Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 19:1     Alignment score: 0.405 → 0.465
It came
about that while Apollos was at Corinth , Paul passed through the upper country and came to the city of Ephesus , and found certain disciples there .
Ary raha mbola tany Korinty i Apolosy , dia nandalo tamin ' ny firenena ambony i Paoly ary tonga tao amin ' ny tanànan ' ny Efesosy , ary nahita mpianatra sasany tao .


ACT 19:2     Alignment score: 0.465 → 0.49
Paul said to them , " Did you receive the Holy Spirit when you believed ? " They said to him , " No , we did not even hear about the Holy Spirit . "
Hoy Paoly tamin'izy ireo hoe : " Nahazo ny Fanahy Masina ve ianareo rehefa nino ? " Hoy izy ireo taminy hoe : " Tsia , mbola tsy nandre momba ny Fanahy Masina akory izahay . "
ACT 19:3     Alignment score: 0.547
Paul said , " Into what then were you baptized ? " They said , " Into John 's baptism . "
Paoly niteny hoe : " Tao amin ' ny inona ary izany no nanaovana batisa anareo ? " Namaly izy ireo hoe : " Tao amin ' ny batisan'i
Jaona . "
ACT 19:4     Alignment score: 0.552
So Paul replied , " John baptized with the baptism of repentance . He told the people that they should believe in the one who would come
after him , that is , in Jesus . "
Ka namaly Paoly hoe : " Jaona manao batisa amin ' ny batisan ' ny fibebahana . Niteny tamin ' ny vahoaka izy fa tokony hino ilay iray izay ho tonga aoriany izy ireo , izany dia , ao amin'i Jesosy . "
ACT 19:5     Alignment score: 0.599 → 0.599
When the people heard this , they were baptized in the name of the Lord Jesus .
Rehefa naheno izany ny olona , dia natao batisa tamin ' ny anaran
' ny Tompo Jesosy izy ireo .
ACT 19:6     Alignment score: 0.447
Then when Paul had laid his hands on them , the Holy Spirit came
on them and they spoke in tongues and prophesied .
Avy eo rehefa nametraka ny tanany tamin'izy ireo i Paoly , dia nilatsaka tamin'izy ireo ny Fanahy Masina ary niteny tamin ' ny fiteny hafa sy naminany izy ireo .
ACT 19:7     Alignment score: 0.09
In all they were about twelve men .
Teo amin ' ny roa ambin
' ny folo teo ho eo izy rehetra .
ACT 19:8     Alignment score: 0.433
Paul went into the synagogue
and spoke boldly for three months , reasoning and persuading them about the kingdom of God .
Niditra tao amin ' ny sinagoga i Paoly ary niteny am - pahasahiana nandritry ny telo volana , nandresy lahatra sy nampanaiky azy ireo ny momba ny fanjakan'Andriamanitra .
ACT 19:9     Alignment score: 0.329 → 0.337
But when some Jews were hardened and disobedient , they began to speak evil of the Way before the crowd . So Paul left them and took the disciples with him , reasoning with them every day in the lecture hall of Tyrannus .
Fa rehefa mafy fo sy tsy nankàto ireo Jiosy sasany , dia nanomboka niteny ratsy ny Lalana teo anoloan ' ny vahoaka izy ireo . Ka nilaozan'i Paoly izy ireo ary nentiny
ireo mpianatra , nandresy lahatra azy ireo isan'andro tao amin ' ny efitrano fampianaran ' ny Tiraniana .
ACT 19:10     Alignment score: 0.548
This continued for two years , so that all who lived in Asia heard the word of the Lord , both Jews and Greeks .
Nitohy nandritry
ny roa taona izany , ka izay rehetra nipetraka tao Asia dia nandre ny tenin ' ny Tompo , ary ireo Jiosy sy ireo Grika .
