Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 2:1     Alignment score: 0.365
When the day of Pentecost came , they were all together in the same place .
Nony tonga ny andron ' ny Pantekosta
, niangona tamin ' ny toerana iray izy rehetra .


ACT 2:2     Alignment score: 0.378 → 0.39
Suddenly a sound like the rush of a violent wind came
from heaven , and it filled the whole house where they were sitting .
Tampoka teo avy any an - danitra nisy feo toy ny rivotra mahery nifofofofo , ary nameno ny trano manontolo izay nipetrahan'izy ireo izany .
ACT 2:3     Alignment score: 0.307 → 0.33
There appeared to them tongues like fire that were distributed , and they sat upon each one of them .
Nisy afo niendrika lela maro izay nizarazara , ary nipetraka teo ambonin'izy ireo tsirairay avy .
ACT 2:4     Alignment score: 0.333
They were all filled with the Holy Spirit and began to speak in other tongues , as the Spirit gave them the ability .
Izy rehetra dia feno ny Fanahy Masina ary nanomboka niteny tamin ' ny fiteny maro samy hafa , araky
ny nomen ' ny Fanahy Masina hitenen'izy ireo .
ACT 2:5     Alignment score: 0.44 → 0.445
Now there were Jews who were living in Jerusalem , godly men , from every nation under heaven .
Ary nisy Jiosy izay nipetraka tao Jerosalema , olon'Andriamanitra , avy amin ' ny firenena rehetra ambanin ' ny lanitra .
ACT 2:6     Alignment score: 0.287 → 0.286
When this sound was heard , the multitude came together and was confused because everyone heard them speaking in his own language .
Rehefa nandre izany feo izany , dia tonga niraka ireo vahoaka sady sahiran - tsaina satria ny tsirairay dia samy nandre azy ireo niteny tamin ' ny fiteniny avy .
ACT 2:7     Alignment score: 0.231
They were amazed and marveled ; they said , " Really , are not all these
who are speaking Galileans ?
Izy ireo dia talanjona sy gaga ; niteny hoe : " Marina , fa tsy ireo rehetra miteny ireo ve no Galileanina ?
ACT 2:8     Alignment score: 0.219 → 0.266
Why is it that we are hearing them , each in our own language
in which we were born ?
Nahoana no maheno azy ireo isika , amin ' ny fitenintsika tsirairay avy izay naha lehibe antsika ?
ACT 2:9     Alignment score: 0.661
Parthians and Medes and Elamites , and those
who live in Mesopotamia , in Judea and Cappadocia , in Pontus and Asia ,
Partianina sy Medianina ary Elemita , ary ireo izay mipetraka any Mesopotamia , any Jodia sy Kapadokia , any Ponto sy Asia ,
ACT 2:10     Alignment score: 0.603
Phrygia and Pamphylia , in Egypt and the parts of Libya toward Cyrene , and visitors from Rome ,
Frygia sy Pamfylia , any Egypta ary Libya
hatrany amin'i Kyrena , ary ireo mpitsidika avy any Roma ,
ACT 2:11     Alignment score: 0.333 → 0.336
Jews and proselytes
, Cretans and Arabians we hear them telling in our languages about the mighty works of God . "
Jiosy sy Proselyta , Kreatana sy Arabo , dia rentsika miresaka amin ' ny fitenintsika momba ny asa lehibe ataon'Andriamanitra . "
ACT 2:12     Alignment score: 0.262
They were all amazed and perplexed ; they said to one another , " What does this mean ? "
Izy ireo dia gaga ary sahiran - tsaina ; ary nifampiresaka izy ireo hoe : " Inona no dikan'izany ? "
ACT 2:13     Alignment score: 0.396
But others mocked and said , " They are full
of new wine . "
Fa ireo sasany naneso sady niteny hoe : " Izy ireo dia mamon ' ny divay vaovao . "
ACT 2:14     Alignment score: 0.319 → 0.353
But Peter stood with the eleven , raised his voice , and declared to them , " Men of Judea and all of you who live at Jerusalem , let this be known to you ; pay attention to my words .
