Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 28:1     Alignment score: 0.4 → 0.4
When we were brought safely through , we learned that the island was called Malta .
Rehefa tonga soa aman - tsara izahay , dia hainay fa ilay tany
dia nantsoina hoe Malta .


ACT 28:2     Alignment score: 0.401
The native people offered to us not just ordinary kindness , but they lit a fire and welcomed us all because of the constant rain and cold .
Ireo terantany dia tsy nanome hatsaram - panahy tsotra taminay fotsiny , fa nandrehitra afo izy ireo ary nampandroso anay rehetra , nohon ' ny orana mikija sy ny hatsiaka .
ACT 28:3     Alignment score: 0.377 → 0.377
But when Paul had gathered a bundle of sticks and placed them on the fire , a viper came out because of the heat and fastened onto his hand .
Fa rehefa nanangona kitay hazo sy nametraka izany teo amin ' ny afo Paoly , dia nisy menarana nivoaka nohon ' ny hafanana , ary nifatotra tamin ' ny tanany .
ACT 28:4     Alignment score: 0.352 → 0.352
When the native people saw the animal hanging from his hand , they said one to another , " This man certainly is a murderer who has been saved from the sea ; Justice does not permit him to live . "
Rehefa nahita ilay biby nihantona teo amin ' ny tanany ireo terantany , dia nifampiresaka izy ireo hoe : " Tena mpamono olona
izay nitsoaka avy tany an - dranomasina io lehilahy io , raha ny rariny dia tsy tokony ho velona izy . "
ACT 28:5     Alignment score: 0.292 → 0.297
But then he shook the animal into the fire and suffered no harm .
Fa avy eo nanozongozona ilay biby ho anaty afo izy nefa tsy naratra akory .
ACT 28:6     Alignment score: 0.198
They were waiting for him to swell up or suddenly fall down dead . But after they watched him for a long time and saw that nothing was wrong with him , they changed their minds and said that he was a god .
Niandry azy mba ho voan
' ny tazo na ho faty tampoka izy ireo . Fa rehefa avy nijery azy maharitra izy ireo ary nahita fa tsy nisy zavatra tsy mahazatra nanjo azy , dia niova hevitra izy ireo ary nilaza fa izy dia andriamanitra .
ACT 28:7     Alignment score: 0.339 → 0.356
Now in a nearby place there were lands belonging to the chief man of the island , a man named Publius . He welcomed us and kindly provided for us for three days .
Ary tamin ' ny toerana akaiky teo nisy ireo tany izay an'ilay lehilahy lehiben ' ny nosy , lehilahy antsoina hoe Poplio . Nandray anay izy ary nanome sakafo anay tamin ' ny hatsaram - panahy nandritry
ny telo andro .
ACT 28:8     Alignment score: 0.418 → 0.42
It happened that the father of Publius was lying afflicted with a fever and dysentery . When Paul went to him , he prayed , placed his hands on him , and healed him .
Ny rain'i
Poplio dia nararin ' ny tazo sy fivalanan - drà . Rehefa nankany aminy Paoly , dia nivavaka izy , nametraka ny tanany teo aminy , ary nanasitrana azy .
ACT 28:9     Alignment score: 0.355 → 0.356
After this happened , the rest of the people on the island who were sick also came and were healed .
Taorian ' ny nitrangan'izany , dia nanatona azy avokoa ny ambin
' ny vahoaka rehetra izay narary teo amin'ilay nosy ary sitrana .
ACT 28:10     Alignment score: 0.34 → 0.34
The people also honored us with many honors . When we were preparing to sail , they gave us what we needed .
Ny vahoaka ihany koa dia nanome voninahitra anay tamin ' ny voninahitra maro . Ary rehefa niomana andeha hiantsambo izahay , dia nanome anay izay nilainay izy ireo .
ACT 28:11     Alignment score: 0.311 → 0.356
After three months we set sail in a ship that had spent the winter at the island , a ship of Alexandria , with " the twin gods " as its figurehead .
