Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 7:1     Alignment score: 0.399
The high priest said , " Are these
things true ? "
Ny mpisoronabe niteny hoe : " Marina ve izany rehetra izany ? "


ACT 7:2     Alignment score: 0.466
Stephen said , " Brothers and fathers , listen to me : The God of glory appeared to our father Abraham when he was in Mesopotamia , before he lived in Haran ;
Stefana niteny hoe : " Ry rahalahy sy ry ray , henoy aho : " Ny Andriamanitrin ' ny voninahitra niseho tamin ' ny raintsika Abrahama tamin'izy tany Mesopotamia , talohan ' ny nipetrahany tao Harana ;
ACT 7:3     Alignment score: 0.241
he said to him , ' Leave your land and your relatives , and go into the land that I will show you . '
niteny taminy Izy hoe : " Mialà eo amin ' ny taninao
ianao sy ireo havanao , ary mandehana any amin'ilay tany izay asehoko anao . "
ACT 7:4     Alignment score: 0.362 → 0.376
" Then he left the land of the Chaldeans and lived in Haran ; from there , after his father died
, God brought him into this land , where you live now .
Avy eo niala an'ilay tanin ' ny Kaldeana izy ary nipetraka tany Harana ; nanomboka teo , taorian ' ny nahafatesan ' ny rainy , nentin'Andriamanitra tany amin'io tany io izy , izay hipetrahanao izao .
ACT 7:5     Alignment score: 0.253 → 0.253
He gave none of it as an inheritance to him , no , not even enough to set a foot on . But he promised even though Abraham had no child yet that he would give the land as a possession
to him and to his descendants after him .
Tsy nomeny ho lova teo izy , tsia , tsy ampy hametrahana tongotra akory . Fa nanome toky izy_na dia mbola tsy nanan - janaka aza i Abrahama fa_izy dia hanome ny tany azy ho fananany sy ho an'ireo taranany any aoriany .
ACT 7:6     Alignment score: 0.289 → 0.291
God was speaking to him like this , that his descendants would live for a while in a foreign land , and that the inhabitants there would bring them into slavery and mistreat them for four hundred years .
Andriamanitra dia niresaka taminy tahaka izao , fa ireo taranany dia hipetraka maharitra any amin ' ny tanin ' ny firenen
- kafa , ary ireo mponina ao dia hitondra azy ireo amin ' ny fanandevozana sy fampahoriana mandritry ny efa - jato taona .
ACT 7:7     Alignment score: 0.307 → 0.319
' But I will judge the nation that they serve , ' said God , ' and after that they will come
out and worship me in this place . '
' Nefa ho tsaraiko ny firenena izay tompoin'izy ireo , ' hoy Andriamanitra , ' ary aorian'izany dia hanantona sy hidera Ahy eo amin'io toerana io izy ireo .
ACT 7:8     Alignment score: 0.523 → 0.518
Then God gave Abraham the covenant of circumcision , so Abraham became
the father of Isaac and circumcised him on the eighth day ; Isaac became the father of Jacob , and Jacob the father of the twelve patriarchs .
Avy eo nomen'Andriamanitra an'i Abrahama ny fanekena amin ' ny famorana , ka i Abrahama dia lasa rain'Isaka ary namora azy tamin ' ny andro fahavalo ; Isaka dia lasa rain'i Jakoba , ary Jakoba lasa rain'ireo patriarika roa ambin ' ny folo .
ACT 7:9     Alignment score: 0.468 → 0.472
" Because the patriarchs
were jealous of Joseph , they sold him into Egypt ; but God was with him
Satria ireo patriarika dia nialona an'i Josefa , ka namidin'izy ireo tany Egypta izy ; fa Andriamanitra dia niaraka taminy
ACT 7:10     Alignment score: 0.405 → 0.435
and rescued him from all his tribulation . He gave Joseph favor and wisdom in the presence of Pharaoh , king of Egypt , who appointed him governor over Egypt and over all his household .
ary namonjy azy tamin'ireo olany rehetra . I Josefa dia nomeny
fankasitrahana sy fahendrena teo anatrehan'i Farao , mpanjakan'Egypta , izay nametraka azy ho governora manapaka an ' Egypta sy ambonin'ireo fananany rehetra .
ACT 7:11     Alignment score: 0.367 → 0.412
" Now a famine and great tribulation came over all Egypt and Canaan , and our fathers could find
no food .
Ary dia tonga ny mosary nanerana an'Egypta sy Kanana , sy fijaliana lehibe , ary ireo razantsika dia tsy nahita sakafo .
ACT 7:12     Alignment score: 0.597
But when Jacob heard that there was grain in Egypt , he sent out our fathers on their first trip .