ACT 19:11     Alignment score: 0.288
God was doing extraordinary miracles by the hands of Paul ,
Andriamanitra nanao asa mahagaga tamin ' ny alalan ' ny tanan'i
Paoly ,
ACT 19:12     Alignment score: 0.213
so that even handkerchiefs and aprons that had touched him were taken to the sick and their illnesses left them and the evil spirits came out of them .
ka na dia ireo mosoara sy aron'akanjo izay nikasika azy aza dia natao tamin ' ny marary ka sitrana ny aretin'izy ireo ary nivoaka avy tao amin'izy ireo ireo fanahy ratsy .
ACT 19:13     Alignment score: 0.406 → 0.407
But there were Jewish exorcists traveling through the area . They called on the name of the Lord Jesus so they could have power over evil spirits when they said , " By the Jesus whom Paul proclaims , I command you to come
out . "
Fa nisy Jiosy mpanala fanahy ratsy nandeha teny an - toerana . Niantso ny anaran ' ny Tompo Jesosy izy ireo mba hananan'izy ireo hery hanoherana ny fanahy ratsy rehefa niteny izy ireo hoe : " Amin ' ny alalan'i Jesosy izay nambaran'i Paoly , mandidy anao aho mba hivoaka . "
ACT 19:14     Alignment score: 0.413
The Jewish high priest , whose name was Sceva , had seven sons who were doing this .
Ny mpisoronabe Jiosy mitondra ny anarany hoe Skeva ary nanan - janaka fito lahy no nanao izany .
ACT 19:15     Alignment score: 0.592
An evil spirit answered them , " Jesus I know , and Paul I know ; but who are you ? "
Nisy fanahy ratsy namaly azy ireo hoe : " Fantatro Jesosy , ary fantatro Paoly ; fa iza ianareo ? "
ACT 19:16     Alignment score: 0.327
The evil spirit in the man leaped on the exorcists and subdued them and beat them up . Then they fled out of that house naked and wounded .
Ny fanahy ratsy tao amin'ilay lehilahy dia niantsampy tamin'ireo mpanala devoly ary nitsoaka tao amin'ilay trano nitanjaka sy naratra .
ACT 19:17     Alignment score: 0.408 → 0.408
This became
known to all , both Jews and Greeks , who lived at Ephesus . They became very afraid , and the name of the Lord Jesus was honored .
Lasa fantatry ny rehetra izany , sy ireo Jiosy sy ireo Jentilisa , izay nipetraka tany Efesosy . Lasa natahotra mafy izy ireo , ka ny anaran ' ny Tompo Jesosy dia nomem - boninahitra .
ACT 19:18     Alignment score: 0.269 → 0.267
Also , many of the believers came and confessed and gave a full
account of the evil things they had done .
Ary koa , maro tamin'ireo mpino no nanatona sy nibebaka ary niaiky ireo zavatra ratsy izay vitan'izy ireo .
ACT 19:19     Alignment score: 0.291 → 0.291
Many who practiced magic brought their books together and burned them in the sight of everyone . When they counted the value of them , it was fifty thousand pieces of silver .
Maro ireo nilalao ody no niara - nitondra ny bokin'izy ireo sy nandoro izany teo imason
' ny tsirairay . Rehefa nanisa ny tombam - bidin'ireny izy ireo , dia farantsa volafotsy dimy alina izany .
ACT 19:20     Alignment score: 0.215 → 0.244
So the word of the Lord spread very widely in powerful ways .
Ka niely fatratra tamin ' ny fomba matanjaka ny tenin
' ny Tompo .
ACT 19:21     Alignment score: 0.429 → 0.431
Now after these
things were completed , Paul decided in the Spirit to pass through Macedonia and Achaia on his way to Jerusalem ; he said , " After I have been there , I must also see Rome . "
Ary rehefa nahavita ny asa fanompoany tany Efesiosy i Paoly , dia nanapa - kevitra tamin ' ny fanahy izy mba handalo an'i Makedonia sy Akaia teny an - dalany mankany Jerosalema , hoy izy : " Rehefa avy any aho , dia tsy maintsy mankany Roma ihany koa . "
ACT 19:22     Alignment score: 0.58 → 0.581
Paul sent to Macedonia two of those who served him , Timothy and Erastus . But he himself stayed in Asia for a while .
