Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 22:1     Alignment score: 0.353
" Brothers and fathers , listen to my defense which I will now make to you . "
" Ry rahalahy sy ry ray , henoy ny fiarovako izay hataoko aminareo ankehitriny . "


ACT 22:2     Alignment score: 0.436 → 0.436
When the crowd heard Paul speak to them in the Hebrew language , they became
quiet . He said ,
Rehefa nandre an'i Paoly niteny tamin ' ny teny Hebreo ireo vahoaka , dia lasa nangina izy ireo . Hoy izy hoe :
ACT 22:3     Alignment score: 0.328 → 0.338
" I am a Jew , born in Tarsus of Cilicia , but educated in this city at the feet of Gamaliel . I was instructed according to the strict ways of the law of our fathers . I am zealous for God , just as all of you are today .
" Jiosy aho , teraka tany Tarsosy any Kilikia , fa nobeazina teto amin ' ity tanàna ity teo amin ' ny tongotr'i
Gamaliela . Nampianarina araka ny fomba hentitry ny lalàn'ireo razantsika aho . Tena mafana fo ho an'Andriamanitra aho , tahaka anareo rehetra amin'izao andro izao .
ACT 22:4     Alignment score: 0.174 → 0.176
I persecuted this Way to the death , binding up and delivering to prison both men and women
,
Nanenjika io Làlana io ho amin ' ny fahafatesana aho , namatotra sy nanolotra azy ireo ho atao an - trano maizina na lahy na vavy ,
ACT 22:5     Alignment score: 0.376 → 0.385
as the high priest and all the elders can testify . I received letters from them for the brothers in Damascus , and I went there to bring them back in bonds to Jerusalem to be punished .
ary ny mpisorona be sy ireo loholona rehetra afaka mijoro vavolombelona . Naharay taratasy avy any amin'izy ireo aho ho an'ireo rahalahy any Damaskosy , ary nandeha nankany nitondra azy ireo niverina mbola mifatotra hankany Jerosalema mba hanasaziana azy ireo .
ACT 22:6     Alignment score: 0.403 → 0.431
It happened that when I was traveling and nearing Damascus , about noon suddenly a great light from heaven began to shine
around me .
Izao no niseho rehefa nandeha ary nanakaiky an ' ny Damaskosy aho , ary tamin ' ny mitataovovonana teo ho eo dia nisy hazavana lehibe avy any an - danitra nanomboka namiratra nanodidina ahy .
ACT 22:7     Alignment score: 0.497
I fell
to the ground and heard a voice say to me , ' Saul , Saul , why are you persecuting me ? '
Lavo tamin ' ny tany aho ary nahare feo niteny tamiko hoe : ' Saoly , Saoly , nahoana ianao no manenjika Ahy ? '
ACT 22:8     Alignment score: 0.385
I answered , ' Who are you , Lord ? ' He said to me , ' I am Jesus of Nazareth , whom you are persecuting . '
Namaly aho hoe : ' Iza moa ianao , Tompoko ? ' Niteny tamiko Izy hoe : ' Izaho no Jesosin ' ny Nazareta , izay enjehinao . '
ACT 22:9     Alignment score: 0.348
Those
who were with me saw the light , but they did not understand the voice of him who spoke to me .
Ireo izay niaraka tamiko dia nahita ny hazavana , fa izy ireo dia tsy nahafantatra ilay feony izay niteny tamiko .
ACT 22:10     Alignment score: 0.338 → 0.347
I said , ' What should I do , Lord ? ' The Lord said to me , ' Arise and go into Damascus . There you will be told everything that has been appointed for you to do . '
Hoy aho hoe : ' Inona no tokony ataoko , Tompoko ? ' Ny Tompo niteny tamiko hoe : ' Mitsangàna ary midira any Damaskosy ; any no hanambarana anao ny zava - drehetra izay tokony hataonao . '
ACT 22:11     Alignment score: 0.284 → 0.332
I could not see because of that light 's brightness , and being led by the hands of those who were with me , I came into Damascus .
Tsy nahita noho ' ny famirapiratan'izany fahazavana
izany aho , ary notantanan'ireo izay niaraka tamiko , ka dia tonga tany Damaskosy aho .
ACT 22:12     Alignment score: 0.345 → 0.373
There I met a man named Ananias , a devout man according to the law and well spoken of by all the Jews who lived there .
Nihaona tamin ' ny lehilahy iray nantsoina hoe Ananiasy tany
aho , lehilahy matahotra an'Andriamanitra nanaraka ny lalàna ary tsara laza teo amin'ireo Jiosy rehetra izay nipetraka tao .
ACT 22:13     Alignment score: 0.4
He came to me , stood by me , and said , ' Brother Saul , receive your sight . ' In that very hour I saw him .
Nanatona ahy izy , nijoro teo anilako , ary niteny hoe : ' Ry rahalahy Saoly , mahiràta . ' Tamin'izany ora izany indrindra dia nahita azy aho .
ACT 22:14     Alignment score: 0.315
Then he said , ' The God of our fathers has appointed you to know his will , to see the Righteous One , and to hear the voice coming from his own mouth .
Ary niteny izy hoe : ' Ny Andriamanitr'ireo razantsika dia nifidy anao mba hahalala ny sitrapony , mba hahita ny Iray Marina , ary handre ny feo aloaky ny vavany .
ACT 22:15     Alignment score: 0.329
For you will be a witness for him to all men about what you have seen and heard .
Fa ho vavolombelona ho Azy amin ' ny olona rehetra momba izay hitanao
sy renao ianao .
