Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 26:1     Alignment score: 0.444
So Agrippa said to Paul , " You may speak for yourself . " Then Paul stretched out his hand and made his defense .
Noho izany Agripa niteny tamin'i Paoly hoe : " Afaka miteny ho an ' ny tenanao ianao . " Dia naninjitra ny tanany Paoly ary nanao ny fiarovan
- tenany .


ACT 26:2     Alignment score: 0.31
" I consider myself happy , King Agrippa , to make my case
before you today against all the accusations of the Jews ,
" Maneho ny tenako toy ny faly aho , ry Agripa mpanjaka , mba hitondra ny zavatra mahazo ahy eto anoloanao androany manohitra ireo fiampangan'ireo Jiosy rehetra ;
ACT 26:3     Alignment score: 0.291 → 0.31
especially because you are an expert in all the Jewish customs and questions
. So I beg you to hear me patiently .
indrindra , satria ianao efa matihanina amin ' ny fomba amam - panao sy fanontanian ' ny Jiosy rehetra . Noho izany dia mangataka anao aho hihaino ahy am - paharetana .
ACT 26:4     Alignment score: 0.419 → 0.437
Truly , all the Jews know how I lived from my youth in my own nation and at Jerusalem .
Marina fa , ireo Jiosy rehetra dia mahafantatra ny fomba fiainako hatramin ' ny fahatanorako tany amin ' ny fireneko manokana sy tao Jerosalema .
ACT 26:5     Alignment score: 0.146 → 0.168
They have known about me from the beginning , if they are willing to admit it , that I lived as a Pharisee
, the strictest party of our religion .
Izy ireo dia nahafantatra ahy hatrany am - boalohany ary tokony hanaiky izy ireo fa Fariseo fiaina aho , ny hentitra indrindra amin ' ny antokon ' ny fivavahantsika .
ACT 26:6     Alignment score: 0.322
Now I stand here to be judged because of my hope in the promise made by God to our fathers .
Ary mijoro eto aho mba ho tsaraina satria mitady ny fampanantenana izay nataon'Andriamanitra tamin'ireo razantsika aho .
ACT 26:7     Alignment score: 0.298 → 0.337
It is this promise that our twelve tribes hope to receive as they worship God earnestly night and day , and it is for this hope , king , that the Jews are accusing me .
Fa ity no fampanantenana nantenain ' ny fokontsika roambinifolo ho raisina raha nanompo an'Andriamanitra andro aman'alina tokoa izy ireo . Ho an'izany fanantenana izany , ry Agripa mpanjaka , no hiampangan'ireo Jiosy ahy .
ACT 26:8     Alignment score: 0.23
Why should any of you judge it to be incredible that God raises the dead ?
Nahoana ianareo no mihevitra fa tsy azo inoana fa manangana ny maty Andriamanitra ?
ACT 26:9     Alignment score: 0.451 → 0.456
Now indeed , I myself thought that I should do many things against the name of Jesus of Nazareth .
Nisy fotoana aho nihevitra tamin ' ny tenako fa tokony hanao zavatra maro manohitra ny anaran'i
Jesosy avy any Nazareta aho .
ACT 26:10     Alignment score: 0.39 → 0.394
I did these
in Jerusalem . I locked up in prison many of God 's holy people by the authority I received from the chief priests ; and when they were killed , I cast my vote against them .
Nanao izany tany Jerosalema aho . Nanidy maro tamin'ireo mpino tany am - ponja tamin ' ny fahefana noraisiko avy tamin'ireo lohan ' ny mpisorona aho , ary rehefa voavono izy ireo , dia nandatsaka ny vatoko hanohitra azy ireo aho .
ACT 26:11     Alignment score: 0.358
I punished them many times in all the synagogues
, and I tried to force them to blaspheme . I was furiously enraged against them , and I persecuted them even to foreign cities .
Nosaziako imbetsaka izy ireo tany amin'ireo synagoga rehetra ary niezaka ny hanery azy ireo mba hiteny ratsy aho . Tezitra mafy tamin'izy ireo aho ary nanenjika azy ireo na dia tany amin'ireo tanàna any ivelany aza .
