Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 21:1     Alignment score: 0.277 → 0.321
When we had gone away from them and set sail , we took a straight course to the city of Cos , and the next day to the city of Rhodes , and from there to the city of Patara .
Rehefa niala teo amin'izy ireo izahay dia niantsambo , ary nizotra lala - mahitsy nankany amin ' ny tanànan'i Kosy , nankany amin ' ny tanànan'i Rody ny andro manaraka , ary avy ao dia nankany amin ' ny tanànan'i Patara .


ACT 21:2     Alignment score: 0.346
When we found a ship crossing over to Phoenicia , we went aboard and set sail .
Rehefa nahita sambo niampita nankany Foinika izahay , dia niditra tao izahay ka niantsambo .
ACT 21:3     Alignment score: 0.302
After sighting Cyprus , leaving it on the left side of the boat , we sailed on to Syria and landed at Tyre , where the ship was to unload its cargo .
Rehefa avy nahita an'i Kyprosy , dia namela izany teny ampitan ' ny sambo , niantsambo ho any Syria izahay ary niantsona tao Tyro , toerana izay namoahan'ireo tantsambo ny entana tao anaty sambo .
ACT 21:4     Alignment score: 0.353 → 0.359
After we found the disciples , we stayed there seven days . Through the Spirit they kept urging Paul not to go to Jerusalem .
Raha vao nahita an'ireo mpianatra izahay , dia nijanona tany
nandritra ny fito andro . Tamin ' ny alalan ' ny Fanahy dia nandresy lahatra an'i Paoly hatrany izy ireo mba tsy handeha ho any Jerosalema .
ACT 21:5     Alignment score: 0.332 → 0.334
When our days there were over , we left and went on our way , and they all , with their wives and children , accompanied us out of the city . Then we knelt down on the beach , prayed ,
Rehefa tapitra ny andronay
teny , dia niala tao izahay ka nandeha tamin ' ny làlanay , ary izy rehetra , niaraka tamin'ireo vady aman - janany , nanaraka nivoaka tao amin ' ny tanàna . Ary nandohalika teny amorn - dranomasina dia nivavaka
ACT 21:6     Alignment score: 0.264
and said farewell to each other . Then we went on board the ship , and they returned home .
ary nifanao veloma . Dia niditra tao an - tsambo izahay , ary izy ireo niverina tany an - tranony .
ACT 21:7     Alignment score: 0.465
When we had finished the voyage from Tyre , we arrived at Ptolemais . There we greeted the brothers and stayed with them for one day .
Rehefa vitanay
ny dia tany Tyro , dia tonga tany Ptolemaisy izahay . Tany dia nihaona tamin'ireo rahalahy ary nijanona iray andro niaraka tamin'izy ireo .
ACT 21:8     Alignment score: 0.491
On the next day we left and went to Caesarea . We entered the house of Philip , the evangelist
, who was one of the seven , and we stayed with him .
Ny ampitso dia niala tao izahay ary nandeha tany Sezarea . Niditra ny tranon'i Filipo isika , evanjelista , izay iray tamin'ireo fito , ary nijanona niaraka taminy izahay .
ACT 21:9     Alignment score: 0.439 → 0.444
Now this man had four virgin daughters
who prophesied .
Ankehitriny io lehilahy io dia nanan - janaka vavy virjiny efatra izay naminany .
ACT 21:10     Alignment score: 0.435
As we stayed there for some days , a certain prophet named Agabus came down from Judea .
Rehefa nijanona tao nandritry
ny andro maromaro izahay , dia nisy mpaminany anankiray nidina avy tany Jodia nantsoina hoe Agabo .
ACT 21:11     Alignment score: 0.369 → 0.385
He came to us and took Paul 's belt . With it he tied his own feet and hands and said , " Thus
says the Holy Spirit , ' This is how the Jews in Jerusalem will tie up the man who owns this belt , and they will hand him over into the hands of the Gentiles . ' "
Nanatona anay ary naka ny fehikibon'i Paoly izy . Tamin'iny no namatorany ny tongony sy ny tanany ary niteny hoe : " Hoy ny Fanahy Masina , ' dia ho toy izao no hamatoran ' ireo Jiosy any Jerosalema ny lehilahy izay tompon'ity fehin - kibo ity , ary hanolotra azy eo an - tanan'ireo Jentilisa . ' "
ACT 21:12     Alignment score: 0.415
When we heard these
things , both we and the people who lived in that place pleaded with Paul not to go up to Jerusalem .
