the marketplace
before the authorities .
Rehefa hitan'ireo tompony fa lasa ilay fanantenana ny amin ' ny tombony ho azy ireo , dia nosamborin ' izy ireo i Paoly sy Silasy ary notaritiny izy ireo ho any an - tsena teo anoloan'ireo manam - pahefana .
ACT 16:20     Alignment score: 0.379 → 0.435
When they had brought them to the magistrates , they said , " These men are causing trouble in our city . They are Jews .
Rehefa nitondra azy ireo teo anoloan'ireo mpitsara izy ireo , dia niteny hoe : " Manakorontana ny tanànantsika ireto lehilahy ireto . Jiosy izy ireo .
ACT 16:21     Alignment score: 0.215 → 0.211
They proclaim customs that are not lawful for Romans to accept or practice . "
Manambara fomba izay tsy ara - dalàna ho an ' ny Romanina ny manaiky na mampihatra azy izy ireo . "
ACT 16:22     Alignment score: 0.392
Then the crowd rose up together against Paul and Silas ; the magistrates tore their garments off them and commanded them to be beaten with rods .
Dia nitsangana ny vahoaka nanohitra an ' i Paoly sy Silasy ; nanala ny lamban'izy ireo ny mpitsara ary nandidy azy ireo mba ho kapohina amin ' ny hazo .
ACT 16:23     Alignment score: 0.243 → 0.244
When they had laid many blows upon them , they threw them into prison and commanded the jailer to guard them securely .
Rehefa nokapohin'ireo mafy izy ireo , dia nalefan'izy ireo any an - tranomaizina ary nandidy ny mpiandry tranomaizina mba hiambina mafy azy ireo .
ACT 16:24     Alignment score: 0.151 → 0.154
After he got this command , the jailer threw them into the inner prison and fastened their feet in the stocks .
Rehefa naharay izany didy izany ny mpiambina , dia nalefany
tany amin ' ny farany lalina indrindra amin ' ny fonja izy ireo ary nofatorany teo amin ' ny hazo ny tongotr'izy ireo .
ACT 16:25     Alignment score: 0.408
Around midnight Paul and Silas were praying and singing hymns to God , and the other prisoners were listening to them .
Nanodidina ny misasak'alina
dia nivavaka i Paoly sy Silasy ary nihira fiderana an'Andriamanitra , ary ireo gadra hafa dia nihaino azy ireo .
ACT 16:26     Alignment score: 0.347 → 0.369
Suddenly there was a great earthquake , so that the foundations
of the prison were shaken ; and immediately all the doors were opened , and everyone 's chains were unfastened .
Tampoka teo dia nisy horohorontany lehibe , ka nampihozongozona ny fototry ny fonja ; ary nisokatra avy hatrany ny varavarana rehetra , ary nivaha ny fatoran ' ny olona rehetra .
ACT 16:27     Alignment score: 0.303 → 0.305
The jailer was awakened from sleep and saw the open prison doors ; he drew his sword and was about to kill himself , because he thought that the prisoners had escaped .
Taitra tamin ' ny torimaso ny mpiandry ny tranomaizina ary nahita ireo varavaran
' ny fonja nivoha ; namoaka ny sabany izy ka saika hamono ny tenany , satria noeritreretiny fa nandositra ireo gadra .
ACT 16:28     Alignment score: 0.419 → 0.414
But Paul shouted with a loud voice , saying , " Do not harm yourself , because we are all here . "
Fa niantso tamin ' ny feo mafy Paoly , nanao hoe : " Aza mandratra ny tenanao , satria ato daholo izahay rehetra . "
ACT 16:29     Alignment score: 0.305 → 0.307
The jailer called for lights and rushed in and , trembling for fear , fell
down before Paul and Silas ,
Nampiantso Jiro ilay mpiandry tranomaizina ary niditra haingana tao anatiny , tora - kovitra noho ny tahotra , nihohoka teo anoloan'i Paoly sy Silasy ,
ACT 16:30     Alignment score: 0.362
and brought them out and said , " Sirs , what must I do to be saved ? "
ary nitondra azy ireo nivoaka sy niteny hoe : " Tompoko , inona no tsy maintsy hataoko mba ho voavonjy ? "
ACT 16:31     Alignment score: 0.531
They said , " Believe in the Lord Jesus , and you will be saved , you and your household . "
Hoy izy ireo hoe : " Minoa
an'i Tompo Jesosy , dia ho voavonjy ianao , ianao sy ny ankohonanao . "
ACT 16:32     Alignment score: 0.277
They spoke the word of the Lord to him , together with everyone in his house .