Fa i Petera nitsangana niaraka tamin'izy iraik'ambin ' ny folo , nampiakatra ny feony , ary nilaza tamin'izy ireo hoe : " Ry lehilahin'i Jodea sy ianareo rehetra izay mipetraka eto Jerosalema , aoka ho fantatrareo izao , tandremo ireo teniko .
ACT 2:15     Alignment score: 0.382
For these
people are not drunk as you assume , for it is only the third hour of the day .
Ho an'ireo olona tsy mamo araka izay heverinareo , fa vao ora fahatelo amin ' ny andro izao .
ACT 2:16     Alignment score: 0.462
But this is what was spoken through the prophet Joel :
Fa izao ilay voalaza tamin'i Joela mpaminany :
ACT 2:17     Alignment score: 0.394 → 0.395
' It will be in the last days , ' God says , ' I will pour out my Spirit on all flesh . Your sons and your daughters
will prophesy , your young men will see visions , and your old men will dream dreams .
' Amin ' ny andro farany , ' Andriamanitra miteny hoe : ' Halatsako amin ' ny olona rehetra ny Fanahiko . Ireo zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy dia haminany , ny zatovonareo dia hahita fahitana , ary ny anti - dahinareo hanofy nofy .
ACT 2:18     Alignment score: 0.302
Surely on my servants and my female servants in those days I will pour out my Spirit , and they will prophesy .
Toy izany koa ny amin'ireo mpanompoko lahy sy ny mpanompoko vavy amin'ireo andro ireo . Halatsako ny Fanahiko , ary izy ireo dia haminany .
ACT 2:19     Alignment score: 0.36 → 0.361
I will show wonders in the sky above and signs on the earth below , blood , fire , and vapor of smoke .
Izao dia hampiseho zava - mahagaga eny amin ' ny lanitra ambony sy famantarana eny amin ' ny tany ambany , , afo , ary enton
- tsetroka .
ACT 2:20     Alignment score: 0.462
The sun will be turned to darkness and the moon to blood before the great and remarkable day of the Lord comes .
Ny masoandro dia ho lasa haizina
ary ny volana ho lasa , mialohan ' ny andro lehibe sy miavaka hiavian ' ny Tompo .
ACT 2:21     Alignment score: 0.271
It will be that everyone who calls on the name of the Lord will be saved . '
Ary ny olona rehetra izay miantso ny anaran'Andriamanitra dia ho voavonjy .
ACT 2:22     Alignment score: 0.323 → 0.323
Men of Israel , hear these
words : Jesus of Nazareth was a man accredited to you by God with the mighty deeds and wonders and signs which God did through him in your midst , as you yourselves know .
Ry olon'Israely , henoy izao teny izao : Jesosy avy any Nazareta , ilay olona nampisehoana anareo tamin ' ny alalan'Andriamanitra mba ho marina amin'ireo asa lehibe , ireo fahagagana , ary ireo famantarana izay nataon'Andriamanitra taminy teo afovoanareo , araka ny fantatrin ' ny tenanareo .
ACT 2:23     Alignment score: 0.161 → 0.173
This man was handed over by God 's predetermined plan and foreknowledge ; and you , by the hand of lawless men , put him to death by nailing him to a cross .
Io lehilahy io dia natolotry ny drafitr'Andriamanitra izay efa nomanina mialoha sy ny fahalalany
, ary ny tanan ' ny mpandika lalàna sy ianareo , namono azy tamin ' ny famantsihana azy teo amin ' ny hazo fijaliana .
ACT 2:24     Alignment score: 0.231 → 0.233
But God raised him up , freeing him from the agonies of death , because it was impossible for him to be held
by it .
Fa Andriamanitra nanangana Azy , nanafaka Azy tamin'ireo fanaintainan ' ny fahafatesana , satria sarotra ho Azy ny niala tamin'izany .