Rehefa naheno izany zavatra izany izahay , dia izahay sy ireo olona monina tao amin'io toerana io dia niangavy tamin'i Paoly tsy hiakatra ho any Jerosalema .
ACT 21:13     Alignment score: 0.487
Then Paul answered , " What are you doing , weeping and breaking my heart ? For I am ready , not only to be tied up , but also to die in Jerusalem for the name of the Lord Jesus . "
Ary namaly i Paoly nanao hoe : " Inona no ataonareo , mitomany sy mandratra ny foko ? Izaho efa vonona , tsy hoe hofatorana fotsiny ihany , fa ho faty any Jerosalema ihany koa amin ' ny anaran'i
Tompo Jesosy . "
ACT 21:14     Alignment score: 0.236 → 0.271
Since Paul would not be persuaded , we remained silent and then we said , " May the will of the Lord be done . "
Satria tsy naniry ny horesen - dahatra i Paoly , dia nijanona nanandrana izahay ary niteny hoe : " Aoka ho tanteraka ny sitra - pon ' ny Tompo . "
ACT 21:15     Alignment score: 0.309 → 0.346
After these
days , we picked up our bags and went up to Jerusalem .
Tao aorian'ireo andro ireo , dia nitondra ny kitaponay izahay ka niakatra nankany Jerosalema .
ACT 21:16     Alignment score: 0.337 → 0.349
There also went with us some of the disciples from Caesarea . They brought with them a man named Mnason , a man from Cyprus , an early disciple
, with whom we would stay .
Dia nisy ireo mpianatra sasany ihany koa avy any Sezarea nanaraka anay . Nitondra lehilahy iray niaraka taminízy ireo izay nantsoina hoe Menasona , lehilahy avy any Sipra , mpianatra mainty molaly , izay tokony hiarahanay mitoetra .
ACT 21:17     Alignment score: 0.478
When we had arrived in Jerusalem , the brothers welcomed us gladly .
Rehefa tonga tany
Jerosalema izahay , dia nandray anay am - pifaliana ireo rahalahy .
ACT 21:18     Alignment score: 0.462
The next day Paul went with us to James , and all the elders were present .
Ny ampitso dia nanaraka anay i Paoly ho any amin'i Jakoba , ary teo daholo ireo loholona rehetra .
ACT 21:19     Alignment score: 0.424 → 0.424
When he had greeted them , he reported one by one the things that God had done among the Gentiles through his ministry .
Rehefa avy niarahaba azy ireo izy , dia nitatitra tsirairay ireo zavatra rehetra izay efa nataon'Andriamanitra tamin'ireo Jentilisa tamin ' ny alalan ' ny asa fanompoany
.
ACT 21:20     Alignment score: 0.443 → 0.441
When they heard it , they glorified God , and they said to him , " You see , brother , how many thousands have believed among the Jews . They are all zealous to keep the law .
Rehefa nandre izany izy ireo , dia nidera an'Andriamanitra , ary niteny taminy hoe : " Hitanao , ry rahalahy , an'arivony firy no nino tamin'ireo Jiosy . Tapa - kevitra izy rehetra hitandrina ny lalàna .
ACT 21:21     Alignment score: 0.322 → 0.338
They have been told about you , that you teach all the Jews who live among the Gentiles to abandon Moses , and that you tell them not to circumcise their children , and not to walk according to the traditional ways .
Efa nolazan'izy ireo ny momba anao , fa ianao dia mampianatra ireo Jiosy rehetra izay mipetraka eo amin'ireo Jentilisa hahafoy an'i Mosesy , ary ianao milaza azy ireo tsy hamora ny zanany , ary tsy hanaraka ny fomba taloha .
