Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 12:1     Alignment score: 0.332
Now about that time Herod the king laid hands on some who belonged to the church so that he might mistreat them .
Ary tamin'izany andro izany Heroda mpanjaka nisambotra ireo sasany izay an ' ny fiangonana mba hahafahany mampijaly azy ireo .


ACT 12:2     Alignment score: 0.596
He killed James the brother of John with the sword .
Novonoiny
tamin ' ny sabatra Jakoba rahalahin'i Jaona .
ACT 12:3     Alignment score: 0.409 → 0.409
After he saw that this pleased the Jews , he proceeded to arrest Peter also . That was during the days of unleavened bread .
Ary rehefa hitany fa nahafaly ireo Jiosy izany , dia nanao izay hisamborana an'i Petera koa izy . Izany dia nandritry
ny andron ' ny mofo tsy misy masirasira .
ACT 12:4     Alignment score: 0.282 → 0.283
After arresting him , he put him in prison , assigning him over to four squads of soldiers to guard him ; he was intending to bring him to the people after the Passover .
Rehefa avy nosamborina izy , dia nataony tany am - ponja izy ary nanendry miaramila efa - toko hiambina azy , nikasa ny hitondra azy eo amin ' ny olona aorian ' ny Paska izy .
ACT 12:5     Alignment score: 0.336
So Peter was kept in the prison , but prayer was made earnestly to God for him by those in the church .
Noho izany dia notazonina tao am - ponja Petera , fa ny vavaka dia nataon'ireo izay tao am - piangonana mafy kokoa tamin'Andriamanitra ho azy .
ACT 12:6     Alignment score: 0.394 → 0.399
On the night before Herod was going to bring him out for trial , Peter was sleeping between two soldiers , bound with two chains , while guards in front of the door were keeping watch over the prison .
Ny alina alohan ' ny hitondran'i Heroda azy hotsaraina , Petera dia natory teo anelanelan ' ny miaramila roa , voafatotra tamin ' ny rojo anankiroa , raha mbola nijanona niambina ny fonja ny mpiandry teo alohan ' ny varavarana .
ACT 12:7     Alignment score: 0.382 → 0.391
Behold , an angel of the Lord suddenly appeared by him , and a light shone
in the prison cell . He struck Peter on the side and woke him and said , " Get up quickly , " and his chains fell off his hands .
Indro , nisy anjelin ' ny Tompo niseho tampoka teo akaikiny , ary nisy hazavana namiratra tao anatin ' ny efitry ny fonja . Nikapoka an'i Petera teo amin ' ny ilany izy ary namoha azy ka nanao hoe : " Mitsangàna haingana " , ary ireo rojony niala tamin ' ny tanany .
ACT 12:8     Alignment score: 0.35 → 0.352
The angel said to him , " Gird yourself and put on your sandals . " Peter did so . The angel said to him , " Put on your outer garment and follow me . "
Ny anjely niteny taminy hoe : " Ampiakanjoy ny tenanao ary anaovy ny kiraronao
. " Dia nataon'i Petera araka izany . Ny anjely niteny taminy hoe : " Anaovy ny akanjonao ivelany ary manaraha ahy . "
ACT 12:9     Alignment score: 0.474
So Peter followed the angel and went out . He did not know that what was done by the angel was real
. He thought he was seeing a vision .
Dia nanaraka ilay anjely Petera ary nivoaka . Tsy fantany fa ireo izay nataon ' ny anjely dia tena izy . Nihevitra izy fa nahita fahitana .
ACT 12:10     Alignment score: 0.379 → 0.38
After they had passed by the first guard and the second , they came to the iron gate that led into the city ; it opened for them by itself . They went out and went down a street , and the angel left him right away .
Rehefa avy nandalo teo amin ' ny mpiambina voalohany sy faharoa izy ireo , dia tonga teo amin ' ny vavahady vy izay mitondra mankany amin ' ny tanàna ; nisokatra ho azy tamin'izy ireo izany . Nivoaka izy ireo ary nidina tamin ' ny lalana iray , ary ilay anjely nandao azy avy hatrany .
ACT 12:11     Alignment score: 0.449 → 0.45
When Peter came to himself , he said , " Now I truly know that the Lord has sent his angel and delivered me out of the hand of Herod , and from everything the Jewish people were expecting . "
Rehefa niverina tamin ' ny tenany Petera , niteny izy hoe : " Ankehitriny dia fantatro marina fa ny Tompo no nandefa ny anjeliny
ary nanafaka ahy tamin ' ny tanan'i Heroda , sy tamin ' ny zavatra rehetra izay nandrasan ' ny Jiosy hiseho .
ACT 12:12     Alignment score: 0.48
When he realized this , he went to the house of Mary the mother of John , also called Mark , where many people had gathered and were praying .
Rehefa tonga saina tamin'izany izy , dia nankany amin ' ny tranon'i Maria renin'i
Jaona , antsoina koa hoe Marka , izay nisy olona maro niangona sy nivavaka .