Paoly nandefa roa tamin'ireo mpanampy azy ho any Makedonia , i Timoty sy Erasto , izay nanampy azy . Fa izy tenany nijanona fotoana fohy tany Asia .
ACT 19:23     Alignment score: 0.267 → 0.267
At about that time there was no small disturbance in Ephesus concerning the Way .
Tamin'izany fotoana izany tany
Efesosy dia nisy fanelingelenana lehibe mikasika ny Làlana .
ACT 19:24     Alignment score: 0.3 → 0.301
A certain silversmith named Demetrius , who made silver shrines of Artemis , brought in much business for the craftsmen .
Fa nisy mpanefy volafotsy iray antsoina hoe Demetrio , izay nanao ny sary sikotra
volafotsin'i Diana , nampiditra vola be ho an'ireo mpanao asa - tànana .
ACT 19:25     Alignment score: 0.188 → 0.19
So he gathered together the workmen
of that occupation and said , " Men , you know that in this business we make much money .
Ka nangoniny niaraka ireo lehilahy miandraikitra an'io asa io ary niteny hoe : " Tompoko , fantatrao fa amin'ity raharaha ity dia mahazo vola be izahay .
ACT 19:26     Alignment score: 0.292 → 0.318
You see and hear that , not only at Ephesus , but almost throughout all Asia , this Paul has persuaded and turned away many people . He is saying that gods made by hands are not gods .
Hitanao sy renao izany , tsy tany Efesisosy ihany , fa saika manerana an'i Asia iray manontolo , io Paoly io dia nandresy lahatra sy nahataona olona maro . Milaza izy fa tsy misy andriamanitra vita tamin ' ny tànana .
ACT 19:27     Alignment score: 0.262 → 0.27
Not only is there danger that our trade will be discredited , but also that the temple of the great goddess Artemis might be regarded as worthless , and her greatness would be brought to nothing , she whom all Asia and the world worship . "
Fa ny loza dia tsy hoe ny varotsika ihany no tsy ho ilaina
intsony , fa ny tempolin ' ny andriamanim - bavy lehibe Diana ihany koa dia azo heverina ho tsy misy dikany . Dia mety ho very voninahitra izy avy eo , izy izay tompoin ' ny Asia rehetra sy izao tontolo izao . "
ACT 19:28     Alignment score: 0.471
When they heard this , they were filled with anger and cried out , saying , " Great is Artemis of the Ephesians . "
Rehefa nandre izany izy ireo , dia feno hatezerana izy ireo ka nihiaka mafy , nanao hoe : " Lehibe i Diana an'i Efesiosy . "
ACT 19:29     Alignment score: 0.457 → 0.457
The whole city was filled with confusion , and the people rushed with one mind into the theater . They had seized Paul 's travel companions , Gaius and Aristarchus , who came
from Macedonia .
Feno fifanjevona tao amin ' ny tanàna iray manontolo , ary niara - nifanaretsaka ho ao amin ' ny trano fanaovana fampisehoana an - tsehatra ny vahoaka . Voasambotr'izy ireo ireo mpiara - dia tamin'i Paoly , Gaio sy Aristarko , izay avy any Makedonia .
ACT 19:30     Alignment score: 0.461
Paul wanted to enter in among the crowd of people , but the disciples prevented him .
Te hiditra tao amin'ireo vahoaka maro i Paoly , fa nosakanan'ireo mpianatra izy .
ACT 19:31     Alignment score: 0.446
Also , some of the officials of the province of Asia who were his friends sent him a message pleading with him not to enter the theater .
Ary ihany koa , ny sasany tamin'ireo manam - pahefana tao amin ' ny faritr'i
Asia izay namany dia nandefa hafatra nangataka azy mafy tsy hiditra ao amin ' ny trano fanaovana fampisehoana an - tsehatra .