Nitory ny tenin
' ny Tompo taminy izy ireo , niaraka tamin ' ny olona rehetra tao an - tranony .
ACT 16:33     Alignment score: 0.329
Then the jailer took them at the same hour of the night , and washed their wounds , and he and those
in his entire house were baptized immediately .
Avy eo dia nandray azy ireo tamin ' ny alina tamin'iny ora iny ihany ilay mpiandry fonja , ary nanasa ny ferin'izy ireo , ary izy sy ireo rehetra tao amin ' ny tranony iray manontolo dia natao batisa teo no ho eo .
ACT 16:34     Alignment score: 0.406
Then as he brought Paul and Silas up into his house and he set food before them , he rejoiced greatly with those of his house , that he had believed in God .
Avy eo dia nentiny niakatra tao an - tranony
i Paoly sy Silasy ary nandroso sakafo teo anoloan'izy ireo izy , dia nifaly tokoa izy niaraka tamin'ireo izay tao an - tranony , fa efa nino an'Andriamanitra izy .
ACT 16:35     Alignment score: 0.425 → 0.423
Now when it was day , the magistrates sent word to the guards , saying , " Let those
men go . "
Ary rehefa maraina ny andro , dia nandefa teny tamin'ireo mpiambina ireo mpitsara , niteny hoe : " Avelao handeha ireo lehilahy ireo . "
ACT 16:36     Alignment score: 0.357 → 0.365
The jailer reported the words to Paul , saying , " The magistrates have sent word to me to let you go . Now therefore come
out , and go in peace . "
Nitatitra izany teny izany tamin'i Paoly ilay mpiambina , niteny hoe : " Nampitondra teny tamiko ireo mpitsara mba hamela anareo handeha : noho izany ankehitriny mivoaha , ary mandehana am - piadanana . "
ACT 16:37     Alignment score: 0.276 → 0.287
But Paul said to them , " They have publicly beaten us without a trial , even though we are Roman citizens and they threw us into prison . Do they now want to send
us away secretly ? No ! Let them come themselves and lead us out . "
Fa niteny tamin ' izy ireo Paoly hoe : " Nikapoka anay ampahibemaso tsy nisy fitsarana izy ireo , na dia mizàka ny zom - pirenena Romanina aza izahay _ ary nalefan'izy ireo tao am - pigadrana . Ankehitriny dia tian'izy ireo ho alefa an - tsokotsoko ve izahay ? Tsia ! Aoka ny tenan'izy ireo no ho tonga eto sy hitarika anay hivoaka . "
ACT 16:38     Alignment score: 0.407 → 0.436
The guards reported these
words to the magistrates , and when they heard that Paul and Silas were Romans , they were afraid .
Nitatitra izany teny izany tamin ' ny mpitsara ny mpiambina , ary raha vao nandre izy ireo fa romanina i Paoly sy Silasy , dia natahotra izy ireo .
ACT 16:39     Alignment score: 0.341
The magistrates came and apologized to them and brought them out , asking them to go away from the city .
Tonga sy nialatsiny tamin'izy ireo ny mpitsara ary nitondra azy ireo nivoaka , nangataka azy ireo mba hiala ao an - tanàna .
ACT 16:40     Alignment score: 0.561
So Paul and Silas went out of the prison and came
to the house of Lydia . When Paul and Silas saw the brothers , they encouraged them and then departed from the city .
Ka niala tao an - tranomaizina i Paoly sy Silasy ary nankao an - tranon'i Lydia . Rehefa nahita ireo rahalahy i Paoly sy Silasy , dia nampahery azy ireo ary avy eo dia niala tao an - tanàna izy ireo .
ACT 16     Average alignment score: 0.374 for 40 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28