ACT 12:13     Alignment score: 0.334
When he knocked at the door of the gate , a servant girl named Rhoda came to answer .
Rehefa nandondona teo am - bavahady
izy , nisy mpanompo vavy iray antsoina hoe Roda tonga namaly .
ACT 12:14     Alignment score: 0.321 → 0.322
When she recognized Peter 's voice , out of joy she failed to open the gate ; instead , she came running into the room ; she reported that Peter was standing at the gate .
Rehefa fantany ny feon'i
Petera , tamin - kafaliana dia tsy nahavita namoha ny varavarana izy ; fa kosa , nandeha nihazakazaka nankany an - trano izy , notateriny fa Petera nijoro teo am - baravarana .
ACT 12:15     Alignment score: 0.325
So they said to her , " You are insane . " But she insisted that it was so . They said , " It is his angel . "
Dia niteny taminy izy ireo hoe : " Adala ianao . " Fa nanizingizina izy fa izany no izy . Niteny izy ireo hoe : " Ny anjeliny
izany . "
ACT 12:16     Alignment score: 0.482
But Peter continued knocking , and when they had opened the door , they saw him and were amazed .
Fa Petera nanohy nandondona , ary rehefa novohain'izy ireo ny varavarana , dia nahita azy izy Ireo ary gaga .
ACT 12:17     Alignment score: 0.346 → 0.381
Peter motioned to them with his hand to be silent , and he told them how the Lord had brought him out of prison . He said , " Report these
things to James and the brothers . " Then he left and went to another place .
Petera nanetsika ny tanany tamin'izy ireo mba hangina , ary noteneniny tamin'izy ireo ny fomba nitondran ' ny Tompo azy nivoaka ny fonja . Hoy izy hoe : " Tatero any amin'i Jakoba sy ireo rahalahy izany zavatra izany . " Dia niala izy ary nandeha tany tamin ' ny toerana hafa .
ACT 12:18     Alignment score: 0.413
Now when it became
day , there was no small disturbance among the soldiers over what had happened to Peter .
Ary rehefa nazava ny andro , dia tsy nisy fientanam - po kely teo amin'ireo miaramila ny amin'izay nitranga tamin'i Petera .
ACT 12:19     Alignment score: 0.36 → 0.36
After Herod had searched for him and could not find
him , he questioned the guards and ordered them to be put to death . Then Herod went down from Judea to Caesarea and stayed there .
Rehefa avy nitady azy Heroda ary tsy nahita azy , dia nanadihady ny mpiandry izy ary nandidy azy ireo mba hovonoina . Dia nidina avy any Jodia nankany Kaisaria izy ary nitoetra tany .
ACT 12:20     Alignment score: 0.339 → 0.401
Now Herod was very angry with the people of Tyre and Sidon . They went to him with one purpose , and after persuading Blastus , the king 's assistant , to help them , they asked for peace because their country received its food from the king 's country .
Ary Heroda dia tezitra mafy tamin ' ny vahoakan'i
Tyra sy Sidona . Niara - nankany aminy izy ireo . Nandresy lahatra an'i Blasto izy ireo , ilay mpanampin ' ny mpanjaka , mba hanampy azy ireo . Dia nangataka fihavanana izy ireo , satria ny tanànan'izy ireo dia mandray ny sakafony avy amin ' ny mpanjakan ' ny tanàna .
ACT 12:21     Alignment score: 0.379
On a set day Herod dressed himself in royal clothing and sat on a throne ; he made a speech to them .
Tamin ' ny andro voatondro Heroda dia nampiakanjo ny tenany akanjona
mpanjaka ary nipetraka teo amin ' ny seza fiandrianana ; nikabary tamin'izy ireo izy .
ACT 12:22     Alignment score: 0.241
The people shouted , " This is the voice of a god , not of a man ! "
Nihiaka ny vahoaka : " Izany dia feona
andriamanitra , fa tsy an'olona ! "
ACT 12:23     Alignment score: 0.399 → 0.4
Immediately an angel of the Lord struck him , because he did not give
God the glory ; he was eaten by worms and died .
Teo noho eo dia nisy anjelin ' ny Tompo namely azy ; satria tsy nanome voninahitra an'Andriamanitra izy ; nohanin ' ny kankana izy dia maty .
ACT 12:24     Alignment score: 0.359
But the word of God increased and multiplied .
Fa ny tenin'Andriamanitra nitombo sy nihamaro .
ACT 12:25     Alignment score: 0.523 → 0.524
So when Barnabas and Saul had completed their mission , they returned from Jerusalem , bringing with them John , also called Mark .
Ka rehefa vitan'i
Barnabasy sy Saoly ny iraka nampanaovina azy ireo , dia niverina avy tany Jerosalema izy ireo , nitondra an'i Jaona niaraka tamin'izy ireo , izay antsoina ihany koa hoe Marka .
ACT 12     Average alignment score: 0.392 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28