Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 5:1     Alignment score: 0.284 → 0.309
Now a certain man named Ananias , with Sapphira
his wife , sold a piece of property ,
Fa nisy lehilahy iray nantsoina hoe Ananiasy , niaraka tamin'i Safira vadiny , nivarotra anjara tany ,


ACT 5:2     Alignment score: 0.391 → 0.39
and he kept back part of the sale money ( his wife also knew
it ) , and brought the other part of it and laid it at the apostles ' feet .
ary notazominy ny sasany tamin'ireo vola vidiny ( ny vadiny ihany koa nahalala izany ) , ary nitondra ny ampahany hafa tamin'izany ary nametraka azy teo an - tongotr'ireo apostoly .
ACT 5:3     Alignment score: 0.494
But Peter said , " Ananias , why has Satan filled your heart to lie to the Holy Spirit and to keep back part of the price of the land ?
Fa Petera niteny hoe : " Ananiasy , nahoana no nofenoin'i
Satana lainga ny fonao handainga amin ' ny Fanahy Masina , sy hitazona ny ampahany tamin'ilay vidin - tany ?
ACT 5:4     Alignment score: 0.187 → 0.191
While it remained unsold , did it not remain your own , and after it was sold , was it not under your authority ? Why did you put it in your heart to do this ? You have not lied to men , but to God . "
Raha mbola tsy lafo izany , tsy nijanona ho fanananao
manokana ve izany , ary rehefa lafo izany , tsy teo amin ' ny fahefanao ve izany ? Ahoana no nieritreretanao izany zavatra izany tao amin ' ny fonao ? Tsy nandainga tamin ' ny olona ianao , fa tamin'Andriamanitra . "
ACT 5:5     Alignment score: 0.275 → 0.285
Hearing these
words , Ananias fell down and breathed his last , and great fear came upon all who heard it .
Nony nandre ireo teny ireo , dia lavo tamin ' ny tany Ananiasy ka afaka ny ainy , ary tahotra lehibe no tonga tamin'izay rehetra naheno izany .
ACT 5:6     Alignment score: 0.28
The young men arose
and wrapped him up , and they carried him out and buried him .
Ary ireo tovolahy dia niroso ka namono lamba azy , ka nentin'izy ireo nivoaka izy ary nalevina .
ACT 5:7     Alignment score: 0.434
After about three hours , his wife came in , not knowing what had happened .
Taorian ' ny ora telo teo ho eo , dia niditra ny vadiny , mbola tsy nahafantatra izay nitranga .
ACT 5:8     Alignment score: 0.409
Peter said to her , " Tell me whether you sold the land for so much . " She said , " Yes , for so much . "
Petera niteny taminy hoe : " Lazao ahy raha izany no namarotanareo ilay tany . " dia hoy izy : " Eny , noho izany . "
ACT 5:9     Alignment score: 0.373 → 0.373
Then Peter said to her , " How is it that you have agreed together to test the Spirit of the Lord ? Look , the feet of the men who buried your husband are at the door , and they will carry you out . "
Avy eo i Petera niteny azy hoe : " Nahoana ianareo no nanaiky hiara - hitsapa ny Fanahin ' ny Tompo ? Indro , ireo tongotr'ireo olona izay nandevina ny vadinao
dia eo am - baravarana , ary hamoaka anao izy ireo .
ACT 5:10     Alignment score: 0.323 → 0.325
She immediately fell
down at his feet and breathed her last . When the young men came in , they found her dead , and carried her out and buried her beside her husband .
Ary lavo teo noho eo teo amin ' ny tongony izy ary afaka ny ainy . Rehefa niditra tao ireo tovolahy , dia nahita azy maty , ka nitondra azy nivoaka sy nandevina azy teo anilan ' ny vadiny .
ACT 5:11     Alignment score: 0.355
Great fear came
upon the whole church and upon all who heard these things .
Raiki - tahotra ny fiangonana manontolo , sy ireo rehetra izay nandre izany zavatra izany .
ACT 5:12     Alignment score: 0.231 → 0.307
Many signs and wonders were taking place among the people through the hands of the apostles . They were all together in Solomon 's Porch .
Famantarana sy fahagagana maro no niseho tamin'ireo vahoaka tamin ' ny alalan ' ny tanan'ireo Apostoly . Niaraka teo amin ' ny fialofan'i Salomona
izy ireo .
ACT 5:13     Alignment score: 0.158 → 0.158
But none of the rest had the courage to join them ; however , they were held
in high esteem by the people .
Fa tsy nisy olona hafa nanana fahasahiana hiaraka amin'izy ireo ; kanefa , ny vahoaka dia nanandratra fankasitrahana avo azy ireo .
ACT 5:14     Alignment score: 0.262 → 0.266
Still more believers were being added to the Lord , multitudes of men and women
,
Ary vao maika nihamaro ireo mpino izay nanampy isa ny Tompo , andian - dehilahy sy vehivavy ,
ACT 5:15     Alignment score: 0.241
so that they even carried the sick into the streets and laid them on beds and couches , so that as Peter came
by , his shadow might fall on some of them .
ka nentin'izy ireo teny an - dalana hatramin ' ny ny marary ary nampandrin'izy ireo teo ambony fandriana sy farafara , ka mba rehefa mandalo i Petera , dia mety mba hanaloka ny sasany amin'izy ireo ny alokany .