Fa rehefa naheno i Jakoba fa nisy vary tao Egypta , nandefa ireo razantsika tamin ' ny dian'izy ireo voalohany izy .
ACT 7:13     Alignment score: 0.529
On their second trip Joseph made himself known to his brothers , and Joseph 's family became
known to Pharaoh .
Tamin ' ny dian'izy ireo faharoa i Josefa nampahafantatra ny tenany tamin'ireo rahalahiny , ary ny fianakavian'i Josefa dia lasa fantatr'i Farao .
ACT 7:14     Alignment score: 0.472 → 0.485
Joseph sent his brothers back to invite Jacob his father to come
to Egypt , along with all his relatives , seventy - five persons in all .
Josefa dia naniraka ireo rahalahiny hiteny an'i Jakoba rainy mba hoavy any Egypta , miaraka amin'ireo havany rehetra , teo amin ' ny dimy ambin ' ny fitopolo olona raha atambatra .
ACT 7:15     Alignment score: 0.625
So Jacob went down into Egypt , and he died
, he and our fathers .
Noho izany Jakoba dia nidina tao Egypta , ary maty izy , izy sy ireo razantsika .
ACT 7:16     Alignment score: 0.507
They were carried over to Shechem and laid in the tomb that Abraham had bought for a price in silver from the sons of Hamor in Shechem .
Nolanjaina ho any Sekema izy ireo ary nalevina tao amin'ilay fasana izay novidian'i
Abrahama tamin ' ny volafotsy tamin'ireo zanak'i Hamora tany Sekema .
ACT 7:17     Alignment score: 0.388 → 0.456
" As the time of the promise approached , the promise that God had made to Abraham , the people grew and multiplied in Egypt ,
Rehefa nanakaiky ny fotoanan'ilay fampanantenana , ilay fampanantenana izay nataon'Andriamanitra tamin'i Abrahama , dia nihamaro sy nitombo ny olona tao Egypta ,
ACT 7:18     Alignment score: 0.54 → 0.54
until there arose
another king over Egypt , a king who did not know about Joseph .
mandra - pitsangan ' ny mpanjaka hafa tao Egypta , mpanjaka izay tsy nahafantatra ny momba an'i Josefa .
ACT 7:19     Alignment score: 0.141 → 0.147
He deceived our people and mistreated our fathers , forcing them to expose their newborn infants so they would not be kept alive
.
Io mpanjaka io ihany no namitaka ny vahoakantsika sy nampahory ireo razantsika , izy ireo dia nanery ny razantsika handao ireo zanany ambava loza mba tsy ho velona .
ACT 7:20     Alignment score: 0.433
" At that time Moses was born ; he was very beautiful before God and was nourished for three months in his father 's house .
Tamin'izany fotoana izany i Mosesy no teraka ; izy dia tsara teo anatrehan'Andriamanitra ary notaizana telo volana tao an - tranon
' ny Rainy .
ACT 7:21     Alignment score: 0.324 → 0.349
When he was placed outside , Pharaoh 's daughter adopted him and raised him as her own son .
Rehefa navoaka teny
ivelany izy , dia ny zanaka vavin'i Farao no nanangana sy nitaiza azy tahaka ny zanany lahy .
ACT 7:22     Alignment score: 0.39
Moses was educated in all the wisdom of the Egyptians , and he was mighty in his words and works .
I Mosesy dia nampianarina
ireo fahendrena rehetra nananan ' ny Egyptiana , ary izy dia nahery tamin ' ny teniny sy ny asany .
ACT 7:23     Alignment score: 0.462 → 0.465
" But when he was about forty years old , it came into his heart to visit his brothers , the descendants of Israel .
Ka rehefa ho efapolo taona izy , tonga tao am - pony ny hitsidika ireo rahalahiny , zanak'Israely .
ACT 7:24     Alignment score: 0.264
Seeing an Israelite
being mistreated , Moses defended him and avenged him who was oppressed by striking the Egyptian :
Nahita israelita iray izay nampahoriana ka niaro azy i Mosesy sady namaly an'ilay izay nampahory azy tamin ' ny famonona ilay Egyptianina :
ACT 7:25     Alignment score: 0.219 → 0.219
he thought that his brothers would understand that God , by his hand , was giving them salvation , but they did not understand .
Nihevitra izy fa ho azon'ireo rahalahiny fa tamin ' ny alalan ' ny tanany Andriamanitra no nanavotra azy ireo , nefa dia tsy azon'izy ireo izany .