ACT 19:32     Alignment score: 0.324 → 0.352
Some people were shouting one thing , and some another , for the crowd was in confusion . Most of them did not even know why they had come
together .
Olona sasan - tsasany no nihiaka zavatra iray , ary ny an ' ny sasany hafa , satria tao anaty fifanjevoana ny vahoaka . Ny ankamaroan'izy ireo aza tsy mahafantatra akory hoe nahoana izy ireo no niara - tonga .
ACT 19:33     Alignment score: 0.26 → 0.262
Some of the crowd advised Alexander , whom the Jews were pushing forward . So Alexander motioned with his hand , wanting to give a defense to the assembly .
Ny sasany tamin'ireo vahoaka no nampahafantatra an'i Aleksandra
, izay natosik'ireo vahoaka ho eny aloha , ka nanao fihetsika tamin ' ny tanany i Aleksandra , te hanome fanazavana ho an'ireo izay nivory .
ACT 19:34     Alignment score: 0.486
But when they recognized that he was a Jew , they all cried out for about two hours with one voice , saying , " Great is Artemis of the Ephesians . "
Fa rehefa nahafantatra izy ireo fa Jiosy izy , dia nihiaka mafy tamin ' ny feo iray izy rehetra teo ho eo amin ' ny ora roa , nanao hoe : " Lehibe ny Artemisin ' ny Efesiana . "
ACT 19:35     Alignment score: 0.346 → 0.385
When the town clerk had quieted the crowd , he said , " You men of Ephesus , what man is there who does not know
that the city of the Ephesians is temple keeper of the great Artemis and of the image which fell down from heaven ?
Rehefa nampangiana ny vahoaka ny lehiben ' ny tanàna , dia niteny izy hoe : " Ianao olon ' ny Efesiosy , olona iza no teo ka tsy nahafantatra fa ny tanànan ' ny Efesiana dia mpiambina ny tempolin ' ny Diana lehibe sy ny sary izay nilatsaka avy any an - danitra ?
ACT 19:36     Alignment score: 0.194
Seeing then that these
things are undeniable , you ought to be quiet and do nothing rash .
Ary hita avy eo fa tsy azo lavina ireo zavatra ireo , dia tokony hangina ianareo ka tsy hanao na inona na inona tsy am - piheverana .
ACT 19:37     Alignment score: 0.162
For you have brought these
men to this court who are neither robbers of temples nor blasphemers of our goddess .
Fa nentinareo ety amin ' ny fitsarana ireo lehilahy ireo izay sady tsy mpandroba tempoly no tsy mpiteny ratsy ny andriamanim - bavintsika .
ACT 19:38     Alignment score: 0.322 → 0.331
Therefore , if Demetrius and the craftsmen who are with him have an accusation against anyone , the courts are open and there are proconsuls . Let them accuse one another .
Noho izany , raha manana fiampangana manohitra ny tsirairay i Demetrio sy ireo mpanao asa tanana izay miaraka aminy , dia misokatra ireo fitsarana
ary misy solontena ao . Avelao izy ireo hifampiampanga .
ACT 19:39     Alignment score: 0.185 → 0.198
But if you are seeking anything more , it should be resolved in the regular assembly .
Fa raha mitady zavatra momba ny olana
hafa ianareo , dia tokony ho hatsangana amin ' ny fivoariana ara - dalàna izany .
ACT 19:40     Alignment score: 0.222 → 0.233
For we are in danger of being accused of rioting today , and there is no cause we can give
to justify this uproar . " When he had said this , he dismissed the assembly .
Fa indrindra isika dia tandindomin - doza ho voampanga mikasika an'io andron ' ny tabataba io . Tsy misy antony izany fikorontanana izany , ary tsy ho afaka hanazava izany isika . " Rehefa niteny izany izy , dia noravainy ny fivoriana .
ACT 19     Average alignment score: 0.373 for 40 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28