ACT 26:12     Alignment score: 0.426
While I was doing this , I went to Damascus with authority and orders from the chief priests ;
Raha mbola nanao izany aho , dia nandeha tany Damaskosy niaraka tamin ' ny fahefana sy ireo didy avy amin'ireo lohan ' ny mpisorona ;
ACT 26:13     Alignment score: 0.359 → 0.359
and on the way there , in the middle of the day , king , I saw a light from heaven that was brighter than the sun , and it shone
around both me and the men who were traveling with me .
ary teny an - dalana nankany , tamin ' ny mitataovovonana , ry Mpanjaka , dia nahita hazavana avy eny an - danitra aho izay mamiratra noho ny masoandro ary izany dia namiratra nanodidina ahy sy ireo lehilahy izay niara - dia tamiko .
ACT 26:14     Alignment score: 0.414 → 0.421
When we all fell to the ground , I heard a voice speaking to me that said in the Hebrew language , ' Saul , Saul , why do you persecute me ? It is hard for you to kick a goad . '
Rehefa nianjera tamin ' ny tany izahay rehetra , dia nahare feo niresaka tamiko aho izay niteny tamin ' ny teny
Hebreo hoe : ' Saoly , Saoly , nahoana ianao no manenjika Ahy ? Sarotra ho anao ny handaka fanindronana . '
ACT 26:15     Alignment score: 0.524
Then I said , ' Who are you , Lord ? ' The Lord replied , ' I am Jesus whom you persecute .
Avy eo niteny aho hoe : ' Iza ianao , Tompo ve ? ' Ny Tompo namaly hoe : ' Izaho no Jesosy izay enjehinao .
ACT 26:16     Alignment score: 0.331 → 0.348
Now get up and stand on your feet ; because for this purpose I appeared to you , to appoint you to be a servant and a witness concerning the things that you know about me now and the things that I will show to you later ;
Ankehitriny miarena ary mitsangana amin ' ny tongotrao
; satria noho izao antony izao no nisehoako taminao , mba hanendry anao ho mpanompo sy ho vavolombelona mahakasika ireo zavatra izay fantatrao momba Ahy ankehitriny ary ireo zavatra izay hasehoako anao ao aoriana kely ;
ACT 26:17     Alignment score: 0.384 → 0.389
and I will rescue you from the people and from the Gentiles to whom I am sending you ,
ary hanavotra anao ao amin ' ny vahoaka sy ireo Jentilisa izay hanirahako anao aho ,
ACT 26:18     Alignment score: 0.391 → 0.399
to open their eyes and to turn them from darkness to light and from the dominion of Satan to God , so that they may receive from God the forgiveness of sins and the inheritance that I give to them who are sanctified by faith in me . '
mba hanokatra ny mason'izy ireo ary hampitodika azy ireo hiala amin ' ny haizina
hankany amin ' ny fahazavana ary amin ' ny herin ' ny Satana hankany amin'Andriamanitra , mba hafahan'izy ireo mandray avy amin'Andriamanitra ny famelan - keloky ny fahotana sy ny lova izay omeko azy ireo izay nohamasinina tamin ' ny finoana Ahy . '
ACT 26:19     Alignment score: 0.427 → 0.434
Therefore , King Agrippa , I did not disobey the heavenly vision ;
Noho izany , ry Agripa mpanjaka , nankatoa ny fahitana avy tany
an - danitra aho ;
ACT 26:20     Alignment score: 0.514
but , to those in Damascus first , and then at Jerusalem , and throughout all the country of Judea , and also to the Gentiles , I gave them the message that that they should repent and turn to God , doing deeds worthy of repentance .
fa , ny an'ireo izay tany Damaskosy aloha , ary avy eo tany
Jerosalema , ary nanerana ny tanin ' ny Jodia rehetra , ary koa tamin'ireo Jentilisa , nanome azy ireo ny hafatra aho fa tokony hibebaka sy hitodika amin'Andriamanitra izy ireo , hanao ny asa mendrika ny fibebahana .
ACT 26:21     Alignment score: 0.473 → 0.473
For this cause the Jews arrested me in the temple and tried to kill me .
Noho izany antony izany no nisamboran'ireo
Jiosy ahy tao an - tempoly sy niezaka hamono ahy .