ACT 7:26     Alignment score: 0.193
On the next day he appeared to them when they were fighting , and he tried to make peace between them , saying , ' Men , you are brothers ; why are you wronging one another ? '
Ny andro manaraka dia tonga tao amin'ireo Israelita sasany izy raha izy ireo nifanditra ; nanandrana ny nampitony ny tsirairay avy izy , niteny hoe : " Ry lehilahy , ianareo dia mpirahalahy , maninona ianareo no mifandratra ? "
ACT 7:27     Alignment score: 0.359
" But the one who had wronged his neighbor pushed him away , and said , ' Who appointed you a ruler and a judge over us ?
Fa ny iray izay nanao tsy nety tamin ' ny namany nanosika azy , ary niteny hoe : " Iza no nanendry anao ho mpanapaka sy hitsara anay ?
ACT 7:28     Alignment score: 0.31
Would you like to kill me , as you killed the Egyptian
yesterday ? '
Tianao ve ny hamono ahy , tahaka ny namononao ireo Egyptianina omaly ? "
ACT 7:29     Alignment score: 0.364
Moses ran away after hearing this statement ; he became
a foreigner in the land of Midian , where he became the father of two sons .
Nitsoaka i Mosesy rehefa nandre izany ; lasa mpiavy izy tao amin ' ny tanin ' ny Midiana , izay niterahany ny zanany roa lahy .
ACT 7:30     Alignment score: 0.42 → 0.471
" When forty years were past , an angel appeared to him in the wilderness of Mount Sinai , in a flame of fire
in a bush .
Rehefa dila ny efapolo taona , nisy anjely iray nipotra taminy tany an'efitra teny amin ' tendrombohitra Sinay , teo amin ' ny lelafon'ilay voaroy nirehitra .
ACT 7:31     Alignment score: 0.346 → 0.345
When Moses saw the fire , he marveled at the sight ; and as he approached to look at it , the voice of the Lord came , saying ,
Rehefa tazan'i Mosesy ilay afo , talanjona izy tamin'ilay fahitana ; ary rehefa nanatona izy ka nijery ilay izy , indro avy any nisy feon
' ny Tompo niteny hoe :
ACT 7:32     Alignment score: 0.446 → 0.512
' I am the God of your fathers , the God of Abraham , and of Isaac , and of Jacob . ' Moses trembled and did not dare to look .
" Izaho no Andriamanitr'ireo razanao , Andriamanitr'Abrahama , sy Isaka , ary Jakoba . " Nangovitra i Mosesy ary tsy sahy nijery .
ACT 7:33     Alignment score: 0.322
" The Lord said to him , ' Take off the sandals from your feet , for the place where you are standing is holy ground .
Ny Tompo niteny taminy hoe : " Esory ny kapa eny amin ' ny tongotrao
, fa io toerana izay hijoronao io dia tany masina .
ACT 7:34     Alignment score: 0.346 → 0.376
I have certainly seen the oppression of my people who are in Egypt ; I have heard their groaning , and I have come
down to rescue them ; now come , I will send you to Egypt . '
Efa hitako tokoa ny fijalian ' ny vahoakako izay ao Egypta , henoko ny fitarainan'izy ireo , ary efa nidina nanavotra azy ireo Aho ; koa ankehitriny , alefako ho any Egypta ianao . "
ACT 7:35     Alignment score: 0.405
" This Moses whom they rejected , when they said , ' Who appointed you a ruler and a judge ? ' he was the one whom God sent as both a ruler and deliverer . God sent him by the hand of the angel who appeared to Moses in the bush .
Io ilay Mosesy izay nolavin'izy ireo , rehefa niteny izy ireo hoe : " Iza no nanendry anao ho mpanapaka sy ho mpitsara ? " Izy ilay tokana izay nalefan'Andriamanitra sady ho mpanapaka no mpanavotra . Andriamanitra nandefa azy tamin ' ny alalan ' ny tanan'ilay anjely izay nipoitra tamin'i Mosesy teny
amin ' ny voaroy .
ACT 7:36     Alignment score: 0.556
Moses led them out of Egypt , after doing miracles and signs in Egypt and at the Sea of Reeds , and in the wilderness during forty years .
Nitarika azy ireo hiala tao Egypta i Mosesy , rehefa avy nanao fahagagana sy famantarana tao Egypta sy teny
amin ' ny ranomasina mena , ary teny an'efitra nandritry ny efapolo taona .