Afaka telo volana izahay dia nandeha niondrana tamin ' ny sambo izay nijanona tao amin'ilay nosy nandritry
ny ririnina , sambon'i Aleksandria , misy ' " sarikamban'andriamanitra " eo anoloan ' ny sambo
ACT 28:12     Alignment score: 0.391
After we landed at the city of Syracuse , we stayed there three days .
Ary rehefa tonga tamin'ilay tanànan'i Sirakosa izahay , dia nitoetra tao nandritry
ny telo andro .
ACT 28:13     Alignment score: 0.432
From there we sailed and arrived at the city of Rhegium . After one day a south wind sprang up , and in two days we came to the city of Puteoli .
Niala avy teo izahay no niantsambo ka tonga tany
amin ' ny tanànan'i Regioma . Ary rehefa afaka iray andro dia nisy rivotra nitsoka avy any atsimo , ka roa andro izahay dia tonga tao amin ' ny tanànan'i Potioly .
ACT 28:14     Alignment score: 0.382 → 0.384
There we found
some brothers and were invited to stay with them for seven days . In this way we came to Rome .
Tao no nahitanay ireo rahalahy sasany ary nanasa anay mba hijanona hiaraka amin'izy ireo mandritry ny fito andro . Tamin ' ny alalan'izany no nahatongavanay tany Roma .
ACT 28:15     Alignment score: 0.426 → 0.427
From there the brothers , after they heard about us , came to meet us as far as the Market of Appius and the Three Taverns . When Paul saw the brothers , he thanked God and took courage .
Avy teny
ireo rahalahy , taorian ' ny nandrenesan'izy ireo ny momba anay , dia tonga nitsena anay hatrany amin ' ny tsenan'i Apio sy ireo tranom - bahiny telo . Rehefa nahita ireo rahalahy Paoly , dia nisaotra an'Andriamanitra izy ary nahazo hery .
ACT 28:16     Alignment score: 0.435 → 0.435
When we entered Rome , Paul was allowed to live by himself with the soldier who was guarding him .
Rehefa niditra tao Roma izahay , dia nahazo alalana hiara - hiaina amin'ireo miaramila niambina azy Paoly .
ACT 28:17     Alignment score: 0.354 → 0.354
Then it came
about that after three days Paul called together those men who were the leaders among the Jews . When they had come together , he said to them , " Brothers , although I have done nothing wrong against the people or the customs of our fathers , I was delivered as a prisoner from Jerusalem into the hands of the Romans .
Ary rehefa afaka hateloana taorinan'izay dia nampiantso niaraka ireo lehilahy izay mpitarika teo amin'ireo Jiosy ireo i Paoly . Rehefa niaraka tonga izy ireo , dia niteny tamin'izy ireo izy hoe : " Ry rahalahy , na dia tsy nanao zavatra ratsy tamin ' ny olona na ny fomban'ireo razantsika aza aho , dia natolotra ho voafonja tany Jerosalema teo an - tanan ' ny Romana .
ACT 28:18     Alignment score: 0.238 → 0.24
After they questioned me , they wished to set me free , because there was no reason for the death penalty in my case
.
Rehefa avy nanadihady ahy izy ireo , dia naniry ny hanafaka ahy , satria tsy nisy antony tokony hanamelohana ahy ho faty .
ACT 28:19     Alignment score: 0.315
But when the Jews spoke against their desire , I was forced to appeal to Caesar , although it is not as if I were bringing any accusation against my nation .
Fa rehefa nanohitra ny fanirian'izy ireo ny Jiosy , dia voatery aho nampiantso an'i Kaisara , na dia tsy toy ny hoe nitondra fiampangana hanohitra ny fireneko aza .
ACT 28:20     Alignment score: 0.146 → 0.167
For this reason , therefore , I called upon you that I might see you and speak with you , since it is because of the hope of Israel that I am now wearing this chain . "
Nohon ' ny antsoko , dia , nangataka ny hahita anareo sy hiresaka aminareo aho . Izany dia nohon ' ny fahatokisan'Israely momba ny hamatorana ahy amin'ity rojo ity . "
ACT 28:21     Alignment score: 0.292 → 0.315
Then they said to him , " We neither received letters from Judea about you , nor did any of the brothers come
and report or say anything bad about you .