ACT 21:22     Alignment score: 0.332
What should we do ? They will certainly hear that you have come
.
Inona no tokony ho hataontsika ? Ho ren'izy ireo tokoa fa tonga ianao .
ACT 21:23     Alignment score: 0.373
So do what we say to you . We have four men who made a vow .
Koa ataovy izay lazainay anao . Manana lehilahy efatra izay nanao voady izahay .
ACT 21:24     Alignment score: 0.269 → 0.271
Take these
men and purify yourself with them , and pay their expenses for them , so that they may shave their heads . So everyone will know that the things they have been told about you are false . They will learn that you also live correctly , obeying the law .
Ento ireo lehilahy ireo ary diovy miaraka amin'izy ireo ny tenanareo , ary haloavy ireo fandanian'izy ireo , mba hanaratra ny lohany izy ireo . Ka ho fantatry ny olona rehetra fa ireo zavatra izay nolazaina momba anareo dia diso . Ho fantatr'izy ireo fa ianao dia manaraka lalàna ihany koa .
ACT 21:25     Alignment score: 0.384 → 0.383
But concerning the Gentiles who have believed , we wrote about our decision that they should keep themselves from things sacrificed to idols , from blood , from what is strangled , and from sexual immorality . "
Fa mikasika ireo Jentilisa izay nino , izahay dia nanoratra sy nanome torolalana
fa tokony hitandrina ny tenany amin ' ny zavatra vita sorona ho an ' ny sampy izy ireo , avy amin ' ny , avy amin'izay nokendaina , sy avy amin ' ny fijangajangana .
ACT 21:26     Alignment score: 0.327 → 0.341
Then Paul took the men , and the next day he purified himself along with them . Then they went into the temple , giving notice when the days of purification would be fulfilled and the offering would be presented for each of them .
Avy eo dia nalain'i Paoly ireo lehilahy , ary ny ampitso , izy nanadio ny tenany niaraka tamin'izy ireo , niditra tao an - tempoly , nanambara ny vanim - potoanan ' ny andron ' ny fanadiovana , mandra - panatitra ny fanatitra ho an ' ny olona
tsirairay tamin'izy ireo .
ACT 21:27     Alignment score: 0.48
When the seven days were almost finished , some Jews from Asia , seeing Paul in the temple , stirred up the whole crowd and laid hands on him .
Rehefa ho tapitra ireo andro fito , ireo Jiosy sasantsasany avy any Asia , nahita an'i Paoly tao an - tempoly , nampikorontana ireo vahoaka manontolo , ary nisambotra azy .
ACT 21:28     Alignment score: 0.395 → 0.406
They were shouting , " Men of Israel , help us . This is the man who teaches all men everywhere things that are against the people , the law , and this place . Besides , he has also brought Greeks into the temple and has defiled this holy place . "
Nitabataba izy ireo hoe : " Ry olon'Israely , ampio izahay " . Io ilay lehilahy izay mampianatra ny olona rehetra hatraiza hatraiza ireo zavatra izay manohitra ny olona , ny lalàna , ary ity toerana ity . Fanampin'izany , nitondra Grika tao an - tempoly ihany koa izy ary nandoto an'ity toerana masina ity .
ACT 21:29     Alignment score: 0.464
For they had previously seen Trophimus the Ephesian with him in the city , and they thought that Paul had brought him into the temple .
" Fa izy ireo teo aloha nahita an'i Trofima
izay Efezianina niaraka taminy tao an - tanàna , ary nieritreritra izy ireo fa i Paoly no nitondra azy tao an - tempoly .
ACT 21:30     Alignment score: 0.346 → 0.369
All the city was excited , and the people ran together and laid hold
of Paul . They dragged him out of the temple , and the doors were immediately shut .
Nifanaritaka ny tanàna rehetra , ary niaraka nihazakazaka sy nisambotra an'i Paoly ny olona . Nisintona azy hivoaka ao amin ' ny tempoly izy ireo , dia nakatona teo noho eo ny varavarana .
ACT 21:31     Alignment score: 0.213 → 0.232
As they were trying to kill him , news came up to the chief captain of the company of soldiers , that all Jerusalem was in an uproar .