ACT 7:37     Alignment score: 0.435
" It is the same Moses who said to the people of Israel , ' God will raise up a prophet for you from among your brothers , a prophet like me . '
Io ihany ilay Mosesy izay niteny tamin ' ny vahoakan'Israely hoe : " Andriamanitra dia hanangana mpaminany ho anareo eo amin ' ny rahalahinareo , mpaminany tahaka ahy . ' "
ACT 7:38     Alignment score: 0.265 → 0.3
This is the man who was in the assembly in the wilderness with the angel who had spoken to him on Mount Sinai , who was with our fathers , and who received living words to give
to us .
Izy ilay lehilahy izay tao am - piangonana tao an'efitra niaraka tamin'ilay anjely izay niteny taminy teny amin'tendrombohitr'i Sinay . Izy ilay lehilahy niaraka tamin'ireo razantsika ; izy ilay lehilahy izay nandray ny teny velona zaraina ho antsika .
ACT 7:39     Alignment score: 0.234 → 0.259
" But our fathers refused to obey him ; they pushed him away from themselves , and in their hearts they turned back to Egypt .
Izy ilay lehilahy izay tsy nankatoavin'ireo razantsika ; natosik'izy ireo lavitra azy ireo izy , ary any ampon'izy ireo dia niverina tany
Egypta izy ireo .
ACT 7:40     Alignment score: 0.374 → 0.385
At that time they said to Aaron , ' Make us gods who will lead us . As for this Moses , who led us out of the land of Egypt , we do not know
what has happened to him . '
Tamin'io fotoana io niteny tamin'i Arona izy ireo hoe : " Hanaovy Andriamanitra izahay hitarika anay , tahaka an'i Mosesy , izay nitarika antsika hivoaka an ' ny Egypta , tsy fantatsika izay nitranga taminy . "
ACT 7:41     Alignment score: 0.276 → 0.277
So they made a calf in those days and brought a sacrifice to the idol , and rejoiced because of the work of their hands .
Ary nanao omby lahy kely izy ireo tamin'izany andro izany ary nitondra fanatitra teo amin'ilay sampy , ary nifaly tamin ' ny asan - tanany izy ireo .
ACT 7:42     Alignment score: 0.344 → 0.39
But God turned and gave them up to worship the stars in the sky , as it is written in the book of the prophets , ' Did you bring me offerings
and sacrifices during the forty years in the wilderness , house of Israel ?
nitodika Andriamanitra ary namela azy ireo mba ho fiderana ireo kintana eny an - danitra , araka ny voasoratra tao amin ' ny bokin ' ny mpaminany : " Ianareo ve nanolotra ahy biby maty sy fanatitra nandritrin ' ny efapolo taona tao an'efitra , tranon ' ny Israely ?
ACT 7:43     Alignment score: 0.359
You accepted the tabernacle of Molech and the star of the god Rephan , and the images that you made to worship them : and I will carry you away beyond Babylon . '
Nekenareo ny tabernakelin'i Moloka sy ny kintan
' andriamanitra Refana , sy ireo sary izay ataonareo hiderana azy , ary izaho hitondra anareo any ankotran ' Babylona . "
ACT 7:44     Alignment score: 0.36 → 0.366
" Our fathers had the tabernacle of the testimony in the wilderness , just as God commanded when he spoke to Moses , that he should make it like the pattern that he had seen .
Ireo razantsika dia nanana tabernakelin
' ny fijoroana vavolombelona tao an'efitra , araka ny baikon'Andriamanitra rehefa niteny tamin'i Mosesy Izy , izay tokony nataony nitovy tamin'ilay fomba efa hitany .
ACT 7:45     Alignment score: 0.199 → 0.215
Later , our fathers , under Joshua , received the tabernacle and brought it with them when they took possession
of the land . God took the land from the nations and drove them out before the face of our fathers . The tabernacle remained in the land until the time of David ,
Io ilay tranolay izay nalain'ireo razantsika , ary noentiny tao amin'ilay tany niaraka tamin'i Josoa , teo anatrehan'ireo razantsika , ireo fananan ' ny firenena izay nandroahan'Andriamanitra ny tany izay noraisin'izy ireo ho fananan'izy ireo manokana , Ilay tranolay dia nitoetra tao amin'ilay tany nandritry ny andron'i Davida ,
ACT 7:46     Alignment score: 0.294 → 0.283
who found
favor in the sight of God , and he asked if he might find a dwelling place for the house of Jacob
ary izy nahazo fankasitrahana tao amin ' ny fahitan'Andriamanitra ary nanontany raha hahita toerana honenana ho an'Andriamanitr'i Jakoba .
ACT 7:47     Alignment score: 0.268
But it was Solomon who built the house for God .
Fa i Salomona
no nanamboatra ny trano ho an'Andriamanitra .