Avy eo dia niteny taminy izy ireo hoe : " Tsy mbola naharay ireo taratasy momba anao avy any Jodia izahay , na rahalahy tonga sy nitatitra na niteny zavatra ratsy momba anao .
ACT 28:22     Alignment score: 0.318 → 0.356
But we want to hear from you what you think about this sect , because it is known by us that it is spoken against everywhere . "
Fa tianay ho re aminao ny eritreritrao momba izany sekta izany , satria fantatray
fa efa ratsy laza eny rehetra eny izany .
ACT 28:23     Alignment score: 0.352 → 0.373
When they had appointed a day for him , more people came
to him at his dwelling place . He presented the matter to them , and testified about the kingdom of God . He tried to persuade them about Jesus , both from the law of Moses and from the prophets , from morning until evening .
Rehefa nisafidy andro ho azy izy ireo , dia maro kokoa ireo olona nanantona azy tany amin ' ny trano nivahinianany . Nampahafantatra ilay raharaha tamin'izy ireo izy , ary nijoro vavolombelona momban ' ny fanjakan'Andriamanitra . Niezaka nandresy lahatra azy ireo ny momba an'i Jesosy izy , na tamin ' ny alalan'i Mosesy izany na tamin ' ny alalan ' ny mpaminany , nanomboka maraina ka hatramin ' ny hariva .
ACT 28:24     Alignment score: 0.366
Some were convinced about the things which were said , while others did not believe .
Ny sasany dia resy lahatra tamin'ireo zavatra izay voalaza , raha tsy nino kosa ireo hafa .
ACT 28:25     Alignment score: 0.358 → 0.385
When they did not agree with one another , they left after Paul had spoken this one word : " The Holy Spirit spoke well through Isaiah the prophet to your fathers .
Rehefa tsy nifanaraka izy ireo , dia lasa taorian ' ny nanambaran'i Paoly ity teny iray ity hoe : " Ny Fanahy Masina dia niteny tsara ireo razanareo tamin ' ny alalan'Isaia mpaminany .
ACT 28:26     Alignment score: 0.243 → 0.277
He said , ' Go to this people and say , " Hearing you will hear , but you will never understand ; seeing , you will see , but you will never know
.
Hoy izy hoe : ' Mandehana any amin'ireo vahoaka ireo ary lazao hoe : " Amin ' ny fihainoana no handrenesanareo , fa tsy hahatakatra ; ary amin ' ny fahitana no hahitanareo , fa tsy hahita .
ACT 28:27     Alignment score: 0.336 → 0.339
For the heart of this people has become
dull , and with their ears they hardly hear , and they have shut their eyes . Otherwise they might see with their eyes , and hear with their ears , and understand with their heart and turn again , and I would heal them . " '
Fa nihadonto ny fon'ireo olona ireo , ary sarotra amin ' ny sofin'izy ireo ny handre , ary nanakipy ny masony izy ireo . Fa raha tsy izany dia mety afaka hahita amin ' ny masony izy ireo , ary handre amin ' ny sofiny , sy hahatakatra amin ' ny fony ka hiverina indray , dia hanasitrana azy ireo aho . " '
ACT 28:28     Alignment score: 0.449 → 0.451
Therefore , you should know that this salvation of God has been sent to the Gentiles , and they will listen . "
Noho izany , tokony ho fantatrareo fa izany famonjen'Andriamanitra izany dia nalefa tamin'ireo Jentilisy
, ary hihaino izy ireo . "
ACT 28:30     Alignment score: 0.415
Paul lived for two whole years in his own rented house , and he welcomed all who came to him .
Paoly dia niaina nandritry
ny roa taona maninjitra tao amin ' ny tranony nohofaina manokana , ary nandray izay rehetra tonga tao aminy izy .
ACT 28:31     Alignment score: 0.452 → 0.459
He was proclaiming the kingdom of God and was teaching the things about the Lord Jesus Christ with all boldness without being hindered .
Nanambara ny fanjakan'Andriamanitra izy ary nampianatra ireo zavatra momban'i Tompo Jesosy Kristy tamin ' ny fahasahiana rehetra . Ary tsy nisy nanakana izy .
ACT 28     Average alignment score: 0.356 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28