ACT 22:16     Alignment score: 0.273 → 0.276
Now why are you waiting ? Arise , be baptized , and wash away your sins , calling on his name . '
Ary maninona ianao no miandry ? Mitsangàna , aoka ho atao batisa , ary diovy ireo fahotanao
, miantsoa amin ' ny anarany . "
ACT 22:17     Alignment score: 0.423
After I had returned to Jerusalem , and while I was praying in the temple , a trance came
on me .
Rehefa avy niverina tany Jerosalema aho , ary raha mbola nivavaka tao an - tempoly , dia nahazo tsindrimandry aho .
ACT 22:18     Alignment score: 0.396
I saw him say to me , ' Hurry and leave Jerusalem quickly , because they will not accept your testimony about me . '
Nahita Azy aho niteny tamiko hoe : ' Malaky
mialà an'i Jerosalema faingana , satria izy ireo tsy hanaiky ny fijoronao vavolombelona momba Ahy . '
ACT 22:19     Alignment score: 0.46
I said , ' Lord , they themselves know that I imprisoned and beat those
who believed in you in every synagogue .
Hoy aho : ' Tompo , izy ireo tenany dia mahafantatra fa izaho nanagadra sy nikapoka ireo izay nino Anao tao amin ' ny synagoga rehetra .
ACT 22:20     Alignment score: 0.339 → 0.376
When the blood of Stephen your witness
was spilled , I also was standing by and agreeing , and I was guarding the cloaks of those who killed him . '
Rehefa nalatsaka ny ràn'i Stefana vavolombelonao , izaho koa dia mba nitsangana teo sy nanaiky , ary niambina ny fitafian'ireo izay namono azy aho . '
ACT 22:21     Alignment score: 0.382 → 0.391
But he said to me , ' Go , because I will send
you far away to the Gentiles . ' "
Fa niteny tamiko Izy hoe : ' Mandehana , satria halefako lavitra an'ireo Jentilisa ianao . ' "
ACT 22:22     Alignment score: 0.224 → 0.224
They listened to him until that statement . Then they raised their voices and said , " Away with such a fellow from the earth , for it is not right that he should live . "
Nihaino azy izy ireo mandra - piteniny izany . Dia nihiaka mafy izy ireo ary niteny hoe : " Vonoy hiala eto amin ' ny tany ny lehilahy tahaka io , satria tsy mendriky ny ho velona izy . "
ACT 22:23     Alignment score: 0.282
As they were shouting , throwing off their cloaks , and throwing dust into the air ,
Raha nitabataba izy ireo , nanipy ny akanjony , ary nanipy vovoka tamin ' ny rivotra ,
ACT 22:24     Alignment score: 0.342 → 0.344
the chief captain commanded Paul to be brought into the fortress . He ordered that he should be questioned with scourging , so that he himself might know why they were shouting against him like that .
ny lehiben ' ny kapiteny dia nandidy an'i Paoly mba ho entina any amin ' ny lapa . Izy nandidy fa tokony hadinina miaraka amin ' ny kapoka izy , ka mba izy tenany dia hahalala hoe nahoana izy ireo no nihikiaka
nanohitra azy toy izany .
ACT 22:25     Alignment score: 0.353
When they had tied him up with the thongs , Paul said to the centurion who was standing by , " Is it lawful for you to scourge a man who is a Roman and who has not been put on trial ? "
Rehefa namatotra azy tamin ' ny kofehy hoditra izy ireo , dia hoy Paoly tamin'ilay kapiteny izay nitsangana teo : " Ara - dalàna ho anareo ve ny manakaravasy lehilahy izay Romana sy tsy mbola notsaraina akory ?
ACT 22:26     Alignment score: 0.374 → 0.383
When the centurion heard this , he went to the chief captain and told him , saying , " What are you about to do ? For this man is a Roman citizen . "
Rehefa naheno izany ilay kapiteny , dia nankany amin ' ny lehiben ' ny kapiteny izy ka nilaza azy , niteny hoe : " Inona izao ataonao
izao ? Fa mponin ' ny Romana io lehilahy io . "
ACT 22:27     Alignment score: 0.443 → 0.447
The chief captain came and said to him , " Tell me , are you a Roman citizen ? " Paul said , " Yes . "
Nanatona ilay lehiben ' ny kapiteny ary niteny taminy hoe : " Teneno ahy , mponina Romana ve ianao ? " Paoly namaly hoe : " Eny . "
ACT 22:28     Alignment score: 0.366 → 0.369
The chief captain answered , " It was only with a large amount of money that I acquired citizenship . " But Paul said , " I was born a Roman citizen . "
Ary namaly ilay lehiben ' ny kapiteny hoe : " Tamin ' ny vola be fotsiny no nahazoko
io zom - pirenena io . Fa Paoly niteny hoe : " Nateraka ho mponin ' ny Romana aho . "
ACT 22:29     Alignment score: 0.41
Then the men who were going to question
him left him immediately . The chief captain also was afraid , when he learned that Paul was a Roman citizen , because he had tied him up .
Ary nandao azy teo no ho eo ilay lehilahy izay nametra - panontaniana azy . Natahotra ihany koa ilay lehiben ' ny kapiteny , rehefa fantany fa mponina Romana i Paoly , satria izy namatotra azy .
ACT 22:30     Alignment score: 0.362
On the next day , the chief captain wanted to know
for certain about the Jews ' accusations against Paul . So he untied his bonds and ordered the chief priests and all the council to meet . Then he brought Paul down and placed him in their midst .
Ny ampitso , te hafantatra ny marina momba ireo fanendrikendrehan'ireo Jiosy nanohitra an'i Paoly ny lehiben ' ny kapiteny . Ka novahany ireo fatotra ary nibaiko ireo mpisorona be sy ireo filan - kevitra rehetra mba hivory izy . Ary nitondra an'i Paoly nidina izy ary nametraka azy teo afovoan'izy ireo .
ACT 22     Average alignment score: 0.364 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28