ACT 7:48     Alignment score: 0.231 → 0.231
" However , the Most High does not live
in houses made with hands , as the prophet says ,
Na izany aza , ny Avo indrindra dia tsy nipetraka tao amin ' ny trano vita tamin ' ny tanana , araka ny voalazan ' ny mpaminany hoe :
ACT 7:49     Alignment score: 0.365 → 0.37
' Heaven is my throne , and the earth is the footstool for my feet . What kind of house can you build for me ? says the Lord , or what is the place for my rest ?
" Ny lanitra no seza fiandrianako , ary ny tany no fitoeran - tongotro
. Trano toy inona no afaka hamboarinao ho ahy ? hoy ny Tompo , na toerana toy ny inona no hitsaharako ?
ACT 7:50     Alignment score: 0.299
Did my hand not make all these
things ? '
Tsy tanako ve no nanao ireo zavatra rehetra ireo ?
ACT 7:51     Alignment score: 0.279 → 0.278
" You stiff - necked people , uncircumcised in heart and ears , you always resist the Holy Spirit ; you act just as your fathers acted .
Ireo olona mafy hatoka sy tsy voafora ao am - po sy sofina
, ianareo dia manohitra foana ny Fanahy Masina ; ianareo dia manao tahaka izay nataon ' ny razanareo .
ACT 7:52     Alignment score: 0.378 → 0.397
Which of the prophets did your fathers not persecute ? They killed the prophets who appeared in advance of the coming of the Righteous One ; and you have now become
the betrayers and murderers of him also ,
Iza tamin'ireo razanareo no tsy nanenjika mpaminany ? Novonoin'izy ireo ny mpaminany izay niseho talohan ' ny fiavin'ilay Fahamarinana , ary ankehitriny ianareo dia lasa mpamadika sy mpamono azy koa ,
ACT 7:53     Alignment score: 0.334
you people who received the law that angels had ordained , but you did not keep it . "
ianareo vahoaka izay nandray ny lalàna izay napetrak'ireo anjely , kanefa tsy notazominareo izany . "
ACT 7:54     Alignment score: 0.397
Now when the council members heard these
things , they were furious in their hearts and they ground their teeth at Stephen .
Ary rehefa naheno ireo zavatra ireo ny mpikambana ao amin ' ny filan - kevitra , tohina ny fon'izy ireo , ary nihidy vazana izy ireo tamin ' ny Stefana .
ACT 7:55     Alignment score: 0.488 → 0.489
But he , being full of the Holy Spirit , looked up intently into heaven and saw the glory of God ; and he saw Jesus standing at the right hand of God .
Fa izy , izay feno Fanahy Masina , nijery tsara ny lanitra ary nahita ny voninahitr'Andriamanitra , ary nahita an'i Jesosy nijoro teo ankavanan'Andriamanitra .
ACT 7:56     Alignment score: 0.351
Stephen said , " Look , I see the heavens opened , and the Son of Man standing at the right hand of God . "
Stefana niteny hoe : " Jereo , itako misokatra ireo lanitra , ary ny zanak'olona mijoro eo ankavanan
' Andriamanitra . "
ACT 7:57     Alignment score: 0.235 → 0.245
At this the council members covered their ears , and shouting out with a loud voice , they rushed at him with one purpose .
Teo amin'izany dia notapenan'ireo mpikambana ao amin ' ny filan - kevitra ny sofin'izy ireo , ary nihiaka niaraka tamin ' ny feo ambony , nihazakazaka izy ireo nankeny
aminy .
ACT 7:58     Alignment score: 0.306
They forced him out of the city and began to stone him . The witnesses
laid down their outer clothing at the feet of a young man named Saul .
Notaritin'izy ireo ivelan ' ny tanàna izy ary nanomboka nitora - bato azy izy ireo , ary ireo vavolombelona dia nametraka ny akanjony teo amin ' ny tongotr'ilay zaza lahy nantsoina hoe Saoly .
ACT 7:59     Alignment score: 0.433
As they were stoning Stephen , he was calling out to the Lord and saying , " Lord Jesus , receive my spirit . "
Raha nitora - bato
an'i Stefana iny izy ireo , niantso mafy ny Tompo izy ary niteny hoe : " Tompo Jesosy , raiso ny fanahiko . "
ACT 7:60     Alignment score: 0.438 → 0.441
He knelt down and cried out with a loud voice , " Lord , do not hold
this sin against them . " When he had said this , he fell asleep .
Nandohalika izy ary niantso tamin ' ny feo mahery hoe : " Tompo , aza tazomina izao ota izao hanoherana azy ireo . " Rehefa avy niteny izany izy dia resitory .
ACT 7     Average alignment score: 0.372 for 60 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28