ACT 26:22     Alignment score: 0.19 → 0.2
Therefore I have received the help that comes from God until this very day , and I stand and testify to both small and great about nothing more than what the prophets and Moses said would happen
Nanampy ahy hatramin'izao Andriamanitra , noho izany dia mitsangana aho ary mijoro vavolombelona amin ' ny olon
- tsotra sy amin'ireo manan - kaja tsy hilaza na inona na inona mihoatra izay nolazain'ireo mpaninany sy Mosesy fa hitranga ;
ACT 26:23     Alignment score: 0.441
that Christ must suffer , and by being the first to rise from the dead he would proclaim light to our own people and to the Gentiles . "
fa tsy maintsy hijaly Kristy , ary Izy no ho voalohany hitsangana amin'ireo maty mba hitsangana sy hitory fahazavana
ho an'ireo vahoaka Jiosy sy ireo Jentilisa . "
ACT 26:24     Alignment score: 0.373 → 0.375
As Paul completed his defense , Festus said with a loud voice , " Paul , you are insane ; your great learning makes you insane . "
Raha vitan'i
Paoly ny fiarovan - tenany , dia niteny tamin ' ny feo mafy Festosy hoe : " Paoly , very saina ianao ; ny fianaranao be loatra no nahatonga anao ho very saina . "
ACT 26:25     Alignment score: 0.393
But Paul said , " I am not insane , most excellent Festus , but I am declaring words of truth and sound judgment .
Fa hoy Paoly hoe : " Tsy very saina aho , ry Festosy tsara indrindra ; fa amin ' ny fahasahiana aho miteny tenin ' ny fahamarinana sy fahamatorana .
ACT 26:26     Alignment score: 0.266 → 0.265
For the king knows about these
things ; and so I speak boldly to him , for I am persuaded that none of this is hidden from him ; for this has not been done in a corner .
Fa ny mpanjaka mahafantatra momba izany zavatra izany ; ary noho izany , miteny an - kalalahana aminy aho , fa resy lahatra fa tsy nisy tamin'izany nafenina taminy ; satria tsy natao tany amin ' ny takona izany .
ACT 26:27     Alignment score: 0.507
Do you believe the prophets , King Agrippa ? I know that you believe . "
Mino ny mpaminany ve ianao , ry Agripa mpanjaka ? Fantatro fa mino ianao . "
ACT 26:28     Alignment score: 0.514
Agrippa said to Paul , " In a short time would you persuade me and make me a Christian
? "
Agripa niteny tamin'i Paoly hoe : " Ao anatin ' ny fotoana fohy ve no handresenao lahatra ahy sy hanaovanao ahy ho kristiana ? "
ACT 26:29     Alignment score: 0.372
Paul said , " I pray to God , that whether in a short or long time , not you only , but also all that hear me today , would be like me , but without these prison chains . "
Hoy Paoly hoe : " Mivavaka amin'Andriamanitra aho , mba na ho ao anatin
' ny fotoana fohy na fotoana lava , tsy ianao ihany , fa ireo rehetra izay mandre ahy androany ihany koa , dia hitovy amiko , fa tsy miaraka an'ireny rojo ireny . "
ACT 26:30     Alignment score: 0.556
Then the king stood up , and the governor , and Bernice also , and those
who were sitting with them ;
Avy eo nitsangana ny mpanjaka , sy ny governora , sy Berenika ihany koa , ary ireo izay nipetraka niaraka tamin'izy ireo ;
ACT 26:31     Alignment score: 0.332
when they left the hall , they talked to one another and said , " This man does nothing worthy of death or of bonds . "
rehefa nandao ny trano fivoriana izy ireo , dia nifampiresaka ary niteny hoe : " Ity lehilahy ity tsy manao zavatra mendrika ny fahafatesana na famatorana . "
ACT 26:32     Alignment score: 0.463 → 0.468
Agrippa said to Festus , " This man could have been freed if he had not appealed to Caesar . "
Hoy Agripa tamin'i Festosy hoe : " Ity lehilahy ity dia afaka nalefa raha tsy nantsoina tany
amin'i Kaisara izy . "
ACT 26     Average alignment score: 0.38 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28