ACT 5:16     Alignment score: 0.396 → 0.416
There also came together a great number of people from the towns around Jerusalem , bringing the sick and those afflicted with unclean spirits , and they were all healed .
Teo ihany koa dia maro ny vahoaka no niara - tonga avy ao amin'ireo tanàna manodidina an ' ny Jerosalema , nitondra ny marary sy ireo izay nampahorian ' ny fanahy maloto , ary dia sitrana izy rehetra .
ACT 5:17     Alignment score: 0.511
But the high priest rose up , and all those
who were with him ( which is the sect of the Sadducees ) ; and they were filled with jealousy
Fa nitsangana ny mpisoronabe , sy ireo izay niaraka taminy ( izay sekta an'ireo Sadoseo ) ; ary dia feno fialonana izy ireo
ACT 5:18     Alignment score: 0.191 → 0.187
and laid hands on the apostles , and held
them in custody in the common prison .
ary nisambotra an - kery ireo apostoly , ary nampiditra azy ireo tany an - trano maizina .
ACT 5:19     Alignment score: 0.414 → 0.412
Yet during the night an angel of the Lord opened the doors of the prison and led them out , and said ,
Ary nandritran ' ny alina dia nisy anjelin
' ny Tompo nanokatra ny varavaran ' ny fonja ary namoaka azy ireo tao , sy niteny hoe :
ACT 5:20     Alignment score: 0.429
" Go , stand in the temple and speak to the people all the words of this life . "
" Mandehana , mitsangana ao amin ' ny tempoly ary mitenena amin ' ny olona ireo teny rehetran'ity fiainana ity . "
ACT 5:21     Alignment score: 0.447 → 0.459
When they heard this , they entered into the temple about daybreak and taught . But the high priest came , and those
who were with him , and called the council together , all the elders of the people of Israel , and sent to the prison to have the apostles brought .
Rehefa nandre izany izy ireo , dia niditra tao amin ' ny tempoly izy ireo raha vao maraina ny andro ka nampianatra . Fa tonga ny mpisoronabe , sy ireo izay niaraka taminy , ary niantso ny filan - kevitra rehetra , ireo loholona rehetran ' ny vahoakan'Israely , ary nalefa tany am - ponja mba hamoaka ireo apostoly .
ACT 5:22     Alignment score: 0.357
But the officers that went did not find
them in the prison , and they returned and reported ,
Fa nony tonga ilay mpiandry raharaha dia tsy nahita azy ireo tao am - ponja , ka niverina izy ireo ary nitatitra hoe :
ACT 5:23     Alignment score: 0.276 → 0.277
" We found the prison securely shut and the guards standing at the door , but when we had opened it , we found no one inside . "
" Nahita ny trano maizina nihidy tsara izahay ary ny mpiambina dia nijoro niandry teo am - baravarana
, fa rehefa novahanay izany , tsy nahita olona tao anatiny izahay . "
ACT 5:24     Alignment score: 0.323 → 0.323
Now when the captain of the temple and the chief priests heard these
words , they were much perplexed concerning them as to what would come of it .
Ary rehefa naheno izany ny lehiben ' ny mpiambina ny tempoly sy ireo mpisorona be , dia very hevitra tanteraka izy ireo nahakasika ny zavatra mety hitranga .
ACT 5:25     Alignment score: 0.236 → 0.236
Then someone came and told them , " The men whom you put in the prison are standing in the temple and teaching the people . "
Fa nisy olona tonga ary niteny tamin'izy ireo nanao hoe : " Ireo lehilahy izay nataonareo tao an - trano maizina dia mitsangana ao amin ' ny tempoly ary mampianatra ny vahoaka . "
ACT 5:26     Alignment score: 0.254 → 0.258
So the captain went with the officers and brought them back , but without violence , for they feared the people , that they might be stoned .
Ary lasa ny lehiben ' ny mpiambina niaraka tamin'ireo mpiandry raharaha , ary nitondra azy ireo niverina , fa tsy tamin ' ny herisetra , satria natahotra ny vahoaka izy ireo fandrao ho torahany vato .
ACT 5:27     Alignment score: 0.337 → 0.338
When they had brought them , they set them before the council . The high priest interrogated them ,
Rehefa nitondra azy ireo izy ireo , dia nandefa azy ireo teo anatrehan
' ny filan - kevitra . Nanadihady azy ireo ny mpisorona be ,
ACT 5:28     Alignment score: 0.189 → 0.216
saying , " We ordered you with a command not to teach in this name , and yet you have filled Jerusalem with your teaching and desire to bring this man 's blood upon us . "
niteny hoe : " Noraranay
mafy ianareo mba tsy hampianatra amin'io anarana io , kanefa , nofenonareo ny fampianaranareo i Jerosalema , ary tianareo ho tompon'andraikitra amin ' ny ran'io lehilahy io izahay . "
ACT 5:29     Alignment score: 0.403
But Peter and the apostles answered , " We must obey God rather than men .