Raha teo am - pamonoana azy izy ireo , dia nisy vaovao tonga tany amin ' ny kapitenin ' ny mpiambina fa mikorontana avokoa Jerosalema iray manontolo .
ACT 21:32     Alignment score: 0.429 → 0.435
Right away he took soldiers and centurions
and ran down to the crowd . When the people saw the chief captain and the soldiers , they stopped beating Paul .
Avy hatrany dia naka miaramila sy kapiteny izy ary nihazakaza nidina nankany amin'ireo vahoaka . Rehefa nahita ny kapiteny sy ireo miaramila ny vahoaka , dia nijanona nikapoka an'i Paoly izy ireo .
ACT 21:33     Alignment score: 0.384 → 0.384
Then the chief captain approached and laid hold
of Paul , and commanded him to be bound with two chains . Then he asked who he was and what he had done .
Dia nanatona ilay kapiteny ary nisambotra an'i Paoly , ary nasainy nofatorana tamin ' ny rojo vy roa izy . Dia nanontany izy hoe iza izy ary inona no nataony .
ACT 21:34     Alignment score: 0.308 → 0.325
Some in the crowd were shouting one thing and others another . Since the captain could not learn the truth because of all the noise , he ordered that Paul be brought into the fortress
.
Ny sasany tamin'ireo vahoaka nitabataba zavatra iray ary ireo hafa zavatra hafa . Satria tsy afaka niteny na inona na inona ny kapiteny noho ny tabataba rehetra , dia nasainy nentina ho any amin ' ny rova i Paoly .
ACT 21:35     Alignment score: 0.401
When he came to the steps , he was carried by the soldiers because of the crowd 's violence .
Rehefa tonga teo amin ' ny tohatra izy , dia nentin'ireo miaramila izy noho ny herisetran
' ny vahoaka .
ACT 21:36     Alignment score: 0.278
For the crowd of people followed after and kept shouting out , " Away with him ! "
Fa nanaraka tao aoriana
ny vahoaka be ary nanohy nihorakoraka hoe : " Vonoy izy "
ACT 21:37     Alignment score: 0.277 → 0.293
As Paul was about to be brought into the fortress
, he said to the chief captain , " Is it permitted for me to say something to you ? " The captain said , " Do you know Greek ?
Raha iny ho entina tao an - drova iny i Paoly , dia hoy izy tamin ' ny kapiteny : " Afaka miteny zavatra aminao ve aho ? " Hoy ilay kapiteny hoe : " Miteny Grika ve ianao ?
ACT 21:38     Alignment score: 0.356 → 0.356
Are you not then the Egyptian
who some time ago started a rebellion and led the four thousand men of the ' Assassins ' out into the wilderness ? "
Tsy ianao ve ilay Egyptiana , izay nitarika fikomiana tany aloha ary nitarika ireo efatra arivo lahy an ' ny ' mpamono olona ' nivoaka avy tany an - tany efitra ? "
ACT 21:39     Alignment score: 0.343
Paul said , " I am a Jew , from the city of Tarsus in Cilicia . I am a citizen of no unimportant city . I beg you , allow me to speak to the people . "
I Paoly dia niteny hoe : " Izaho dia Jiosy , avy any amin ' ny tanàn'i
Tarsosy any Kiliaka . Izaho dia olom - pirenen ' ny tanàna manan - danja . Mangataka aminao aho , avelao aho hiteny amin ' ny olona " .
ACT 21:40     Alignment score: 0.439
When the captain had given him permission , Paul stood on the steps and motioned with the hand to the people . When there was a deep silence , he spoke to them in the Hebrew language . He said ,
Rehefa namela azy hiteny ilay kapiteny , dia nitsangana teo amin ' ny tohatra i Paoly ary nanao fihetsika tamin ' ny tànany tamin ' ny vahoaka . Rehefa nisy fahanginana lalina , dia niresaka tamin'izy ireo tamin ' ny fiteny Hebreo izy . Hoy izy :
ACT 21     Average alignment score: 0.375 for 40 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28