ACT 2:25     Alignment score: 0.395
For David says about him , ' I saw the Lord always before my face , for he is beside my right hand so that I should not be moved .
Fa i Davida miteny momba azy hoe , " Nahita ny Tompo teo anoloako mandrakariva aho , fa eto an - tanan
- kavanako Izy ka tsy tokony hangozohozo aho .
ACT 2:26     Alignment score: 0.369
Therefore my heart was glad and my tongue rejoiced . Also , my flesh will live
in hope .
Dia tena faly ny foko ary niravoravo ny lelako . Ary ihany koa , ny nofoko hivelona amin ' ny fahatokiana .
ACT 2:27     Alignment score: 0.155 → 0.193
For you will not abandon my soul to Hades , neither will you allow your Holy One to see decay .
Fa tsy nilaozanao ho any amin ' ny Fiainan - tsy hita ny fanahiko ary tsy hamela ny Iray Masinao ho lo ianao .
ACT 2:28     Alignment score: 0.295 → 0.308
You have made known to me the ways of life ; you will make me full
of gladness with your face . '
Nampahafantatra ahy ireo lalan ' ny fiainana Ianao ; Ianao dia hameno fifaliana ahy amin ' ny endrikao . '
ACT 2:29     Alignment score: 0.337
Brothers , it is proper for me to speak to you confidently about the patriarch
David , that he both died and was buried , and his tomb is with us to this day .
Ry rahalahy , afaka miresaka aminareo am - pitokiana momba an'i Davida Patriarika aho : efa maty izy no nalevina , ary ny fasany dia eto amintsika mandrak'androany .
ACT 2:30     Alignment score: 0.259 → 0.271
Therefore , he was a prophet and knew
that God had sworn with an oath to him that he would set one of the fruit of his loins on his throne .
Noho izany , mpaminany izy ary fantany fa efa nianiana taminy Andriamanitra , fa ny taranany no ho eo amin ' ny seza fiandrianany .
ACT 2:31     Alignment score: 0.212 → 0.239
He saw what was to happen in the future and spoke about the resurrection of the Christ , that he was neither abandoned to Hades , nor did his flesh see decay .
Efa hitany izany dia niresaka momban ' ny fitsangananan'i Kristy tamin ' ny fahafatesana , ' sady izy tsy navela tao amin ' ny fiainan - tsy hita , no tsy nanao ny nofony
ho tratrin ' ny fahaloavana . '
ACT 2:32     Alignment score: 0.411 → 0.42
This Jesus God raised him up , of which we all are witnesses .
Io Jesosy io - Andriamanitra no nanangana Azy , ka vavolombelon'izany izahay rehetra .
ACT 2:33     Alignment score: 0.297 → 0.297
Therefore , having been exalted to the right hand of God and having received the promised Holy Spirit from the Father , he has poured out what you see and hear .
Noho izany rehefa nasandratry ny tanan'ankavanan'Andriamanitra Izy dia nandray ny Fanahy Masina nampanantenaina
avy tamin ' ny Ray , efa narotsany izany , izay hitanareo sy renareo .
ACT 2:34     Alignment score: 0.325 → 0.338
For David did not ascend to the heaven , but he says , ' The Lord said to my Lord , " Sit at my right hand
Fa i Davida dia tsy niakatra tany
an - danitra , fa izy niteny oe : ' Ny Tompo nilaza tamin ' ny Tompoko , " mitoera eto an - tanako ankavanako ,
ACT 2:35     Alignment score: 0.467 → 0.461
until I make your enemies the footstool for your feet . " '
mandra - panaoko ny fahavalonao
ho fitoeran - tongotrao . ' "
ACT 2:36     Alignment score: 0.421
Therefore , let all the house of Israel certainly know that God has made him both Lord and Christ , this Jesus whom you crucified . "
Noho izany , aoka ho fantatry ny rehetra indrindra ny tranon
' Israely fa Andriamanitra no nanao Azy ho Tompo sy Kristy , ilay Jesosy izay nombohanareo . "
ACT 2:37     Alignment score: 0.371 → 0.423
Now when they heard this , they were pierced in their hearts , and said to Peter and the rest of the apostles , " Brothers , what must we do ? "
Ary raha nandre izany izy ireo , voatsindrona ny fon'izy ireo , ary niteny tamin'i Petera sy ireo apostoly ambiny
hoe : " Rahalahy , inona no tokony ho ataonay ? "
ACT 2:38     Alignment score: 0.538 → 0.538
Then Peter said to them , " Repent and be baptized , each of you , in the name of Jesus Christ for the forgiveness of your sins , and you will receive the gift of the Holy Spirit .