Fa i Petera sy ireo apostoly namaly hoe : " Izahay dia tokony hanaiky an'Andriamanitra nohon ' ny olona .
ACT 5:30     Alignment score: 0.353
The God of our fathers raised up Jesus , whom you killed by hanging him on a tree .
Ny Andriamanitrin ' ny razanay
nanangana an'i Jesosy , izay novonoinareo tamin ' ny fanantonana Azy teo amin ' ny hazo .
ACT 5:31     Alignment score: 0.347 → 0.348
God exalted him to his right hand to be a Prince and a Savior , to give repentance to Israel , and forgiveness of sins .
Andriamanitra nanandratra Azy teo amin ' ny tanan
- kavanany mba ho Tompo sy Mpamonjy , mba hanome fibebahana ho an'Israely , sy famelana ny heloka .
ACT 5:32     Alignment score: 0.351
We are witnesses
of these things , and so is the Holy Spirit , whom God has given to those who obey him . "
Izahay dia vavolombelona ny amin'izany zavatra izany , ary ihany koa ny Fanahy Masina , izay nomen'Andriamanitra ho an'ireo manaiky Azy . "
ACT 5:33     Alignment score: 0.246
When the council members heard this , they were furious and they wanted to kill the apostles .
Raha naheno izany ireo tao amin ' ny filan - kevitra , dia tezitra izy ireo ary nitady hanomono ireo apostoly .
ACT 5:34     Alignment score: 0.253 → 0.291
But a Pharisee
named Gamaliel , a teacher of the law who was honored by all the people , stood up in the council and gave a command to take the men outside for a little while .
Fa nisy Fariseo iray natsoina hoe Gamaliela , mpampiana - dalàna , izay najain ' ny olona rehetra , nitsangana ary nandidy ireo apostoly mba ho alaina avoaka kely any ivelany .
ACT 5:35     Alignment score: 0.168
Then he said to them , " Men of Israel , pay close attention to what you propose to do with these
people .
Ary izy niteny tamin'izy ireo hoe : " Lehilahy Isiraely , tandremo tsara ny amin ' ny zavatra izay ho ataonareo miaraka amin'ireo olona ireo .
ACT 5:36     Alignment score: 0.234 → 0.258
For before these days , Theudas rose
up claiming to be somebody , and a number of men , about four hundred , joined him . He was killed , and all who had been obeying him were scattered and came to nothing .
Fa tany aloha tany , Teodasy nilaza ny tenany ho zavatra , ary vondron'olona , tokony ho efa - jato , nanaraka azy . Novonoina izy , ary ireo rehetra izay nanaiky azy dia niparitaka ary tonga tsinontsinona .
ACT 5:37     Alignment score: 0.331
After this man , Judas of Galilee rose up in the days of the census and drew away some people after him . He also perished , and all who had been obeying him were scattered .
Avy eo io lehilahy io , Jodasy avy any Galilia dia nitsangana tamin ' ny andron ' ny fanisana ary nitaona olona maromaro hanaraka azy . Izy ihany koa dia novonoina , ary ireo rehetra izay nanaiky azy dia niparitaka .
ACT 5:38     Alignment score: 0.283
Now I say to you , keep away from these
men and let them alone , for if this plan or work is of men , it will be overthrown .
Ary ankehitriny dia lazaiko aminareo , manalavira an'ireo lehilahy ireo ary avelao irery izy ireo , fa raha avy amin ' ny olona io drafitra na io asa io , dia ho foana izany .
ACT 5:39     Alignment score: 0.211
But if it is of God , you will not be able to overthrow them ; you may even find
that you are fighting against God . " So they were persuaded .
Fa raha avy amin'Andriamanitra kosa , dia tsy ho azonareo foanana ireo ; mety ho hitanareo aza fa miady amin'Andriamanitra ianareo . " Dia resy lahatra izy ireo .
ACT 5:40     Alignment score: 0.425
Then they called the apostles in and beat them and commanded them not to speak in the name of Jesus , and let them go .
Ary niantso an'ireo apostoly hiditra izy ireo ary nikapoka sy nandidy azy ireo tsy hiteny amin ' ny anaran'i
Jesosy , ary namela azy ireo handeha .
ACT 5:41     Alignment score: 0.235 → 0.24
They went away from before the council , rejoicing that they were counted worthy to suffer dishonor for the Name .
Izy ireo dia nandao ny filan - kevitra tam - pifaliana satria mendrika ny hitondra fahafam - baraka ho an'Ilay Anarana
.
ACT 5:42     Alignment score: 0.362
Thereafter every day , in the temple and from house to house , they were continuously teaching and proclaiming the good news that the Christ is Jesus .
Tao aorian'izay isan'andro , tsy nitsahatra nampianatra sy nitory an ' i Jesosy ho Kristy izy ireo , teo an - kianjan ' ny tempoly sy tamin ' ny trano maro .
ACT 5     Average alignment score: 0.324 for 42 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28