Avy eo Petera niteny tamin'izy ireo hoe : " Mibebaha manaova batisa , ianareo tsirairay avy , amin ' ny anaran'i
Jesosy Kristy ho famelana ny fahotanareo , sy handraisanareo ny fanomezan ' ny Fanahy Masina .
ACT 2:39     Alignment score: 0.381
For the promise is to you and to your children and to all who are far off , as many people as the Lord our God will call . "
Fa ny fampanantenana dia ho anareo sy ny zanakareo ary ireo rehetra izay lavitra , ka ho betsaka ireo olona izay ho antsoin
' ny Tompo Andriamanintsika . "
ACT 2:40     Alignment score: 0.166 → 0.19
With many other words he testified and exhorted them , saying , " Be saved from this perverse generation . "
Niaraka tamin ' ny teny maro hafa no nijoroany ho vavolombelona sy nandrisihany azy ireo ; nilaza izy hoe , " Vonjeo
ny tenanao amin'ity taranaka ratsy fanahy ity . "
ACT 2:41     Alignment score: 0.365 → 0.383
Then they received his word and were baptized , and there were added in that day about three thousand souls .
Ary izy ireo nandray ny teniny
ka natao batisa , ary tokony fanahin'olona teo amin ' ny telo arivo teo ho eo no nampiana tamin'io andro io .
ACT 2:42     Alignment score: 0.216 → 0.224
They devoted themselves to the apostles ' teaching and fellowship , in the breaking of bread and in prayers .
Nanohy sy niharitra ny asa fitoriana sy ny fampianaran
' ny apostoly izy ireo , teo amin ' ny fanampahana ny mofo sy ny fivavahana .
ACT 2:43     Alignment score: 0.327 → 0.371
Fear came upon every soul , and many wonders and signs were done through the apostles .
Tonga teo amin ' ny fanahin
' ny tsirairay tahotra , ary fahagagana sy famantarana maro no vita tamin ' ny alalan ' ny apostoly .
ACT 2:44     Alignment score: 0.273
All who believed were together and had all things in common ,
Ireo rehetra nino dia niangona ary nanana zavatra nitovy ,
ACT 2:45     Alignment score: 0.237 → 0.24
and they sold their property and possessions
and distributed them to all , according to the needs anyone had .
ary izy ireo dia nivarotra ny taniny sy ny fananany ka nizara izany tamin'izy rehetra , arak'izay nilainy avy .
ACT 2:46     Alignment score: 0.201 → 0.206
So day after day they devoted themselves with one purpose in the temple . They also broke bread in homes , and they shared food together with glad and generous hearts ,
Ary isan'andro isan'andro dia nitohy nanompo tamin ' ny fomba fijery mitovy tao an - tempoly izy ireo , sy nanapaka ny mofo tao an - trano , ary nizara sakafo tamim
- pifaliana sy fo feno fanetren - tena ;
ACT 2:47     Alignment score: 0.314 → 0.315
praising God and having favor with all the people , and every day the Lord added to their number those
who were being saved .
Nidera an'Andriamanitra ary nahazo fankasitrahana tamin ' ny olona rehetra . Isan'andro ny Tompo dia nanampy ny isan'ireo izay voavonjy .
ACT 2     Average alignment score: 0.343 for 47 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28